Hayra Studio

Hayra Studio Situé en plein centre-ville, Hayra Studio vous offre un espace insonorisé, une atmosphère confortable

Situé en plein centre-ville Hayra Studios vous offre un espace insonorisé;
une atmosphère confortable et créative pour les répétitions musicales en groupe ou en solo. L’espace est convivial, vous y trouverez même un coin détente qui fait partie intégrante du processus créatif de naissance de la magie par la musique.

👋  Mbola manan-kery hatrany ! Izay mahafeno 10 ora ato amin'ny Hayra Studio dia mahazo 1 ora maimaim-poana !
09/08/2023

👋 Mbola manan-kery hatrany !

Izay mahafeno 10 ora ato amin'ny Hayra Studio dia mahazo 1 ora maimaim-poana !

Eeeeeeh 👋

Mahazo CARTE DE FIDELITE ianareo rehefa makaty aminay ka rehefa mahafeno 10 ora = mahazo 1 ora maimaim-poana ! 🎶

Inona avy no afaka atao ato amin'ny Hayra Studio ?
👉 Manao répétition
👉 Manao prise de son
👉 Manao shooting photo sy vidéo

🎤 Sarany : 15 000 Ariary/ora
🕖 Ora fisokafana : amin'ny 7 ora maraina ka hatramin'ny 7 ora hariva
📍 Toerana : QG Reko - Antaninandro, anelanelan'ny FJKM Andravoahangy Fivavahana sy ny arrêt bus Rasalama ambony

📞 038 80 656 43 no hiantsoanao anay raha mila fanazavana fanampiny

28/07/2023

Rindram-peo milantolanto, feo malefaka mametsovetso ny fo. 🥰
Juliette Magnevasoa Alfonso no miaraka amintsika amin'ity volana Jolay ity 🎼

Misaotra betsaka an'i Soasoo nampihaingo ny Hayra Studio 🎍

Rohy YouTube : https://youtu.be/t1UPYRXc5Rs

27/07/2023

Juliette Magnevasoa Alfonso ✨️ no hiaraka aminsika mandritra ny volana Jolay.

🗓 Rahampitso zoma 28 Jolay ny fotoantsika amin'ny 6 ora hariva 🕰

03/07/2023

Manome fotoana antsika ny Reko Band ny :

👉 Alakamisy 6 Jolay @ 6 ora sy sasany hariva ao @ La Balançoire Alarobia. Fidirana : 40 000 Ariary
Ny tapakila dia afaka jifainao ao @ QG Reko Antaninandro.

👉 Sabotsy 8 Jolay manomboka @ 10 ora maraina ao @ La City Ivandry. TSY MISY VIDIM-PIDIRANA

Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny laharana 038 51 236 50

Arahabaina nahatratra ny asaramanitra ! 🇲🇬
26/06/2023

Arahabaina nahatratra ny asaramanitra ! 🇲🇬

Arahaba tratry ny Asaramanitra ! 🇲🇬
Aoka ho feno gasy tsara i Gasikara 🙏

Ianao ilay iankinanay,Misaotra fa mijoro foana ianao ry DadaMirary soa ho an'ireo Dada rehetra izahay ! 🤩
18/06/2023

Ianao ilay iankinanay,
Misaotra fa mijoro foana ianao ry Dada

Mirary soa ho an'ireo Dada rehetra izahay ! 🤩

Ianao ilay iankinanay,
Misaotra fa mijoro foana ianao ry Dada

Mirary soa ho an'ireo Dada rehetra izahay ! 🤩

Reko Band

16/06/2023

Indro ny volana Jona, atolotray anio miaraka amin'i Antsiva & Brona .
😉 Mametsovetso ny fo, mampilamina ny saina ary mampitony ireo ahiahy ny miheno ilay mozika.

Mihainoa finaritra o !

Rohy YouTube : https://youtu.be/37NnYstGzTA

14/06/2023

Salama indray e ! 👋

Antsiva no hiaraka amintsika ao anatin'ny volana Jona ! 🎶
Manome fotoana antsika izy ireo ny Zoma 16 Jona ho avy izao @ 6 ora hariva !

Henohy am-pitiavana ny sombiny atolony ho antsika !

Eeeeeeh 👋 Mahazo CARTE DE FIDELITE ianareo rehefa makaty aminay ka rehefa mahafeno 10 ora = mahazo 1 ora maimaim-poana !...
09/06/2023

Eeeeeeh 👋

Mahazo CARTE DE FIDELITE ianareo rehefa makaty aminay ka rehefa mahafeno 10 ora = mahazo 1 ora maimaim-poana ! 🎶

Inona avy no afaka atao ato amin'ny Hayra Studio ?
👉 Manao répétition
👉 Manao prise de son
👉 Manao shooting photo sy vidéo

🎤 Sarany : 15 000 Ariary/ora
🕖 Ora fisokafana : amin'ny 7 ora maraina ka hatramin'ny 7 ora hariva
📍 Toerana : QG Reko - Antaninandro, anelanelan'ny FJKM Andravoahangy Fivavahana sy ny arrêt bus Rasalama ambony

📞 038 80 656 43 no hiantsoanao anay raha mila fanazavana fanampiny

02/06/2023

Misaotra betsaka an'i SOA Off sy Nathan nandalo tato amin'ny Hayra Studio 💗 🙏

Aiza no ahitanao anay ?

📍 QG Reko - Antaninandro, anelanelan'ny FJKM Andravoahangy Fivavahana sy ny arrêt bus Rasalama ambony
👉 Antsoy ny laharana 038 80 656 43 raha hamandrika toerana ianao

30/05/2023

Tonga ilay nandrasana !

19/05/2023

Ito indray ny vaovao atolotray ho anareo manaraka : 🎉 carte de fidélité Hayra Studio 🎉
Mahafeno 10 ora = mahazo adiny 1 mamaim-poana

🎤 Sarany : 15 000 Ariary / ora
🕖 Ora fisokafana : amin'ny 7 ora maraina ka hatramin'ny 7 ora hariva
📍 Toerana : QG Reko - Antaninandro, anelanelan'ny FJKM Andravoahangy Fivavahana sy ny arrêt bus Rasalama ambony

👉 Antsoy ny laharana 038 80 656 43 raha mila fanazavana fanampiny

12/05/2023

Misaotra betsaka an’i Toky Narindra tonga tato amin’ny Hayra Studio ! 🙏

Ianareo koa, aza misalasala manantona anay fa afaka hangalana sary sy vidéo ato aminay 🎙️ 🎥

Ilay promotion kosa mbola mitohy hatramin'ny 17 Mey ho avy izao ! 🫶

📞 Antsoy ny 038 80 656 43 raha te ahazo fanazavana fanampiny !

🌞 Mbola mitohy ilay PROMOTION be ataonay hatramin’ny Alarobia 17 Mey !Mamandrika adiny 1 = mahazo adiny 1 maimaim-poana ...
11/05/2023

🌞 Mbola mitohy ilay PROMOTION be ataonay hatramin’ny Alarobia 17 Mey !

Mamandrika adiny 1 = mahazo adiny 1 maimaim-poana be izao amin'ny sarany 15 000 Ariary isan'ora !

🕖 Ora fisokafana : amin'ny 7 ora maraina ka hatramin'ny 7 ora hariva
📍 Toerana : QG Reko - Antaninandro, anelanelan'ny FJKM Andravoahangy Fivavahana sy ny arrêt bus Rasalama ambony

👉 Antsoy ny laharana 038 80 656 43 azahoanao ny toeranao !

02/05/2023

❌20 000 Ariary/ora lasa ✅15 000 Ariary/ora
👉 Mamandrika adiny 1 = mahazo adiny 1 maimaim-poana 👈

☎️ Tonga dia miantso ny 038 80 656 43 rehefa hamandrika toerana !

👇 Miandry anareo izahay 👇

🎉 PROMOTION HAYRA STUDIO 🎉 👉 Lasa 15 000 Ariary/ora raha 20 000 Ariary/ora teo aloha.👉 Mamandrika adiny 1 ianao, mahazo ...
26/04/2023

🎉 PROMOTION HAYRA STUDIO 🎉

👉 Lasa 15 000 Ariary/ora raha 20 000 Ariary/ora teo aloha.

👉 Mamandrika adiny 1 ianao, mahazo adiny 1 kadoa ! Raha adiny roa kosa dia mahazo adiny 2 fanampiny !

🎊 Tolotra manankery manomboka ny Talata 2 Mey ka hatramin'ny Alarobia 17 Mey ka ataovy dieny izao ny famandrihan-toerana.

Ora fisokafana : 7 ora maraina ka hatramin'ny 7 ora hariva
Toerana : QG Reko, Andravoahangy Ambony, anelanelan'ny FJKM Andravoahangy Fivavahana sy ny arrêt bus Rasalama

Famandrihan-toerana sy fanazavana fanampiny : 038 80 656 43

21/04/2023

Salama daholo e! 😄

Ndao hankafy ny fotoana mamy iarahana tamin'ny Antso Music.
Mizara amintsika ny mozikany amin'ity Hayra Sesssions volana Aprily ity.

Ankafizo am-pitiavana ary ! 🙏 🎼



Rohy YouTube : https://youtube.com/watch?v=i1e0-8Ofvnc&feature=share

19/04/2023

Salama harivariva e 😊

🎼 Antso Music no miaraka amintsika indray ato anaty Hayra Session an'ity volana ity.
🕕 Amin'ny zoma 21 Aprily amin'ny 6 ora hariva ny fotoantsika.

Aiza no misy anay ?📍 Maro ianareo no sahirana kely rehefa mitady ny toerana misy ny Hayra Studio.Ato @ QG  Band Antanina...
14/04/2023

Aiza no misy anay ?

📍 Maro ianareo no sahirana kely rehefa mitady ny toerana misy ny Hayra Studio.
Ato @ QG Band Antaninandro no misy anay. Araho ary ito sarin-tany kely ito ahitanao ny toerana. 🗺️

👉 Antsoy ny laharana 038 80 656 43 ahafahana mamandrika ny toerana mialoha.

Mety ho inona re e ? Fantatreo ve ?Mba lazao aminay eto amin'ny commentaire hoe !🤔
07/04/2023

Mety ho inona re e ? Fantatreo ve ?
Mba lazao aminay eto amin'ny commentaire hoe !

🤔

Salama daholo e !

Manana vaovao tsara ho anareo izahay ary ho avy tsy ho ela ilay izy ! 🤫 😊

Inona ary o !?

Salama indray !Ny tsara ho fantatra momba ny Hayra Studio :👉  Hofan'ny studio : 20 000 Ariary isan'ora👉  Raha hanao "enr...
31/03/2023

Salama indray !

Ny tsara ho fantatra momba ny Hayra Studio :
👉 Hofan'ny studio : 20 000 Ariary isan'ora
👉 Raha hanao "enregistrement son" : 25 000 Ariary isan'ora (tsy mandoha ny hofan'ny studio)
👉 Raha hanao mixage sy mastering : 130 000 Ariary isaky ny hira
👉 Raha haka sary (hors matériel) : 20 000 Ariary isan'ora

🕖 Misokatra manomboka amin'ny 7 ora maraina ka hatramin'ny 7 ora hariva izahay (mila mamandrika toerana mialoha)
📍 Antaninandro (eo anelanelan'ny FJKM Andravoahangy Fivavahana sy ny arrêt bus Rasalama)

📞 Antsoy ny laharana 038 80 656 43 rehefa hamandrika ny toeranao

Tongasoa ato aminay ! 🎶 Natsanganay sy nosokafanay ho antsika ny  Studio mba ahafahantsika mivelatra kokoa ato anatin'ny...
24/03/2023

Tongasoa ato aminay ! 🎶

Natsanganay sy nosokafanay ho antsika ny Studio mba ahafahantsika mivelatra kokoa ato anatin'ny tontolon'ny mozika.
Mandray anareo tsy ankanavaka izahay ary afaka mamandrika ny ora izay tianareo ianareo.
📞 Antsoy ny 038 80 656 43 rehefa hamandrika toerana !

17/03/2023

miaraka amin’i Hosea Marlyn sy i 🎸 Vazo Lee
🎤 Ity no hira voalohany nahafantarantsika azy, ankafizo ary e !
Faly foana izahay manolotra ho anareo ny .

🎥 .mg
Rohy YouTube : https://youtu.be/oAvyM_Y5irg

14/03/2023

Salama daholo indray o 😊

🎼 Hosea Marlyn indray no vahinintsika ato anaty Hayra Session ho an'ity volana ity.
🕕 Amin'ny zoma 17 Martsa amin'ny 6 ora hariva ny fotoantsika eto amin'ny pejy Facebook sy ao amin'ny Youtube Reko Band.

Salama eh 🤗Ireto zarainay an-tsary aminareo ny fiarahan'ireo mpandresy ny lalao tamin'ny tarika Reko tato amin'ny Hayra ...
10/03/2023

Salama eh 🤗

Ireto zarainay an-tsary aminareo ny fiarahan'ireo mpandresy ny lalao tamin'ny tarika Reko tato amin'ny Hayra Studio.

Ankoatry ny "prise de son" sy ny fakana sary dia azo hifampizarana fotoana an-kira toy izao ihany koa ny studio, mitendritendry sy mihirahira na mamerina hira. 20 000 Ariary isan'ora hatrany ny hofan'ny toerana.

Afaka mandefa hafatra miafina ny pejy na miantso ny 038 80 656 43 ireo izay liana amin'ireo tolotra ireo.

Ho mamy hatrany anie ny fiarahana 😉🎶

Salama daholo e !  😊Ny Hayra Studios dia faly mankasitraka an’ireo rehetra nandray anjara tamin’ny lalao nokarakaraina t...
24/02/2023

Salama daholo e ! 😊

Ny Hayra Studios dia faly mankasitraka an’ireo rehetra nandray anjara tamin’ny lalao nokarakaraina teto, izay niarahana tamin’ny

Araka izay efa voalaza dia olona roa (2) avy ao amin’ny Facebook ary roa (2) avy ao amin’ny Instagram no hahazo ny tapakila afahana manatrika ilay “Concert Privé” miaraka amin’ny tarika Reko.

Ireto avy àry ny anaran’ireo nahazo :

✨ Fabie Heritiana sy Faneva Randriamihaja
✨ sy

Arahabaina ianareo ! 🥳 Misy hafatra miafina nalefanay any aminareo mahakasika ilay seho.

Misokatra hoantsika rehetra hatrany HAYRA STUDIOS :
“studio de répétition”, “studio photo/vidéo” ary koa raha mila manao “enregristrement maquette”.

Mirary faran’ny herinandro finaritra ho antsika rehetra e ! 😉

Miarahaba antsika rehetra indray 😊 Hizara vokatra notontosaina tato amin'ny Hayra Studio aminareo izahay androany. Fiara...
22/02/2023

Miarahaba antsika rehetra indray 😊
Hizara vokatra notontosaina tato amin'ny Hayra Studio aminareo izahay androany. Fiaraha-miasa tamin’ny namana avy etsy amin’ny nosy rahavavy Comores izy ity 😉 Ianareo koa aza misalasala manantona ny fa vonona izahay hiara hiasa aminareo 🤝🏼
Ankafizo dia zarao raha sitrakareo 🫶
Ps: Misy dikateny Frantsay ao amin’ny YouTube ho an'ireo izay liana.

Comores muzike by Ali Foundation.Mungu ni mukuu!Tu es digne de toutes les louanges.Oh Dieu, mon coeur chante pour toi.De nos coeurs s'elevent des chants de l...

Salama daholo 😊Ho an'izay liana, ireto avy ny tolotra ato amin'ny HAYRA Studio :✅ Studio de répétition ✅ Studio Shooting...
20/02/2023

Salama daholo 😊
Ho an'izay liana, ireto avy ny tolotra ato amin'ny HAYRA Studio :
✅ Studio de répétition
✅ Studio Shooting photo/vidéo
✅ Enregistrement maquette
Tsara kokoa raha mampilaza roa na telo andro mialoha sy manao famandrihana.
Aza misalasala miantso ny 038 80 656 43 na mandefa MP eto amin'ny pejy.

🎤   , volana febroary 2023. Vahiny : Moni  Hira tsy mbola fahenonareo mihitsy satria tamin'ity Hayra Session ity vao nat...
18/02/2023

🎤 , volana febroary 2023. Vahiny : Moni
Hira tsy mbola fahenonareo mihitsy satria tamin'ity Hayra Session ity vao natao. Ankafizo ary dia zarao, ✨ Moni – Difitra ✨
🎥 Shortvideo.mg
Rohy YouTube : https://youtu.be/p43nxwHj148

Here is Moni's song called "Difitra", performed at Hayra Studio, and filmed by Short Video.Hayra sessions is a live recording performance produced by Hayra...

16/02/2023

Salama daholo 😊
🎼 Moni indray no ho vahinintsika ato anaty Hayra Session an'ity volana ity.
🕕 Amin'ny sabotsy amin'ny 12:12 tolakandro ny fotoana.

Mizara fitiavana, mizara hafaliana ♥️🙏 Ho fanamarihana ity volana ity ary ho fisaorana anareo mpanaraka, mpankafy Reko s...
08/02/2023

Mizara fitiavana, mizara hafaliana ♥️
🙏 Ho fanamarihana ity volana ity ary ho fisaorana anareo mpanaraka, mpankafy Reko sy mpampiasa ny Hayra studio, dia nanomana kilalao ho anareo izahay 😊
🎁 Ny loka dia seho manokana ho ataon'ny ato amin'ny Hayra Studio amin’ny faran’ny volana.
Mpifankatia roa ( iray avy ao amin'ny Facebook ary iray avy ao amin'ny Instagram) no hisitraka an'ilay . Mety ihany koa anefa raha mpinamana na mpihavana ianareo roa an.
✅ Tsotra ny FITSIPIKA arahana ho an'ny lalao :
1- Asio j'aime ny pejy Hayra Studio sy Reko band (y)
2- Mariho ao amin'ny kaomantera ilay olona hiaraka aminao (izy ihany koa dia tokony manao J’aime ny pejy anankiroa) 📝
3- Hasao ny namana handray anjara 📨
4- Zarao ao amin'ny kaontinao ity famoahana ity ary ataovy ho hitan'ny rehetra (mode public)
📤 Tapitra ny Zoma 24 febroary amin’ny 12ora (mitataovovonana) ny fandraisana anjara ary ho atao mivantana eto amin'ny pejy amin’ny 5ora ariva, io andro io ihany, ny fisarihana.

06/02/2023

🤗 SALAMA E
Raha ny fandraisam-peo no tena hahalalana ny Hayra Studio dia AZA ADINOINA fa misy ihany koa ny toerana natokana angalana sary na " Studio photo" 📷
👉 Koa aza misalasala ary fandrio dieny zao ny toeranao ato amin'ny Hayra Studio
📝 Mandefasa hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny.
☎️ Na antsoy ny : 034 63 408 78
Miandry anareo izahay 🤝😊

24/01/2023

Efa andiany fahaefatra amin'ny Hayra Session isika izao
Babai Lugu (Alalà) no vahinintsika miaraka amin'ny HIRANY VAOVAO mitondra ny lohateny hoe "Kilalao".😊
✅Inty no rakitsary voalohany ahitanao ity hira ity, tsy hita raha tsy ao amin'ny "chaîne" YouTube REKO Band irery ihany.
Aza adino ny mi "s'abonner" amin'ny "Chaîne" Youtube REKO Band anarahanao mozika mahafinaritra 🎬.
ROHY : https://www.youtube.com/watch?v=BKf5Fp4-sp8

Ny équipe rehetra ato amin'ny HAYRA Studio dia mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra 🥳🎄💖
25/12/2022

Ny équipe rehetra ato amin'ny HAYRA Studio dia mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra 🥳🎄💖

17/12/2022

Hayra Session Jour - J 🥳
Ora vitsy sisa dia hanaraka ny Hayra Session indray isika miaraka amin'i Steph Rambi , ao amin'ny Chaîne Youtube REKO Band 🎬.
Amin'ny 12 ora sy 12 io an!⏰
Hizara mozika mahafinaritra be ho antsika izy 😍🎼

Hayra Session💖🎬Mitohy hatrany ny fizarana mozika😍🎼🎧Hiaraka amin'i Steph Rambi indray isika ny 📅 sabotsy 17 desambra izao...
14/12/2022

Hayra Session💖🎬
Mitohy hatrany ny fizarana mozika😍🎼🎧
Hiaraka amin'i Steph Rambi indray isika ny 📅 sabotsy 17 desambra izao amin'ny ⏰ 12 ora sy 12 ao amin'ny 🎬 Chaîne Youtube REKO Band.
Araho tsy tapaka ny pejy😊

Répetition voalohany hoan'ny seho ataon'i  Babai Lugu  ao @ CCESCA Antanimena ny 11 Desambre aminy 3 ora tolakandro,  ni...
24/11/2022

Répetition voalohany hoan'ny seho ataon'i Babai Lugu ao @ CCESCA Antanimena ny 11 Desambre aminy 3 ora tolakandro, niarahany tamin'izy telo mirahalahy Tsanta Randri - Musician

Misaotra nisafidy ny hayra_studio


21/11/2022

J-2 Hayra Session🥳💖
Aza adino ny fotoanantsika miaraka amin'i Marco Klarck ao amin'ny Chaine Youtube Reko Band, ny 📅alarobia 23 Novambra izao amin'ny ⏰12h12.

Hayra session!💖🎧Mitohy ihany ny fifampiazarana mozika miaraka amin'ny Marco Klarck .💖Ny 📅alarobia 23 Novambra izao aminy...
18/11/2022

Hayra session!💖🎧
Mitohy ihany ny fifampiazarana mozika miaraka amin'ny Marco Klarck .💖
Ny 📅alarobia 23 Novambra izao aminy ⏰12h12, ao amin'ny Chaine Youtube REKO Band.
Inona ny hira nahafantaranao azy?💖🎼🎸
Araho tsy tapaka ny pejy fa mbola maro ireo mpanakanto hifampizara amintsika.😊

Misokatra ho anareo izay tia mozika sy mianatra mozika ny Hayra Studio😊💖Manolotra ho anareo izahay ny 🔴REC Maquette🎤🎼, i...
14/11/2022

Misokatra ho anareo izay tia mozika sy mianatra mozika ny Hayra Studio😊💖
Manolotra ho anareo izahay ny 🔴REC Maquette🎤🎼, izay ahafahanao mihaino izay zavatra vitanao nandritran'ny répétition izay nataonao tato amin'ny Studio.😊
Tsy miova ny tarif fa 20.000 Ar par heure ihany.
Aza misalasala miantso ny 📞034.63.408.78 ianao raha hanao ny réservation.
Tia mozika, miaina ny mozika!💖

Address

Lot II K 13 Bis Andravoahangy Ambony
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 16:30 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00

Telephone

+261388065643

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hayra Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hayra Studio:

Share

Nearby media companies


Other Music production in Antananarivo

Show All