Ny Mpizara

Ny Mpizara Fifampizarana ny soa sy ny masaka
(1)

Hitanao ve ity sary ity?Lavaka eo amin’ny goudron io.  Kely noho izany izy.... Hitan'ny rehetra fa kely... Izay no fiand...
24/10/2023

Hitanao ve ity sary ity?

Lavaka eo amin’ny goudron io. Kely noho izany izy.... Hitan'ny rehetra fa kely... Izay no fiandohany. Tena kely. Mbola handalo azy isan’andro anefa ny fiara. Toy izany no hahatonga ny lavaka kely ho lehibe. Arakaraky ny fandehanan’ny fiara ao anatin’ilay lavaka no mihangeza kokoa. Ary avy eo fantatrao izay hitranga manaraka?
Rehefa lehibe loatra ilay lavaka dia hanomboka hisoroka sy hiala izany ny fiara. Mandalo sy mitsikera azy avokoa avieo. Nefa izy ireo mihitsy no nanitatra azy. Ity fikarohana ity dia naharitra 3 taona nijereko sy nandinihako azt.
Zaraiko aminareo ny vokatry ny fikarohana nataoko.
Zava-misy mampalahelo

Ianao irery no tompon'andraikitra amin'izay fandikanao azy 😎😎

Challenge gagazo 🤝
20/09/2023

Challenge gagazo 🤝

19/09/2023
06/09/2023

iiiii

Ny any amnareo ko ve efa mivaly ny bacc
14/08/2023

Ny any amnareo ko ve efa mivaly ny bacc

ZOMA ZÒ-nay ny ho MAmoTaguéo eto lay akamanao faly refa week end ny andro iny
04/08/2023

ZOMA
ZÒ-nay ny ho MAmo

Taguéo eto lay akamanao faly refa week end ny andro iny

20/07/2023

Niseho nahidy sopapa tamiko omaly 👀
Notsofiko tany ny laboziany 🕯️

17/07/2023

Io ary dia samia mampiasa ilay fikafika e 👋

Bravo 👏
01/06/2023

Bravo 👏

31/05/2023

Zah koa hitanao niaraka aminy vadinao ts rah fitiavako izy f ts fanagnako vola 😂😂😂

24/05/2023

Ny fiainana Dia toin'ny Goavy😶tsy aiko toiny fa te hampahery anao fotsiny zah☺️

18/05/2023

Tsisy effet secondaire ve ry zareo le mamono tena am fanafody ?

Resin’i mimi sy i totozy ny mpanao politika
14/05/2023

Resin’i mimi sy i totozy ny mpanao politika

12/05/2023

Voalohany ian teritery sy marary! Réf malalaka eo io mora miditra no mafnaritra! Miaiky pivarotra kiraro za rà handresy lahatra😆

09/05/2023

Tompo oohh 😭😭
Ilay zavatra nomenao maimaimpoana ny vehivavy iny anie ka amidin'ny zareo lafo bé @ nay lehilahy eh 😭

07/05/2023

Tsy azoko mitsy rafotsy🤔
Nenay efa amour à distance nefa izy mbl magnano FISA fogna🥺🥺🥺

ATAOVY FADY IRETO ZAVATRA FITO IRETO RAHA VAO HANDRAHARAHA IANAO. 1- AZA MI-RECRUTER FIANAKAVIANA NA NAMANA.Raha tianao ...
26/04/2023

ATAOVY FADY IRETO ZAVATRA FITO IRETO RAHA VAO HANDRAHARAHA IANAO.

1- AZA MI-RECRUTER FIANAKAVIANA NA NAMANA.
Raha tianao handeha tsara ny orinasanao dia fadio ny mampiditra havana na namana.
Tadidio fa misy objectif napetraka amin'io orinasanao io fa ho sarotra ny hanatratraranao azy raha misy kiatrano antrano ao...

2-AZA MIERITRERITRA HOE HANAMPY ANAO NY MANODIDINA ANAO.
Mba tsy hampi-abandonne anao bonheur dia aza manantena ny havanao na ny namanao hanjifa zavatra ao aminao izany.
Izao ihany mantsy no fantany:
-Sao dia haka ny volany ianao.
-Sao dia hanan-karena be ianao.
-Sao dia ho tafita be ianao.
-Sao dia ho lasa lavitra be ianao.
Ka aleony manjifa an-tany hafa toy izay manjifa aminao. (Tsy izy rehetra akory fa misy ny namana sy havana tena manampy sy manohana)

3- AZA MIANDRY FAMPANATENANA ARA-BOLA.
Fitsipika voalohany amin'ny comptabilité ny hoe : Aza manao kajikajy na mandray antsoratra ny vola mbola tsy tonga eny ampela-tananao.
Matetika rehefa misy namana, havana, Ray aman-dReny mampanatena fa hanome vola anao dia efa ataonao kajikajy mialoha hoe hanaovako an'izao sy izao ilay vola, or amin'ny farany ketraka ianao raha mahita azy ireo miala tsiny tampoka fa tsy afaka ny hanome indray.

4- AZA MANOMBOKA RAHA MBOLA TSY AMPY FIOMANANA ARA-TSAINA
Mialohany handraharaha dia tadidio fa misy ny antsoina hoe Culture entrepreunarial, MINDSET (fomba fisainana mpandraharaha).
Tsy ny olona rehetra no nantsoina handraharaha.
Raha ny vola no maha maika anao handraharaha dia aza mandraharaha.
Raha ny vola irery ihany ny motivation ahatonga anao handraharaha dia aza mbola mandraharaha.
Ny ara-tsainao aloha no mila mahomby sy manan-karena voalohany.
Hanampy anao misimisy kokoa hi-surmonté challenges, pertes sns...

5- AZA MANAFANGARO NY VOLAN'NY ORINASA SY NY VOLANAO PERSONNEL
Ny orinasa anie ahy eh, donc ny volany orinasa volako ihany, marina izany. Fa tadidio manomboka androany fa raha te hahomby sy tianao andeha lavitra ny orinasanao dia aza manafangaro ny vola miodina ao amin'ny orinasa amin'ny volanao manokana.
Manàna budge manokana ho anao.
Aza kitihina intsony ny ambiny...
Marina hoe anao ny manga fa tsy anao ny voany.
Afaka ny mihinana manga ianao fa ny voany tsy natao hohaninao fa natao hambolena indray (investissement)

6- AZA MIVIDY FITAOVANA MBOLA TSY ILAINAO IZAO.
Fantaro ny zavatra priorité,
Vao hanomboka ve ianao dia Chaise mihodina sy Clim no maha maika anao ao amin'ny bureau-nao? Tsia.
Tadidio fa rehefa mandeha io, confort ihany ny bureau-nao farany.
Mifantoha aloha amin'ny fampandehanana azy.

7- AZA MIERITRERITRA HOE ALEO MANDRAHARAHA DIA TSY BAIKONA PATRON INTSONY.
Matetika rehefa miresaka amina tanora aho dia izaho fona no miverimberina:
-Sambatra be ianao fa tsy voahirakiraka ny Patron intsony.
-Sambatra ianao fa ianao ihany no Patron.
-Sambatra ianao fa tsy manana patron intsony
-Izaho mba te ho entrepreneur tahaka anao amin'izay izaho ihany no Patron. (DISO)

Tadidio fa ny Entrepreneur no betsaka Patron indrindra par rapport amin'ny Salarié.
Ny Salarié manana patron iray fa ny entrepreneur manana patron aman'hetsiny, aman'arivony, aman'aliny...

Raha vao handraharaha ianao dia ampidiro tsara ao an-dohanao hoe ny clients no patron fa tsy ianao.

25/04/2023

Mba gaga ihany aho mahita sipa tsy miasa kanefa manofa trano.

13/04/2023

Tsy misy ambara fa izao sambatra ara-panambadiana izao.

Hatraiza ny zakanao farany ? 🧐
10/04/2023

Hatraiza ny zakanao farany ? 🧐

Salut beauté, salama va ?
05/04/2023

Salut beauté, salama va ?

Masina ny tanindrazana 🙏
31/03/2023

Masina ny tanindrazana 🙏

Aroooh Moustapha zalahy eee 🥹Vitanao mousta anahy d nialanao za ooh 🥹
31/03/2023

Aroooh Moustapha zalahy eee 🥹
Vitanao mousta anahy d nialanao za ooh 🥹

30/03/2023

Iza taminareo kay no nanome ny numéro-ako an'i Samoela😳🙄😭?

TANTARAN'I CHLOMOI Chlomo dia gadra tao amin'ny camp de concentration n**i iray tao 𝐁𝐞𝐫𝐠𝐞𝐧-𝐁𝐞𝐥𝐬𝐞𝐧.Indray andro dia tonga...
29/03/2023

TANTARAN'I CHLOMO

I Chlomo dia gadra tao amin'ny camp de concentration n**i iray tao 𝐁𝐞𝐫𝐠𝐞𝐧-𝐁𝐞𝐥𝐬𝐞𝐧.
Indray andro dia tonga tao an-toerana ny n**i mba hizara m**o 🥖ho azy ireo. Nilahatra i Chlomo ary isan'ny nahazo ny anjara m**ony, kanefa nohon'ny hanoanany tafahoatra dia niverina nilahatra indray mandeha izy. Sambasamba mantsy izany hoe misy n**i mba mizara m**o ho an'ny gadra izany.
Tsy nahalala ilay manamboninahitra mpizara m**o, ary dia nahazo m**o fanindroany tokoa izy.
Efa iny hihinana ny m**o iny indrindra i Chlomo no indro nisy gadra rosiana iray nandrahona mafy azy ary nanery azy hanome ny anjara m**ony rehetra.
Tsy nanaiky anefa i Chlomo, ary vokatr'izany dia nodarohan'ilay gadra rosiana sy ny namany roalahy izy, nalain'izy ireo daholo ilay m**ony anankiroa. Nitomany mafy i Chlomo sady nitaraina hoe: "Andriamanitra ô, nahoana ianao no manao izao amiko? Efa firy taona lasa izay no mba nisakafoanako farany. Tsy nahatsiaro tena intsony izy avy eo nohon'ny daroka nahazo azy.
Rehefa nahatsiaro tena izy avy eo dia faty olona daholo ny nanodidina azy, hay nisy poizina ilay m**o nozaraina teo. Isan'ny maty daholo ireo rosiana nidaroka azy sy naka ny m**ony. Natahotra mafy izy ary nivavaka hoe: Andriamanitra ô, misaotra anao aho satria zay vao tsapako fa hay soa ho ahy ilay daroka nahazo ahy teo.

Lesona goavana no azontsika tsoahina avy amin'izany tantara izany. Mieritreritra isika hoe tsy mifanaraka amin'izay eritreretantsika fa tsara ny zavamisy iaianantsika, kanefa tadidio fa Andriamanitra izay namorona antsika dia mahalala lavitra izay fantany fa mahasoa antsika. Amin'ny fotoana ahatsapantsika an' izany isika vao ho velom-pisaorana hoe: eeeee misaotra anao Andriamanitra, hay ve izay ilay no anton'ilay izy.
Mirary soa daholo

1 Petera 5:7 ary apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo

Aleo misoroka toy izay mitsabo.
28/03/2023

Aleo misoroka toy izay mitsabo.

Efa oe aza asina nify oa 💦 🍆
28/03/2023

Efa oe aza asina nify oa 💦 🍆

27/03/2023

Misy vevavy nge mba t hampirafy iany koa e 🤙
Fa saingy izy tsy misy mpikoty intsony ✋
Le mec miarak aminy amzao io ara efa chance-mboka nahitany azy 🤷‍♂️

Deuxième Bureau efa ela tsy nahazo vola tam papa sosy ?Ty misy fika tonga d mahomby 💯 ✅ Mivarotra teste de grossesse 🤰 e...
20/03/2023

Deuxième Bureau efa ela tsy nahazo vola tam papa sosy ?
Ty misy fika tonga d mahomby 💯

✅ Mivarotra teste de grossesse 🤰 efa positif, hatao excuse hangatana vola somary hangalana zaza io
MP prix maromaro izy ato🏴‍☠️😎

Mba toroy hevitra ry zareo fa tavela eto foana
20/03/2023

Mba toroy hevitra ry zareo fa tavela eto foana

✅ FADIO NY MANGALA ZAZA ✅Zaza narian' Ray aman-dreniny ary efa lanin'ny vitsika izy vao nisy nahita🥹😌
14/03/2023

✅ FADIO NY MANGALA ZAZA ✅

Zaza narian' Ray aman-dreniny ary efa lanin'ny vitsika izy vao nisy nahita🥹😌

Any zany …
11/03/2023

Any zany …

👱‍♀️
27/02/2023

👱‍♀️

🤓
27/02/2023

🤓

25/02/2023

4Millions 250 ny volako
Tsy mitady n'inona2 fa zay fotsiny.

Ny enjana rehefa tratra mangalatra fiara 🤸✨⚠️Mpangalatra fiara tratra amin'izao ora izao eto amin'ny Sacre Coeur Mahavat...
25/02/2023

Ny enjana rehefa tratra mangalatra fiara 🤸✨
⚠️Mpangalatra fiara tratra amin'izao ora izao eto amin'ny Sacre Coeur Mahavatsy Toliara. Raha vao nivoaka ny fiara ilay tompony fa haka entana any an-trano dia tonga dia niditra tao anatin'ny ilay fiara ity lehilahy ity ary namelona ary saika hitondra mihitsy no tratran'ilay tompony. Tonga dia mody adala tampoka izy🤣.

NAMANA MILA VONJY TOMPOKO FA MIJALY.-----------------------------------------------I Dida no anarako mipetraka ao Ambodi...
25/02/2023

NAMANA MILA VONJY TOMPOKO FA MIJALY.
-----------------------------------------------
I Dida no anarako mipetraka ao Ambodivona - ANTANANARIVO -
-----------------------------------------------
Lehilahy 36 taona aho , mpanao trano no asako , ary nahazo antoka anao trano aty amin'ny faritany aho ka nataoko ilay izy.
Efa volana maromaro aho no taty ary vitako tsara ny adidiko amin'ny fanomezana ny karamako ho an'ny vady aman-janako.
Indray andro anefa aho tsy niasa ka mba niaraka tamin'ny mpiara miasa nisotrosotro sy nanala azy teny amin'ny bord de la mer. Teny no nahitako Apela tsara tarehy sy tsara bika , i Kala no anarany , hitanareo moa fa lehilahy ny tena ary olombelona tsy akoho ka mba nanarapo satria tsy eo ankilany vady. Nafinaritra ny fiarahanay sy Kala satria tonga tamin'ny tanjona niriko tamin'iny alina iny.
Rahampitsonio anefa aho , dia navoaray antso tany ampiasana fa marary mafy ny zanako any Antananarivo ka tsy maintsy nidina aho mba hijery sy hikarakara azy. Rehefa tao anaty fiara aho ka nisasaka ny lalana , dia niangavy ny soafera ny hivoaka hipipy ka teo aho vao nivara-hotsana sy natahotra satria nivadika bibilava ilay FIKABE ary nanomboka nanaikitra ny feko voalohany.
Inona tompoko no tokony ataoko : Zanaka marary mafy , balita nivadika cobra , ny vadiko miandry ny fahatongavako any Antananarivo , ny lalana efa misasaka.

24/02/2023

Tompoko, ny abréviation dia tsy mampihena velively ny forfait laninao.
Ao ve ?👌

🤔
24/02/2023

🤔

Firaisana aranofo MITONDRA OZONA sy ARETINA!Fiadanana retsy an!FIRAISANA ARANOFO dia PACT DU SANG !Izany oe rehefa miray...
18/02/2023

Firaisana aranofo MITONDRA OZONA sy ARETINA!

Fiadanana retsy an!

FIRAISANA ARANOFO dia PACT DU SANG !
Izany oe rehefa miray amin'olona ianao tsy ranon'aina fotsiny no mifandray fa misy RA ,misy AINA anatiny!
Izay mahatonga ny ARETINA tonga any aminao na tsy hitanao maso aza ny RÀ!

Tsy ny aretina ihany no tonga any fa OZONA ihany koa
Misy olona manana fanahy ratsy ,misy olona itoerana ozona,misy olona taizan'aretina!
Dia raha miray aminy ianao dia mifindra aminao ilay izy!
Maninona ny fiainanao no MIKOROTANA?
Maninona ny fiainanao no TSY AFAKA?
sns......
Satria mety ny olona niray taminao no namindra izany aminao!
Izany anie no HISAFIDIANANA NY OLONA MIARAKA AMINAO fa tsy izay vehivavy MAMELATRA FE rehetra dia afaka taingenanao avokoa e!
Tsy izay lehilahy manambola na beaugosse rehetra koa dia tokony ahazo itaingina anao
Fa olona STABLE na arapanahy na arapahasalamana!
Ianareo lehilahy mandeha etsy sy eroa! Aza ny filana no hitondrana FIJALIANA sy FAHORIANA ny VATANA sy TOKANTRANO ary FIAINANAO
Tsy fantatro oe avy aiza ny olona,iza marina izy fa vao mahita fitombenana ianao dia LAVO sy RESY ny atidohanao!

Ho anao aloha , vao ho azy!
Tandremo ny vatanao fa tsy nofo sy ra mora andairan'aretina ihany izy fa vatana misy FANAHY mora resy raha vao tsy mitandrina ianao!

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Mpizara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share