Tsetsatsetra tsy aritra

Tsetsatsetra tsy aritra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsetsatsetra tsy aritra, Media/News Company, Antananarivo.
(1)

πŸ“Œ  TSY MANANA FITADIDIANA TSARA VE NY ZANAKAO?Manana zaza na ankizy mianatra mafy angamba ianao kanefa rehefa tonga ny f...
23/10/2024

πŸ“Œ TSY MANANA FITADIDIANA TSARA VE NY ZANAKAO?

Manana zaza na ankizy mianatra mafy angamba ianao kanefa rehefa tonga ny faran'ny taona toa mamerin-taona foana.
Rehefa ny ankizy no tsy manana fitadidiana tsara dia handamoaka foana ny ataony.
Ilaina anefa ny mitaiza ny zaza dieny izy mbola vao 1 taona monja mba hanana fitadidiana tsara izy.

Maka ary tantely fefan'ny litatra sy atody gasy iray.
Ilay tamavon'atody no ilaina ka afangaro amin'ilay tantely.
Omena 1 sotro ny ankizy ny maraina mbola tsy misakafo, ary ny hariva alohan'ny atory. Ataovy mandritra ny fotoana lavalava io.
Ho hitanao fa hisy vokany be izany.
🎯Zarazarao fa mety misy mila ity toro-hevitra ity🎯

Page Tsetsatsetra tsy aritra

πŸ“ŒKopikole Christine Razanamahasoa hoy ny comsπŸ˜‚
22/10/2024

πŸ“ŒKopikole Christine Razanamahasoa hoy ny comsπŸ˜‚

πŸ“ŒLeo amin'ny dΓ©lestage Ambohipo.
21/10/2024

πŸ“ŒLeo amin'ny dΓ©lestage Ambohipo.

πŸ“Œπ—­π—”π—­π—” π—žπ—˜π—Ÿπ—¬ π—‘π—œπ—¦π—¬ 𝗑𝗔𝗑𝗔π—₯𝗬 π—§π—˜π—‘π—¬ π—”π— π—•π—”π——π—œπ—žπ—¬ 𝗑𝗬 𝗖𝗔π—₯π—Ÿπ—§π—’π—‘.Zaza kely iray no nisy nanary tao ambadiky ny   amin'izao fotoana izao. ...
21/10/2024

πŸ“Œπ—­π—”π—­π—” π—žπ—˜π—Ÿπ—¬ π—‘π—œπ—¦π—¬ 𝗑𝗔𝗑𝗔π—₯𝗬 π—§π—˜π—‘π—¬ π—”π— π—•π—”π——π—œπ—žπ—¬ 𝗑𝗬 𝗖𝗔π—₯π—Ÿπ—§π—’π—‘.
Zaza kely iray no nisy nanary tao ambadiky ny amin'izao fotoana izao. Mbola tsy fantatra no antony nanariana an'ity zaza ity fa miandry fanampim-baovao.

Β©Narindra Louranne

πŸ“ŒProf-na inona araky ny eritreritrao?
21/10/2024

πŸ“ŒProf-na inona araky ny eritreritrao?

πŸ“ŒNisy inona teto zay mahay?
20/10/2024

πŸ“ŒNisy inona teto zay mahay?

πŸ“Œ Ny hahafantarana hoe lehilahy tsy manambola rehefa miara miantsena amin'ny vehivavy.Mody misavisavika ao aoriana ao iz...
20/10/2024

πŸ“Œ Ny hahafantarana hoe lehilahy tsy manambola rehefa miara miantsena amin'ny vehivavy.
Mody misavisavika ao aoriana ao izy tsy hay hoe anao inona.

πŸ“Œ DISO FASANAHakiviana tanteraka no nahazo an'i Sylvia Ross fa tao anatin'ny 43 taona dia ilay fasana noheveriny fa nile...
19/10/2024

πŸ“Œ DISO FASANA

Hakiviana tanteraka no nahazo an'i Sylvia Ross fa tao anatin'ny 43 taona dia ilay fasana noheveriny fa nilevenan'ny rainy no novangiany foana.
Fasan'olon-kafa araka izany ity novangiany foana ity tao anatin'ny 43 taona.
Sendra nijery facebook izy no nahita ny fanambaran'ny tompon'andraikitry ny cimetière tao amin'ny facebook fa nisy plaque nifamadika ka sendra ilay plaquen'ny rainy no lasa teo amin'ny fasan'olon-kafa.

Page Tsetsatsetra tsy aritra

πŸ“ŒAiza avy no misy orana amin'izao?
19/10/2024

πŸ“ŒAiza avy no misy orana amin'izao?

πŸ“ŒAza doroana ny ala fa lasa tsy misy ravin-kazo hifirana.
19/10/2024

πŸ“ŒAza doroana ny ala fa lasa tsy misy ravin-kazo hifirana.

πŸ“ŒInona avy ny laokan'ny selibatera fantatrao?
19/10/2024

πŸ“ŒInona avy ny laokan'ny selibatera fantatrao?

πŸ“Œ Hafa ihany ny misy tanjona rehefa miaraka, vao mpisipa dia efa mahatsangana Γ©picerie sahady☺
18/10/2024

πŸ“Œ Hafa ihany ny misy tanjona rehefa miaraka, vao mpisipa dia efa mahatsangana Γ©picerie sahady☺

πŸ“Œ Niteny tamin'ny vadiko aho hoe mandrotsaka 40 000 ar isam-bolana avy izahay atao anaty boatin-drakitra. Tsy mahazo ny ...
18/10/2024

πŸ“Œ Niteny tamin'ny vadiko aho hoe mandrotsaka 40 000 ar isam-bolana avy izahay atao anaty boatin-drakitra.
Tsy mahazo ny vola izay misaraka voalohany, fa ho an'izay nisarahana ny vola.
Milamina tsara ny tokan-tranonay izao tsy misy miteny divorce izany. 😁

πŸ“ŒNy malagasy mahay mamono fa tsy mahay mamelona.Mandria am-piadanana Flash B
17/10/2024

πŸ“ŒNy malagasy mahay mamono fa tsy mahay mamelona.
Mandria am-piadanana Flash B

πŸ“Œ 𝗧𝗦𝗬 π— π—œπ—Ÿπ—” π—™π—œπ—§π—œπ—”π—©π—”π—‘'π—’π—Ÿπ—’π—‘π—” 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗑𝗧π—₯𝗔.Nilaza i Zatia Rocher tao amin'ny vidΓ©o iray hoe: Tsy miaraka amin'ny olona mahantra ...
17/10/2024

πŸ“Œ 𝗧𝗦𝗬 π— π—œπ—Ÿπ—” π—™π—œπ—§π—œπ—”π—©π—”π—‘'π—’π—Ÿπ—’π—‘π—” 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗑𝗧π—₯𝗔.

Nilaza i Zatia Rocher tao amin'ny vidΓ©o iray hoe:

Tsy miaraka amin'ny olona mahantra aho, rehefa mahatsapa tena fa anaty fahasahiranana sy fahantrana dia aza mikaoty ahy akory.

Fitiavana eritreretinareo atolotra ho ahy hoano anareo mianakavy.

Β©Zatia Rocher

πŸ“ŒMaty i Flash B???Niparitaka vao maraina teto amin'ny tambazotra ny vaovao fa hoe maty i Flash B ( Mpanakanto ),  rehefa...
17/10/2024

πŸ“ŒMaty i Flash B???
Niparitaka vao maraina teto amin'ny tambazotra ny vaovao fa hoe maty i Flash B ( Mpanakanto ), rehefa naka vaovao misimisy kokoa, dia fantatra fa tsy maty i Flash B fa mbola "dans le comma ", ao Befandriana Avaratra ...
Marihana fa narary efa andro maromaro izy zay...
Mirary fahasalamana haingana hoazy.

Source : Papanazy & Sue Tahian's

πŸ“Œ Raha karakarainao be ohatr'izao ramose ka mbola mampirafy ihany dia inona no ataonao? πŸ“·Alain Andriamiandrisoa
17/10/2024

πŸ“Œ Raha karakarainao be ohatr'izao ramose ka mbola mampirafy ihany dia inona no ataonao?

πŸ“·Alain Andriamiandrisoa

πŸ“ŒNodimandry omaly i Liam Payne, mpanakanto mpihira isany nandrifitra tarika One Direction. Raha ny vaovao voalaza dia ni...
17/10/2024

πŸ“ŒNodimandry omaly i Liam Payne, mpanakanto mpihira isany nandrifitra tarika One Direction. Raha ny vaovao voalaza dia nianjera avy teny amin'ny rihana fahatelon'ny hΓ΄tel nipetrahany tany Argentine izy.
31 taona i Liam izao namoy ny ainy izao.

Β©Good morning America

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsetsatsetra tsy aritra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share