Mi-Kanto

Mi-Kanto Actrice et formatrice theatre
(1)

❌FAMPITANDREMANA❌📢📣EH! TANDREMO TENA TANDREMO sao ianao dia tara an!Tantara efa voasoratro efa ela izy ity ary ho sehara...
13/03/2024

❌FAMPITANDREMANA❌📢📣
EH! TANDREMO TENA TANDREMO sao ianao dia tara an!
Tantara efa voasoratro efa ela izy ity ary ho seharana voalohany ao amin'ny Aft Andavamamba Antananarivo
Ianao sisa no andrasana 🫵🏻🫵🏻

📣📢Aleo mahita toa izay tantaraina eee📢📣

15/08/2023

I AKO
Tovovavy feno mistery ny fiainany , tsy fampiseho masoandro ny hendriny . Tsy nisafidy ny hiaina toa izao izy kanefa ... Nivadika aminy ny tany aman-danitra , mizaka ny vesatr'izao tontolo izao izy
Izao ve no lahatra ? Anjara ve ? Sa kosa sompatry ny sasany?

Sombiny amin'ilay tantara nosoratan'i Mialy Irène Rabariarisoa

"AKO" Tantara nosoratan'i Mialy Irène Rabariarisoa ka ho seharana ny Alahady  14 MAY 2023 amin'ny 02 ORA tolak'andro ao ...
30/04/2023

"AKO" Tantara nosoratan'i Mialy Irène Rabariarisoa ka ho seharana ny Alahady 14 MAY 2023 amin'ny 02 ORA tolak'andro ao amin'ny IVOKOLO ANALAKELY
Nohon'ny fisian'ny hatrik'asan'ny ministera ny nahemotra ny 14 May ho avy izao indray izy ity raha tokony jo 07 May
Ho an'ireo izay efa nahazo tapakila dia mbola manan-kery ihany iny tapakilanao iny ny 14 May 🥰🥰
Mbola misy ihany koa ny tapakila ho an'ireo mbola tsy nahazo 🥳🥳🥳

📢 "FTM" manolotra ho anao , seho miavaka 📢Ho seharana voalohany ao amin'ny IVOKOLO ANALAKELY ny tantara mitondra ny loha...
17/04/2023

📢 "FTM" manolotra ho anao , seho miavaka 📢
Ho seharana voalohany ao amin'ny IVOKOLO ANALAKELY ny tantara mitondra ny lohateny hoe " AKO " ny ALAHADY 14 MAY amin'ny 2ora sy sasany ka dia manasa anao sahady izahay hiaraka aminay 🎭
Miavaka ny seho satria ho ravahana hira manaraka ny vanim-potoana ankehitriny 🎸
Ny tapakila fandraisana anjara dia efa afaka jifainao eto amin'ny pejy sy any amin'ireo mpikambana rehetra ary koa ao amin'ny biraon'ny LMA Ampefiloha
Amin'io andro io ihany koa no andraisana ireo rehetra maniry ny hanatevin-daharana ny tropy 🥰

🥳Faingana ary fa ianao sisa no andrasana 🥳
NB: NISY FIOVANA TOMPOKO NY DATY KA NAHEMOTRA NY 14 MAY HO AVY IZAO RAHA TOKONY HO 07 MAY (NAHEMOTRA HERINANDRO MANARAKA NY LAMIN-ASAN'NY MINISTERA )

Salanitra eeee😊😊Faly miarahaba atsika indray Elaela tsy nihaona isika ka andao indray ary hiaraka eAmin'ny 03 Avril ho a...
21/03/2022

Salanitra eeee😊😊
Faly miarahaba atsika indray
Elaela tsy nihaona isika ka andao indray ary hiaraka e
Amin'ny 03 Avril ho avy izao dia manomana seho ho antsika ny Fanilon'ny Teatra ka amin'io fotoana io no ahafahatsika miresaka sady mba miala voly e🤩
Ela niomanana izahay ary ela niandrasana ianareo ka dia masaka ary ny nahandro tantara roa , andro iray "GEJA" sy "TODY"
Ny vidim-pidirana dia natao toy ny mahazatra atsika ihany 10.000 ar ny olon-tsotra ary 5000 ar ny mpianatra
Ataotsika fihaonana manitra be io satria amin'io ihany koa dia misy ny fandraisana mpikambana vaovao ary mahazo formation avokoa ny rehetra tafiditra mba ahalalany ny tokony ho hay momba ny teatra 🎭ary koa ahafahany miditra amin'ny sehatry ny sarimihetsika 🎥🎥🎞
Raha mila fanazavana fanampiny ary ianao dia manasa anao iditra amin'ny hafatra miafina📩 na mihantsoa ny 0345877047📞

Address

Antananarivo

Telephone

+261345877047

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-Kanto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi-Kanto:

Videos

Share

Nearby media companies


Other Antananarivo media companies

Show All