Mpanazava Faritany Alaotra Ambatondrazaka

Mpanazava Faritany Alaotra Ambatondrazaka Mpanazava Faritany Alaotra Ambatondrazaka

04/07/2023

Miarahaba an'ise.
Noho ny antony arak'isa , izay tsy mahafeno ny fepetra ilaina , dia hahemotra amin'ny fotoana manaraka izay mampety azy ny lasimparitany izay nokasaina atao ny 08-11jolay .
Samia mifampilaza .
" Tanteraho ny fanompoanao"

Miarahaba an'ise .Mampatsiahy ny lasimparitany izay hotontosaintsika faritra Alaotra Ambatondrazaka ny 8-9-10-11 jolay 2...
29/06/2023

Miarahaba an'ise .
Mampatsiahy ny lasimparitany izay hotontosaintsika faritra Alaotra Ambatondrazaka ny 8-9-10-11 jolay 2023 eny Ambohitsilaozana .
Aza adino ny fitaovana isankarazany , koja , tente ⛺.
Miandry ny fahatongavantsika rehetra .
Samia mifampilaza .
" Tanteraho ny fanompoanao"
( sary fanehoana )

Pré- camp . Ambohitsilaozana 28 jona 2023 .Mankasitraka antsika rehetra e ."Tanteraho ny fanompoanao"
29/06/2023

Pré- camp . Ambohitsilaozana 28 jona 2023 .
Mankasitraka antsika rehetra e .
"Tanteraho ny fanompoanao"

Miarahaba an'ise. Aza adino ny lasimparitany izay atao ny 8-9-10-11 jolay izao au Ambohitsilaozana.  Manantena ny fahato...
27/06/2023

Miarahaba an'ise.
Aza adino ny lasimparitany izay atao ny 8-9-10-11 jolay izao au Ambohitsilaozana. Manantena ny fahatongavantsika maro.
Samia mifampilaza
" Tanteraho ny fanompoanao "

Miarahaba an'ise .Tatitra antsary ( tohiny ) : concours techniques ho an'ny beazina sy mpiandraikitra ary tafasiry irais...
22/05/2023

Miarahaba an'ise .
Tatitra antsary ( tohiny ) : concours techniques ho an'ny beazina sy mpiandraikitra ary tafasiry iraisana tao Vohidiala ny sabotsy 20 - alahady 21 mai 2023.
Mankasitraka an'i Vanga Manoa nizara ny sary.
" Tanteraho ny fanompoanao"

Miarahaba an'ise. FJKM Vohidiala Finoana. Tao aorian'ny antso natao,  dia ireto ireo olona voaentana hirotsaka hamoha sy...
22/05/2023

Miarahaba an'ise.
FJKM Vohidiala Finoana.
Tao aorian'ny antso natao, dia ireto ireo olona voaentana hirotsaka hamoha sy hamelona ny Tily sy Mpanazava eto amin'ny fitandremana.
Isaorana ny Tompo ary ho Azy irery ny voninahitra.
" Tanteraho ny fanompoanao ".

Miarahaba an'ise. Vohidiala.  Sabotsy 20 - alahady 21 mai 2023Akon'ny concours techniques sy famaranana. Nahafinaritra n...
22/05/2023

Miarahaba an'ise.
Vohidiala. Sabotsy 20 - alahady 21 mai 2023
Akon'ny concours techniques sy famaranana. Nahafinaritra ny fiarahana.
Isaorana Somana Matotra nizara ny sary

Miarahaba an'ise . Tafasiry iraisana . Vohidiala . Alahady 21 mai 2023.Tonga maro ny mpiandraikitra ary nandray anjara m...
21/05/2023

Miarahaba an'ise .
Tafasiry iraisana . Vohidiala . Alahady 21 mai 2023.
Tonga maro ny mpiandraikitra ary nandray anjara mavitrika tokoa .
" Tanteraho ny fanompoanao"

Vohidiala sabotsy 20 mai sy alahady 21 mai 2023.
21/05/2023

Vohidiala sabotsy 20 mai sy alahady 21 mai 2023.

Miarahaba an'ise. Fizotry ny concours techniques ho an'ny beazina sy ny mpiandraikitra,  natao tao Vohidiala ny sabotsy ...
21/05/2023

Miarahaba an'ise.
Fizotry ny concours techniques ho an'ny beazina sy ny mpiandraikitra, natao tao Vohidiala ny sabotsy 20 Mai 2023.
Navitrika ny rehetra. Mankasitraka antsika rehetra..
" Tanteraho ny fanompoanao."

Miarahaba an'ise. Tatitra antsary fanokafana ny herinandron'ny mpanazava sy ny fanatontosana ny concours techniques ho a...
21/05/2023

Miarahaba an'ise.
Tatitra antsary fanokafana ny herinandron'ny mpanazava sy ny fanatontosana ny concours techniques ho an'ny beazina sy ny mpiandraikitra natao tao Vohidiala ny sabotsy 20 sy alahady 21 mai 2023.
" Tanteraho ny fanompoanao "

Mpanazava en explo. Andilamena,  sabotsy 13 mai 2023" Tanteraho ny fanompanao"
14/05/2023

Mpanazava en explo.
Andilamena, sabotsy 13 mai 2023
" Tanteraho ny fanompanao"

Misaotra ny Tompo fa tontosa soa amantsara ny tafasiry tao Andilamena izay natao ny sabotsy 13 sy alahady 14 mai 2023.Ma...
14/05/2023

Misaotra ny Tompo fa tontosa soa amantsara ny tafasiry tao Andilamena izay natao ny sabotsy 13 sy alahady 14 mai 2023.
Maro no nifampizarana. Nahafinaritra ny fiarahana.
" Tanteraho ny fanomppanao "

Miarahaba an'ise. Aza adino ny fotoanantsika amin'ny 20-21 mai 2023 .Concours technique ho an'ny beazina sy mpiandraikit...
05/05/2023

Miarahaba an'ise.
Aza adino ny fotoanantsika amin'ny 20-21 mai 2023 .
Concours technique ho an'ny beazina sy mpiandraikitra , tafasiry iraisana hi an'ny mpiandraikitra sy afo . Eny Vohidiala no hanantanterahantsika izany .
Manantena ny fahatongavantsika maro .
" Tanteraho ny fanompoanao".

Alahady 30 avril 2023 . FJKM Ambakireny Fihavaozana . Ireo nanolotena hirotsaka ho beazina sy mpiandraikitra eto amin'ny...
30/04/2023

Alahady 30 avril 2023 . FJKM Ambakireny Fihavaozana . Ireo nanolotena hirotsaka ho beazina sy mpiandraikitra eto amin'ny fitandremana tao aorian'ny antso sy fanentanana natao .
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany .
"Tanteraho ny fanompoanao"

Tafasiry notanterahina tao amin'ny FJKM Ambakireny Fihavaozana ny 29-30 avril 2023 .
30/04/2023

Tafasiry notanterahina tao amin'ny FJKM Ambakireny Fihavaozana ny 29-30 avril 2023 .

Ny asa fanompoana ? Tsy mifidy toerana hanantanterahana azy. Fihaonan'ny ekipam-paritany sy ny mpiandraikitra ary ny bea...
30/04/2023

Ny asa fanompoana ? Tsy mifidy toerana hanantanterahana azy.
Fihaonan'ny ekipam-paritany sy ny mpiandraikitra ary ny beazina tao amin'ny FJKM Ambakireny Fihavaozana ny 29 - 30 avril 2023. Maromaro ny fivondronana nanatrika izany: Brieville, Andriamena, Bemololo, Telomita. Nifampizara traikefa. Mahafinaritra r'se !

Mpanazava mahay mandray vahiny
02/04/2023

Mpanazava mahay mandray vahiny

Miarahaba an'ise. Lasy fiofanana Avril 2023.Mahereza daholo. Samia ho tahian'i Tompo. " Tanteraho ny fanompoanao "
19/03/2023

Miarahaba an'ise.
Lasy fiofanana Avril 2023.
Mahereza daholo. Samia ho tahian'i Tompo.
" Tanteraho ny fanompoanao "

08/03/2023

Miarahaba an'ise.
Namoy ny rafozam-baviny ( renin'i Apatsy Mikiry) ny filoha coach Zanga Mirengy tamin'ny talata 7 mars 2023 teo.
Ny famangiana dia atao any Andilanatoby ny zoma 10 mars amin'ny 10 ora, mialohan'ny hamoahana ny razana.
Mangataka ny fifampitondrana ambavaka ary samia mifampilaza.
Hotahian'i Tompo hatrany isika.

18/02/2023
Tatitra antsary.  Tafasiry faritra faha 2.  FJKM Sahamamy. Sabotsy 11 sy alahady 12 février 2023.   Nahafinaritra ny fia...
12/02/2023

Tatitra antsary. Tafasiry faritra faha 2. FJKM Sahamamy. Sabotsy 11 sy alahady 12 février 2023.
Nahafinaritra ny fiarahana. Maro ny nifampizarana.
Mankasitraka antsika rehetra e. Samia ho tahian'i Tompo hatrany.
" Tanteraho ny fanompoanao. "

Miarahaba an'ise .Mampatsiahy an'ise mpiandraikitra sy afo eto amin'ny faritra faharoa  fa hifampitaona isika hamonjy ny...
05/02/2023

Miarahaba an'ise .
Mampatsiahy an'ise mpiandraikitra sy afo eto amin'ny faritra faharoa fa hifampitaona isika hamonjy ny tafasiry izay hotanterahana ao amin'ny FJKM Sahamamy ny asabotsy 11 febroary 2023 izao .
Samia mifampilaza ary manantena ny fahatongavantsika maro .
Murary soa hatrany.
"Tanteraho ny fanompoanao".

19/01/2023

Miarahaba an'ise.
Samia mitrotro am-bavaka an'i filoha Rôndro Mahadigny sy ny ankohonany noho izao fahalasanan'ny zanany izao ( ilay vao teraka).
Tompo Jesoa hanasitrana ny fo maratra.

08/01/2023

Miarahaba an'ise .
Samia isika mivavaka ho an'i FP Vanga Manoa izay ao anatin'ny tsy fahasalamana tokoa amin'izao ora izao .
Ny Tompo hanala ny rofy sy ny hirifiry rehetra ka hanome fahasalamana tanteraka ho azy.

Soava mandry ry babay isany ô !
08/01/2023

Soava mandry ry babay isany ô !

Misaotra ny Tompo fa tanteraka soa amantsara ny fanekena mpiandraikitra nataon'i Amontana Mamelona anio alahady 8 janvie...
08/01/2023

Misaotra ny Tompo fa tanteraka soa amantsara ny fanekena mpiandraikitra nataon'i Amontana Mamelona anio alahady 8 janvier 2023 tao amin'ny FJKM Ambohimanga .
"Tanteraho ny fanompoanao"
Voninahitra ho an'Andriamanitra

Tafasiry faritra I natao teto amin'ny FJKM Ambohimanga 07 sy 08 janvier 2023 . nahafinaritra hatrany ny fiarahana sy fif...
08/01/2023

Tafasiry faritra I natao teto amin'ny FJKM Ambohimanga 07 sy 08 janvier 2023 . nahafinaritra hatrany ny fiarahana sy fifampizarana .
"Tanterao ny fanompoanao "

"Isaorana anie ny Tompo Izay mitondra ny entantsika isan'andro isan'andro, eny , Andriamanitra Izay famonjena ho antsika...
01/01/2023

"Isaorana anie ny Tompo Izay mitondra ny entantsika isan'andro isan'andro, eny , Andriamanitra Izay famonjena ho antsika ". Salamo 68:19

ARAHABA NAHATRATRA NY TAONA 2023

" Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho; hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho " . Salamo 32:8

Fa Mpamonjy no teraka ho antsika  .Joyeux Noël daholo
25/12/2022

Fa Mpamonjy no teraka ho antsika .
Joyeux Noël daholo

Address

Ambatondrazaka

Telephone

+261341577957

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpanazava Faritany Alaotra Ambatondrazaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mpanazava Faritany Alaotra Ambatondrazaka:

Share

Category


Other Media in Ambatondrazaka

Show All