Sha feno fahendrena

Sha feno fahendrena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sha feno fahendrena, Media/News Company, Antananarivo.

TAHINA RAZAFINJOELINA"Tsy fanajana ny zo fototra ny fitsikilovana ny fiainan'ny olona manokana"Volabe 14 tapitrisa euro ...
22/10/2023

TAHINA RAZAFINJOELINA
"Tsy fanajana ny zo fototra ny fitsikilovana ny fiainan'ny olona manokana"

Volabe 14 tapitrisa euro na 70 miliara ariary eo ho eo no nividianan'ny fanjakana Malagasy ilay Logiciel Predator, izay ahafahana mitsirika sy mitsikilo ny ao anaty finday sy ny solosaina .Fandikร na tsotra izao ny zo fototra dia ny fahalalahan'ny isam-batan'olona hanana fiainana manokana izany hoy ny kandida laharana voalohany Tahina Razafinjoelina teny Antsonjombe ny sabotsy teo.

TARATASY AVY ANY AMIN'NY FITSARANA
Raha toa ka misy jiolahy na olona ahiahiana fa miketrika zavatra ratsy, na mpanao asa fampiorohoroana dia tsy maintsy hangatahana alalana any amin'ny fitsarana aloha ny fitsikilovana azy.

MILA FANADIHADIANA
Sokafy ny fanadihadiana parlemantera hoy i Tahina Razafinjoelina momba ny namohana volabe nividianana ity Logiciel Predator ity.Moa ve tena ny vokatsoa azo refesina tsara avy amin'ilay izy ? Izany tokoa ve no laharampahamehana handaniana volam-panjakana izay volam-bahoaka amin'izao fahasahiranana iainan'ny firenena izao.

Mety hanomboka fampielezan kevitra rahampitso avokoa ireo candidat 11.Androany no nanomboka izany ny candidat siteny.Rar...
22/10/2023

Mety hanomboka fampielezan kevitra rahampitso avokoa ireo candidat 11.
Androany no nanomboka izany ny candidat siteny.
Rariva no ho fantatra ny tohiny fa raha ny vaovao mandeha dia hanomboka amin' izy ny fampielezan kevitra ary amin' ny 2eme tour vao hifanohana.
Manova stratรฉgie izany ny 11 candidat ve sa nanaiky resy ?
Tombana ihany moa io fa rahampitso no hahitana azy

Collectif des 10 candidats Niala an daharana i siteny ary nanomboka propagande any vohemar.
22/10/2023

Collectif des 10 candidats
Niala an daharana i siteny ary nanomboka propagande any vohemar.

Prezda 5 taona anaty campagne tsy omby ny kianja  ? Normaly.Ry zara pierre miakatra tsisy pub antsonjombe ( tapak andro ...
21/10/2023

Prezda 5 taona anaty campagne tsy omby ny kianja ? Normaly.
Ry zara pierre miakatra tsisy pub antsonjombe ( tapak andro )? Fahasahiana tsy roa aman tany ary vitany.chapeau
Dia hoy poly
Izay zavatra lazainy hampivaha ny problema sy hirosoana milamina amin ny fifidianana ifaneken ny rehetra nama hiadian kevitra fa tsy ny mahafeno na tsia ny kianja ah?
Fenoiko eo io an?
Iza moa izany izao no mpitondra antsika?
Efa namaly ve ny hcc? Dia iza no governemanta ? Dia mety ve izao?
Zoky be Rossy

โœ๏ธNodimandry androany i Abel Ratsimba. Mpanakanto isany nanana ny lazany izy๐Ÿ•Š๏ธMirary fiononana feno ho an'ireo akaiky az...
21/10/2023

โœ๏ธNodimandry androany i Abel Ratsimba. Mpanakanto isany nanana ny lazany izy๐Ÿ•Š๏ธ
Mirary fiononana feno ho an'ireo akaiky azy.

OMALY HARIVA NO NAHAZO ALALANA HO ENY AMIN' NY COLISEUM NY CC11. Androany maraina vao nampahafantarina ny olona hoe ho e...
21/10/2023

OMALY HARIVA NO NAHAZO ALALANA HO ENY AMIN' NY COLISEUM NY CC11.
Androany maraina vao nampahafantarina ny olona hoe ho eny amin' ny COLISEUM.
Nefa feno fotsy ny kianja.

PRINCIO"Mafy loatra izay 5 taona izay, tsy mamely ilay fitondrana"In-telo izay no nahitana ny an'i Princio nandray anjar...
17/10/2023

PRINCIO
"Mafy loatra izay 5 taona izay, tsy mamely ilay fitondrana"

In-telo izay no nahitana ny an'i Princio nandray anjara tamin'ny diabe am-pilaminan'ny vondron'ny kandida.Anisan'ny tazana teny Andavamamba sy Ampefiloha izy androany ary nanaiky nitafa tamin'ny mpanao gazetin'ny Tia Tanindrazana.

Mitiolona aho satria mijery izay hahatsara kokoa ny ho avin-janako sy ny taranako hoy izy.Marina fa nisy dian-tananay tamin'ny fametrahana ity fitondrana ity saingy mazava izao fa tsy mamely ry lerony, delestazy, vidim-piainana lafo be, hoy i Princio.Hitako ihany koa hoy izy fa hafa mihitsy ity hetsiky ny Kandida 11 ity, tsisy resaka vola, mahay miara miasa, mahavita ry zalahy .

Cenam indray no fotoana miaraka amin' ireo collectif des candidat
17/10/2023

Cenam indray no fotoana miaraka amin' ireo collectif des candidat

09/09/2023
Lasan'ny RFC Seraing ekipa diviziona faharoa any Belgique i Romain Metanire (33 taona)โšฝ๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Vita omaly ny  nanao Sonia fi...
07/09/2023

Lasan'ny RFC Seraing ekipa diviziona faharoa any Belgique i Romain Metanire (33 taona)โšฝ๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Vita omaly ny nanao Sonia fifanarahana amin'ity ekipa ity sy i Romain Metanire ilay vodilaharan'ny Barea.
Mirary soa ho azy๐Ÿ˜

(Sary nindramina)

โšฝ ๐—ก๐—˜๐—ฌ๐— ๐—”๐—ฅ ๐—๐—ฅ ๐Ÿ‡ง๐Ÿ‡ท : Nanapa-kevitra ny hilalao amin'ilay klioba Al Hilal ao Arabie Saoudite ๐Ÿ‡ธ๐Ÿ‡ฆ ity mpilalao baolina kitra ka...
16/08/2023

โšฝ ๐—ก๐—˜๐—ฌ๐— ๐—”๐—ฅ ๐—๐—ฅ ๐Ÿ‡ง๐Ÿ‡ท : Nanapa-kevitra ny hilalao amin'ilay klioba Al Hilal ao Arabie Saoudite ๐Ÿ‡ธ๐Ÿ‡ฆ ity mpilalao baolina kitra kalaza ity rehefa niala tao amin'ny PSG.

๐Ÿ’ฐ Mitentina 300 tapitrisa Euros ny totalin'ny karama ho raisiny mandritra ny 2 taona ao. ๐Ÿค‘

Marihina fa 31 taona izy amin'izao ary izao hiala ao Eoropa hihazo an'ny Azia izao.

ยฉ Chasse-info

โ•โ—Lasan'ny sekoly Katolika St Gabriel ao Mahajanga avokoa ny naoty ambony indrindra tamin'ny fanadinana bakalorea. Vehiv...
15/08/2023

โ•โ—Lasan'ny sekoly Katolika St Gabriel ao Mahajanga avokoa ny naoty ambony indrindra tamin'ny fanadinana bakalorea. Vehivavy avokoa no nahazo izany๐Ÿฅณ na tamin'ny taranja ankapobeny na technique.

(๐Ÿ“ธCrรฉpin Be.N)

๐Ÿ˜ Zavatra niainan'ny Compagnie de Gendarmerie Ambohidratrimo ๐Ÿ‘‡๐Ÿคฆ: Allรด zandary,tongava malaky ianareo fa misy zavatra haf...
12/08/2023

๐Ÿ˜ Zavatra niainan'ny Compagnie de Gendarmerie Ambohidratrimo ๐Ÿ‘‡

๐Ÿคฆ: Allรด zandary,tongava malaky ianareo fa misy zavatra hafahafa aty aminay
๐Ÿ‘ฎ: Fa misy inona,lazao dia tantarao?
๐Ÿคฆ: Misy Zaza kely hitanay aty amin' izao ora izao,milalao irery manao akanjo fotsy tsy sahy manantona izahay fa toa hafahafa.
๐Ÿ‘ฎ: (Tonga ny zandary) gony simenitra mifatotra kay ilay izy ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

๐Ÿ’ฅHafatra :

โ˜Ž๏ธafaka miantso anay foana ianareo rehefa misy tranga-javatra mampihaihay any aminareo any.

๐Œ๐š๐ง๐๐จ๐š๐ฅ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐๐ž๐ง'๐ง๐ฒ ๐“๐š๐ง๐šฬ€๐ง๐š ๐š๐จ  #๐Œ๐š๐ซ๐จ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ž๐ญ๐ซ๐š, ๐ซ๐ž๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ฒ ๐ก๐จ๐ฒ ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ข๐ซ๐ž๐จ. Efa nanomboka omaly ny fihetsiketsehina nataon...
12/08/2023

๐Œ๐š๐ง๐๐จ๐š๐ฅ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐๐ž๐ง'๐ง๐ฒ ๐“๐š๐ง๐šฬ€๐ง๐š ๐š๐จ #๐Œ๐š๐ซ๐จ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ž๐ญ๐ซ๐š, ๐ซ๐ž๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ฒ ๐ก๐จ๐ฒ ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ข๐ซ๐ž๐จ. Efa nanomboka omaly ny fihetsiketsehina nataon'izy ireo sy ny vahoaka noho ny fahapotehan'ny sehapiharian'ny amin'izao fotoana izao. Efa midina ho 2.000 Ar vidin'ny lavanila maitso, nefa mbola tsy misy mpividy ihany, ka mitaraina izy ireo.
-----------------------------
๐‹๐ž ๐Œ๐š๐ข๐ซ๐ž ๐๐ž ๐Œ๐š๐ซ๐จ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ž๐ญ๐ซ๐š s'๐ž๐ฌ๐ญ ๐ฆ๐ข๐ฌ ๐šฬ€ ๐ ๐ž๐ง๐จ๐ฎ๐ฑ, ๐ž๐ญ ๐š ๐ž๐ฑ๐ฉ๐ซ๐ข๐ฆ๐žฬ ๐ฌ๐š ๐ฉ๐ซ๐จ๐Ÿ๐จ๐ง๐๐ž ๐๐žฬ๐ฌ๐จ๐ฅ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐žฬ๐Ÿ๐š๐ข๐ญ๐ž. Les protestations ont commencรฉ hier ร  cause de la rรฉgression du marchรฉ de la vanille. Le prix de la vanille verte est de 2000 ar, mais il n'y a toujours pas d'acheteurs. Raison pour laquelle les habitants se plaignent

ยฉVaovaon'i Kolo TV

Avo lenta ny piratage amin' izao ka tsy afa bela ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc.
11/08/2023

Avo lenta ny piratage amin' izao ka tsy afa bela ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc.

Real TV Madagasikara, Ravalomanana Marc - Ofisialy, MBS. Pejy 3 samihafa samy tsy azon'ny tompony idirana intsony fa nis...
10/08/2023

Real TV Madagasikara, Ravalomanana Marc - Ofisialy, MBS. Pejy 3 samihafa samy tsy azon'ny tompony idirana intsony fa nisy nanao "piratage".
Source : chasse ร  l' info

Raha manaiky hilalao ao amin' ny klioba Al-Hilal any Arabie Saoudite i Kylian Mbappรฉ, dia io ny karamany .๐Ÿคญ Tena lafo vi...
25/07/2023

Raha manaiky hilalao ao amin' ny klioba Al-Hilal any Arabie Saoudite i Kylian Mbappรฉ, dia io ny karamany .

๐Ÿคญ Tena lafo vidy๐Ÿ’ถ๐Ÿ’ถ

Hanaiky izy sa handa, vola sa amboara ?

Source: Football.fr

Nitrangana fanafihana mitam-piadiana teny Ankasina 67ha minitra vitsy teo, "Cash point" iray no notafihan'ireo jiolahy m...
24/07/2023

Nitrangana fanafihana mitam-piadiana teny Ankasina 67ha minitra vitsy teo, "Cash point" iray no notafihan'ireo jiolahy miisa 4 hoy ny vaovao nampitain'i Rado Djo R.
Nanapoaka basy izy ireo mba hanaparitahany ny olona, tsy nisy ny naratra na ny aina nafoy, efa tonga eny an-toerana ny mpitandro filaminana manao ny fanadihadiana koa ho hampitaina eto ihany ny fanampim-baovao mikasika izany.

Sary sy vaovao Rado Djo R.

โ—โ•Nambaran'ny coach Rรดrรด, mpanazatra ny Barea ny zoma lasa teo, tetsy Mahamasina, fa niantso mpilalao mpila ravinahitra ...
24/07/2023

โ—โ•Nambaran'ny coach Rรดrรด, mpanazatra ny Barea ny zoma lasa teo, tetsy Mahamasina, fa niantso mpilalao mpila ravinahitra miisa 3 izy hanatevina ny Barea hikatrohana aminโ€™i Angola, mandritra ny andro fahefatra, fifanintsanana CAN 2024. Tsy mbola nambarany anefa ny anaran'ireo mpilalao telo ireo.

(๐Ÿ“ธFMF)

โ—๏ธโ•Olona 10 mahery no voasambotra noho ny famoahana laza adina bakalorea alohan'ny fotoana. Voalazanโ€™ny loharanom-baovao...
21/07/2023

โ—๏ธโ•Olona 10 mahery no voasambotra noho ny famoahana laza adina bakalorea alohan'ny fotoana. Voalazanโ€™ny loharanom-baovao marim-pototra fa mbola fanadihadiana tsotra no atao aminโ€™ireto olona ireto fa tsy mbola misy filazana ny mahameloka azy ireo.

(Loharano: Gazety Taratra-sary fanehoana)

TSY izay lazain' ny olona dia marina daholo.Efa nomena saina handinika isika
07/07/2023

TSY izay lazain' ny olona dia marina daholo.
Efa nomena saina handinika isika

23/06/2023

Nalana eny Faravohitra vao izao ireo mpiambina akaiky ny filoha teo aloha Marc RAVALOMANANA, izay baiko avy @ primature.

27/03/2023

Mitarika indray ny centre Afrique

โ•โ—Ireo 11 lahy hiakatra kianja voalohany amin'ny lalao atao anio any Douala๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ซ
27/03/2023

โ•โ—Ireo 11 lahy hiakatra kianja voalohany amin'ny lalao atao anio any Douala๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ซ

Lola Rasoamaharo: niditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora.Niakatra fitsarana anio Sabotsy 25 Martsa 2023 i Lola Rasoa...
25/03/2023

Lola Rasoamaharo: niditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora.

Niakatra fitsarana anio Sabotsy 25 Martsa 2023 i Lola Rasoamaharo tompon'ny Gazety "La Gazette de la Grande Ile". Ny hariva efa mody masoandro teo izy no niakatra fampanoavana ary avy hatrany dia io niditra am-ponja vonjimaika io. Mbola tsy fantatra hatreto ny raharaha mahakasika na ny nitoriana azy fa ho hampitaina amintsika eto ihany ny fanampim-baovao.
(24h Mada)

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261348666681

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sha feno fahendrena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sha feno fahendrena:

Share


Other Media/News Companies in Antananarivo

Show All