Tuto MG

Tuto MG Tutorial
Always helping

TUTO TRAITE COMPTE INSTAGRAM INDRAY ARY RAHA MISY LIANA TSY MISY LERA FA MANDE FOANA (TSY AIKO RAHA MANDEHA MINUIT)
20/04/2024

TUTO TRAITE COMPTE INSTAGRAM INDRAY ARY RAHA MISY LIANA
TSY MISY LERA FA MANDE FOANA (TSY AIKO RAHA MANDEHA MINUIT)

2 taona androany ny page Mankasitraka antsika rehetra mbola mijoro atramin'izao ary ireo izay vao hijoro ihany koaEfa di...
12/04/2024

2 taona androany ny page
Mankasitraka antsika rehetra mbola mijoro atramin'izao ary ireo izay vao hijoro ihany koa
Efa dispo ny traite page
Ireo olona 10 voalohany manana badge super fan ao amin'ny commentaire dia mahazo gratuit fa tsy vidéo no omeko azy ireo fa texte mahafehy azy rehetra
Misy tuto vaovao hivoka ihany koa fa miandry kely fotsiny

VAKIO FA METY HAHASOA ANAO 😊Resaka "BOOST PAGE" no azavaiko eto NY BOOST PAGE IZAY FANTATRO FA MISY DIA MIHISA TELO:👇👇👇1...
06/04/2024

VAKIO FA METY HAHASOA ANAO 😊
Resaka "BOOST PAGE" no azavaiko eto
NY BOOST PAGE IZAY FANTATRO FA MISY DIA MIHISA TELO:👇👇👇
1) Ny boost amin'ny carte VISA
2) Ny boost amin'ny application gratuite
3) Ny boost amin'ny alalan'ny traite

1-NY BOOST AMIN'NY CARTE VISA
Ity no betsaka mpanao raha ny eto amintsika (MADAGASCAR) no lazaina
Io ihany koa no tena boost page
Ny puce TELMA sy ORANGE no misy azy
MARIHIKO FA MBOLA TSY NAMPIASA AZY AHO
Fa raha ny zavatra itako dia otrany hoe misy fatapahana ilay izy ary tsy aiko na efa niverina (RAHA NY ZAVATRA NOLAZAIN'IREO MPAMPIASA AZY)
Raha ny carte VISA ORANGE manokana dia mila manao dépôt 10.000AR alohan'ny hiactivéena ny carte
Afaka manontany ny opérateur ianareo raha te hafantatra ny momba ny fiactivéena azy
Rehefa manana ilay carte ianao dia afaka miboost ny pagenao
Tokony manana tanjona ho tratrarina ianao rehefa mampiasa ity boost ity
Ohatra: anao vente en ligne ianao dia mila client maromaro
Ny but anao amin'izay fotoana izay dia ny mba hahalafo betsaka

2- NY BOOST AMIN'NY APPLICATION GRATUITE
Boost somary simple izy ity
Tsy dia tsara loatra aloha raha amiko satria otrany hoe mamono lolo fotsiny fa tsisy dikany
Izaho tsy manoro hevitra anareo anao azy ity mihitsy satria sady efa risqué no mbola mandany fotoana
Ohatra: free liker
Application azo iboostena page ny FREE LIKER
Manangona vola ianao ao ary rehefa mahazo maromaro (arakaraka ny vidin'ny nombre d'abonnés, etc) dia afaka miboost (réaction, partage, abonné, sns...)
Ny fotoana very betsaka amin'ity kanefa ny abonné rehefa miakatra ka mandefa publication dia tsy miréagir akory ireny satria tsy tena izy
Tsy maintsy hoe mila an'ilay application zany ianao isak'izay andefa publication
Lasa kilalaonao samy irery ny pagenao amin'izay fotoana izay

3- NY BOOST AMIN'NY ALALAN'NY TRAITE (ao amin'ny commentaire)

Joyeuse Pâque ! Mirary soa antsika rehetra😊
31/03/2024

Joyeuse Pâque !
Mirary soa antsika rehetra😊

Tuto manafina réaction Nb:Ataovy version pour ordinateur ny chrome
30/03/2024

Tuto manafina réaction
Nb:Ataovy version pour ordinateur ny chrome

TSY IMPORTANT Rehefa tsy matoky anah de tode aza mijery ny zavatra ataoko fa mampiasa saina anao fotsinyMatoa miditra mp...
12/03/2024

TSY IMPORTANT
Rehefa tsy matoky anah de tode aza mijery ny zavatra ataoko fa mampiasa saina anao fotsiny
Matoa miditra mp amiko de misy resaka sérieux zay fa tsy taimbava
Zah ko tsy mahay zavatra rehetra fa miezaka manoro an'izay mba aiko fotsiny.

Conseillé-ko indray nareo mba hiditra  groupe ireto fa mampahay pro max ko retoTsy mampahay be ny tiako lazaina eto fa h...
01/03/2024

Conseillé-ko indray nareo mba hiditra groupe ireto fa mampahay pro max ko reto
Tsy mampahay be ny tiako lazaina eto fa hoe mampiasa ny sainao vety² (mora matakatra hevitra)
Ao anatin'ny tontolon'ny game ahitana fahaizana vety² fa au contraire kosa indray raha tsy mahay mandanjalanja
Tsy hoe miconseillé anareo aho hoe manao jeux fona fa mba jerijerena sy mba ampiarina izay mba hita fa mahasoa
Tao no tena nahitako fahalalana (tsy ny fb ihany no fahalalana fa ny ivelany koa)
Déconseillé kosa indray ny groupe tuto ireny
Tsy hoe tsy azo idirana mihitsy fa azo atao ihany ny miditra fa aleo aloha mijanona rehefa mbola tsy de maharaka
Tsy mandrisika anao androso mihitsy mantsy ireny groupe ireny fa betsaka ny mpisoloky ka lasa tahotra no entina miditra ao
Tsy masah mijoro anao anao tsony ianao rehefa mandany andro any
Ny mpanakiana betsaka loatra (tohatra ny kiana fa tsy afaka ianao rehefa betsaka loatra ilay izy)
Reo groupe ireo no tena tohatra
Tsy publicité groupe fa fahasoavana efa hita ny tao

Zavatra mahasoa antsika ityConnexion Internet 1GB ihany aloha no omena anareo Mbola misy hafa fa io ihany aloha fa mbola...
01/03/2024

Zavatra mahasoa antsika ity
Connexion Internet 1GB ihany aloha no omena anareo
Mbola misy hafa fa io ihany aloha fa mbola tsy confirmé ilay sasany
Débit de connexion: arakaraka ny réseau ihany
Zone ROUGE
📵❌JAUNE/ORANGE

Poweramp payantMidira mp izay mila azy Application an'isany mafy amin'ny resaka sonNatao ho an'ireo mitady son perfect M...
24/02/2024

Poweramp payant
Midira mp izay mila azy
Application an'isany mafy amin'ny resaka son
Natao ho an'ireo mitady son perfect
Misy promo kely de tsy 10.000Ar fa 5.000Ar jusqu'à 26 février
Miverina 10.000Ar rehefa tapitra ny 26 février.

Tuto fakana fichier sur mp ao  Mbola betsaka no tsy mahay azy ity nefa misy mangataka fichier sur mpweb😊facebook😊com (il...
05/02/2024

Tuto fakana fichier sur mp ao
Mbola betsaka no tsy mahay azy ity nefa misy mangataka fichier sur mp
web😊facebook😊com (ilay atao recherche)
Nb: atao point (.) ilay emoji

Tsy misy lera ny famaliana message fa mbola mande ho azy aloha atreto (rehefa itako de valiako) Tonga dia teneno ilay ol...
15/01/2024

Tsy misy lera ny famaliana message fa mbola mande ho azy aloha atreto (rehefa itako de valiako)
Tonga dia teneno ilay olana rehefa mandefa message fa aza dia mandany lera be "salut" sns,
Dia mba azavaio tsara ilay tianareo lazaina rehefa miresaka fa misy tsy azo mihitsy ilay tiany lazaina (le côtier reny no tena tsy dia aiko ny fiteniny)
Na message aza dia tsy mazava amiko ilay resaka (mba miezaka kely zany tsika manazava resaka)
Mazotoa daholo😊

10/01/2024

Ny message-nao raha tsy voavaliko nefa efa ela dia somary avereno alefa azafady fa tsy hitako !

1er retrait réussi✔️Site d'investissement à long terme💰Min dépôt: 10TRX (obligatoire)Min retrait: 5TRXGain quotidien (vo...
08/01/2024

1er retrait réussi✔️
Site d'investissement à long terme💰
Min dépôt: 10TRX (obligatoire)
Min retrait: 5TRX
Gain quotidien (vola azo isanandro): 9% an'ny dépôt ataonao (pour VIP1)
Lien d'inscription: (dans le commentaire)👇
Midira mp raha misy fanontaniana
NB: Tsara raha miditra mp foana isika mba ahafahako manoro anareo ny tokony hatao
Bonne chance daholo😊

Ity indray ny appli mba conseillée-ko anareo😊Tsara ihany ny manana azy ity satria efa betsaka ny risque mety hahazo ny p...
08/01/2024

Ity indray ny appli mba conseillée-ko anareo😊
Tsara ihany ny manana azy ity satria efa betsaka ny risque mety hahazo ny phone amin'izao🕵
Nisy fotoana ny phone-ko tsy vita MAJ tsara ny langue-ny de novaiko English ilay langue français tao aminy de tsy nety nande intsony ilay paramètres
Tsisy afaka atao mihitsy zany rehefa zavatra ilaina paramètres (ra ohatra ka anova mdp phone de tsy mety)
De nitady solution andefasana ilay paramètres aho
De ny amerenana io langue io ho lasa français indray zany no atao
De niandrasako fotoana ela² aloha sode mba ande ihany fa tsy nande mihitsy
Nisy niteny hoe tsy mety mihitsy io raha tsy misolo carte mère
Nieritreritra aho hoe efa simba ihany ne zany ra ohatra ka marina
Nitady solution zah amerina an'ilay langue de tonga saina zah hoe maninona moa ra maka appli paramètres hafa de atao any
De naka an'ity appli ity aho de nety ilay izy
Nb: online le appli

Miarahaba antsika rehetraManasa antsika izay mitaraina lany connexion vetivety ireny aho ampiasa an'ity vpn ity📢Hita fa ...
03/01/2024

Miarahaba antsika rehetra
Manasa antsika izay mitaraina lany connexion vetivety ireny aho ampiasa an'ity vpn ity📢
Hita fa tsy de aradalàna ny consommation an'ny connexion internet (mora lany nefa mba betsaka ihany)
De ity application ity no mba conseillé-ko anareo
Sécurisée tsara ny mega anao📦
Mila email rehefa ampiasa azy

Joyeux noël à tous🎅Mirary fety sambatra antsika rehetra
25/12/2023

Joyeux noël à tous🎅
Mirary fety sambatra antsika rehetra

Retrait voalohany t@WDCVIP Mipayé tsara ko ty site tyDépôt obligatoireBons doly
20/12/2023

Retrait voalohany t@WDCVIP
Mipayé tsara ko ty site ty
Dépôt obligatoire
Bons doly

Ity indray ny site asa en ligne vaovao🤑Dépôt obligatoire💵Min dépôt:10 TRX💰Dépôt conseillé:20 TRX minimum💸Mahazo 2% au pr...
17/12/2023

Ity indray ny site asa en ligne vaovao🤑
Dépôt obligatoire💵
Min dépôt:10 TRX💰
Dépôt conseillé:20 TRX minimum💸
Mahazo 2% au premier dépôt
Min rétrait:5TRX
Mp raha mila fanontaniana
Gains quotidien:10% de votre dépôt💰
Lien:https://wdcvip.lol/index.html #/register/314172
Code d'invitation: 314172
Angalanao ilay bonus io

15/11/2023

Ty le tuto multiplayer psp
Bonne chance lisany

14/11/2023

Asiko tuto multiplayer psp kely ndray ngamba ho an_zalah gamer te hanao multi

Tuto mamafa page new experience 2k23Misy tsy mahay nefa zavatra tsy de misy dikany de alefa fona
18/09/2023

Tuto mamafa page new experience 2k23
Misy tsy mahay nefa zavatra tsy de misy dikany de alefa fona

Tuto famoronana page classiqueNb:Nasiana connection internet (puce Telma no niasa fa mety na hafa ary)Aza mangataka page...
08/09/2023

Tuto famoronana page classique
Nb:Nasiana connection internet (puce Telma no niasa fa mety na hafa ary)
Aza mangataka page classique tsony fa io ny fanaovana azy
Ra mangataka dia mividy fa adalana🤣
Question no valiana na izay tsy azo

Mandray commanden'applications ny page manomboka androany🤖🎗️Limiten'ny taillen'ny appli:500mb💵Prix fixe:500Ar (1 andro) ...
01/09/2023

Mandray commanden'applications ny page manomboka androany🤖
🎗️Limiten'ny taillen'ny appli:500mb
💵Prix fixe:500Ar (1 andro)
📝Listen'ny commande max:15 applications/1 minimum
📨Miverina mandoa 500Ar raha toa ka miotra ny 15 ny alaina ary rampitson'iny indray no manao ilay commande
💸Marihina fa par Mvola na Airtel money no aloha

21/08/2023

Miandry kely sisa dia ho avy indray ny tuto manaraka

Nisy tuto zay tany nataoko coming soon nefa ilay izy tsy nety vita mihitsy de ho avy soon amzay izy
03/07/2023

Nisy tuto zay tany nataoko coming soon nefa ilay izy tsy nety vita mihitsy de ho avy soon amzay izy

28/05/2023

Asa ra nankaiza lotra bouton messageko iny🤔
Ze mess ao ihn itako fa mbola tsy mampiasa messenger

01/05/2023

Asio indice tuto tokony hatao indray ary lo amerenana saina fa tsy ay tsony le tokony hoe vita

Tuto ho an'ireo manana olana amin'ny fakana appli sur Facebook(Copie lien aloha no atao voalohany "any  lite" de zay vao...
29/04/2023

Tuto ho an'ireo manana olana amin'ny fakana appli sur Facebook
(Copie lien aloha no atao voalohany "any lite" de zay vao miditra chrome)

Cette page a 1 an aujourd'hui🎉. Merci beaucoup, sans vous cette page ne serait pas ce qu'elle est. Vous êtes plus de 9 0...
12/04/2023

Cette page a 1 an aujourd'hui🎉. Merci beaucoup, sans vous cette page ne serait pas ce qu'elle est. Vous êtes plus de 9 000 à suivre la page, alors merci. Je ne me souvenais presque plus de ce jour aujourd'hui, mais j'ai perdu la tête et j'ai été surpris qu'aujourd'hui soit la date à laquelle j'ai créé cette page. Par conséquent, je n'étais pas prêt à me plaindre, mais je tiens à vous remercier. Même à cette Pâques, je ne pouvais même pas dire un petit mot, alors je vous demande une faveur. Merci de suivre la page🙏

Address

Antanifotsy
Ambatondrazaka

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tuto MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tuto MG:

Videos

Share