Client : Mba asio hira mihetsika kely azafady.
Le DJ (havana /cousins) : N'en dites pas plus...
Invités :.....
Aleo ihany maka olona efa za-draharaha ry zareo a 😅😅
Mirary Zoma magnifique ee 😁🙂
#Friday_mood #Zoma_manifika
#I_feel_Good
#Maël_ORCHESTRA
☎️ 032.95.007.65
🌧️
Ohatrizao rehefa ny intro "Tena Tia - Nanie" no synchronisena @ "Des milliers de Je t'aime - Slimane".
🎧
#Hira_2_atambatra_Iray
#Power_of_tonality_and_key
#Maël_DJ
Ny omaly, 10.06.2023
Na dia tena tiana aza ny mampandiha foana, hafa tena hafa koa kay ny mihaino, sy mijery fotsiny. Indrindra itony andrarezina itony.
Erick Manana Artiste sy Ralah' Trio Misaotra e! 👏👏👏
Tena nankafia 💙
Ianareo koa ve mpankafia?
Zarao raha tianareo koa ilay hira? 🙂
#Mozika_Malagasy
#Mozika_mahatony_fo
#Maël_DJ
Ianareo koa ve manana hira tonga dia m'boost tontolo andro ohatran'izao? 😄😄
Asio titre etsy ambany hoe ho henoiko 😉😃
#Wednesday_mood
#Music #Positive_Vibes
#Maël_DJ
Pack :
☑️ DJ
☑️ Animateur
☑️ Sequence
☑️ Sonorisation
☑️ Lumières
📞 032.95.007.65
Pack :
☑️ DJ
☑️ Animateur
☑️ Sonorisation
☑️ Lumières
Dunamis BasketBall 🏀, vous êtes chaud, wish you the best 🔥🔥
Merci 🙂 🎉🎉🔥 (photo en commentaire)
👉👉Vous aussi, si vous voulez que vos évenements soient mémorables, n'hésitez surtout pas à nous contacter. 👈👈
📞 032.95.007.65
#Maël_DJ
Extrait Réveillon 2022 🎉
Merci 🙏❤️
Réservez vos dates des maintenant.
Booking : +261 32 95 007 65