Communautés des hommes libres de Madagascar

Communautés des hommes libres de Madagascar Hifampizarana sy hiresahana zavatra maro eo amin'ny tonlon'ny lehilahy.
(4)

05/04/2024

👉 Ny maha lehilahy ny lehilahy 💪




E+zaho-Info Planification Familiale - Dokotera ô - Allô Allô

24/03/2024

24 Martsa 2024, JMT:
Eny, foanantsika ny TIBERKILAOZY.

29/02/2024

ℹ️ Mbola misy amin’izao vanim-potoana izao ny tuberculose, izay aretina azo tsaboina tsara ℹ️

👉Mety ho tratrany daholo ny olona rehetra, fa manana risika be be kokoa ny ho voa ireto olona ireto : 👇👇👇

✅ Ny olona voan’ny diabeta ;
✅ Ny olona tsy ampy sakafo (tsy mihinana sakafo ara-pahasalamana) sy sahirana ara-pivelomana ;
✅ Ny olona mandray zava-mahadomelina: toaka, sigara ary rongony ;
✅ Ny olona mitondra ny tsimokaretina VIH.

🟩🟩🟩 Misy fanontaniana, miandry anao amin'ny MP 💬 izahay, aza misalasala 🟩🟩🟩

# - Dokotera ô - Allô Allô

27/02/2024

ℹ️ Tsotra, ▫️ vetivety, ▫️ maimaimpoana, ▫️ ianao ihany no manao ny fitiliana ✅
💡 Mila fanampim-panazavana 🔎, manasa anao hiditra MP 💬

- Dokotera ô - Allô Allô

22/02/2024

ℹ️ Ny kohaka maharitra dia fambara iray ny tuberculose ℹ️
👉 Fitiliana no halalana an'izay 👈
🙏 Manasa anao hanatona dokotera 🙏

✅ Midira MP 💬 raha te hafantatra ny toerana tokony aleha 🔎

- Dokotera ô - Allô Allô

21/02/2024
12/02/2024

👩‍❤️‍💋‍👨👨‍❤️‍💋‍👨

➡️ Taona vaovao❗ Ainga vaovao❗ Izaho sy ianao, hitandrina ka ho voaaro, ℹ️ fa ny mitondra VIH dia efa maro.👉 Ireto ny fo...
30/01/2024

➡️ Taona vaovao❗ Ainga vaovao❗ Izaho sy ianao, hitandrina ka ho voaaro, ℹ️ fa ny mitondra VIH dia efa maro.

👉 Ireto ny fomba fiarovana mandaitra:
✅ Ny fampiasana Kapoty;
✅ Ny fampiasana PrEP (Aorian'ny fitiliana mihiba);
✅ Ny fiarahana amin'ny olona tokana (voamarina fa tsy mitondra ny tsimok'aretina);

- Dokotera ô - Allô Allô

💡Ny fahasalamana dia ambony lavitra noho ny fananan-karena 💰
06/12/2023

💡Ny fahasalamana dia ambony lavitra noho ny fananan-karena 💰

ℹ 01 desambra, andro manerantany hiadiana amin'ny SIDA. Manamarika izany isika eto Madagasikara 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
01/12/2023

ℹ 01 desambra, andro manerantany hiadiana amin'ny SIDA. Manamarika izany isika eto Madagasikara 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

28/11/2023

ℹ Fantatrao ve ❓

👉Fantatrao ve fa Andro manerantany 🌍 natokana ho an'ny ady amin'ny VIH/SIDA ny 01 desambra ❓

Miankina amiko ☝️, miankina aminao 🫵, miankina amintsika ✊ ny ady.

Koa andao hiaraka e ‼

👋 Aleo tsy tantaraina be, fa ataovy izay hampilamin-tsaina re😉
26/10/2023

👋 Aleo tsy tantaraina be, fa ataovy izay hampilamin-tsaina re😉

ℹ Natokana ho an'ny lehilahy ℹ▶ Azo raisina eny amin'ny Drop-In-Center MEVA 🏡 sy amin'ireo mpanentana ara-pahasalamana 🤴...
31/08/2023

ℹ Natokana ho an'ny lehilahy ℹ

▶ Azo raisina eny amin'ny Drop-In-Center MEVA 🏡 sy amin'ireo mpanentana ara-pahasalamana 🤴.

🔍 Aiza❓ Iza❓ Manasa hiditra MP 💬 na hiantso ny laharana maitso ☎ raha liana e❗

🎉 Zava-tsoa tsy mila jiro 🎊👉 Rehefa ampiasa kapoty, amin'ny faritra efa voatokana no mampalaky ny fanokafana azy 😉 👊
26/07/2023

🎉 Zava-tsoa tsy mila jiro 🎊
👉 Rehefa ampiasa kapoty, amin'ny faritra efa voatokana no mampalaky ny fanokafana azy 😉 👊

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
13:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 12:00
13:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 12:00
13:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 12:00
13:00 - 18:00
Friday 08:00 - 12:00
13:00 - 18:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Communautés des hommes libres de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Nearby media companies