Gasy online

Gasy online Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy online, Digital creator, Tananarivo, Arivonimamo.
(1)

04/07/2024
๐“๐ฌ๐ฒ ๐š๐ก๐ข๐ญ๐š ๐ฆ๐š๐ฌ๐จ๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ซ๐š๐ก๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ’ ๐‰๐š๐ง๐ฏ๐ข๐ž๐ซ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ’ ๐ข๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐ซ๐ฒ ๐ณ๐š๐ซ๐ž๐จ ๐š๐ง๐ฒ ๐€๐ฅ๐š๐ฌ๐ค๐š . Izany dia noho ny masoandro izay tsy m...
18/12/2023

๐“๐ฌ๐ฒ ๐š๐ก๐ข๐ญ๐š ๐ฆ๐š๐ฌ๐จ๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ซ๐š๐ก๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ’ ๐‰๐š๐ง๐ฏ๐ข๐ž๐ซ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ’ ๐ข๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐ซ๐ฒ ๐ณ๐š๐ซ๐ž๐จ ๐š๐ง๐ฒ ๐€๐ฅ๐š๐ฌ๐ค๐š .

Izany dia noho ny masoandro izay tsy miposaka any avaratrin'ny cercle polaire arctique noho ny inclinaison an'ny tany .
67 andro no hianandry zareo tsy hisy masoandro . Izany no atao hoe nuit Polaire .

WADA SY YOONGS , ZAVATRA MAROMARO METY TSY HO FANTATRAREO MOMBA AZY ROA LAHY Iza i Wada sy Yoongs , Wada sy Yoongs dia b...
04/12/2023

WADA SY YOONGS , ZAVATRA MAROMARO METY TSY HO FANTATRAREO MOMBA AZY ROA LAHY
Iza i Wada sy Yoongs , Wada sy Yoongs dia bandy roa lahy niainga avy tamin'ny tarika Jiolambups , tarika mpiangaly RAP teny ambohipo teny tarika izay anisan'ny nametraka tokoa teo amin'ny kalitaon'ny RAP Malagasy , anisan'ny hiran'ny Jiolambups nanaitra ny maro atrany ampitan dranomasina ilay " Bavy aza mandeha mafy " anisan'ny nanaitra sy nahatonga famakafakana avy tamina fampahalalam baovao iray lehibe tany ivelany mihintsy ny fanadihadiana momba an'iny hira iny tamin'izany hoe hira mifono hafatra sy anatra izay nampitaina tamina fiteny mivantambantana sy mantamanta , sambany indray mba nisy hira Gasy nahatonga famakafakana toa izany sady tsy noheritreretina mihintsy hoe ho hira avy amina tanoran'ny tananan'Ambohipo no ahatonga izany.
Rehefa nandeha ny fotoana , ny hatanorana madiva hifarana ,ny adidy miha betsaka , ny RAP tsy voatery ahavelona , ny mpinamana mety tsy voatery hifanaraka fona dia samy naka ny lalany avy ny mpiray tarika ny Jiolambups .
Izy roa lahy anefa dia nisafidy ny hiara dia atrany . Hira RAP ranoiray anisan'ny farany navoakan'izy roa lahy alohan'ny hidirana amin'ilay sehatra mozika fialamboly sy commercial dia " Paradisako " anisan'ny tonony tena nanamarika sy niavaka tamin'izany " Paradisa ho an'i Mama no tediavinay , Hanolo ny entana tontanao izaho , Tsy nateraka ho mpanota izaho mamako , fa Paradisa ho anao no nandoto ny tanako " Hira izay hiverenantsika any amin'ny faran'ity lahatsoaratra ity .
Raikitra amin'izay ny mรฉtamorphose tonga amin'ilay Wada sy Yoongs fantantsika amin'izao hitondran dry zalahy amim boninahitra lehibe ilay anaram bositra hoe " Les Princes du Bas Quartier " miaraka amin'ireo hira maro " mon amour taloha , ayee , badoda ..." . Inona aloha no mety hieritreretan tsika azy roa lahy ? Mety ho maro no diso heritreritra mahita azy roa lahy avy any ivelany . Maro ny olona izay mifanerasera amin'izy ireo no mahalala fa dia olona tsara taiza tokoa izy ireo , olona misaina ary olona nianatra , ny iray tamin'izy roa lahy dia anisan'ny nianatra tamina sekolina Serasera raitra indrindra no sady lafo รฉcolage indrindra eto Antananarivo ary mbola maro ny mpanabe mahatadidy azy sy afaka manamafy izany .
Fahaizana serasera tokoa angamba , fa dia haindry zalahy ny manamboatra io hirany io ho tonga malaza ho azy , tsy mila manao matracage , tsy mila manatitra clip any amin'ny tv akory aza .
Ankizy mpianatra serasera moa avy eo no nanao fanadihadiana azy ireo , nanaiky am pahatsorana ry zalahy ary tonga tany dia ry Wada sy Yoongs indray no lasa nizara traikefa maro tamin'ireto mpianatra . Ny hamaranana azy dia rehefa nanontanian'ireto mpianatra hoe inona ny hiranareo tena tianareo dia namaly izy roa lahy hoe " Paradisako " satria tanteraka tokoa ilay hira ilay hoe " Paradisa ho an'i Mama no tediavinay , hanolo ny entana tontanao izaho " ka tanteraka ilay izy fa efa voasolo daholo ny entana tontan'i Neny hoy zalahy .
Izay no izy fa lesony farany ISIKA MALAGASY AZA MAIKA NY HITSARA SY HITSIKERA OLONA FONA , FA NY OLON DREHETRA SAMY MIADY NY ADINY AMIN'NY FIAINANA IZAY TSY VOATERY HO FANTATRAREO .

Sary nisy nanamboatra tamin'ny alalan'ny Intelligence artificielle
02/12/2023

Sary nisy nanamboatra tamin'ny alalan'ny Intelligence artificielle

Khaby Lame : tao anatin'ny 3 taona no nampalaza azy tampoka tamin'ny alalan'ny fanaovana video fohy mampihomehy izay nal...
02/12/2023

Khaby Lame : tao anatin'ny 3 taona no nampalaza azy tampoka tamin'ny alalan'ny fanaovana video fohy mampihomehy izay nalefany tamin'ny TIK TOK. Mahatratra 162 Millions no isan'ny Abonnรฉs ananany amin'ny TIK TOK ary miisa 80 Millions kosa amin'ny Instagram. Maro ireo orinasa izay mihazakazaka manao sponsor an'azy sy mila service aminy noho izay lazany izay ka lasa mpanan-karena tampoka izy.

23/11/2023

NY Anjaram-pitiavako iny zao tsy aiko na mbola avadibadiky ry lerony any

Ref elah te ho orange sy te ho citron iny
06/11/2023

Ref elah te ho orange sy te ho citron iny

Top ๐Ÿค‘N #3
06/11/2023

Top ๐Ÿค‘
N #3

๐Ÿ˜๐Ÿ˜‚
05/11/2023

๐Ÿ˜๐Ÿ˜‚

Address

Tananarivo
Arivonimamo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Nearby media companies