Mirehitra ireo tsena eo ampitan'ny katedraly Analakely amin'izao ora izao. Efa tonga eny an-toerana ireo mpamonjy voina.
Horonan-tsary nindramina
🤍𝗠𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝘁𝗶𝗳𝗮𝘁𝘆 𝗲𝗿𝘆 𝗶𝘇𝘆 𝗺𝗶𝘃𝗮𝗱𝘆 𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼👵👴
Tsingeritaona nahaterahan'i Ramatoa dia niaraka nisakafo tany amin'ny toeram-pisakafoana izy mivady sady tena mifankatia 🫶🔥
🛑 🇲🇬 Nanomboka omaly ny fidiovana hiatrehana ny taom-baovao malagasy, izay hankalazaina ny 10 martsa sy 11 martsa ho avy izao.
🛑Iray amin'ireo fomba ama-panao ny fidiovana izay hanesorana ireo loto na endrika tsy fahombiazana nandritry ny taona lasa.
🛑Efa nankatovin'ireo mpandala ny maha malagasy rehetra ny hampitoviana ny fanamarihana ny taom-baovao malagasy.
Vaovao an-tsary: @TV PLUS INFOS
🛑🗑Nanala ny fako teny Anosibe tsena ny PDS vaovaon'Antananarivo, Ramanambitana Richard omaly ary nampanantena fa tsy maintsy hadio ao anatin'ny 10 andro ny tanàna.
Vaovao an-tsary: @TV PLUS INFOS
🛑Najanona ny fandefasana mpiasa any ivelany ho an'ny faritra vitsivitsy eto Madagasikara raha ny nambaran'ny Minisitry ny Asy sy ny Fampananan'asa❌
🛑Misy amin'ireo tanora na ireo mpiasa mikasa hiasa any ievelany no mampiasa Visa Touristique fa tsy Visa de Travail miala eto Madagasikara.
Vaovaon'ny TV PLUS INFOS
𝐌𝐀𝐇𝐀𝐕𝐀𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐍𝐀𝐓𝐈𝐎𝐑𝐀🥰
😮Toy izao ny hippocampe lahy rehefa miteraka ary an-jatony ny zanany avoakany ao an-kibony ao.
🛑Ity karazana zavamanan'aina dranomasina ity irery no biby eran-tany ka ny lahy ny miteraka fa tsy ny vavy😲 Mametraka atody ao an-kibony fotsiny no asan'ny hippocampe vavy fa ny lahy no bevohoka sy mamoka ny zaza ao an-kibo😍
🎥Furry Tails
Lamborghini vs Shelby
Namoaka horonan-tsary momba an'ilay course saika hisy teo amin'ny fiaran'i Tojo sy Tafs Ramafadrahoana i Ma'dresy Deft. Nataony teny amin'ny Marais Masay ny lalana nifaninan'ireo fiara 2 ireo
Loharano : Horonan-tsary novokarin'i Mandresy Deft.
🔥❤️Happy Valentine's Day🫶🏼
Mirary soa ho an'ireo mpifankatia rehetra🤍
Fa tsy natokana ho an'ny mpifankatia fotsiny ihany ny andro anio fa na dia namanao, zanakao, dada sy neny dia andro hizarana fitiavana anio❤️🔥
🤍👰🏻♀️60 taona aty aorina nanaovana ny mariaz'izy mivady ireto dia nanaovan-dramatoa indray ny ankajo mariaziny tamin'izany ary tena mbola antonona azy tsara😍
Faly ery rangahy vadiny❤️
©️LADbible Ireland
Tratry ny taona 2024
🥳🫶Tratry ny taona 2024 isika rehetra 🥰
✨Mirary taona rakom-pahasoavana ho anao sy ny ankohonanao😍
CALMAR
😱🦑Hafa kely ity karazana calmar ity.
❗️Ny hodiny dia misy ireo sela an'arivony maro loko antsoina hoe "chromatophores" izay mahatonga azy afaka miovaova loko arakaraky ny toe-pony na ny tontolo manodidina azy😍 Manampy azy hiafina amin'ny ireo fahavalony na koa hampatahotra azy ireo.
❗🧠Ilain'ny atidoha ny fanazaran-tena toy ny ataontsika amin'ny vatana.
😁Ireto misy zavatra tsotra 3 tokony ataontsika mba hanatsara ny fitadidiana🧠
TRANO VITA AMIN'NY TAVOAHANGY
🏡🍶Tsy voatery ariana anie ireny tavoahangy tsy miasa ireny intsony fa azo ampiasaina tsara mihitsy izy ireny hanamboarana zavatra. Eto izao dia natao solona biriky 🧱atao rindrina ireny tavoahangy vera ireny ary mahatsangana trano mahafinaritra tahak'izao.
Mila tia karokaroka ny saina raha te hanana zavatra miavaka sy tsara 🥰
☠️🎃 Drones no namoaka ity endrika taolam-paty ity tany Dubaï tany ny alin'ny 31 oktobra teo nandritry ny fankalazana ny Halloween 👻
🥰Illusion optique 👀 Na ny alika ary fanina kely mihitsy😁
(🎥@creapills)
😍 Sora-dihy mirakitra hafatra mafonja ilain'izao tontolo izao✨💚
"Stop Hate🙅we need Love♥️"
(📹Creapills)
Hoy ny Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina, Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy: "121 be izao ny medaly volamena azon’i Madagasikara nandritra ny Lalaon’ny Nosy, izany kosa ve tsy hahafaly 😃 izahay aloha tena faly e, faly amin’ny fandresen’i Madagasikara tao anaty firaisankina ✌️✌️👏👏🙏🏻🙏🏻
Dia ahoana kosa moa no tsy hitsinjaka nefa ilay hira tena mahafinaritra? 😂🤣"
RANO TAPAKA
❗😱Filaharam-be ny fakana rano eny Androavoahangy eny amin'izao fotoana izao. Tapaka efa hatry ny omaly ny rano.
(📹Ricardo Randria )
Version Kristiana an'ny hiran'i Malma indray ity.
Hazakazaka
😍🐶Raha toa ka misy ny soavaly mifaninana miazakazaka dia eto dia ny alika indray no mifaninana miazakazaka.
❤️🔥Ireny karazana corgi ireny moa izy ireto.