Trèfle ÉVENT

Trèfle ÉVENT Bon plan KALY matsiro

SAMEDI 20 AVRIL 2024FORMATION CHARCUTERIE (VIANDE BLANCHE ET ROUGE)🍀 Te hisehatra anaty tontolo ny hena🍀 Mpisehatra anat...
06/04/2024

SAMEDI 20 AVRIL 2024

FORMATION CHARCUTERIE (VIANDE BLANCHE ET ROUGE)
🍀 Te hisehatra anaty tontolo ny hena
🍀 Mpisehatra anaty tontolo sakafo
🍀 Te hanampy traikefa
🍀 Mba tsy hividy Lafo

Ndao hianatra hiaraka aminay ,fa mpampianatra efa ampy traikefa no hiaraka amitsika aminio fotoana io

Vola •45000ar• ihany no hiantohanao.
Tonga Dia ianao mihitsy no mandray anjara aminy fampiharana.
Tsy Mila fitaovana be fa technique farak'izay tsotra indridra

Fandrio Dia ny Zao ny toerana fa voafetra izany 🍀

Toerana: akaiky commune ALASORA
Ora : 8:30/16h

Bonjour février 💌AO nareo indray no atoako misafidy recette ho zaraina Ary e🥰
01/02/2024

Bonjour février 💌
AO nareo indray no atoako misafidy recette ho zaraina Ary e🥰

RECETTE CACAPIGEON 👉farine 500g .👉Sucre 3 sotro .👉Sira kely .👉Menaka Na. Beurre natsonika 60g👉Levure chimique atsasaky i...
25/01/2024

RECETTE CACAPIGEON

👉farine 500g .
👉Sucre 3 sotro .
👉Sira kely .
👉Menaka Na. Beurre natsonika 60g
👉Levure chimique atsasaky ilay sachet 11g
👉Poivre .
👉Vache qui rit portion 2 .
👉Atody 2.
,👉Rano kely andemana azy .

FIKARAKARANA AZY :

✍️Araraka anaty koveta n'y farine de atao AO n'y levure de afangaro .
✍️Asina lavaka EO afovoany de arotsaka ao ny menaka ,atody ,sira ,siramamy .fromage.
✍️Araraka tsikelikely ilay Rano .
✍️Afangaro ahazaona paty tsy manara_ tanana .
✍️Fisahana ,Dia tapatapahana , de Endasina tsy atao mamay bé menaka

Salama o✋Mbola janvier  isika anio sa tsy baikony calendrier ?Ndao indray MBA ianareo no manome sopapa laoka anio e🙏🙏🙏💌
22/01/2024

Salama o✋
Mbola janvier isika anio sa tsy baikony calendrier ?

Ndao indray MBA ianareo no manome sopapa laoka anio e🙏🙏🙏💌

👀👀
21/01/2024

👀👀

Nahita toerana naniriny  aho taloha fa dia tena tsy nety tia mihitsy 🥺🥺  Téo akaikiny CEG antanimbarinandriana Téo 🙈🙈 bé...
19/01/2024

Nahita toerana naniriny aho taloha fa dia tena tsy nety tia mihitsy 🥺🥺

Téo akaikiny CEG antanimbarinandriana Téo 🙈🙈 bétsaka naniry tao anaty loto sns 🙊

Taty aoriana efa nanambady Aho vao sahy nihinana satria nisy tena nadio be tety aminay

Ndao andrama atao laoka anio ny anadrano sy saucisses 🍜🍜🍲

Midonadonaka tsara setroka🔥Avy lavitra Dia efa heno fofony👌Asina sauce voanjo aoka fotsiny e🙈❤️Zarao bon plan brochette ...
18/01/2024

Midonadonaka tsara setroka🔥
Avy lavitra Dia efa heno fofony👌

Asina sauce voanjo aoka fotsiny e🙈❤️

Zarao bon plan brochette sy mpandihiny Ary e👌👌

Efa mivimbina harona kely andeha hiantsena Zao ianaoTsy hitanao Zay atao laoka 👌Ataovy ronirony Ary ny anio sady ratsira...
18/01/2024

Efa mivimbina harona kely andeha hiantsena Zao ianao

Tsy hitanao Zay atao laoka 👌
Ataovy ronirony Ary ny anio sady ratsiratsy ny andro AO ivelany AO😊

Tsaramaso +angivy+anamalaho+ afaka asina hen'omby matavy 🥰👌🍀

C'est l'heure du goûter 🍜🍲🍜🍲 Rehefa spécial moa ny mine sao Dia misy oeuf sur plat foana?Zarao ao aminy commentaires ind...
17/01/2024

C'est l'heure du goûter 🍜🍲🍜🍲

Rehefa spécial moa ny mine sao Dia misy oeuf sur plat foana?

Zarao ao aminy commentaires indray Ary ny toerana hitanao misy mine sao garnie bé reny💌
Dia taggueo Ato ilay namanao Tia paty be hilendalenda😜👌

Eo ampikarakaraina sakafo maraina ve ianao?Ito misy Recettes Gauffre💞 hoanina @ ronono Dia vita ny chocolat 🍫-farine 300...
17/01/2024

Eo ampikarakaraina sakafo maraina ve ianao?

Ito misy Recettes Gauffre💞 hoanina @ ronono Dia vita ny chocolat 🍫

-farine 300g
-atody 5
-ronono 500ml eo
-beurre fondu 100g
-levure chimique 1cac
-siramamy 5 cas
Sarahina ny blanc sy jaune Dia kapohina en neige ny blanc(Asiana pincée de sel)

Kapohina miaraka koa ny Jaune sy siramamy mandrapalevony

Afangaro ny farine sy levure Dia arotsaka anaty jaune Téo aloha

Haroina tsara, Dia arotsaka ny beurre fondu

Arotsaka ao koa ny blanc en neige

Rehefa mifangaro tsara Dia arotsaka tsikelikely ny ronono mandrapahazo pâte lisse tsara

Afanaina ny machine à gauffre
Hosorana beurre zay vao arotsaka ny paty

Raha tianao io recette Io Dia mangataka réaction sy partage 🙏🙏🙏

Pancakes / tapitsatroka😜Ingrédients :- 160 g de farine- 1/2 sachet de levure chimique- 35 g de sucre- 1 pincée de sel- 5...
16/01/2024

Pancakes / tapitsatroka😜

Ingrédients :
- 160 g de farine
- 1/2 sachet de levure chimique
- 35 g de sucre
- 1 pincée de sel
- 50 ml d’huile
- 12 cl de lait
- 2 œufs

Prépa:
Mélanger la farine, la levure, les sucres et le sel, ajouter l’huile puis les œufs et mélanger

Incorporer le lait tout en fouettant afin d’éviter les grumeaux.
Laisser reposer à température ambiante pendant 30 minutes.

Dans une poêle anti-adhésive verser une petite louche sans étaler la pâte, la forme ronde du pancake se fera d’elle même.

Laisser cuire environ 2 minutes, dès que des bulles apparaissent sur le dessus retourner le pancake et laisser cuire une à deux minutes.

Pizza 🍕🍕🍕🍕Anisany sakafo ankafizitsika ity rehefa tafiaraka aminy namana💌, famille 👪Indridra fa ny ankizy🍕🍕🍕✓ Taiza pizz...
16/01/2024

Pizza 🍕🍕🍕🍕

Anisany sakafo ankafizitsika ity rehefa tafiaraka aminy namana💌, famille 👪
Indridra fa ny ankizy🍕🍕🍕

✓ Taiza pizza tena tianao indridra raha eto tana no resahina 🍕🍕?

Ankotrany fait maison 😜

Tia misakafo ve ianao?Ny lelako ny ahy tena sensible bé aminy resaka goût 🍜🍲 Izay no nahatonga ahy nanokatra ity page it...
16/01/2024

Tia misakafo ve ianao?

Ny lelako ny ahy tena sensible bé aminy resaka goût 🍜🍲
Izay no nahatonga ahy nanokatra ity page ity 👌👌

Page hizarana bon plan sy recette Maro be izy iTy 💌

Iza ilay olona fantatrao Tia misakafo reny ndao mentionné ato daholo aloha hanombohatsika azy 😍😍😍🍣

Address

Antananarivo
TANA101

Telephone

+261328797290

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trèfle ÉVENT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Trèfle ÉVENT:

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All