Chinese kool 中文学院

Chinese kool 中文学院 ☁手可摘的棉花 ☁

🚩Nos cours en ligne sont individuels🚩progresser à votre rythme😉🚩parlé et ecrit🚩pratique/exo/suivi📣Rentrée en ligne nivea...
04/04/2024

🚩Nos cours en ligne sont individuels
🚩progresser à votre rythme😉
🚩parlé et ecrit
🚩pratique/exo/suivi
📣Rentrée en ligne niveau 1.2.3.4.5. formation interprète: 8 Avril
⛔Fin d'inscription 7 Avril

Centre Chinese Kool Antsobolo Ambatomaro
✅cours en ligne et en salle
📞 034 51 626 66
ex: 她头一次考驾照的时候,眼泪几乎都涌了出来,根本看不清路况

🚩Efa milaza izy oe tsy tia, na oe aleo hijanona dia ianao ilay mbola mitalao, miantso, mandefa sms....ilay olona kanefa ...
04/04/2024

🚩Efa milaza izy oe tsy tia, na oe aleo hijanona dia ianao ilay mbola mitalao, miantso, mandefa sms....ilay olona kanefa mandà.Ireny fihetsika ireny no 死缠烂打 sǐchán làndǎ.
ohatra: 你说我变了,我承认。我只是没有像以前那样对你死缠烂打。因为,我不能为了一个没爱过我的人浪费感情。

📣Fidirana en ligne niveau 1.2.3.4.5.Formation interprète ny 08 Avril
⛔fara-fisoratana anarana ny 7 Avril
Centre Chinese Kool Antsobolo Ambatomaro
📞 034 51 626 66

🚩lòu yì shǒu ba 露一手吧!  (asehoy ny fahaizanao : mitendry, manao sakafo....matetika izay ampiasana tanana)ohatra: 露一手吧!你是我...
03/04/2024

🚩lòu yì shǒu ba 露一手吧! (asehoy ny fahaizanao : mitendry, manao sakafo....matetika izay ampiasana tanana)
ohatra: 露一手吧!你是我们中间唯一会弹钢琴的 lòu yì shǒu ba! nǐ shì wǒmen zhōngjiān wéi yī huì tán gāngqín de (ianao irery no mahay mitendry aminay fa ao mba mitendre🙂)
📣 Inscription ouverte Perfectionnement de votre chinois EN SALLE
🚩Niveau 5 (hsk 5 ):
2 Mai 08h
🚩Formation Interprète (pour ceux qui ont au moins déjà suivi le niveau 4) :
2 Mai 10h

📣Centre. Chinese Kool Kool
cours en salle et en ligne
📞 034 51 626 66

🚩Anisan'ny tsiambaratelon'ny fifehezana teny vahiny ny fitiavana tia karokaroka (tsy miandry  izay ao anaty boky fotsiny...
03/04/2024

🚩Anisan'ny tsiambaratelon'ny fifehezana teny vahiny ny fitiavana tia karokaroka (tsy miandry izay ao anaty boky fotsiny ihany)
🚩Raha te ho mpandika teny indrindra indrindra, mila mampitombo voambolana isanandro
🚩izy dia mpianatra en ligne tena tia karokaroka be☺️, miofana ho mpandika teny, mazoto be tsy laitra😬😄 (mila mahay caracteres be rehefa niveau ambony satria afaka mamakyizay boky tiana😉)

Centre Chinese Kool Antsobolo Ambatomaro
cours en ligne et en salle
📞 034 51 626 66

02/04/2024

🎧extrait exo d'ecoute cours en ligne niveau intermédiaire☺️
🚩Nos cours en ligne sont individuels
🚩progresser à votre rythme😉
🚩parlé et ecrit
🚩pratique/exo/suivi
📣Rentrée en ligne niveau 1.2.3.4.5. formation interprète: 8 Avril
⛔Fin d'inscription 7 Avril

Centre Chinese Kool Antsobolo Ambatomaro
✅cours en ligne et en salle
📞 034 51 626 66

31/03/2024

♥️Anisany nanampy be anay izy tamin'ny fampandehanana ny asa Chinese Kool tao Analakely.
Sady nanao pratique ny teny sinoa-ny no collaborateur mahafinaritra be
♥️Ankehitriny efa nisidina lavitra be♥️♥️♥️
祝你天天开心哦Nana

📣 Inscription ouverte Perfectionnement de votre chinois EN SALLE🚩Niveau 5 (hsk 5 ): 2 Mai 08h 🚩Formation Interprète (pou...
30/03/2024

📣 Inscription ouverte Perfectionnement de votre chinois EN SALLE
🚩Niveau 5 (hsk 5 ):
2 Mai 08h
🚩Formation Interprète (pour ceux qui ont au moins déjà suivi le niveau 4) :
2 Mai 10h

📣CenChinese Kool Kool
cours en salle et en ligne
📞 034 51 626 66

30/03/2024

😍tongava amin'ny tanjona irina, mahavità fianarana soa aman-tsara😍
进步很大☺️
Chinese Kool

29/03/2024

😍mirary soa foana foana aho ahay be ianareo😍
mankasitraka amin'ny fanohanana
Chinese Kool

♥️Naka pause lavalava zahay mpampianatra ato amin'ny Chinese Kool amin'izao hakatoky ny Paka izao♥️ Te hizara ihany koa ...
28/03/2024

♥️Naka pause lavalava zahay mpampianatra ato amin'ny Chinese Kool amin'izao hakatoky ny Paka izao♥️ Te hizara ihany koa ka izay mila boky hsk 1 à 6, grille fanoratana caracteres mifanaraka amin'ny boky hsk dia soraty en commentaire ny whatsapp nao sy ilay niveau ilainao dia alefanay aminao maimaim-poana izay boky mety aminao amin'ireo🙂. Maro be ny boky an, fa ireo aloha no hisantatra azy😉♥️

♥️am-pitiavana♥️

28/03/2024

♥️encore et encore♥️pluie de reconnaissances
Mamy be ianareo♥️
Chinese Kool

27/03/2024

story time♥️

♥️20 taona lasa izay no no nanombohako nitia teny sinoa satria oe mila mahay teny vahiny hafa ankoatran'ny teny mahazatra,
♥️Nasain'ny prof ko nampianatra tamina Université aho (tena mbola kely aho tamin'izany😊). Fa lasa tiako be ny mampianatra
♥️Nianatra tany Chine ary nandalina nandritry ny taona maro
♥️Niverina ary nampianatra teo amin'ny Université
♥️Nisy nangataka oe tsy mba misy "club ve?", teraka teo ilay oe: "Chinese club Mada" ny taona 2014, ary niova ho Chinese Kool Taty aoriana.
Sady mpandika teny aho no prof☺️
♥️10 taona izany izay isika ato😍😍😍Betsaka ny fivoarana, fanovana, hita oe inona no méthode tsara sy pédagogie mahomby ,betsaka ny boky vita sy nivoaka (grille fanoratana caracteres mifanaraka amin'ireny hsk ireny/nanoratra 小故事, chinois des affaires.....)
♥️2015 ny video voalohany nivoaka fb, dia tsikaritra oe rehefa mazoto mizara dia ianao indray no mahazo be dia be♥️ dia tena nivoatra be, amin'ny lafiny rehetra,Voninahitra ho AZY

♥️Betsaka ianareo mpianatra efa lasa lavitra be♥️(USA,France,Allemagne, Laos, Chine,Kenya,Maurice, La Reunion, Australie, Dubai...) samy nanana ny lalany, nizarana izay fahaizana izay ka dia mankasitraka feno ny amin'ny firariantsoa☺️
♥️Mitohy foana ny aventure ary tena faly be aho anio maharay sy mahita ny video-nareo🙂
😉Tena marobe ianareo fa dia ampahany amin'ny izay nalefanareo ireto

我活着真有意义😍😘😘😘

27/03/2024

♥️Tia ranomanitra ve ianao? Mba lazao oe inona ny ranomanitra tianao indrindra☺️ ?
🚩香水 xiāng shuǐ (ranomanitra)
🚩喷香水 pēn xiāngshuǐ (manao ranomanitra)
🚩....
Miteny sinoa ranoray aho ato, fa miadana be🙂, mba ahafahanao (niveau 3-4) mahazo, dia aza adino mandray note😉

Mahaiza♥️

Centre Chinese Kool Antsobolo Ambatomaro
Cours en ligne et en salle
📞 034 51 626 66

26/03/2024

🎥🎬Manontany aho dia mamaly izy, tsy misy fihomanana😉
♥️有问必答 yǒu wèn bì dá
ChitChat with Iavo🙂
🎥教育孩子 jiàoyù háizi (fanabeazana ny ankizy)

Centre Chinese Kool
Antsobolo Ambatomaro
Cours en ligne et en salle
📞 034 51 626 66

25/03/2024

-NIVEAU 5-
👩‍🏫Rentrée en ligne niveau 5 HSK .5 : 8 Avril

👩‍🏫Rentrée en salle:
niveau 1 : 6 Mai 10h
niveau 2: 8 Mai 08h
niveau 3: 3 Juin 10h

Centre Chinese Kool Antsobolo Ambatomaro
📞034 51 626 66
Cours en ligne et en salle
会说话的人永远会招人喜欢😁🙂

-NIVEAU 5-👩‍🏫Rentrée en ligne niveau 5 HSK .5 : 8 Avril👩‍🏫Rentrée en salle: niveau  1 : 6 Mai 10hniveau 2: 8 Mai 08hnive...
24/03/2024

-NIVEAU 5-
👩‍🏫Rentrée en ligne niveau 5 HSK .5 : 8 Avril

👩‍🏫Rentrée en salle:
niveau 1 : 6 Mai 10h
niveau 2: 8 Mai 08h
niveau 3: 3 Juin 10h

Centre Chinese Kool Antsobolo Ambatomaro
📞034 51 626 66
Cours en ligne et en salle

👩‍🏫Rentrée en ligne niveau HSK 1.2.3.4.5/formation interprète/affaire  : 8 Avril👩‍🏫Rentrée en salle: niveau  1 : 6 Mai 1...
23/03/2024

👩‍🏫Rentrée en ligne niveau HSK 1.2.3.4.5/formation interprète/affaire : 8 Avril

👩‍🏫Rentrée en salle:
niveau 1 : 6 Mai 10h
niveau 2: 8 Mai 08h
niveau 3: 3 Juin 10h
Chinese Kool Kool Kool Antsobolo ambatomaro
cours en ligne et en salle

📞 034 51 626 66👩‍🏫
🚩extrait de cours chinois des affaires/formation interprète en ligne
🚩extrait devoir naverin'ny mpianatra
😊Ireo efa nanaraka na nahavita hsk 4 no afaka manaraka azy (satria eo vao azo lazaina oe efa tsara base de grammaire)

👩‍🏫Rentrée en ligne niveau HSK 1.2.3.4.5/formation interprète/affaire  : 8 Avril👩‍🏫Rentrée en salle: niveau  1 : 6 Mai 1...
23/03/2024

👩‍🏫Rentrée en ligne niveau HSK 1.2.3.4.5/formation interprète/affaire : 8 Avril

👩‍🏫Rentrée en salle:
niveau 1 : 6 Mai 10h
niveau 2: 8 Mai 08h
niveau 3: 3 Juin 10h

Centre Chinese Kool Antsobolo ambatomaro
cours en ligne et en salle

📞 034 51 626 66👩‍🏫
✅Avy amin'ny teny oe"barbecue ilay 芭比Q ( bā bǐ Q) : slang ampiasaina rehefa hiteny oe masaka ianao niany😅
✅完了,芭比Q了
wán le, bābǐ Q le
🚩zay ny vita ny aminy😄

mahaiza😉

22/03/2024

👩‍🏫Rentrée en ligne niveau HSK 1.2.3.4.5/formation interprète/affaire : 8 Avril

👩‍🏫Rentrée en salle:
niveau 1 : 6 Mai 10h
niveau 2: 8 Mai 08h
niveau 3: 3 Juin 10h

Centre Chinese Antsobolo Ambatomaro
📞034 51 626 66
Cours en ligne et en salle

👩‍🏫Rentrée en ligne niveau HSK 1.2.3.4.5/formation interprète/affaire  : 8 Avril👩‍🏫Rentrée en salle: niveau  1 : 6 Mai 1...
21/03/2024

👩‍🏫Rentrée en ligne niveau HSK 1.2.3.4.5/formation interprète/affaire : 8 Avril

👩‍🏫Rentrée en salle:
niveau 1 : 6 Mai 10h
niveau 2: 8 Mai 08h
niveau 3: 3 Juin 10h

Centre Chinese Kool Antsobolo ambatomaro
cours en ligne et en salle

📞 034 51 626 66👩‍🏫Ahoana no miteny ilay oe Andefaso vola....ar (mobile money)
✅你给我转 ...ar
nǐ gěi wǒ zhuǎn...

👩‍🏫Rentrée en ligne niveau HSK 1.2.3.4.5/formation interprète/affaire  : 8 Avril👩‍🏫Rentrée en salle: niveau  1 : 6 Mai 1...
21/03/2024

👩‍🏫Rentrée en ligne niveau HSK 1.2.3.4.5/formation interprète/affaire : 8 Avril

👩‍🏫Rentrée en salle:
niveau 1 : 6 Mai 10h
niveau 2: 8 Mai 08h
niveau 3: 3 Juin 10h

Centre Chinese Kool Antsobolo ambatomaro
cours en ligne et en salle
📞 034 51 626 66

20/03/2024

🚩Izy no Rose, avy any Uganda ary mipetraka toerana tena ambanivohitra Chine, nanambady sinoa, niveau teny sinoa any aloha an😁OMG Top☺️.
🚩Mahafinaritra be ahy manokana izy amin'ny fahaizany miteny, ary ilay fahatsorany tena hitiavan'ny mpiara-monina azy. 🚩nijanona amin'ny naturel ananany (pas de maquillage, pas de bling bling, très humble). Be mpanaraka be izy mivady indrindra ilay olona novadiany tena hita tia be azy. Ity ny rohy raha te hijery koa ianareo☺️

Chinese Kool

https://www.tiktok.com/?_t=8kpiCZSqSFq&_r=1

20/03/2024

👩‍🏫Rentrée en ligne niveau HSK 1.2.3.4.5/formation interprète/affaire : 8 Avril

👩‍🏫Rentrée en salle:
niveau 1 : 6 Mai 10h
niveau 2: 8 Mai 08h
niveau 3: 3 Juin 10h

Centre Chinese Kool Antsobolo Ambatomaro
📞 034 51 626 66

😁Manahirana ilay lohateny raha avadika teny malagasy🙂. Fa ilay hira tsara kely☺️

18/03/2024

👩‍🏫Rentrée en ligne niveau HSK 1.2.3.4.5/formation interprète/affaire : 8 Avril

👩‍🏫Rentrée en salle:
niveau 1 : 6 Mai 10h
niveau 2: 8 Mai 08h
niveau 3: 3 Juin 10h

✅吃错药chī cuò yào (lit. nihinana fanafody tsy izy)
ohatra: 不知道他今天是不是吃错药了,老是说错话 bù zhī dào tā jīntiān shì bu shì chī cuò yào le, lǎo shì shuō cuò huà
Asa izay nanjo azy anio, diso foana zavatra lazainy
CentChinese Kool Kool Antsobolo ambatomaro
cours en ligne et en salle
📞 034 51 626 66

15/03/2024

✅Ny fiainana hono fifandimbiasan'ny tsiky sy tomany,tantely sy vahona,kodiaran-tsarety.
Toa izay ihany koa ny hilazan'ny sinoa azy
🚩 酸甜苦辣 suān tián kǔ là (tahaka io ny filaharany)

mahaiza😉

Chinese Kool

14/03/2024

👩‍🏫ny teny oe “意思 yìsi", mahadika zavatra maro
araho ny horonan-tsary (resaka kolontsaina izy ity manko)☺️

mahaiza😉

Chinese Kool

13/03/2024

Sarotra toy ny ahoana ny teny sinoa😅😅🤣
Chinese Kool

Te hanakivy an'izay tia pinyin fotsiny aho😁
Tsy sarotra izany io fa mila mahay sy tia mianatra caracteres fotsiny, miavaka tsara izy any anaty phrase😉😉

✅Prochaine rentrée en ligne: 15 mars (efa misy hsk 5)✅Prochaine rentrée en salle niveau débutant 08Avril  12h 🚩Inscripti...
12/03/2024

✅Prochaine rentrée en ligne: 15 mars (efa misy hsk 5)
✅Prochaine rentrée en salle niveau débutant 08Avril 12h
🚩Inscription ouverte Au Centre Chinese Kool Antsobolo Ambatomaro
📞034 51 626 66

😊Rehefa mazoto ny mpianatra en ligne na en salle dia mahafinaritra foana☺️🚩15 Mars no fidirana manaraka en ligneCentre C...
11/03/2024

😊Rehefa mazoto ny mpianatra en ligne na en salle dia mahafinaritra foana☺️
🚩15 Mars no fidirana manaraka en ligne
Centre Chinese Kool Antsobolo Ambatomaro
📞034 51 626 66

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 15:00
Tuesday 08:00 - 15:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261345162666

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chinese kool 中文学院 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

COURS DE CHINOIS EN LIGNE

Nous offrons des cours de chinois en ligne via messenger, nous donnons des cours tous les jours + exercice + audio. Les étudiants peuvent pratiquer leur chinois avec nous, on peut corriger leurs exercices et ils peuvent même préparer leur HSK tout en restant chez eux.

Nearby media companies


Other Digital creator in Antananarivo

Show All