Services techniques de la Mairie de Toliara

Services techniques de la Mairie de Toliara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Services techniques de la Mairie de Toliara, News & Media Website, Toliary.

31/12/2021

Bonne et heureuse année 2022

Miarahaba antsika iaby amin'izao fankalazana ny fetim-pirenena izao.
26/06/2021

Miarahaba antsika iaby amin'izao fankalazana ny fetim-pirenena izao.

05/03/2021
22/11/2020

Tetik'asa PIC 2.2>Lalana maherin'ny 5 km no hamboarina eto Toliara amin'ny taona 2021.

Projet PADEVE: malgré l'État d'Urgence sanitaire, le projet avance beaucoup à Toliara. Il est financé par l'AFD. Miroso ...
06/08/2020

Projet PADEVE: malgré l'État d'Urgence sanitaire, le projet avance beaucoup à Toliara. Il est financé par l'AFD. Miroso soamantsara ny tetik'asa PADEVE. Fanamboran-dalana mirefy 5,6 km eto Toliara.

Désinfection>Ny Kaominina Ambonivohitry Toliara dia niroso amin'ny fanondrahana fanafody androany alatsinainy faha 13 jo...
13/07/2020

Désinfection>Ny Kaominina Ambonivohitry Toliara dia niroso amin'ny fanondrahana fanafody androany alatsinainy faha 13 jolay 2020 tao bazary Scama sy Mahavatse. Tsy maintsy natao ihany koa ny teo amin'ny seranan-daka satria toerana ivezivezen'olona maro mankany Atsimo.

REPROFILAGE DES RUESToliara le 24 juin 2020 à 9H30 mn,La Commune Urbaine de Toliara poursuit ses actions du côté de la r...
30/06/2020

REPROFILAGE DES RUES
Toliara le 24 juin 2020 à 9H30 mn,
La Commune Urbaine de Toliara poursuit ses actions du côté de la route JIRAMA. Un projet de construction de l'avenue Baobab vers la JIRAMA est en cours. Il s'agit d'un projet initié par le Ministère de l'Aménagement et des Travaux Publics (MATP) dans le cadre de la politique générale de l'Etat. A cette occasion, la Commune Urbaine de Toliara commence à assainir les trottoirs et envisage à réorganiser le marché en face de la JIRAMA.
Ny Kaomina Ambonivohitry Toliara dia manohy ireo ezaka fanamboaran-dalana. Nisy ny fanesorana ireo mpivarotra mandinika manamorona an'iny lalana iny. Tsy maintsy hisy kosa anefa ny fandaminana ny tsena amin'io toerana io. Hentitra ny Ben'ny Tanàna VITA Sidison Dédé amin'ireo tsy fanarahan-dalàna. Ny lanana sy ny trottoirs dia tsy natao hivarotana. Isaorana etoana ny Minisitra coach Tinoka Roberto amin'ny fikarakarana ny Tanàna iaraha manana. Ny Entreprise SAMS no nanatanteraka an'ilay asa fanarenana ary tsy misy tambiny.(sources infos Commune Urbaine de Toliara)

GRAND MERCI Président Andry Nirina Rajoelina sy ny Minisitra coach Tinoka Roberto fa mazava Tanànay toy!!!Eclairage publ...
25/06/2020

GRAND MERCI Président Andry Nirina Rajoelina sy ny Minisitra coach Tinoka Roberto fa mazava Tanànay toy!!!
Eclairage public>Des lampadaires LED ont illuminé le Bord de mer,
Les lampes venant de l'Etat Central ont été réceptionnées par le Maire de la Ville cet après-midi à l'Hôtel de Ville. Ny Fitondram-panjakana foibe dia nanolotra Jiro led hanazavana ny tanàn'i Toliara ny 25 jona 2020. Tsy niandry ela ny avy ao amin'ny fiadidian'ny Tanàna fa tonga de nametraka an'ireo Jiro ireo miaraka amin'ny JIRAMA. Velom-pisaorana ny Ben'ny Tanàna VITA Sidison Dédé sy ny vahoakan'i Toliara amin'ireto fanomezana ireto. "Misaotra ny Filoha Andry Nirina Rajoelina izahay fa mazana i Toliara." Fanana iombonana ireo jiro ireo ka mila hajaina. Handraisana fepetra ireo tsy manaja an'ireo jiro ireo. - - . TRATRY NY ASARAMANITRA IABY TSIKA.(sources Commune Urbaine de Toliara)

REPROFILAGE DES RUESToliara le 24 juin 2020 à 9H30 mn,La plupart des rues à Toliara sont dégradées et le budget de la Co...
24/06/2020

REPROFILAGE DES RUES
Toliara le 24 juin 2020 à 9H30 mn,
La plupart des rues à Toliara sont dégradées et le budget de la Commune ne lui permet pas de faire des entretiens. Conscient de la situation, le Ministre de la Jeunesse et des Sport à la fois Ministre coach de Toliara, Tinoka Roberto a fait appel aux entreprises locales pour tenir main-forte à la Mairie. La rue Colonel Lavoigot entre le Marché de Soanafindra et SIMPA a été entretenue grâce à l'appui de l’Entreprise SAMS. "Quatre heures de travaux ont changé la vie des usagés" témoigne un jeune qui vie la zone depuis 7 ans.
Tontonsa soa aman-tsara ny asa fanatsarana ny lalana ao amin'ny Fokontany Amborogony. Tsapa ny faharatsian'ny lanana ka tsy nisy ny fifampiresahana nataon'ny Minisitra Tinoka Roberto amin'ny Mpandrahara eto Toliara. Izany dia vokatrin'ny fifanomeza tanana avy amin'ny Entreprise SAMS. Hisy ihany ny fanamboarana an'io lala io araka ny nambaran'ny Ben'ny Tanàna VITA Sidison Dédé ao anatin'ny tetik'asa PADEVE. (sources infos Commune Urbaine de Toliara)

FILAZANACoupure de rue Colonel Lavoigot  le 23 juin 2020 à partir de 7 h00mn :Ny Kaominina Ambonivohitry Toliara dia mam...
22/06/2020

FILAZANA
Coupure de rue Colonel Lavoigot le 23 juin 2020 à partir de 7 h00mn :Ny Kaominina Ambonivohitry Toliara dia mampandre antsika vahoaka mpampiasa lalana rehetra ao amin'ny Fokontany Amborogony fa hisy fahatampahany ny lala avy eo amin'ny Bazary Soanafindra mankany amin'i SIMPA. Izany dia mandritra ny asa fanamboan-dalana izay hataon'ny Kaominina. Koa iangaviana isika mba samy hanaiky sy hanaraka ny toromarika omen’ireo tompon’andraikitra eny an-toerana. Misaotra amin'ny fiaraha-miasa. En raison des travaux d'entretien , la rue Colonel Lavoigot sera provisoirement coupée, le mardi 23 juin 2020 toute la journée. La sécurisation des lieux, la circulation des véhicules dans les environs immédiats de ces lieux, seront organisées de manière stricte pour le bon déroulement de ces travaux. Nous vous prions de nous excuser pour les gènes occasionnés, et espérons la collaboration de chacun pour l'intérêt commun de notre ville.

Fandaharana manokana tao amin'ny Radio Université Toliara 91,4 Mhz momba ny fampiharana ny Collecte Mobile eto Toliara. ...
20/06/2020

Fandaharana manokana tao amin'ny Radio Université Toliara 91,4 Mhz momba ny fampiharana ny Collecte Mobile eto Toliara. Fiaraha-miasa amin'ny Commune Urbaine sy Whh ary ny Radio Université Toliara.

Toliara le 16 juin 2020Déconfinement partiel: des mesures d'hygiène sont prises par la Mairie de Toliara,16 bacs roulant...
16/06/2020

Toliara le 16 juin 2020
Déconfinement partiel: des mesures d'hygiène sont prises par la Mairie de Toliara,
16 bacs roulants de 100 litres sont disponibles pour la ville de Toliara. Tout ça est le fruit du partenariat Public-Privé entre la Commune Urbaine de Toliara et L’ avec l'appui de la Direction de l'Eau, de l'Assainissement et de l'Hygiène. Les marchés seront aussi désinfectés à l'HTH pour éviter la propagation du virus. La WHH a doté aussi 9 pulvérisateurs à dos de 12 litres pour nos marchés. Des responsables seront formés pour assurer le travail. Natolotra tamin'ny fomba ofisialy an'ny kaominina Ambonivohitry Toliara ireo fitaovana avy amin'ny UNICEF sy WHH ny Talata faha 16 jona 2020. Izany dia mba hitandroana ny fahadiovan'ny Tanàna sy hisorohana ny trimok'aretina Covid-19. Iaraha mana ireo fitaovana ireo ka mila kajiana tsara. Fako maivana no azo ariana amin'ireo Bacs ireo araka ny fanazavan'ny Ben'ny Tanàna VITA SIDISON Dédé. (sources infos Commune Urbaine de Toliara)

Toliara le 15 juin 2020, « Tanàna mivoatra ary môdely »Projet PADEVE>Tonga teto Toliara ny Minisitry Minisitry ny fanaja...
15/06/2020

Toliara le 15 juin 2020, « Tanàna mivoatra ary môdely »
Projet PADEVE>Tonga teto Toliara ny Minisitry Minisitry ny fanajariana ny tany sy ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy Atoa Hajo Andrianainarivelo, otronon'ny masoivoho fratsay sy ny talen'ny AFD (Agence Française de Développement) nijery ny firoson'ireo tetik'asa rehetra.
« Zava-dehibe ny fidinana aty ifotony mba hahafahana mamaha olana ary mapiroso haingana ny asa » araka ny filazan’ny Minisitra. Mandroso ny asa amin'ny tampany voalohany ary hiditra amin'ny tampany faharoa mba hamahana ireo olana mandinidinika. « Ny asa tsy maintsy aroso fa ny fepetra ara-pahasalamana tsy arahina ». Mila miaraka mandroso daholo ireo tetik’asa ireo ary tsy tokony hisy sakantsana.
Nanararaotra ihany koa ny delegasiona nijerena ireo tetik’asa izay vatsian’ny fanjaka vola (Avenue Baobaob, canal d’évacuation Kiembe) sy ny BAB ary ny Projet PIC. (sources Commune Urbaine de Toliara)

Bornes fontaines>Mila hatsaraina ireo fotodrafitrasa rehetra ato anatin'ny Kaominina Ambonivohitry Toliara. Tsy maintsy ...
09/06/2020

Bornes fontaines>Mila hatsaraina ireo fotodrafitrasa rehetra ato anatin'ny Kaominina Ambonivohitry Toliara. Tsy maintsy manao tatitra aty amin'ny Commune ireo fikambana rehetra mitantana an'ireo bornes-fontaines ireo.

ASSAINISSEMENT>Nisy olo nanao fanorena tsy ara-dalàna amy sisy Kianja Maître kira iny. Tsy maintsy nala olo reo satria m...
08/06/2020

ASSAINISSEMENT>Nisy olo nanao fanorena tsy ara-dalàna amy sisy Kianja Maître kira iny. Tsy maintsy nala olo reo satria manembatsemba fifamoivoizana. Manao antso avo ny antsika iaby ny Commune Urbaine Toliara fa tsy azo atao ty manore raha amy lala noho trottoirs io.

Tsimenatse I: revêtement de la chaussée en pavé. Asa fanamboarana lalakely any amin'ny fokontany. (Projet PADEVE)
29/05/2020

Tsimenatse I: revêtement de la chaussée en pavé. Asa fanamboarana lalakely any amin'ny fokontany. (Projet PADEVE)

28-05-2020>Travaux d'aménagement et de réhabilitation d'infrastructures et d'équipement divers (Projet PADEVE). Miroso h...
28/05/2020

28-05-2020>Travaux d'aménagement et de réhabilitation d'infrastructures et d'équipement divers (Projet PADEVE). Miroso hatrany ny asa fanamboara "canal d'évacuation".

COVID-19 : Nahazo fanohanana avy amin’ny fitondram-panjakana ny tanànan’i Toliara,Entana maromaro no tonga teny amin’ny ...
27/05/2020

COVID-19 : Nahazo fanohanana avy amin’ny fitondram-panjakana ny tanànan’i Toliara,
Entana maromaro no tonga teny amin’ny seranam-piara-manidina Toliara ny talata 26 may 2020. Zaraina maimaimpoana ireo fanomezana ireo ho an’ny mponina eto Toliara sy ireo mpisehatra mivantana amin’ny fiadiana amin’ny tsimokaretina CORONAVIRUS.
Ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Tinoka Roberto sady Minisitra mpiahy an’i Toliara, no nitondra ny entana avy any Antananarivo. Nambarany fa tsy manadino ny vahoakan’i Toliara ny Filoham-pirenena malagasy Andry Nirina Rajoelina. Hentitra ny Filoham-pirenena amin’ny fizarana an’ireo fanomezana ireo ary tsy maintsy atao mangarahara izany.
- 50.000 CACHES-BOUCHES
- 200 FACESHIELD
- 36 LUNETTES
- 40 SURBLOUSES
- 600 GANTS D’EXAMINATION
- 41 GANTS STERILES
- 20 SERPILLIÈRES
- 220 COMBINAISONS
- 300 MASQUES FFP3
- 4.000 MASQUES CHIRURGICAUX
- 10 COMBINAISONS BLANCHES + MASQUES
- KIT DE PRÉLÈVEMENT/TRIPLE EMBALLAGE
- CVO/(POUDRE).

Eclairage public: des lampadaires solaires seront installés tout au long du bord de mer Toliara. Afaka fotoa fohy dia ha...
11/05/2020

Eclairage public: des lampadaires solaires seront installés tout au long du bord de mer Toliara. Afaka fotoa fohy dia hametraka jiro ny fiadidian'ny tanànan'i Toliara. Natao izao mba hanatsarana ny tanàntsika.

Address

Toliary
601

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
18:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
18:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
18:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
18:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
18:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Services techniques de la Mairie de Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Services techniques de la Mairie de Toliara:

Share


Other News & Media Websites in Toliary

Show All