25/06/2021
"Ankizy misitrana ny zony anatin'ny hamehana ara-pahasalamana"
๐ Tanteraka io teny faneva io nandritra ny nanamarihana ny iray volan'ny ankizy teto amin'ny distrikan'i Moramanga.
Ankoatra ireo hetsika maro tamin'ireo sekoly sy kaominina hafa mantsy dia...
๐ฆ๐ฆ๐ฆ Ankizy maherin'ny 150 no vita famorana maimaim-poana ka anisan'izany ireo ankizy zanak'ireo tsy manan-kialofana,
๐ฆ๐ฆ๐ฆ Notolorana baolina sy fanamiana mitovy isan-karazany ireo ankizy voatana eny amin'ny fonjan'i Moramanga mba hisitrahan'izy ireo nu zo hilalao ihany koa,
๐ฆ๐ฆ๐ฆ Nozaraina kilalao niaraka tamin'ny vatomamy sy biscuit ary arendrina ireo ankizy manana fahasembanana mianatra ao amin'ny EPP Moramanga Ambony.
Ny sampan-draharaha miadidy ny mponina sy ny fiahiana ara+tsosialy ary ny fampivoarana ny vehivavy niaraka tamin'ny sampan-draharahan'ny fahasalamam-bahoaka sy ny fampianarana eto Moramanga no nanatanteraka izany izay notarihin'nu solombavam-bahoaka Dr RAJAOBELINA Lova Herizo