Ravi_Facteur.comm

Ravi_Facteur.comm Blog personnel, pour plus d'infos.
(2)

HO AN'I TOLIARASOAFILIRA RINHO
05/04/2024

HO AN'I TOLIARA

SOAFILIRA RINHO

24/03/2024

HO AN'I TOLIARA

DORANGA

SOAFILIRA RINHO

NY ZAVATRA REHETRA VITA IZAY DIA :HO AN'I TOLIARASOAFILIRA RINHO
23/03/2024

NY ZAVATRA REHETRA VITA IZAY DIA :

HO AN'I TOLIARA

SOAFILIRA RINHO

RAKAPO RE BEZAHBEZAH 19 Juin 2022 HOAVY ZAO✊🏻✊🏻✊🏻
13/05/2022

RAKAPO RE BEZAH

BEZAH 19 Juin 2022 HOAVY ZAO✊🏻✊🏻✊🏻

TOURNOI MAROZATOVO
07/05/2022

TOURNOI MAROZATOVO

"SANTÉ, BONHEUR ET PROSPÉRITÉ POUR L'ANNÉE QUI DÉBUTE".Mr SOAFILIRA RINHO,PRÉSIDENT FONDATEUR DE L'ASSOCIATION MAROZATOV...
05/01/2022

"SANTÉ, BONHEUR ET PROSPÉRITÉ POUR L'ANNÉE QUI DÉBUTE".

Mr SOAFILIRA RINHO,
PRÉSIDENT FONDATEUR DE L'ASSOCIATION MAROZATOVO ET SON ÉQUIPE VOUS SOUHAITE UNE BELLE ANNÉE 2022 🎉🎊🎁

MANAO SOA TSY RATY 🤍❤💚

LA SUCCESSION ET L’HÉRITAGE A SA LOI.Mr SOAFILIRA RINHO,PRÉSIDENT FONDATEUR DE L'ASSOCIATION MAROZATOVO.
19/10/2021

LA SUCCESSION ET L’HÉRITAGE A SA LOI.

Mr SOAFILIRA RINHO,
PRÉSIDENT FONDATEUR DE L'ASSOCIATION MAROZATOVO.

KILY SOAFILIRA SY N'Y TANTARANYAO AMIN'NY AFOVOAN-TANÀNAN'I TOLIARA NO MISY NY KIANJAN'NY KILY SOAFILIRA, IZAY TOERANA M...
30/09/2021

KILY SOAFILIRA SY N'Y TANTARANY

AO AMIN'NY AFOVOAN-TANÀNAN'I TOLIARA NO MISY NY KIANJAN'NY KILY SOAFILIRA, IZAY TOERANA MANAN-TANTARA MAMPIAVAKA INDRINDRA NY TANÀNAN'Y RENIVOHITSINY MASOANDRO.

EO NO ISIAN'Y FIFANAKALOZANKEVITRA NA ARA-POLITIKA IO NA ARA-KOLONTSAINA, SY TOERAM-PIHAONAN'NY MPONINA REHETRA NA AVY AO TOLIARA NA AVY ANY AN-KAFA.

NY TANTARANY DIA MIVERINA AMIN'NY VANIM-POTOANAN'NY FANJANAHANTANY, NOHO IZANY DIA MANANA LANJA LEHIBE NY HASINY KOLONTSAINA SY NY ARA-TSOSIALY. TALOHA, NY HAZO ATAO HOE KILY NA (TAMARINIER)NO HAZO IZAY IARAHAN'IREO LEHIBEN'NY VOHITRA MIVORY REHEFA MIVORY IZY IREO, IZAY EO AMBANIN'NY FITARIHANY SOAFILIRA IZAY LEHIBEN'NY KANTO NA (CHEF DE CANTON)TAMIN'IZANY FOTOANA IZANY, VEZO D'ANKETRAKE, IZAY AVY AMIN'NY FOKO LEHIBE "AMBALAVÀ".

AMIN'IZANY FOTOANA IZANY DIA RAISINA HO MASINA NY NOHO N'Y FIASAN'NY FOIBEM-PAHOMBIAZAN'NY FAMETRAHANA NY ADY IFANAOVAN'NY FOKO-ATSIMON'I FIHERENA, INDRINDRA INDRINDRA NY HIRESAHANA NY MOMBA NY FILAMINANA ANATINY NY TANÀNAN'I TOLIARA.

Mme SOAFILIRA PRINCIA
28/09/2021

Mme SOAFILIRA PRINCIA

SOSIALIM-BAHOAKA.Nanatanteraka fizarana Vary hoan’ireo olona marefo ara-pivelomana tao amin'ny akany Madacap ny Minisitr...
11/09/2021

SOSIALIM-BAHOAKA.

Nanatanteraka fizarana Vary hoan’ireo olona marefo ara-pivelomana tao amin'ny akany Madacap ny Minisitry ny Mponina Mme Soafilira Princia sy ireo piara-miasa aminy.

Tokatrano miisa 196 ahitana olona maherin'ny 500 izay nahitana zokiolona sy ankizy manana fahasembanana maro no nisitraka izany .
Marihina moa fa andiany faharoa zao hetsika izao .
Nanamafy ramatoa Minisitra fa ho atao mandavan-taona ny hetsika ho fitsinjovana ireo mponina tena marefo.

FIANAKAVIANA 9000 NO NISITRAKA NY TETIKASA AVOTRA MIRINDRA TAO VANGAINDRANO.Ny tetikasa avotra mirindra izay tontosain’n...
25/08/2021

FIANAKAVIANA 9000 NO NISITRAKA NY TETIKASA AVOTRA MIRINDRA TAO VANGAINDRANO.

Ny tetikasa avotra mirindra izay tontosain’ny Minisiteran’ny mponina sy fiahiana ara-tsosialy ary fampivoarana ny vehivavy iarahana amin’ny FID, dia tetikasa vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola. Vatsim-pihariana izay nomena ho an’ ireo mponina ho fanitarana ny kely ampelatananan’izireo no ezahina atao. Midadasika rahateo ny tany hafahan’ireo mponina mamokatra. Nisy araka izany ny famantsiana azy ireo amn’ny alalan’ny teknika fambolena , ny fitaovana hoentina miasa mba hafahana mamokatra bebe kokoa.
Fianakaviana 9000 anaty kaominina 16 no hisitraka an'ilay tetik'asa "Avotra Mirindra" notanterahina ny Talata 24 Aogositra 2021 tao amin’ny Distrika ny Vangaindrano.

Tonga tany an-toerana nanokatra izany ny Praiminisitra Ntsay Christian, ny Minisitry mponina sy fiahiana ara-tsosialy ary fampivoarana ny vehivavy Soafilira Princia . notronin’ireo minisitra maromaro.

Navoitra ny Praiminisitra Ntdsay Christian fa ny asa avotra mirindra izay natao tao amin’ny distrika Vangaindrao dia hisitrahan’ireo fianakaviana 9000 , izay ampidim-bola ho azy ireo . natao ihany koa fiarovana ny tany tsy ho kahon’nny riaka . 4500 ariary isakin’ny adin’ny dimy isan’andro no atolotra ho an’ ireo fianakaviana ho fanatanterahiny ny asa izay haharitra dimy taona..

Niandritra ny lahanteny nataon’ny Minisitry mponina sy fiahiana ara-tsosialy ary fampivoarana ny vehivavy Soafilira Princia no nilazany fa ezahina ho raisina an-tanana daholo ny sosialim-bahoaka ao anatin’ireo tetikasa ireo. Amin’ny alalan’ny tosika sy hetsika maro isan-karazany, izany dia mba afahan’izireo mijoro eny anivon’ny fiaraha-monina misy azy avy ,eo anatrehan’ny farefohana miajady aminy. Asa nataon’ireo mponina tany an-toerana ny fanaovana lakan-drano mba tsy ho kahon’ny rihaka ny tany fambolena , teo ihany ko fambolena magahazo izay manaraka ny fenitra omen’ireo teknisiana ary hazahoana vokatrana hatrany amin’ny 30 kg.

FÉLICITATIONS Mme LE MINISTRE ET BON VENT.Mme SOAFILIRA PRINCIA
16/08/2021

FÉLICITATIONS Mme LE MINISTRE ET BON VENT.
Mme SOAFILIRA PRINCIA

FIARAHA MIASA @ FITONDRAM-PAJAKANA @ ALALAN'NY MINISTERA NY TANORA SY NY FANATANJAHATENA IZAY IARARANA @  .HO FANATANTER...
14/08/2021

FIARAHA MIASA @ FITONDRAM-PAJAKANA @ ALALAN'NY MINISTERA NY TANORA SY NY FANATANJAHATENA IZAY IARARANA @ .

HO FANATANTERAHANA NY PÔLE EMPLOI DES JEUNES ATY @ FARITRA ANTSIMO ANDREFANA TOLIARA I SY TOLIARA II,
ANISAN'IZAY TAFIDITRA AO ANATIN'Y VELIRANON'NY FILOHAMPIRENENA MAHAKASIKA NY TANORA HO FAPANDROSOANA NY MADAGASCAR.

ASSOCIATION MIHISA 30 NO NISITRAKA IZANY FIHOFANANA IZANY ARY HO VATSIANA FITAOVANA MIFANARAKA @ FIHOFANANA IZAY NATAONY AORIANY IZAO FAMPIOFANANA IZAO.

KA NAHITANA FILIÈRE MIHISA EFATRA (4)

1-FIOMPIANA AKOHO GASY
2-FIOMPIANA TANTELY
3-FAMBOLENA HAZO FIHINAMBOA
4-FAMADIHANA NY TONDRO HO LASA. POISSON FUMÉ.

MANAO SOA TSY RATY!!!

BÉBÉ LORY, 100 TAONA( 100ans)RAIAMANDRENY SAHIRANA (MPANGATAKA ENY ANDALA)😥😥, IZAY MONINA AO BERAVY, ROUTE RN9 VERS MA...
01/08/2021

BÉBÉ LORY, 100 TAONA( 100ans)

RAIAMANDRENY SAHIRANA (MPANGATAKA ENY ANDALA)😥😥, IZAY MONINA AO BERAVY, ROUTE RN9 VERS MANGILY.

SENDRA NANDALO NIALA SASATRA NY PRÉSIDENT ASSOCIATION MAROZATOVO,
Mr SOAFILIRA RINHO SY NY FIANAKAVINA KA NAHITA AZY.

TSY NILALOVANA FOTSINY I BÉBÉ LORY FA MBA NISY ZAVATRA KELY DIA KELY NATOLOTRA, MBA ANOHANANA AZY.

MANAO SOA TSY RATY.

HO ELA VELONA ENAO Mr LE PRESIDENT SOAFILIRA RINHO🙏🙏🙏

TRAVAUX D'INSTALLATIONS D'ELECTRIFICATION SOLAIRE POUR LE FOKONTANY ANKETRAKEADIDY TSY ANOLON-DRATSY MIALA AO ANATIN'NY ...
31/07/2021

TRAVAUX D'INSTALLATIONS D'ELECTRIFICATION SOLAIRE POUR LE FOKONTANY ANKETRAKE

ADIDY TSY ANOLON-DRATSY MIALA AO ANATIN'NY HAIZINA NY FOKONTANY ANKETRAKE TOLIARA VOALOHANY.

MANKASITRAKA PRÉSIDENT SOAFILIRA RINHO.

MANKASITRAKA MAROZATOVO

MANAO SOA TSY RATY!

Mr SOAFILIRA RINHO, PRÉSIDENT FONDATEUR DE L’ASSOCIATION MAROZATOVO:🏳️SAUVEZ LE FAIBLE ET LE PAUVRE!RENDEZ JUSTICE AU FA...
28/07/2021

Mr SOAFILIRA RINHO, PRÉSIDENT FONDATEUR
DE L’ASSOCIATION MAROZATOVO:

🏳️SAUVEZ LE FAIBLE ET LE PAUVRE!

RENDEZ JUSTICE AU FAIBLE ET À L’ORPHELIN FAITES DROITS AU MALHEUREUX ET À L’INDIGENT, DÉLIVREZ-LES DES MÉCHANTS.
Psaume 82:3-4

NY FIANARANA NO LOVA TSARA INDRINDRAMITOHY HATRANY NY EZAKA ATAON'NY   HO FANAMPIANA NY MPIARABELONA, DIA NY SEHATRY NY ...
20/07/2021

NY FIANARANA NO LOVA TSARA INDRINDRA

MITOHY HATRANY NY EZAKA ATAON'NY

HO FANAMPIANA NY MPIARABELONA, DIA NY SEHATRY NY FANABEAZANA NO NOMENA LANJA.
SATRIA ISAN'NY ANTOKA MAHOMBY AMIN'NY FAMPANDROSOANA NY FIRENENA IRAY NY FANABEAZANA SY NY FAMPIANARANA.

ARAK'IZANY DIA TONTOSA SOAMANTSARA NY FANAMPIANA NY MPIANATRA TEO ANIVON'NY CEG AO ST AUGUSTIN.

NANAMPIANA AZY IREO DIA NAMPIDIRANA HERINARATRA NY SEKOLY ARY NASIANA SOLOSAINA IRAY ARY " IMPRIMANTE MULTI FONCTION " MBA HANAMAIVANANA NY FAMPANDEHANAN- DRAHARAHA AO AMINY.

L’ASSOCIATION MAROZATOVO CONTINUE D’EFFECTUER LE TRAVAIL SOCIAL À TOLIARA.CETTE FOIS-CI, L’ÉCOLE DE FOOT   A ÉTÉ DE NOUV...
07/07/2021

L’ASSOCIATION MAROZATOVO CONTINUE D’EFFECTUER LE TRAVAIL SOCIAL À TOLIARA.

CETTE FOIS-CI, L’ÉCOLE DE FOOT A ÉTÉ DE NOUVEAU VISITÉ PAR L’ASSOCIATION.

L’ASSOCIATION MAROZATOVO A OFFERT DE NOMBREUX BALLONS À L’ÉCOLE DE FOOT,
CECI EST FOURNI POUR LES AIDER ET LES ENCOURAGER À PERSEVERER ET ALLER TOUJOURS PLUS LOIN DANS LE FOOTBALL.

Address

Tulear
601

Telephone

+261335190321

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ravi_Facteur.comm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category

Nearby media companies