Vahi' N tsika

Vahi' N tsika fandaharana natokana ho an'ny mpanakanto

24/05/2023

Salama daholo ô!
Mankasitraka anareo tonga maro be nanatrika ny fifantenana mpilalao tantara tamin'ny Alahady lasa teo .
Ireto avy ary ireo voafantina hiatrika ny fihofanana :

- HARILAZA Tahianasoa.
- RAMIARAMANANA Elie David Jonathan.
- RAZAFINALY Fara Malala
- RAKOTONIAINA Om-Guy Albert Desiré.
- RASOAMBOLA Mamy Fety.
- RAZAFINDRANAIVO Felampanja Josée Nadia.
- TAMOU Mugael Salina.
- RANDRIANTSOA NANTENAINARIVONY Jean Serge Richard.
- RASOLOMANANA Miangolatiana.
- RASOANANTOANDRO Florentine .
- RAZANAKOTOARIVELO Solonirina Hioby Salamanjaka.
- RAZAFIMAHATRATRA Mamitiana.
- SALOHY Véronique.
- RAMAMISOATAHIRY Anselmine Lydie.
- RAZAFINDRANAIVO Niaina Jhosléa .
- KOLONANIAINA Marinah.
- RANDRIANARISON Julienne Odile.
- ANDRIANAIVOJAONA Harinambinina .

Ireo rehetra voasoratra anarana eo ambony ireo izany no hiatrika ny fihofanana. Any anaty hafatra miafina ny ora sy fotoana ary ny daty anaovana ny fihofanana.
Mankasitraka eee!!!

Aiza daholo 'tsika tia sy te hilalao tantara an'onjampeo ô? 😊😊Hisy GRAND CASTING TANTARA amin'ny faha 21 mai 2023 ao @ l...
04/05/2023

Aiza daholo 'tsika tia sy te hilalao tantara an'onjampeo ô? 😊😊
Hisy GRAND CASTING TANTARA amin'ny faha 21 mai 2023 ao @ lycée J.J Rabearivelo amin'ny 09ora🕘 maraina hatramin'ny 04ora hariva.🕓
Ndao hilalao tantara hiaraka aminay ary e! 🎙️🎙️🎙️📻📻📻
Tongava ianao na lahy na vavy! Tsy mifidy taona fa mety foana an!
Saram-pandraisan'anjara 5 000ariary.
Misorata anarana mialoha ao amin'ny hafatra miafina 😊😊😊

Vahiny tsikaRahampitso  zoma 27 0ctobre 2022Fanasim-piderana Ambodivoindava
27/10/2022

Vahiny tsika
Rahampitso zoma 27 0ctobre 2022
Fanasim-piderana Ambodivoindava

VahiN tsika Tsy hoela MEMS Akademia
22/06/2022

VahiN tsika
Tsy hoela
MEMS
Akademia

19/06/2022
Vah' N tsika Alarobia 22 juin 2022 Hery vaika Vazo miteny
16/06/2022

Vah' N tsika
Alarobia 22 juin 2022
Hery vaika
Vazo miteny

Vah'N tsika Alatsinainy 20 juin 2022Hoby IrinaMankasitraka atsika
16/06/2022

Vah'N tsika
Alatsinainy 20 juin 2022
Hoby Irina
Mankasitraka atsika

Vah' N tsika Tsy hoela Hoby Irina
15/06/2022

Vah' N tsika
Tsy hoela
Hoby Irina

Vah'N tsika tsy hoelaTarika Hery vaika Vazo miteny
15/06/2022

Vah'N tsika tsy hoela
Tarika Hery vaika
Vazo miteny

Vah' N tsika02/06/20227h00
01/06/2022

Vah' N tsika
02/06/2022
7h00

01/06/2022

tarika zana-Rotsy

vah' N tsika Alakamisy 02/06/2022Miritsoka productiontarika Rebika hitafatafa koa ireo solotena
30/05/2022

vah' N tsika
Alakamisy 02/06/2022
Miritsoka production
tarika Rebika hitafatafa koa ireo solotena

Tarika zana-Rotsy 01/06/2022
30/05/2022

Tarika zana-Rotsy
01/06/2022

vahin'n tsika alatsinainy hoavy avy Zao 30/05/2022 tarika Rakofrah juniorhhianoka anty  zavakato malagasy hatrany
28/05/2022

vahin'n tsika alatsinainy hoavy avy Zao 30/05/2022 tarika Rakofrah juniorh
hianoka anty zavakato malagasy hatrany

21/05/2022
20/05/2022

Mada orchestra

Vahi'N tsika rapitso ny Mada orchetra solotena 😊Hiresadresaka mahakasika ny fety izay atao amin'ny lundi de pentekoty ao...
19/05/2022

Vahi'N tsika
rapitso ny Mada orchetra solotena 😊
Hiresadresaka mahakasika ny fety izay atao amin'ny lundi de pentekoty ao amin'ny 411😎😎
Ao amin'ny fandaharana ( vao Masil free fm 104.2 ) amin'ny 7 ora maraina 🤗🤗
Manasa antsika rehetra ary ooo !!,😊😊

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vahi' N tsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Media/News Companies in Antananarivo

Show All