KAILO MDG

KAILO MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KAILO MDG, Digital creator, Antananarivo.

Fantrao ve 3 A GasY 25  🤭Raha magnaraka ny pejiny ianao dia lasa +1 ny abonnés any ☺️Sady mahay mandoky izy no mahay mih...
23/01/2024

Fantrao ve 3 A GasY 25 🤭
Raha magnaraka ny pejiny ianao dia lasa +1 ny abonnés any ☺️

Sady mahay mandoky izy no mahay mihira 🙉

Rehefa ela diso miasa saina be loatra iny 😔
22/01/2024

Rehefa ela diso miasa saina be loatra iny 😔

Akoatra ny basketball 🏀 Dia Tiako ihany koa ny rugby 🏉Ary efa Ankoay za tamin'izany 🎾
22/01/2024

Akoatra ny basketball 🏀 Dia Tiako ihany koa ny rugby 🏉

Ary efa Ankoay za tamin'izany 🎾

Basketball 🏀Alefa Barea 🤭🤭🤭🤭
22/01/2024

Basketball 🏀
Alefa Barea
🤭🤭🤭🤭

Sary ampisehoan'ny fitiavanjaza ny reniny 💞🤱
19/01/2024

Sary ampisehoan'ny fitiavanjaza ny reniny 💞🤱

Tandremo Laisse zan 🤭😅
18/01/2024

Tandremo Laisse zan 🤭😅

Oh ry vahoaka 1996, tongava saina fa 28 taona. 😏
18/01/2024

Oh ry vahoaka 1996, tongava saina fa 28 taona. 😏

18/01/2024

AZA MATOKITOKY FIAINANA IZANY FA NA NY EXTRA POTTING ARY MILATSAKA TAMPOKA ZAN AH 🤡

18/01/2024

TSARA-MARAINA SUPER FAN 💞

NY ANDRO ANY AMINAREO KOA FRISÉ SA CURLY 🤭🥶

17/01/2024

Iza Ary ny matanjaka amin'ny Mpandresy sy Tsiresy ireo 😏

I LC x A3 mitantara anazy 👇👇

17/01/2024

EFA MISY SUPER FAN SAHADY 🫣😅

17/01/2024

NY ORANA LATSAKA, RANOMASO NIPATRAPATRAKA.😏

NY ENDRIKA SISA AFANTARANA HOE MITOMANY. 🫢

Mendrika haja, mendrika voninahitra io v(a)dy io mba zavatra lafo no i(d)irana 😌😅
17/01/2024

Mendrika haja, mendrika voninahitra io v(a)dy io mba zavatra lafo no i(d)irana 😌😅

17/01/2024

Andeha halaza amin'izay aloha fa ela loatra izay tsy nampalaza izay 😏

Asa raha halaza amin'izay ity 😌

16/01/2024

Mbola azo jerena ny fitaratra teto 😔

29 taona hono ny Zaza teraka 1995 😏Efa tokony ho premier ministre 🫣🤠
16/01/2024

29 taona hono ny Zaza teraka 1995 😏

Efa tokony ho premier ministre 🫣🤠

16/01/2024

Hanometsiny indray raha ts'iaccepté an'iny Invitation iny 😏

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 21:00

Telephone

+261343800030

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KAILO MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Nearby media companies


Other Digital creator in Antananarivo

Show All