๐‘๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž ๐“๐„๐‹๐„๐•๐ˆ๐’๐ˆ๐Ž๐ ๐’๐Ž๐€๐“๐€๐‹๐ˆ๐‹๐˜

  • Home
  • Madagascar
  • Tulear
  • ๐‘๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž ๐“๐„๐‹๐„๐•๐ˆ๐’๐ˆ๐Ž๐ ๐’๐Ž๐€๐“๐€๐‹๐ˆ๐‹๐˜

๐‘๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž ๐“๐„๐‹๐„๐•๐ˆ๐’๐ˆ๐Ž๐ ๐’๐Ž๐€๐“๐€๐‹๐ˆ๐‹๐˜ Eto no ahafahanao manaraka tsy tapaka ny vaovao misongadina ato amin'ny Faritra Atsimo Andrefana.

โœ๏ธ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญNamoy namana sy very mpiara miasa indray izahay eto amin'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsimo-...
23/09/2023

โœ๏ธ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญNamoy namana sy very mpiara miasa indray izahay eto amin'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsimo-Andrefana nandroany Sabotsy 23 Septambra 2023 tokony tamin'ny 11 ora maraina teo dia i Andriamatoa FANOMEZANTSOA Jean Paulin Cadet teo amin'ny faha 37 taonany.

๐Ÿ”ถNitร na ny andraikitra eo amin'ny fampiboroboana ny kolontsaina tao amin'ny Delegasionan'ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Ampanihy Andrefana izy raha ny toerana niandraiketany farany amin'ny fotoana naha lasa azy izao ary efa mpiasa niasa teto Toliara tato amin'ny Fitaleavam-paritra ihany koa izy nanomboka ny taona 2018 niandraikitra ny teknisiana ny mozea eto amin'ny Fitaleavana.

๐Ÿ”ถEfa nisy volana vitsivitsy izy no nanaraka hatrany ny fitsaboana azy sy tamin'ireo toera-pitsaboana toa amin'ny Hopitaly CHU Tanambao Toliara kanefa niafara amin'izao fahalasany izao,
Namela kamboty telo mianadahy.

๐Ÿ™Ny mpiara miasa rehetra eto anivon'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina dia maneho ny fiaraha-miory ary mankahery ny fianakaviany manontolo.๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ
Mandria am-piadanana CADET.

22/09/2023
20/09/2023
FANAMBARAN'ANDRIAMATOA FILOHAN'NY ANTENIMIERAN-DOHOLONA RAZAFIMAHEFA HERIMANANA
14/09/2023

FANAMBARAN'ANDRIAMATOA FILOHAN'NY ANTENIMIERAN-DOHOLONA RAZAFIMAHEFA HERIMANANA

โœ๏ธ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญVery namana ary namoy mpiara miasa ny eto anivon'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsimo Andrefan...
12/09/2023

โœ๏ธ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญVery namana ary namoy mpiara miasa ny eto anivon'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsimo Andrefana nandroany Talata 12 Septambra 2023 tokony tamin'ny tolakandro teo amin'izao fahalasan'i Ramatoa RAKOTONJANAHARY Hanatovalisoa izao, teo amin'ny faha 27 taonany.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Nitร na ny andraikitra eo amin'ny fampiboroboana ny kolontsaina tao amin'ny Delegasionan'ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Bezaha izy nanomboka ny taona 2019 ka hatramin'izao fotoana naha lasa azy izao.

๐Ÿ‘‰๐ŸปFa nanomboka ny taona 2020 izy no tsy salama ka nanaraka fitsaboana efa ambolan'ny maromaro, ary tonga hatrany ivelany kanefa dia tonga amin'ny fotoana naha lasa azy izao izay namelany vady aman-janany, kamboty vavy iray.

๐Ÿ‘‰๐ŸปRaha ny fantatra dia anio alina ihany no miala eto Toliara ao amin'ny CHU Mitsinjo ny nofo mangatsiakany ka hihazo ny tany niaviany ao Tongobory Distrikan'i Betioky Atsimo. Any ihany koa no hiandrasana azy sy ny hanaovam-beloma azy farany ihany koa.

๐Ÿ™Ny mpiara miasa rehetra eto anivon'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina dia maneho ny fiaraha-miory ary mankahery ny fianakaviany manontolo.๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ
Mandria am-piadanana HANATO

08/09/2023
Barea mahery
02/09/2023

Barea mahery

02/09/2023

Bravo Barea!

21/08/2023

Vaovao Tรฉlรฉvision Soa Talily ny Sabotsy 19 Aogositra 2023

19/08/2023

Fitokanana Lalana Andakoro

19/08/2023

Andakoro

18/08/2023
18/08/2023

TOLIARA

16/08/2023

Vaovao Tรฉlรฉvision Soa Talily ny Talata 15 Aogositra 2023

15/08/2023

Nankalaza ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tanora ny tao amin'ny Distrikan'i Morombe.

12/08/2023

Nanantanteraka valandresaka miompana amin'ny antony mahafaty ny Trozona na Baleine maneran-tany sy eto Madagasikara ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga tao Toliara.

12/08/2023

4 ora tolakandro : Fandaharana manokana handraisana ny afon'ny Lalaon'ny Nosy hivantana avy ao Anosy Antananarivo sy avy any Antsiranana

11/08/2023

Vaovao Tรฉlรฉvision Soa Talily ny Alakamisy 10 Aogositra 2023

14 andro sisa dia hiaina ny Lalaon'ny Nosy eto amin'ny Ranomasimbe Indiana isika. Manomboka anio Zoma 11 Aogositra 2023 ...
11/08/2023

14 andro sisa dia hiaina ny Lalaon'ny Nosy eto amin'ny Ranomasimbe Indiana isika. Manomboka anio Zoma 11 Aogositra 2023 ary dia hisy ny Magazine JIOI2023 izay arahantsika isan'andro mandritra ny iray volana latsaka kely.
Manomboka amin'ny 7 ora hariva.
Ny Vaovao an-tsary kosa dia arahintsika isan'andro amin'ny 7 ora sy sasany hariva.

Address

Boulevard Gallieni
Tulear
601

Telephone

+261327127818

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐‘๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž ๐“๐„๐‹๐„๐•๐ˆ๐’๐ˆ๐Ž๐ ๐’๐Ž๐€๐“๐€๐‹๐ˆ๐‹๐˜ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Nearby media companies