La Voix du Peuple

La Voix du Peuple Quand le Peuple ne craint plus le pouvoir, c'est qu'il espère déjà un autre pouvoir

‼️FENOARIVO ATSINANANA, KAOMININA AMBANIVOHITRA VOHIPENO, FOKONTANY AMPASIMAHATERA ⭕ Bileta efa voamarika mialoha (pré-c...
29/05/2024

‼️FENOARIVO ATSINANANA, KAOMININA AMBANIVOHITRA VOHIPENO, FOKONTANY AMPASIMAHATERA

⭕ Bileta efa voamarika mialoha (pré-coché) miisa 50 no sarona efa tao anaty vata fandatsaham-bato.

⭕ Voarohirohy ho tompon'antoka ny lefitry ny sefo fokontany any an-toerana.

⭕ Voalaza fa nifona io olona io.

© Mickaelys Kamy Ndiamahazo

✅Eo an-dalam-panovana ireo lalana mitondra anarana vahiny ho anarana Malagasy ny avy eo anivon'nyn CUA amin'izao fotoana...
08/05/2024

✅Eo an-dalam-panovana ireo lalana mitondra anarana vahiny ho anarana Malagasy ny avy eo anivon'nyn CUA amin'izao fotoana izao. Miisa 40 ireo lalana efa mitondra anarana Malagasy eto Antananarivo ankehitriny🇲🇬
✅Tato anatin'ny 5 taona, 5% an'ireo lalana amin'ireo 50 isa sisa no mbola mitondra anarana vahiny.
✅Tanjona amin'izao famerenana ny fametaana anarana Malagasy izao ny hanomezana lanja ny kolotsaina sy ny maha izy azy ny firenena.

Sary nindramina

🛑🛑𝗡𝘆 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗶𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗮𝗺𝗯𝗼 𝘃𝗮𝘃𝗲𝗻𝘁𝘆 𝗻𝗮 𝘀𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝗱𝗶𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼  #𝘀𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮 1076 𝘀𝘆  #𝗴𝗶𝗱𝗿𝗼 ...
07/05/2024

🛑🛑𝗡𝘆 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗶𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗮𝗺𝗯𝗼 𝘃𝗮𝘃𝗲𝗻𝘁𝘆 𝗻𝗮 𝘀𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝗱𝗶𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 #𝘀𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮 1076 𝘀𝘆 #𝗴𝗶𝗱𝗿𝗼 48 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝘁𝘆 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼, 𝗵𝗼𝘆 𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗹𝗲 𝗝𝗲𝗻𝗲𝗿𝗮𝗹𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗱𝗶𝗻-𝘁𝘀𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮. ny sisin-dranomasin'i Madagasikara ka tsy ary ho voajery daholo. Teratany maro, misy Afrikanina, Aziatiaka, Amerikanina, izany hoe iray mihitsy ireto manondrana sy manao trafika ny harena voajanahary ireto. Amin’izao fotoana izao, misy olona 4 tazonina (garde à vue) ao amin’ny fadin-tseranana, ary mbola misy olona naman’izy ireo tadiavina koa, hoy hatrany izy.
⭕Tsy fantatra hoy izy ny fotoana nahatongavan’ireo biby ireo tany , ny azo antoka dia tsy nandeha mivantana avy ato Madagasikara nihazo an’i Thailande izy ireo fa avy any no nandeha Thailande.

©Gazetiko

🍶💧Efa azon'ny rehetra atao ny misitraka rano fisotro madio sy voasivana amin'ny alalan'ny fotodrafitr'asa fizarana rano ...
26/04/2024

🍶💧Efa azon'ny rehetra atao ny misitraka rano fisotro madio sy voasivana amin'ny alalan'ny fotodrafitr'asa fizarana rano napetraka eo Analakely.
🛑300 ariary ny atsasa-litatra raha 500 ar kosa ny iray litatra.
Ankoatr'izay, azo atao ny misafidy ny hafanan'ny rano hosotroina ka miatomboka amin'ny latsaky ny 10° izany hafanana izany.

Sary: CUA

📌 Nampoizin'iza moa, loza voajanahary ara-bakitenyTamin’ny alatsinainy teo tokony tamin'ny 2 ora, fotoana nandalovan'ny ...
18/04/2024

📌 Nampoizin'iza moa, loza voajanahary ara-bakiteny

Tamin’ny alatsinainy teo tokony tamin'ny 2 ora, fotoana nandalovan'ny fiara iray avy tany Mahanoro ho any Toamasina teo Manakana, fokontany Ambalatenina.

𝗡𝗶𝗵𝗼𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗽𝗼𝗸𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗮𝘃𝗶𝗻𝗮𝗹𝗮 𝘃𝗮𝘃𝗲𝗻𝘁𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗶𝗿𝘆 𝘁𝗮𝗺𝗯𝗼𝗻𝗶𝗻𝘆. 𝗡𝗶𝗮𝗻𝗷𝗲𝗿𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗮𝗹𝗼. Nivadika ny fiara, mpandeha 15 naratra daholo saingy ny 5 tena naratra be.

Simba koa ny fiara. Sendra loza tsy nampoizina ny mpamily sady simba fitaovana no niantoka fitsaboana ireo mpandeha. Nisy ihany kosa nefa ny mba nahatsapa ny fahasahiranan'ny mpamily dia nianto-tena.

Ahoana ny ataon'ny trano fiantohana rehefa hoatran'izao moa ?

⚫ VAOVAO MAMPALAHELO ⚫ TONTOLON'NY SARIMIHETSIKA: Nodimandry androany maraina i Emmanuel mpilalao sarimihetsika Malagasy...
10/04/2024

⚫ VAOVAO MAMPALAHELO ⚫

TONTOLON'NY SARIMIHETSIKA: Nodimandry androany maraina i Emmanuel mpilalao sarimihetsika Malagasy. Ny horonantsary Malok'ila no isan'ny tena nahafantarana azy. Mpanolontsaina kaominaly tao amin'ny Kaominina Soalandy Ankadivoribe ihany koa izy.

Mirary fiononana feno ho an'ny fianankaviana.

♦️HOROHORON-TANY MAHERY VAIKA TAO TAIWAN . 𝙊𝙡𝙤𝙣𝙖 04 𝙣𝙤 𝙛𝙖𝙣𝙩𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙛𝙖 𝙢𝙖𝙩𝙮 𝙝𝙖𝙩𝙧𝙚𝙩𝙤 𝙖𝙧𝙮 𝙖𝙢-𝙥𝙤𝙡𝙤𝙣𝙮 𝙣𝙤 𝙣𝙖𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖, 𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙩𝙧𝙖𝙣𝙤 𝙡𝙚𝙝...
03/04/2024

♦️HOROHORON-TANY MAHERY VAIKA TAO TAIWAN .

𝙊𝙡𝙤𝙣𝙖 04 𝙣𝙤 𝙛𝙖𝙣𝙩𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙛𝙖 𝙢𝙖𝙩𝙮 𝙝𝙖𝙩𝙧𝙚𝙩𝙤 𝙖𝙧𝙮 𝙖𝙢-𝙥𝙤𝙡𝙤𝙣𝙮 𝙣𝙤 𝙣𝙖𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖, 𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙩𝙧𝙖𝙣𝙤 𝙡𝙚𝙝𝙞𝙗𝙚 26 𝙣𝙤 𝙣𝙞𝙧𝙤𝙙𝙖𝙣𝙖 𝙩𝙖𝙤 𝙖𝙣-𝙩𝙖𝙣𝙖̀𝙣𝙖𝙣'𝙞 𝙃𝙪𝙖𝙡𝙞𝙚𝙣 𝙛𝙖𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖 𝘼𝙣𝙩𝙨𝙞𝙣𝙖𝙣𝙖𝙣'𝙞 𝙏𝙖𝙞𝙬𝙖𝙣. 𝙊𝙡𝙤𝙣𝙖 20 𝙢𝙖𝙝𝙚𝙧𝙮 𝙣𝙤 𝙫𝙤𝙖𝙛𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙠𝙖 𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙗𝙖𝙣𝙞𝙣'𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙫𝙖𝙩𝙤, 𝙝𝙤𝙮 𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙖𝙢𝙤𝙣𝙟𝙮 𝙫𝙤𝙞𝙣𝙖 𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙖𝙣𝙮 𝙖𝙣-𝙩𝙤𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖.

📷SOURCE : RFI📷

💥Azo raisina sady mitombina hoy ny HCC.Tsy depiote intsony i ChristineTsy loholona intsony i Herimanana
28/03/2024

💥Azo raisina sady mitombina hoy ny HCC.
Tsy depiote intsony i Christine
Tsy loholona intsony i Herimanana

🟥VOKATRY NY RIVODOZAMijaly ity tanànan'Ambinanitelo any Maroantsetra ity isaky ny misy rivodoza fa toy izao hatrany ny f...
27/03/2024

🟥VOKATRY NY RIVODOZA

Mijaly ity tanànan'Ambinanitelo any Maroantsetra ity isaky ny misy rivodoza fa toy izao hatrany ny fiakaran'ny rano.

Dibo-drano toy izao amin'ny sary izao ny tanana

💥TANIMENABE AMBODIVONKELYAMBOHIMANARINA : ANKIZIVAVY HITA FATY ⭕Ankizy vavy hita faty teny amin'ny Fokontany Ambodivonke...
19/03/2024

💥TANIMENABE AMBODIVONKELY

AMBOHIMANARINA : ANKIZIVAVY HITA FATY
⭕Ankizy vavy hita faty teny amin'ny Fokontany Ambodivonkely , vao izao maraina
🔴Raha ny filazan'ireo nanatri_maso dia ahiana ho nisy nanolana ity zazavavy ity 🥺
🙏Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany

( Sary : Fokontany Ambodivonkely )

 ...Itaosy, lehilahy iray hita faty. Lehilahy iray no hita faty tetsy andrambato itaosy, minitra vitsy lasa, araka ny fa...
04/03/2024

...
Itaosy, lehilahy iray hita faty.
Lehilahy iray no hita faty tetsy andrambato itaosy, minitra vitsy lasa, araka ny fampitam-baovao. Hita fa efa simba ny razana, ary tapa-tongotra. Tsy fantatra mazava ny tena nahazo ity lehilahy ity. Efa anatin’ny fanadihadiana hazoam-baovao momba izay kosa ny mpitandron’ny filaminana.

📷 sary indrana.

Lozam-pifamoivoizana teny amin’ny ByPass akaikin'ny fatapera eo @ pharmacie.Potika tanteraka ny lohan'ilay nitondra scoo...
15/02/2024

Lozam-pifamoivoizana teny amin’ny ByPass akaikin'ny fatapera eo @ pharmacie.
Potika tanteraka ny lohan'ilay nitondra scooter, voahitsaky ny Semi-remorque, Naratra mafy kosa ilay bisikileta fa efa lasa notsaboina. Tsy fantatra izay tena nihavia'ny loza.

Entanina hatrany isika hitandrina indrindra amin’izao andro alina arahina orana izao.

Loharano: Voa Hary

Toy izao ny nanaovan'ny mpaka an-keriny an'ity raim-pianakaviana karàna, hitan'ny olona, teny Ambohidava Ambatolampy Tsi...
09/02/2024

Toy izao ny nanaovan'ny mpaka an-keriny an'ity raim-pianakaviana karàna, hitan'ny olona, teny Ambohidava Ambatolampy Tsimahafotsy, ny alarobia teo, ity.

Teny no narian'ireo jiolahy izy. Mifatotra ny tongony sy ny tanany. Mitampina ny vavany. Ny zava-dehibe dia, velon'aina.

Iray miliara no voalaza fa, notakin'ireo mpaka an-keriny. Vao nahazo 12 tapitrisa ariary tamin'ny havany anefa dia, navotsony ity karàna ity, satria efa feno zandary sy polisy ny tanàna, nanery ny lalan'izy ireo.

Teny amin'ny lalam-baovao Andohatapenaka no nalain'ny jiolahy io karàna io sy olona iray niaraka taminy, ny talata hariva. Ny fiarany ihany no nitondran'ireo jiolahy azy ireo.

Nony tody teny Andranotapahina dia, navelan'izy ireo ilay fiara sy ilay olona iray. Io raim-pianakaviana io sisa nentin'izy ireo.

SAMIA MITANDRINA

© Copyright - Skispass Atm

📌⚠️   𝙩𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖  #𝙣𝙖𝙣𝙜𝙖𝙡𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮   𝙤𝙢𝙖𝙡𝙮. Mitondra harona sachet izy ka alainy ny entana ary asitriny ao avy eo. Vo...
09/02/2024

📌⚠️ 𝙩𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 #𝙣𝙖𝙣𝙜𝙖𝙡𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙤𝙢𝙖𝙡𝙮. Mitondra harona sachet izy ka alainy ny entana ary asitriny ao avy eo. Voalaza ho nisy namana izy fa nitsoaka ilay namany.

Mampalaelo ny tanora😟😟
©️Arielle Mitantsu

🛑𝗥𝗔𝗢𝗕𝗘𝗟𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗚𝗮𝘇𝗲𝘁𝘆, 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗽𝗼𝗿𝗼𝗳𝗼 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮.     - Nanaja amin'ny antsipirihany ny engag...
07/02/2024

🛑𝗥𝗔𝗢𝗕𝗘𝗟𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗚𝗮𝘇𝗲𝘁𝘆, 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗽𝗼𝗿𝗼𝗳𝗼 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮.

- Nanaja amin'ny antsipirihany ny engagement nataony ny Canal 7 events, nisy Huissier nanao ny constat rehetra tamin'ny fanajàna ireo fanekena ireo, isaky ny nisy engagement vita. (Fanarenana sy fanampiana ara-pitaovana toeram-pianarana, fampiasan'ny minisitera ny Plaza isaky ny talata ....)
- Mpampiasa vola aho hoy izy, investisseur, ka hoe tsy hanaja ny fifanarahana hampiasàna ny toerana izay nanaovana ny fifanarahana 3P.
- Fampiasam-bola 400 000 Dolara ny fampiasàm-bola nanarenana ny Plaza ary afaka 10 taona vao tafaverina izany, tsy nisy afa-tsy 6 taona sy volana vitsy anefa no nijanonana tao, ary raha esorina aza ny confinement izay tsy nahafana nampiasa izany dia 5 taona mahery sisa.
- Tsy nisy tombony manokana nahazoana an'io, ary ara-dalàna avokoa. 2 taona nandresena lahatra ny mpitondra vao niroso tamin'ny fanaovan-tsonia 3P nampiasààna azy io izahay, hoy izy, tamin'ny 2017, ary 7 volana taorian'ny nahavitan'ny fifanaovan-sonia teo amin'ny Minisitera sy ny Canal 7 events, fa nomena anay ny lakle an'ny trano nahafahana niditra sy nanomboka ny fanarenana tao. 2018 vao afaka nampiasàina io.

- Vita ny passation, efa tsy ao amin'ny amphithéâtre Ampefiloha intsony ny Canal 7 event's.
_____________________________________________________________
Politika :

- Atahorana manokana ve i Raobelina Andry.
- Fifidianana ben'ny tananan'Antananarivo sy Solombavambahoaka : hirotsaka an-tsehatra ny ARB.
- Tsy misy IDE na fampiasam-bola mivantana ataon'ny orinasa na mpandraharaha avy any ivelany eto, nefa izao no hanaovana ny mpandraharaha malagasy izay mamorona sy mitondra asa eto, rehefa voasokajy fa tsy manohana be fahatany ny Fitondràna. Be dia be ny mpandraharaha iharan'izany ary lasa matahotra. Fa isika mijoro, tsy azo avela amin'izao ity firenena ity.

*** Any anatin'ny fampahalalam-baovao ny antsipirihany.

🛑Tsy voakarakaran'ny fanjakana nifandimby nandritra ny 25 taona mahery io amphithéâtre eo Ampefiloha io. Tany amin'ny ta...
02/02/2024

🛑Tsy voakarakaran'ny fanjakana nifandimby nandritra ny 25 taona mahery io amphithéâtre eo Ampefiloha io. Tany amin'ny taona 80, hatramin'ny 2016, lasa toerana fanaovana maloto, filokàna, sy fitondrana mpivaro-tena ary fieren'ny jiolahy sy ny mpanao ratsy samihafa izany.

Tsy laharam-pahamehana ny fanarenana azy, notazanina fotsiny, potika teo am-pitoerana teo.
Mpandraharaha nanana vina sy fikasana tsara ho an'ny tanora sy ny vahoaka malagasy no nandray an-tànana izany, tamin'ny fomba ara-dalàna. 3P niarahana tamin'ny fitondram-panjakana ny taona 2017.
Nohavaozina tanteraka ny Plaza, lasa vaovao, vita ary manaja ny fenitra iraisam-pirenena.
Na dia afaka nitantana izany, amin'ny raharaha ara-barotra ranofotsiny aza ny mpandraharaha malagasy nanavao sy nitantana ity fotodraditr'asa ity, dia nahompana amin'ny ampahany betsaka amin'ny fampiofanana sy ny fanomezana asa ny tanora malagasy tao anatin'ny 2 taona sy tapany izao, ny fampiasàna ity foto-drafitr'asa ity. Sady maimaimpoana izany no tsy nitakiana tambiny, fa tafiditra ao anatin'ny fitiavan-tanindrazana sy ny fifanampian'ny mpiara-belona hanatsaràna ny fidiram-bola sy ny fiharian'ny isan-tokatrano. 70 000 mahery ny malagasy nahazo fampiofanana maimaimpoana sy fanampiana ara-pihariana tao amin'ny Plaza Ampefiloha.

✅Azo antoka aloha, avy hatrany dia hamantana trano tsara tarehy sy manara-penitra, noho ny hatsembohan'ny mpandraharaha Raobelina Andry, ny fanjakana hampiasana ity fotodrafitr'asa ity.

. Ary afaka tonga dia maka tahaka sy mampanao fampiofanana ao amin'ny Plaza izy ireo na rahampitso aza.

🛑PLAZA AMPEFILOHA : Tonga vao maraina ny mpitandro filaminana miaraka amin'ny tomponandraikitry ny minisitera mandroaka ...
02/02/2024

🛑PLAZA AMPEFILOHA : Tonga vao maraina ny mpitandro filaminana miaraka amin'ny tomponandraikitry ny minisitera mandroaka ny orinasa Canal7 Events hiala ao an-toerana. Navoaka daholo ny entana rehetra.

𝐒𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍'𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎𝐕𝐈𝐒𝐘-𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐁𝐄😨𝐙𝐚𝐳𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐥𝐚𝐧𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐚𝐥𝐚𝐯𝐨 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧𝐲 𝐚𝐤𝐚𝐢𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐛𝐚𝐭𝐭𝐨𝐢𝐫𝐞🥺, ✝️🟥Ren'ny manodid...
01/02/2024

𝐒𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍'𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎𝐕𝐈𝐒𝐘-𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐁𝐄😨𝐙𝐚𝐳𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐥𝐚𝐧𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐚𝐥𝐚𝐯𝐨 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧𝐲 𝐚𝐤𝐚𝐢𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐛𝐚𝐭𝐭𝐨𝐢𝐫𝐞🥺, ✝️

🟥Ren'ny manodidina fa niady be ny ray sy reniny halina, lasa nivoaka izy ireo ary nohidiny irery tao an-trano ilay zaza.
🟥Tsy mbola fantatra kosa hatreto raha tena izay kaikitry ny voalavo izay no nahafaty ilay zaza na antony hafa mihitsy.

𝐒𝐨𝐮𝐫𝐜𝐞: Amboaram-pitia Tinasou Fanyah

‼🔴𝗙𝗶𝗮𝗿𝗮𝗻𝗱𝗮𝗹𝗮𝗺𝗯𝗶𝗻'𝗻𝘆  #𝗙𝗖𝗘 𝗻𝗼 𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆   𝘁𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗣𝗞 114 𝗺𝗶𝗮𝗹𝗮 𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻à𝗻𝗮𝗻'𝗶 𝗙𝗲𝗻𝗼𝗺𝗯𝘆 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 𝘁𝗲𝗼, raha nikasa...
31/01/2024

‼🔴𝗙𝗶𝗮𝗿𝗮𝗻𝗱𝗮𝗹𝗮𝗺𝗯𝗶𝗻'𝗻𝘆 #𝗙𝗖𝗘 𝗻𝗼 𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗣𝗞 114 𝗺𝗶𝗮𝗹𝗮 𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻à𝗻𝗮𝗻'𝗶 𝗙𝗲𝗻𝗼𝗺𝗯𝘆 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 𝘁𝗲𝗼, raha nikasa hiakatra ho any Fianarantsoa. Misy ireo ary efa nentina notsaboina any Fenomby. Voalaza fa tsy tafakatra tamin'ilay fiakarana ilay fiarandalamby ka nihemotra. Andrasana ny mety ho tohin'ny vaovao.

(Sary fanehoana)

Olona iray no namoy ny ainy ary nisy koa ny naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana teo Andranomanelatra anoloan'ny Post...
26/01/2024

Olona iray no namoy ny ainy ary nisy koa ny naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana teo Andranomanelatra anoloan'ny Poste Avancé ny Gendarmerie halina.
Taxi Brousse Tana-Fianarantsoa moa ity nidona tamin'ny Camion ity.

Sary: Fehinjaka Andriatsiorilaza

𝐌𝐀𝐑𝐎𝐌𝐀𝐃𝐈𝐀-𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍'𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐋𝐀𝐕𝐀 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐒𝐎𝐅𝐈𝐀🔘Dibon-drano ny tanàna ao Maromadia- Distrikan'Analalava faritra Sofia noho n...
24/01/2024

𝐌𝐀𝐑𝐎𝐌𝐀𝐃𝐈𝐀-𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍'𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐋𝐀𝐕𝐀 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐒𝐎𝐅𝐈𝐀

🔘Dibon-drano ny tanàna ao Maromadia- Distrikan'Analalava faritra Sofia noho ny ora-mikija efa ho herinandro mahery izay ary mbola tsy mitsahatra hatramin'izao. Vokany, entana maro sy biby fiompy lasan'ny rano.
- Ankoatran'izay dia tsy afaka mianatra ny ankizy.

Sary indrana

⚠️Misy lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray eny Tsarasaotra. ♦️ Tovolahy iray nitondra ilay moto no fantatra fa nam...
23/01/2024

⚠️Misy lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray eny Tsarasaotra.
♦️ Tovolahy iray nitondra ilay moto no fantatra fa namoy ny ainy.
Nidona tamina fiarabe iray ity moto ity raha ny fantatra ary tafatsofoka any ambanin'ilay fiara mihitsy ilay moto.
©️Radanielina Danbe

🔴 ACCIDENT MOTO TEO MAHAMASINA : NODIMANDRY ILAY TOVOLAHYNodimandry halina ilay tovolahy notaritaritin'ny taxibe 154 teo...
21/01/2024

🔴 ACCIDENT MOTO TEO MAHAMASINA : NODIMANDRY ILAY TOVOLAHY

Nodimandry halina ilay tovolahy notaritaritin'ny taxibe 154 teo Mahamasina omaly hariva. Raha ny fantatra dia efa malaza ratsy eto Antananarivo ity bus 0348 TAP ity. Efa nisy nanao fitarainana tato amin'ny tambajotra taona vitsivitsy lasa izay fony izy mbola zotra 183 (CAT), satria tia mandeha mafy, misetrasetra sy tsy manaja olona, sns. Rehefa lasa 154 indray dia izao mamono olona izao, satria ny saofera mamo sy miseho mafy be. Nodarohan'ny olona moa ity farany nandritra ny loza omaly, ka naratra alohan'ny nahatongavan'ny mpitandro filaminana. Miantso ny tompon'andraikitra handray fepetra mafy fa ain'olona no lalaovina.

MITANDREMA HATRANY..

‼😲𝗙𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗱𝗶𝗵𝗮𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮 𝘇𝗮𝘇𝗮𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆  #𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗻𝘆 𝗦𝗮𝗵𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗻𝗶𝗻'𝗶𝘁𝘆 𝘇𝗮𝘇𝗮  #𝗻𝗮𝗿𝗶𝗮𝗻𝘆...
17/01/2024

‼😲𝗙𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗱𝗶𝗵𝗮𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮 𝘇𝗮𝘇𝗮𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 #𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗻𝘆 𝗦𝗮𝗵𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗻𝗶𝗻'𝗶𝘁𝘆 𝘇𝗮𝘇𝗮 #𝗻𝗮𝗿𝗶𝗮𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗲𝗻𝗮 #𝗠𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗼𝗺𝗮𝗹𝘆 𝗶𝘁𝘆. Efa nanao vava izy fa ho ariany io zaza io raha tsy omen'ny Ray aman-dReniny vola izy. Natolotra ny fampanoavana izy ka dia naiditra am-ponja vonjimaika omaly. Ilay zaza kosa dia efa eo am-pelantanan'ny fianakaviany.
Ny Fitaleavam-paritry ny Mponina Fitovinany moa no nandray ny andraikitra rehetra raha nahare io tranga io.

©️Mppspf Faritra Fitovinany

NAHITANA FATIN' OLONA TANATY GONY IO MARAINA IO TENY FARAVOHITRA, EFA TSY NISY LOHA INTSONY NY VATANAMANGATSIKA HITA TEO...
16/01/2024

NAHITANA FATIN' OLONA TANATY GONY IO MARAINA IO TENY FARAVOHITRA, EFA TSY NISY LOHA INTSONY NY VATANAMANGATSIKA HITA TEO, RAHA NY FIJERY AZY DI VEHIVAVY ILAY IZY.

📌Ao La Réunion ny rivodoza   miaraka ny rivo-mahery hatramin'ny 200km isan'ora. Tsy mbola nisy rivodoza nahery be toy iz...
15/01/2024

📌Ao La Réunion ny rivodoza miaraka ny rivo-mahery hatramin'ny 200km isan'ora.

Tsy mbola nisy rivodoza nahery be toy izao tao anatin'ny 10 taona raha tsy ity indray hoy ny Météo any an-toerana ka nahatonga ny "alerte violette", fampitandrena farany ambony indrindra. Tsy misy mahazo mivoaka ny trano ny olona rehetra eny hatramin'ny mpamonjy voina aza. Ny orana avy be, ny renirano miakatra ary ny ranomasina manonja be .

💢 Ankaditany akaikin'ny Lycée Ampitatafika izao maraina izao:     Lehilahy iray no hita.faty📷Aina Finaritra / Ampitatafi...
04/01/2024

💢 Ankaditany akaikin'ny Lycée Ampitatafika izao maraina izao:
Lehilahy iray no hita.faty

📷Aina Finaritra / Ampitatafika 102

✝️Renim-pianakaviana iray no maty nofaohan'ny fiara teo Anosy androany maraina🥺Lasa nitsoaka ilay fiara...
03/01/2024

✝️Renim-pianakaviana iray no maty nofaohan'ny fiara teo Anosy androany maraina🥺Lasa nitsoaka ilay fiara...

Ry vahoaka malagasy mpiray tanindrazana, mbola misy ny fanantenàna hampijoroantsika firenena vanona. Tsy mampiraviravy ...
31/12/2023

Ry vahoaka malagasy mpiray tanindrazana, mbola misy ny fanantenàna hampijoroantsika firenena vanona. Tsy mampiraviravy tànana, tsy mahakivy, fa manamafy sy manefy ny zava-nitranga tamin'ireny zotram-pifidianana farany ireny.
Noho izany, hijoro hatrany isika, mba hisian'ny fahamarinana sy ny ara-drariny ary ny ara-dalàna. Izany ihany no hiantoka fifaninana madio ara-toekarena, sy ny fanatsaràna azo tsapain-tànana ny tontolo arak'asa, ho entina manarina ny fiainam-bahoaka."

hoy hatrany ny filohan'ny Antoko Anjomara sy Rivo-Baovao Raobelina Andry

Accident fiara pitatitra olona FIPIMA,avy tanà ho any fianara amzao fotoana izao,miala kely any iavoloha,araka ny vao² d...
29/12/2023

Accident fiara pitatitra olona FIPIMA,avy tanà ho any fianara amzao fotoana izao,miala kely any iavoloha,araka ny vao² dia maro ny naratra mafy,fa tsy nisy aina nafoy

Hayen John Champion

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Voix du Peuple posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Nearby media companies


Other Media/News Companies in Antananarivo

Show All