18/09/2023
333 millions d'enfants dans le monde vivent dans l'extrême pauvreté
Plus de la moitié des personnes en extrême pauvreté sont des enfants. D'après la Banque mondiale, une personne est dans l'extrême pauvreté lorsqu'elle vit avec moins de 2,15 dollars par jour.
Source: Analyse des tendances mondiales de la pauvreté monétaire infantile (Banque mondiale-UNICEF)
Photo: ©iAko Randrianarivelo
--------
Miisa 333 ny ankizy miaina anaty fahantrana lalina, manerana an'izao tontolo izao.
Ankizy no maro an'isa amin'ireo olombelona tafalatsaka anaty fahatrana lalina io, izany hoe mivelona amin'ny vola latsaky ny 2,15 dollars isanandro. (Famakafakan'ny Banque mondiale-UNICEF momba ny fahantrana ara-bola mianjady amin'ny ankizy).
Sary: ©iAko Randrianarivelo
Eto Madagasikara, raha ny hita dia mbola misy ambaratonga koa ny atao hoe fahantrana lalina satria misy no miaina amin'ny vola latsaky ny 9000ar, ny latsaky ny 5000ar, ny latsaky ny 3000ar sns.