Korambe Mandraigny RNM 99.2 mhz

Korambe Mandraigny RNM 99.2 mhz Emission matinale de la RNM. Du Lundi au Vendredi - 07h Γ  09h
(2)

Mankasitraka anao ny ekipan'ny Korambe Mandraigny. πŸ₯°Ny Hasina Fiderana Herlesse Rakotomanga Leonail MessiaAlain Rabemana...
28/06/2024

Mankasitraka anao ny ekipan'ny Korambe Mandraigny. πŸ₯°
Ny Hasina Fiderana
Herlesse Rakotomanga
Leonail Messia
Alain Rabemanantsoa
Daniella Andriamady
Sarobidy Andrianatoa
Randrianambinina Jean Bernard

Zoma 28 Jona 2024πŸ‘‹:πŸ‘‰ Hifarana ity volana. Inona no tena nahafinaritra anao tamin'ity vola Jona ity?πŸ₯°
27/06/2024

Zoma 28 Jona 2024πŸ‘‹:
πŸ‘‰ Hifarana ity volana. Inona no tena nahafinaritra anao tamin'ity vola Jona ity?πŸ₯°

Mirary tontolo andro finaritra hoantsika ny ekipan'ny Korambe Mandraigny. πŸ₯°
27/06/2024

Mirary tontolo andro finaritra hoantsika ny ekipan'ny Korambe Mandraigny. πŸ₯°

Alakamisy 27 Jona 2024 πŸ‘‹: πŸ‘‰Inona no fitaovana na zavatra tsy miasa ao an-trano intsony nefa tsy foinao omena olona?Nahoa...
26/06/2024

Alakamisy 27 Jona 2024 πŸ‘‹:
πŸ‘‰Inona no fitaovana na zavatra tsy miasa ao an-trano intsony nefa tsy foinao omena olona?
Nahoana?

Izay ny androany πŸ™πŸ‡²πŸ‡¬ Mirary fetin'ny Asaramanitra mahafinaritra ho antsika ny KM  πŸ‡²πŸ‡¬ Amin'ny Alakamisy indray ary e 😊
25/06/2024

Izay ny androany πŸ™

πŸ‡²πŸ‡¬ Mirary fetin'ny Asaramanitra mahafinaritra ho antsika ny KM πŸ‡²πŸ‡¬

Amin'ny Alakamisy indray ary e 😊

Talata 25 Jona 2024πŸ‡²πŸ‡¬ : πŸ‘‰Inona no fahatsiarovana tadidinao fony ianao mbola Kely  nilalao arendrina ? πŸ˜†πŸ§¨πŸͺ…
24/06/2024

Talata 25 Jona 2024πŸ‡²πŸ‡¬ :
πŸ‘‰Inona no fahatsiarovana tadidinao fony ianao mbola Kely nilalao arendrina ? πŸ˜†πŸ§¨πŸͺ…

Alatsinainy 24 Jona 2024πŸ‘‹: Manao ahoana ny fankalazana ny fetim-pirenena any aminareo? (Lazao ny toerana misy anao) πŸ₯°πŸŽ‰πŸ‡²πŸ‡¬
23/06/2024

Alatsinainy 24 Jona 2024πŸ‘‹:
Manao ahoana ny fankalazana ny fetim-pirenena any aminareo? (Lazao ny toerana misy anao) πŸ₯°πŸŽ‰πŸ‡²πŸ‡¬

Atsangano ny saina ho mariky ny fitiavan-tanindrazana.πŸ‡²πŸ‡¬πŸŽˆMirary farany herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra. 😘
21/06/2024

Atsangano ny saina ho mariky ny fitiavan-tanindrazana.πŸ‡²πŸ‡¬πŸŽˆ
Mirary farany herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra. 😘

Zoma 21 Jona 2024πŸ‘‹ : πŸ‘‰Ndao hifanentana amin'ny fananganan-tsaina .πŸ‡²πŸ‡¬
20/06/2024

Zoma 21 Jona 2024πŸ‘‹ :
πŸ‘‰Ndao hifanentana amin'ny fananganan-tsaina .πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ‡²πŸ‡¬Andao isika hiaraka hanandratra ny asa tanana Malagasy. πŸ‡²πŸ‡¬Ankafizo ny harendrina taratasy. πŸͺ”πŸŽ‡Mirary tontolo andro fina...
20/06/2024

πŸ‡²πŸ‡¬Andao isika hiaraka hanandratra ny asa tanana Malagasy. πŸ‡²πŸ‡¬
Ankafizo ny harendrina taratasy. πŸͺ”πŸŽ‡

Mirary tontolo andro finaritra aby. πŸ₯°

Alakamisy 20 Juin 2024 πŸ‘‹ :πŸ‘‰ Ahoana ny hevitrao raha arendrina taratasy daholo no ampiasana amin'ny fankalazana ny fetim-...
19/06/2024

Alakamisy 20 Juin 2024 πŸ‘‹ :
πŸ‘‰ Ahoana ny hevitrao raha arendrina taratasy daholo no ampiasana amin'ny fankalazana ny fetim-pirenena? πŸ‡²πŸ‡¬πŸŽ‰πŸŽ‡πŸŽ†πŸŽˆ

Andrianiko ny teniko, πŸ‡²πŸ‡¬Ny an'ny hafa koa feheziko. πŸ™
19/06/2024

Andrianiko ny teniko, πŸ‡²πŸ‡¬
Ny an'ny hafa koa feheziko. πŸ™

Alarobia 19 Jona 2024 πŸ‘‹: πŸ‘‰Fa maninona isika no tsy mahavita miteny Malagasy ranoray?
18/06/2024

Alarobia 19 Jona 2024 πŸ‘‹:
πŸ‘‰Fa maninona isika no tsy mahavita miteny Malagasy ranoray?

Misaotra tamin'ny fifampizarana androany. Samia mitandrina ary fa Sarobidy ny fahasalamana. πŸ™
18/06/2024

Misaotra tamin'ny fifampizarana androany. Samia mitandrina ary fa Sarobidy ny fahasalamana. πŸ™

Talata 17 Jona 2024 πŸ‘‹ : πŸ‘‰Inona no  fitandremana sy fiarovam-pahasalamana amin'izao toetr'andro miovaova izao?
17/06/2024

Talata 17 Jona 2024 πŸ‘‹ :
πŸ‘‰Inona no fitandremana sy fiarovam-pahasalamana amin'izao toetr'andro miovaova izao?

Mirary soa Sy fahombiazana hoan'ireo rehetra hanala fanadinana CEPE ny ekipan'ny KM .πŸ™πŸ˜˜Mahereza fa vitanao ioπŸ’ͺ
17/06/2024

Mirary soa Sy fahombiazana hoan'ireo rehetra hanala fanadinana CEPE ny ekipan'ny KM .πŸ™πŸ˜˜
Mahereza fa vitanao ioπŸ’ͺ

Salama daholo ve o πŸ‘‹Mitohy indray ny fiarahana  πŸ˜ŠπŸ‘‰ Alefaso ny fankaherezana sy Firariantsoa ho an'ny mpanala CEPE ?Alefa...
16/06/2024

Salama daholo ve o πŸ‘‹
Mitohy indray ny fiarahana 😊

πŸ‘‰ Alefaso ny fankaherezana sy Firariantsoa ho an'ny mpanala CEPE ?

Alefaso ny MP anao ary fa ho vakianay πŸ™

02/06/2024

Akory e. 😊
Noho ny fanomezana antsika ny fironam-bokatra mivantana avy eny amin'ny CENI tamin'ny fifidianana teo dia miato kely aloha ny fandaharana.
Aza miala amin'ny RNM.
πŸ™Mankasitraka hatranyπŸ™

Vita ny androany. πŸ™Omena antsika eto amin'ny Pejy ihany ny fizotry ny fandaharam-potoana manaraka. 😊πŸ₯°Mirary soa antsika ...
31/05/2024

Vita ny androany. πŸ™
Omena antsika eto amin'ny Pejy ihany ny fizotry ny fandaharam-potoana manaraka. 😊πŸ₯°
Mirary soa antsika rehetra. 😘

Zoma 31 Mai 2024 πŸ‘‹ :πŸ‘‰Andro manera-tany tsy hifohana sigara sy hanendrena paraky. Inona no tombotsoa azo raha tsy mifoka ...
30/05/2024

Zoma 31 Mai 2024 πŸ‘‹ :
πŸ‘‰Andro manera-tany tsy hifohana sigara sy hanendrena paraky. Inona no tombotsoa azo raha tsy mifoka sigara na mihinam-paraky? πŸ™ŠπŸͺ”

Alakamisy 30 Mai 2024 πŸ‘‹:πŸ‘‰ Nahomby sa tsia ny volana May taminao? Tantarao Dia Inona no dingana manaraka? 😊
29/05/2024

Alakamisy 30 Mai 2024 πŸ‘‹:
πŸ‘‰ Nahomby sa tsia ny volana May taminao? Tantarao Dia Inona no dingana manaraka? 😊

Nahafinaritra ny fiarahana androany Γ΄...πŸ₯° Amin'ny alakamisy indray. 🀩
28/05/2024

Nahafinaritra ny fiarahana androany Γ΄...πŸ₯° Amin'ny alakamisy indray. 🀩

Talata 28 Mai 2024 πŸ‘‹ : πŸ‘‰Inona matetika ny sakafo marainanao?Inona no tombony raha misakafo maraina?
27/05/2024

Talata 28 Mai 2024 πŸ‘‹ :
πŸ‘‰Inona matetika ny sakafo marainanao?Inona no tombony raha misakafo maraina?

Mirary fiatombohan'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra. πŸ™πŸ˜˜  😘
27/05/2024

Mirary fiatombohan'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra. πŸ™πŸ˜˜
😘

Alatsinainy 27 Mai 2024 πŸ‘‹: πŸ‘‰Ahoana ny hevitrao amin'ny olona mangataka hatrany na manana ary? πŸ₯²πŸ’°πŸ’΅πŸ’Ά
26/05/2024

Alatsinainy 27 Mai 2024 πŸ‘‹:
πŸ‘‰Ahoana ny hevitrao amin'ny olona mangataka hatrany na manana ary? πŸ₯²πŸ’°πŸ’΅πŸ’Ά

Mirary fety sambatra hoan'i Neny rehetra manerana ny Nosy ny ekipan'ny Korambe Mandraigny. πŸŽ‰πŸ₯°Amin'ny Alatsinainy indray ...
24/05/2024

Mirary fety sambatra hoan'i Neny rehetra manerana ny Nosy ny ekipan'ny Korambe Mandraigny. πŸŽ‰πŸ₯°
Amin'ny Alatsinainy indray o.πŸ™

Zoma 24 Mai 2024 πŸ‘‹ : πŸ‘‰Inona Ilay teny tenen'i Neny matetika rehefa mananatra anao izy? 😌
23/05/2024

Zoma 24 Mai 2024 πŸ‘‹ :
πŸ‘‰Inona Ilay teny tenen'i Neny matetika rehefa mananatra anao izy? 😌

Alakamisy 23 Mai 2024 πŸ‘‹ : πŸ‘‰Inona no lafy tsara sy lafy ratsin'ny trosa? 😊
22/05/2024

Alakamisy 23 Mai 2024 πŸ‘‹ :
πŸ‘‰Inona no lafy tsara sy lafy ratsin'ny trosa? 😊

Mirary soa hoan'ireo vehivavy rehetra izay misahana ny asa eo anivon'ny tokantrano. Mirary soa ho antsika rehetra ihany ...
22/05/2024

Mirary soa hoan'ireo vehivavy rehetra izay misahana ny asa eo anivon'ny tokantrano. Mirary soa ho antsika rehetra ihany koa.
πŸ™
😘

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 09:00
Tuesday 07:00 - 09:00
Wednesday 07:00 - 09:00
Thursday 07:00 - 09:00
Friday 07:00 - 09:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Korambe Mandraigny RNM 99.2 mhz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category

Nearby media companies


Other Media in Antananarivo

Show All