Tia mamaky boky version pdf

Tia mamaky boky version pdf Livre électronique

14/02/2024

ASA EN LIGNE

Ny FREELANCER dia ireo olona tia miasa en ligne tsy tia miasa birao fa ao an-trano dia mandray vola.

Mila mahay mikarokaroka sy mianatra kely iany dia tsy very zany

Mety efa nanandrana asa en ligne daholo iany fa mety tsy nahalala ianao oe toy izany Ilay asa en ligne.

Tena ahazoana vola ve? Oui!! Tena ahazoana vola

Ireto misy sombitsombiny ary :
1. Vente en ligne ( Facebook)
2. Revendeur en ligne ( Facebook) : misy olona manana produits dia manampy anazy mivarotra entany ianao. Mandray commission aveo.
3. Community Manager ( réseaux sociaux) mitantana Compte réseaux sociaux an'olona, entreprise, influenceur, personnalité publique, sns.
4. Design graphique : mamorona sary ho ampiasain'ny olona amin'ny asany.
5. Vidéaste : afaka mitady client en ligne ianao
6. Transcription : mamadika audio, video ho lasa soratra
7. Assistante virtuelle
8. Micro tâche : toy ny sproutgigs, microworker, remotask, sns
9. Rédacteur web ( copywriter): mpanoratra contenu ampiasain'olona amin'ny asany.
10. Programmeur web/ apk/ logiciel : mpamorona an'ireo zavatra ireo.
11. Mpivarotra Formation : misy thème mahaliana olona
12. Service de voix off : mpanao feo amin'ny vidéo an'olona ( pub sy ny maro ambiny)
13. Correction et révision des textes : misy olona mandefa texte, boky, aminao dia tsarainao ny orthographe sns
14. Service de SEO : manampy ireo site web mba ho mora hita any amin'ny moteur de recherche Google
15. Influenceur : mpanao pub entan'olona
16. Animation 3D
17. Trading : mitady vola amin'ny alalan'ny fanarahamaso ny Marché boursier.......

Misy amin'izy ireo mitaky fahaizana lalina be, misy kosa vitan'ny mijery video amin'ny YouTube. Manao recherche amin'ny Google. Misy aza dia misy page Facebook manoro fotsiny.

Satria maro be ny mitaraina tsy manana asa

13/02/2024
Motivation
14/01/2024

Motivation

😂
30/11/2023

😂

INONA NO CRITÈRES NITIAVANAO AN IO OLON-TIANAO IO ?ATAOVY AO AM COMMENTAIRE MBA HO FANTANY D IDENTIFIER-O IZY ❤️❤️❤️
30/10/2023

INONA NO CRITÈRES NITIAVANAO AN IO OLON-TIANAO IO ?

ATAOVY AO AM COMMENTAIRE MBA HO FANTANY D IDENTIFIER-O IZY ❤️❤️❤️

INONA NO AHATSIAROVANAO ILAY TENA NAMANAO INY ? 😄😄😄
26/10/2023

INONA NO AHATSIAROVANAO ILAY TENA NAMANAO INY ? 😄😄😄

Tombotsoa maro no azo avy amin'ny famakiana boky
20/01/2023

Tombotsoa maro no azo avy amin'ny famakiana boky

Amen ❤️Aime et partage
24/12/2022

Amen ❤️
Aime et partage

Bokin'olon-dehibeSecret Fanangezana sy fanalavana filahinaFotoana tsara anaovana firaisanaMomba ny fadim-bolana ho an ve...
25/11/2022

Bokin'olon-dehibe

Secret Fanangezana sy fanalavana filahina

Fotoana tsara anaovana firaisana

Momba ny fadim-bolana ho an vehivavy

Mp

Boky sexologieTsara vakian lehilahy sy ny vehivavy izy ity.Midira mp
25/11/2022

Boky sexologie

Tsara vakian lehilahy sy ny vehivavy izy ity.

Midira mp

HO FENO FAHASOAVANA MARO HIROTSAKA AMIN'NY FIAINANAO AMIN'ITY HERINANDRO ITY.  ET
06/06/2022

HO FENO FAHASOAVANA MARO HIROTSAKA AMIN'NY FIAINANAO AMIN'ITY HERINANDRO ITY.

ET

Tsy maintsy tafita ianao amin'ny anaran'i Jesosy
27/05/2022

Tsy maintsy tafita ianao amin'ny anaran'i Jesosy

Mafinaritra rehefa mitsotra izay tena ao am-po 😂
25/05/2022

Mafinaritra rehefa mitsotra izay tena ao am-po 😂

ILAINA BE NY MAHAY MITENY SY MANORATRA ANGLAIS AMIN'IZAO FOTOANA IZAO 🇬🇧ITY BOKY ITY DIA TENA NANAMPY AHY , ARY NANAMPY ...
23/05/2022

ILAINA BE NY MAHAY MITENY SY MANORATRA ANGLAIS AMIN'IZAO FOTOANA IZAO 🇬🇧

ITY BOKY ITY DIA TENA NANAMPY AHY , ARY NANAMPY OLONA MARO HAHAY ANGLAIS

AZO VAKIANA NA AMIN'NY TÉLÉPHONE na ORDI

ANISAN'NY BOKY HAMPIASAIN IREO MPAMPIANATRA ANGLAIS MARO IZY ITO HANAMPY AMIN'NY FAHALALANA

RAHA MAHALIANA ANAO DIA MIDIRA ATO AMIN'NY PAGE

➡️ ASIO J'AIME NY PAGE
➡️ COMMENTER-O OE : BOKY ANGLAIS
➡️ PARTAGE AU MAX

ALEFANAY MP AMINAO MAIMAIMPOANA ILAY BOKY REHEFA MANARAKA TSARA NY TORO-MARIKA
👍👍👍

BOKY NATOKONA HO AN'NY OLON-DEHIBE AMIN'NY TENY MALAGASY➡️ MANORO IREO FOTOANA TOKONY HANAOVANA R.S➡️ MANAZAVA IREO FADY...
12/05/2022

BOKY NATOKONA HO AN'NY OLON-DEHIBE AMIN'NY TENY MALAGASY

➡️ MANORO IREO FOTOANA TOKONY HANAOVANA R.S

➡️ MANAZAVA IREO FADY

➡️ NY TOKONY HATAO

➡️ NY ZAVATRA ATAO MANDRITRA NY R.S

➡️ FOMBA FANAOVANA EXITATION

➡️ NY ZAVATRA TSARA HO FANTATRA AMIN'NY VEHIVAVY

➡️ INONA NO AHAFANTARANA FA EFA HO TONGA

➡️ VAHAOLANA ÉJACULATION PRÉCOCE

➡️ FAMPITOMBOANA FILAHINA

Raha mahaliana anao ity boky ity , dia asio 👍 j'aime aloha ny page

👉 Manaova commentaire fotsiny oe : mahaliana

hitanay foana

Kilalao kely fizarana boky maro bé ato amin'ny pageBOKY fianarana manao DESSIN TAREHY tena mampahay sy mahatafavoaka sar...
11/04/2022

Kilalao kely fizarana boky maro bé ato amin'ny page

BOKY fianarana manao DESSIN TAREHY tena mampahay sy mahatafavoaka sary tsara kalitao no ho zaraina eto

➡️ Asio j'aime ny page
➡️ identifier-o namanao 3
➡️ Ataovy partage public

Taper-o ao amin'ny commentaire oe " Tia mamaky boky "

Ho zaraina boky daholo izay mandray anjara

06/04/2022

Ce n'est pas les plus forts qui mangent les plus faibles . Ce sont les plus rapides qui mangent les plus lents

Address

Tanà
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia mamaky boky version pdf posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tia mamaky boky version pdf:

Share


Other Media/News Companies in Antananarivo

Show All