18/06/2020
Mankasitra feno an'i Sarah nitondra fanomezana tany amin'ny centre Felana Maitso
Averinay ihany moa fa ny centre Felana Maitso dia akany mitaiza ireny zaza navelan'ny Ray aman-dreniny ireny,raha te hanampy azy ianao dia afaka miantso ny mpiandraikitra ao,i Neny Olga 034 01 608 31,eny Ambohibao Morondava faran'ny 112 no misy azy ireo
Mankasitra feno anareo sahady