VAOVAO MALAGASY

  • Home
  • VAOVAO MALAGASY

VAOVAO MALAGASY Fizarana vaovao ho an'ny Malagasy rehetra

08/11/2024

Qu'attendez-vous pour avoir vos billets ? 🎟️✨
La comédie musicale Le Roi Lion vous attend le 17 novembre à 15h au CCI Ivato ! 🦁🌄 Avec Gothlieb dans le rôle de Scar, vivez une aventure épique pleine de magie et de musique ! 🎶🔥 Les billets partent vite, il reste encore quelques places, alors réservez dès maintenant pour ne pas manquer cet événement unique ! 🎉
🎟️ Points de vente : en ligne sur Ticketplace.io et Okalou Skate Park Antanimena.
Prêt à rugir avec nous ? 🐾👑
🦁

08/11/2024
07/11/2024
07/11/2024
07/11/2024
14/04/2024
16/03/2024

😲🛑𝗧𝗼𝘃𝗼𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 4 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗻𝗷𝗮𝗿𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 #𝗠𝗶𝘀𝘀 𝘁𝗮𝗼 #𝗦𝗼𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮 𝗻𝗼 𝘃𝗼𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮 𝗳𝗮 𝗻𝗶𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻'𝗻𝘆 . Nametraka fitoriana ny Ray aman-dRenin'ireo tovovavy, izay tsy ampy taona ireo.
🔴Nampanantsoina atao famotorana ao Mahajanga ilay tompon'andraiki-panjakana ambony ary nohainoina tsirairay koa ireo tovovavy niharan'ny fanararaotana ara-nofo.

©TV Plus

05/03/2024

Resaka fanolanana zaza sy ankizy. Re matetika tato ho ato satria mibanaka ny tambajotra. Tsy hay na hoe mitombo na tsia fa tsy misy antontanisa momba izay hatreto (amboaranisa moa no ilazàna ny statistique? Nisy teny vaovao mahafinaritra izay navoakan'ny Akademia).
Ny fiontanana voalohany dia ny "Homboy! Homboy!" (ny mpanjaka moa nanipitsipy fahoany fahoany ny tsindromina ny filahiana dia nikoropaka ny mpanompo mpanao lalàna nandasitra izany ho ara-dalàna na samy tsy misy mahalala ny fipakan izay nolazainy aza. Efa hita moa ireny tamin'ny Covid - tsy mila vaksiny fa CVO - fa nampanginina ny mpitsabo na koa noterena hampanaiky fomba tsy mifanaraka amin'ny nampianarina azy).
Rehefa tafahoatra ny dingana "Homboy! Homboy!" ny fisainantsika dia tokony hanontany tena hoe inona no fakan'ny ratsy tokony hopoirina fa tsy vahaolana maharitra ny fanapahana ny rantsany raha ilay hazo no tsy tiana haniry intsony.
Fikorontanana ara-tsaina no mahatonga ny fanolanana ankizy. Ampahany vitsy no hoe fikorontanan'ny "hormones" (mahatonga ilay fepetra simika). Ny voka-pandinihana dia milaza fa ny ankabeazan'ny mpanolana ankizy dia niharan'ny herisetra ara-pananahana fony kely ka niteraka "trauma". Manjary mamerina ny zava-nihatra taminy amin'ny ankizy koa izy.
Raha ny hatanoràn'ny mpanolana ankizy re etsy sy eroa no dinihina dia tokony hampieritrertra lalina hoe misy raha tsy milamina ao anaty fiarahamonina ao saingy tsy hita maso dia tahaky ny hoe tsy misy n'inoninona. Rehefa mipoaka tahaka ny volkano etsy sy eroa vao mihoraka mamono afo amin'ny tsindromy sy vosiro.
Mila ny fahaizan'ny mpitsabo - "psychologues" mandinika sy mitsabo ny fiarahamonina fa izay no fisorohana ahitàna fahombiazana maharitra.
Tsy salama ny fiarahamonina saingy tsy misy hetsika handinihana lalina sy hamongorana ny aretina hatreto fa mionona amin'ny fepetra tefy maika fotsiny saingy maharevo ny sarambabembahoaka.
Lasa fanodinkodinan-tsaina no iafaràn'ilay resaka mendrika fifantohana matotra.

04/03/2024
28/07/2023

Ela aika ny ela!
Ny Faritra Alaotra Mangoro dia manolotra ho antsika GRANDE FOIRE RN 44, izay ho atao eto Ambatondrazaka ny 10 ka hatramin'ny 13 Aogositra 2023 hoavy izao.
Koa manasa antsika zanak'Alaotra Mangoro tsy ankanavaka, Zanaka Ampielezana, Tantsaha, Mpivarotra, Mpandraharaha, Orinasa, Mpampiasa vola, indrindra isika rehetra Mpisehatra .
Tonga daholy leretsy a!
☎☎: 0346912626/ 0344006331

28/07/2023

Aiza ary ô 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Mahitsy ny lalana mankany aminay 🤍❤️💚

13/07/2023

Les organisateurs du concours Africa’s Business Heroes (ABH) ont dévoilé la liste des 50 candidats retenus pour la phase finale de l’édition 2023. Encore une fois, une Malgache figure dans le top 50, sur les 27 267 candidats inscrits, issus de tout le continent africain.
-
🔗 Article intégral : https://bit.ly/448ytkU

13/07/2023
13/07/2023

Address


Website

http://www.youtube.com/my_videos

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VAOVAO MALAGASY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to VAOVAO MALAGASY:

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share