DJ Zodyak

DJ Zodyak Le "DJ Next Gen", animateur et Designer

🎤🎶Hanal'azy be miaraka amn'ireo artiste eto @ tanàna tsika amn'io a!🎶📌🗓️Manome fotoana antsika zany ny Alakamisy 15 jona...
01/06/2023

🎤🎶Hanal'azy be miaraka amn'ireo artiste eto @ tanàna tsika amn'io a!🎶

📌🗓️Manome fotoana antsika zany ny Alakamisy 15 jona ho avy izao any @ EPP Antanimena, Ambohiboatavo

🎤🎶Amboary dieny zao ary ny fandaharampotoanantsika e!🎤🎶
📞Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 034 22 039 25

Fandaharana manokana hivantana @ radio Fréquence Des Jeunes Alaotra 102 FM ny Talata 21 Martsa 2023 ho avy izao manombok...
11/03/2023

Fandaharana manokana hivantana @ radio Fréquence Des Jeunes Alaotra 102 FM ny Talata 21 Martsa 2023 ho avy izao manomboka @ 6 ora hariva.🎧🎚️🎙️

Hanarahanareo ireo hira gasy sy vazaha (malaza/vaovao) 🎶⭐⭐⭐
Manasa anareo hi-abonné @ pejy🙏🙏👍

  😁
07/02/2023

😁

Ho avy izy ity fa aza misaraka @ radio Fréquence Des Jeunes Alaotra 102 FM ra te hanaraka nouveautés sy tendance 👍🌟🌟🌟
01/02/2023

Ho avy izy ity fa aza misaraka @ radio Fréquence Des Jeunes Alaotra 102 FM ra te hanaraka nouveautés sy tendance 👍🌟🌟🌟

Manahoan daholo 🤝! Mampiomana fotsiny tenako mba misy hanamboaranareo zay ande programme 😁Bonne journée daholo 👍
26/01/2023

Manahoan daholo 🤝! Mampiomana fotsiny tenako mba misy hanamboaranareo zay ande programme 😁
Bonne journée daholo 👍

Fety taombaovaon'ny tanora sy ny TAMPIKRI Animation DJaza adino mi-j'aime ny pejy 🙏🙏
08/01/2023

Fety taombaovaon'ny tanora sy ny TAMPIKRI

Animation DJ

aza adino mi-j'aime ny pejy 🙏🙏

Salama e! Rehefa aveo ny fotoanantsika ry   sy   a!Misy ataontsika   mints ao androanHisy ny tahirin-tsary hivoaka eto @...
08/01/2023

Salama e! Rehefa aveo ny fotoanantsika ry sy a!

Misy ataontsika mints ao androan

Hisy ny tahirin-tsary hivoaka eto @ pejy fa aza adino ny mi-j'aime sy mi-abonné

Bonne dimanche daholo e

Efa io ilay carte visite a! Raha mila nareo na misy olona fantatrareo fa mila an'io dia aza misalasala manatona anah mak...
05/01/2023

Efa io ilay carte visite a! Raha mila nareo na misy olona fantatrareo fa mila an'io dia aza misalasala manatona anah maka ✔️✔️

Mirary soa daholo 🤩🤩

Hanomboka amzay ny   🔥🎧🎶
03/01/2023

Hanomboka amzay ny 🔥🎧🎶

Address

Ambatondrazaka

Telephone

+261348982111

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DJ Zodyak posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DJ Zodyak:

Share

Category


Other DJs in Ambatondrazaka

Show All

You may also like