Zanak'i gasikara - za.gasy

Zanak'i gasikara - za.gasy l'association zanak'igasikara(za.gasy)
creer le10 decembre 2010 a diego suarez
l'association a un but d'amelioration la vie qoutidien du peuple gasy

05/10/2024
05/10/2024
05/10/2024
05/10/2024
05/10/2024
05/10/2024
05/10/2024
05/10/2024
05/10/2024

ZANDRIKO ABY EH
OLO MARIKITRA ANAO FO TEGNA MAMADIKY ANAO
ARY OLO NAMPIANAO FO! TEGNA MIALOHNO ANAO
KAMARADINAO IO AZA ATOKISAGNA IZY MANARATSY VADINAO IO NEFA IZY TEHIARAKA AMY VADINAO ,ARY SAVAO TELEFONY FA FENO APEL’NY VADINAO AMY CORBEILLE AO
ZEGNY ZSY EH EFA IZY MARIGNY IZY KEY ZEGNY

05/10/2024
05/10/2024
05/10/2024
05/10/2024
05/10/2024
05/10/2024
05/10/2024
𝟬𝟰 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟰 - Misokatra amin'ny fomba ofisialy ao amin'ny "Cité internationale de la langue française" ao Villers-Co...
05/10/2024

𝟬𝟰 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟰 - Misokatra amin'ny fomba ofisialy ao amin'ny "Cité internationale de la langue française" ao Villers-Cotterêts ny andiany faha 19 ny fihaonana an-tampon'ireo Filoham-panjakana sy Governemanta mampiasa sy miteny ny teny frantsay. Mialohan'ny lanonam-panokafana ofisialy dia nandray ireo mpitondra fanjakana tonga manatrika izany ny Filoha frantsay Emmanuel Macron sy ny Sekretera Jeneralin'ny Organisation internationale de la Francophonie (OIF), Louise Mushikiwabo. Mitarika ny delegasiona malagasy any an-toerana ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina sy Ramatoa vadiny.

02/10/2024
IRAY ISIKA GASY REHETRA FIRAISAN-KINA, FITIAVANA, FIARAHAMONINA
02/10/2024

IRAY ISIKA GASY REHETRA
FIRAISAN-KINA, FITIAVANA, FIARAHAMONINA

𝟯𝟬 𝘀𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟰 - Navaozina tanteraka ny studio ny vaovao an-tsarin'ny Televiziona Malagasy izay nisitraka fampitaovan...
01/10/2024

𝟯𝟬 𝘀𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟰 - Navaozina tanteraka ny studio ny vaovao an-tsarin'ny Televiziona Malagasy izay nisitraka fampitaovana hiaka farany ho fanatsarana hatrany ny fanomezam-baovao ho an'ny mpijery. Izany dia vokatry ny fiaraha-miasa mahomby tamin'ny Governemanta japoney tamin'ny alalan'ny JICA. Taorian’ny fitokanana sy fanolorana ireo fotodrafitrasa vaovao dia ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina no vahiny voalohany tao amin’izany vaovao an-tsarin'ny TVM amin’ny endriny vaovao izany. Nandritra izany no namaliany ireo fanontaniana momba ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny sy ireo vahaolana entin'ny Fitondram-panjakana hanatsarana ny toe-piainan'ny vahoaka.

30/09/2024
𝟯𝟬 𝘀𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟰 - Tontosa androany tany Nosy Maorisy ny fandraisam-pahefan'Andriamatoa Edgard Razafindravahy, Sekreter...
30/09/2024

𝟯𝟬 𝘀𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟰 - Tontosa androany tany Nosy Maorisy ny fandraisam-pahefan'Andriamatoa Edgard Razafindravahy, Sekretera Jeneraly faha-10 ny Kaomisiaon'ny ranomasimbe Indiana. Izy ihany koa no Malagasy faha-telo mitazona izany andraikitra izany taorian' i tompokolahy Rasolondraibe Henri, izay Sekretera Jeneraly voalohany ny taona 1989, sy i Esoavelomandroso Monique Andréas, ny taona 2004.

Notsipihan'ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ny hanamafisana ny fiaraha-mientan'ny firenena mikambana eo anivon’ny COI hiatrehana ireo fanamby sy ambana iraisana eto amin'ny faritra ranomasimbe indiana. Nasiany tsindrim-peo manokana ny tokony hanaovana laharam-pahamehana ao anatin'ny drafitr'asan'ny COI ny fahavitan-tena ara-tsakafo izay fanoitry ny fampandrosoana.

✅️HO VAHININ'NY TVM NY FILOHA ANIO HARIVA AMIN'NY 7 ORANy Filohan'ny Repoblika Malagasy no ho vahiny voalohan "Ny Vaovao...
30/09/2024

✅️HO VAHININ'NY TVM NY FILOHA ANIO HARIVA AMIN'NY 7 ORA

Ny Filohan'ny Repoblika Malagasy no ho vahiny voalohan "Ny Vaovao an-tsary" amin'ny endriny vaovao eto amin'ny TVM anio Alatsinainy 30 Septambra 2024 amin'ny 7 ora sy sasany hariva.

Amin'ny 6 ora sy sasany hariva dia handeha mivantana ny lanonam-pitokanana ny Studio vaovaon'ny "Ny Vaovao an-tsary".

Address

.
Diego

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261328047673

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanak'i gasikara - za.gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zanak'i gasikara - za.gasy:

Videos

Share

Nearby media companies