Somaröho miaraka @ WawaSalegy
Dance à l'energie renouvelable
𝗗𝗮𝗻𝗰𝗲 𝗮̀ 𝗹'𝗲́𝗻𝗲𝗿𝗴𝗶𝗲 𝗿𝗲𝗻𝗼𝘂𝘃𝗲𝗹𝗮𝗯𝗹𝗲
Qu'est-ce que la "dance à l'énergie renouvelable" ?
La danse à l'énergie renouvelable est un type de danse qui ne demande pas beaucoup d'effort, en accord avec le concept d'énergie renouvelable.
Ce type de danse est destiné :
- Aux personnes timides lors des fêtes
- À ceux qui n'ont pas de partenaire pour danser
- Aux célibataires
- Aux femmes qui ne veulent pas qu'on touche leurs hanches en dansant
- Aux personnes qui ne veulent pas se lever et qui peuvent le faire en étant assises
Comment la pratiquer :
- Bougez doucement la tête
- Faites bouger vos épaules en rythme
- Ensuite, faites des mouvements doux avec le reste du corps
-------------------------------------------------------------------------
𝗗𝗮𝗻𝗰𝗲 𝗮̀ 𝗹'𝗲𝗻𝗲𝗿𝗴𝗶𝗲 𝗿𝗲𝗻𝗼𝘂𝘃𝗲𝗹𝗮𝗯𝗹𝗲
Inona moa atao hoe " dance à l'enrgie renouvelable " ?
A l'energie renouvelable dance anakiray raha ohatra ka tsy mandreraka ny manao azy, tsisy energie loatra mivoaka, @ilay teny hoe angovo azo havaozina 😅
Ity karazana dance ity dia natokana :
- Ho an'ireo olona timide rehefa mandeha fety
- Ho n'ireo olona tsy mahazo partenaire rehefa mandihy
- Ho an'ireo olona celibataire ireny,
- Ho an'ny vehivavy tsy tiany tanana ny vodiny rehefa mandihy
- Ho an'ireo olona olona tsy te hitsangana fa afaka mipetraka manao azy
Fomba fanaovana azy :
- Ahetsiketsika moramora ny loha
- Ampitsefina manaraka azy ny soroka
- Fanrany : miaraka mihetsika moramora iamin'izay y vatana
Music : Basta Lion : colombian
Vidéaste : Nani Mira
Auteur & monteur : FERDINAND Mario
Tutoriel : FAMOHANA RONONO
Aty avaratra atsoina hoe : MANERY, zany hoe pitserina na terena ilay nono mba hivoaka ilay ronono , jereo anie 😆😁
Nisy niteny zaho hoe : Amin'izao fotoana efa betsaka manerana i Madagasikara no mananina .... satria efa be aniny be eto amin-tsika noho izany ny tsy tsirairay tokony hananina kely mba mba hiarovana @ anina.... 😂😂
Vaky kely ny lohako nandinika an'ilay izy fa soa ihany nisy nanazava ao @premiere commentaire...
#EndMalaria #Malagasy_tsy_ho_fatin_ny_tazomoka
#end_paludisme
#Impact
#USAID
Misy biby itako t@ Alina iny
Tageo namanao hijery biby mahagaga 😱
Les gens de Diégo et ses Caractères
——- 𝗢𝗹𝗼 𝗯𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗗𝗶𝗲𝗴𝗼 ———
Tsy boaka à Diego anao koa tsy nampiasa termes aby ireto 😅
#ferde #Diego #diegosuarez #Antsiranana
Comment n'est pas te loué Seigneur Jésus
Quand je regard autour de moi, je vois ta gloire .... comment n'est pas te Loué seigneur Jésus