𝓟𝓸𝓾𝓹𝓮́-𝓣𝓲

𝓟𝓸𝓾𝓹𝓮́-𝓣𝓲 Vente en GROS et DÉTAILS

📞0323863348

🤣🤣🤣🥱
05/03/2024

🤣🤣🤣🥱

Sandales plateforme 🌸pointure 36 à 40 Couleur disponible (voir les photos) Livraison partout 😊 🌸 Mp
26/02/2024

Sandales plateforme 🌸pointure 36 à 40
Couleur disponible (voir les photos)

Livraison partout 😊 🌸 Mp

"MANCENILLIER" : ILAY PAOMA MAHAFATY ☠️Sao mba ity ary ilay paoma tamin'ny Blanche Neige ? Sa ilay paoma voarara tao ami...
22/02/2024

"MANCENILLIER" : ILAY PAOMA MAHAFATY ☠️

Sao mba ity ary ilay paoma tamin'ny Blanche Neige ? Sa ilay paoma voarara tao amin'ny Genezy ? 🥲😄

Any Amerika afovoany sy atsimo no ahitàna ny "mancenillier", karazan-kazo kely maniry amin'ny faritra mando sy be fasika, ary mamokatra voa toy ny paoma.

Saingy POIZINA be izy ity :
Raha sendra mahatsako azy dia mivindina avy hatrany ny molotra sy lela, hiendaka ara-bakiteny mihintsy ny ati-vava manontolo.
Raha voatelina izy dia mety hitarika fandidiana ny ati-tenda, arahana fidinan'ny "tension artérielle" ary mety hiafara amin'ny fahafatesana.

Ny fikasohana fotsiny ny raviny, ny voany, eny fa na ilay hazo fotsiny ary dia mety hitarika aretin-koditra mahatsiravina.

Eny fa na dia mialoka eo ambanin'ilay hazo fotsiny ary ianao ka hihintsanan'ny "pollen" na hirarahan'ny ranon'orana nandady tamin'ilay hazo dia ampy hampitsovaka ny hoditra.

Baggy Cargo Noir 📌Taille S à XxL 📌Ultra haute 📌Qualité topLivraison partout 😊 🌸 Mp ou 034 51 195 86
16/02/2024

Baggy Cargo Noir

📌Taille S à XxL
📌Ultra haute
📌Qualité top

Livraison partout 😊 🌸 Mp ou 034 51 195 86

❤ Skinny jeans ❤   🏷Taille S M L XL XXL   🏷Qualite Top    🛵Livraison partout 🛵
07/02/2024

❤ Skinny jeans ❤
🏷Taille S M L XL XXL
🏷Qualite Top
🛵Livraison partout 🛵

25/01/2024

20,000Ar fotsiny , disponible tout de suite 🍀
VOLAFOTSY PUR ✨✨
📞contact : 034.33.744.70 na 032.87.005.39
🏠 Sinibendrano itaosy terminus bus 143 (Antananarivo)
Livraison possible partout à Madagascar ✈️

📣 PROMO❗Skinny sans ou avec poches ❗       ❗ Taille Xs à XxL ❗Misy couleur 😍 Livraison partout 😊 🌸
22/01/2024

📣 PROMO
❗Skinny sans ou avec poches ❗
❗ Taille Xs à XxL ❗
Misy couleur 😍

Livraison partout 😊 🌸

20/01/2024

🌟Lalao BIC🌟 : 🔜 ZARAO aloha ny lalao izany hoe atao "partage public "ary valio fehezanteny ny fanontaniana fa raha tsara vintana ianao dia hahazo vokatra Bic😍
🗣 Impiry mirehitra ny briquet Bic Maxi❓
A-in-jato (100)
B-in-telo arivo (3000)
Rahavao emojis maro miavaka hatrany ny valin'ny fanontaniana e😉

Arrivages ooo!!! 🥰 Pointures 36 a 40❤ary efa ireo avokoa ny lokony ☺Livraisons eto Antananarivo na mandefa any amin'ny f...
17/01/2024

Arrivages ooo!!! 🥰

Pointures 36 a 40❤
ary efa ireo avokoa ny lokony ☺

Livraisons eto Antananarivo na mandefa any amin'ny faritra ✅

Any amin'ny MP 📩 avy hatrany tompoko raha hanao commande 💌

❌ALERTE❌FER À LISSER SONAR SN 824Prix : 25 000 ar fotsiny ☘Mahamay tsara tsy michauffe nefa mora ny vidiny ☘Tsy mandring...
16/01/2024

❌ALERTE❌
FER À LISSER SONAR SN 824
Prix : 25 000 ar fotsiny

☘Mahamay tsara tsy michauffe nefa mora ny vidiny
☘Tsy mandringotra/tsy mandoro volo /tsy manapatapaka volo
☘Mety amin ny volo rehetra indrindra ny volo matevina
☘Mora anaovana boucle
☘Plaque Ceramique /fil rotatif
T°:160-180-200-220° reglable
☘Tsy mila brushing intsony

Livraison:Tana/province 💌
CONTACT:034 51 195 86

Ho anao te ampiasa vola 🤑💧Kapakapa enGros 💧1paquet=5 paire 🌧Mazaka orana☂🔥8.000 Ar ny 1 (40.000 Ar ny 5) Mp 💌
08/01/2024

Ho anao te ampiasa vola 🤑
💧Kapakapa enGros
💧1paquet=5 paire

🌧Mazaka orana☂

🔥8.000 Ar ny 1 (40.000 Ar ny 5)

Mp 💌

Coucou les filles🥰🌻20.000 Ar ny skinny ❤Araraoty fa kely ihany ny stockLivraison partout🛵💌
06/01/2024

Coucou les filles🥰🌻

20.000 Ar ny skinny ❤
Araraoty fa kely ihany ny stock

Livraison partout🛵💌

05/01/2024
Androany VENTE FLASH isika farany mialohan’ny Krismasy hoantsika any amin’ny FARITRA indrindra indrindraTaguo-namana man...
21/12/2023

Androany VENTE FLASH isika farany mialohan’ny Krismasy hoantsika any amin’ny FARITRA indrindra indrindra

Taguo-namana mankafy skinny ❤👖
Raha betsaka ianareo de alefako ao @ coms🥰😘😘😘

Aza tara ary
Fa tena cadeau cadeau be
🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁

Manimanitra fety zareo ah 🥳🎄Skinny manjakely👖❤🏷Taille M a 3xlCouleur Oubergine Moutarde Rose Grenat Rouge NoireBlanc Mar...
20/12/2023

Manimanitra fety zareo ah 🥳🎄
Skinny manjakely👖❤

🏷Taille M a 3xl
Couleur
Oubergine
Moutarde
Rose
Grenat
Rouge
Noire
Blanc
Marron cafe

Livraison partout🛵💌

Manimanitra fety zareo ah 🥳🎄Skinny manjakely👖❤🏷Taille M a 3xlCouleur Oubergine Moutarde Rose Grenat Rouge NoireBlanc Mar...
07/12/2023

Manimanitra fety zareo ah 🥳🎄
Skinny manjakely👖❤

🏷Taille M a 3xl
Couleur
Oubergine
Moutarde
Rose
Grenat
Rouge
Noire
Blanc
Marron cafe
Vert emerde

Livraison partout🛵💌

Iza no haka anireto mimii kely ireto??6 a 12 mois🎀20.000 Ar izy telo🤗
26/11/2023

Iza no haka anireto mimii kely ireto??
6 a 12 mois🎀

20.000 Ar izy telo🤗

ARRIVEAGE🥰🎀🥰Ho anin'izay mbola ivarotra🤑Kappa Manjakely Engros (en paquet) ❌10.000 Ar et 12.000 Ar ❌Sur Livraison 💌Stock...
23/11/2023

ARRIVEAGE🥰🎀🥰
Ho anin'izay mbola ivarotra🤑
Kappa Manjakely Engros (en paquet)
❌10.000 Ar et 12.000 Ar ❌

Sur Livraison 💌
Stock tres illimite❌

🏷Baggy cargo🏷 Taille s m l❌ 3️⃣5️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ar ❌Livraison partout 🛵 Mp💌
12/11/2023

🏷Baggy cargo

🏷 Taille s m l

❌ 3️⃣5️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ar ❌
Livraison partout 🛵
Mp💌

Izay tsy maka amty kosa aloha tena hanenina e🤤❤️ Guirlande led lumineux ❤️✅Décoration sapin,afaka hanaovana décoration c...
05/11/2023

Izay tsy maka amty kosa aloha tena hanenina e🤤

❤️ Guirlande led lumineux ❤️
✅Décoration sapin,afaka hanaovana décoration chambre ihany koa
✅4 mètre de long
✅Misy motif maro isan-karazany: papillon,étoile,sapin kely,sns...
✅Mety tsy hino ianareo raha hilazako hoe 10.000ar fotsiny ny vidiny

Oh leretsy e🤩Aiza indray no hahita prix fanomezana be otrizany�Tena hoe tsara loatra

❌Izay manao jp ihany no mahazo❌
📞 Contact : 0335825923
0345119586

Manao livraison, mandefa amin'ny faritra rehetra

13/10/2023

🎮 LALAO 🌄 M⏰rningD 🎮
Hilalao miaraka amin’ny 🍅🍅🍅KETCHUP ALFA🍅🍅🍅 isika anio (Distribué par RNK DISTRIBUTION)
👌 Ataovy fehezanteny mazava tsara hatrany ny valin-teninao.
⁉️ Firy taona no nisian'ny Ketchup Alfa teto Madagasikara ❓
1️⃣- 12 taona
2️⃣- 15 taona
3️⃣- 20 taona
Ravaho « emojis » miavaka ny valin-teninao dia zarao ny lalao ary asao ihany koa ny namana hilalao e!
😊 Aza adinoina ny mampiasa azy amin’ny sakafo toy ny: frite, misao, salade de pate, sns... 🍟🍝🌭🍔🥪

25/09/2023

Roa kia🥰
Papa sy Poupety💝❤

22/09/2023

🧀 Lalao LA VACHE QUI RIT🧀

👉👉ZARAO NA ATAOVY "PARTAGE PUBLIC" aloha ITY PUBLICATION ITY
⏩🔲🔵Dia valio anaty fehezanteny mazava ny fanontaniana koa aza disoina moa ny tsipelina ehhh :
⁉️Ny calcium sy ny vitamine D ao anaty La Vache qui Rit dia : ❓
➡️A-mandray anjara amin’ny fitomboan’ny tsinay
➡️B-mandray anjara amin’ny fitomboan’ny taolana
➡️C-mandray anjara amin’ny fitomboan’ny vavony
🥰mirary soa 🥰

Promotion Androany 🥳70.000 Ar Promo❌Pointure 36-37 sisa ilay sary 2 sy 3🥺Livraison partout😍
22/09/2023

Promotion Androany 🥳

70.000 Ar Promo❌
Pointure 36-37 sisa ilay sary 2 sy 3🥺

Livraison partout😍

‼ Solde 7.000 Ar ny gros‼‼Maka @ paquet tsy mandefa details‼Pointure 36-40Mp pour commander❣❌Stock limiter❌
18/09/2023

‼ Solde 7.000 Ar ny gros‼

‼Maka @ paquet tsy mandefa details‼
Pointure 36-40

Mp pour commander❣
❌Stock limiter❌

Besy Andriamanolo Jean Bruno, 57 taona, teraka tany Ambilobe, mipetraka any Antsiranana, manambady ary manan-janaka 5 :⭕...
08/09/2023

Besy Andriamanolo Jean Bruno, 57 taona, teraka tany Ambilobe, mipetraka any Antsiranana, manambady ary manan-janaka 5 :

⭕ Ingénieur des mines géophysicien, nivoaka tany URSS
⭕ Niasa tao amin'ny Ministeran’ny angovo sy ny harena an-kibon'ny tany, Antsiranana
⭕ Mahay miteny sy manoratra ny teny Arabo, Russe, Français, Anglais.

Izy ilay kandida nandeha irery nanatitra ny taratasy firotsahana ho fidiana ho Filoham-pirenena teny amin'ny HCC Ambohidahy omaly.

🏷Mini jord One 🖇Pointure 21 - 25 Environ 14 a 17 cm Mp vite😊🥰
27/07/2023

🏷Mini jord One

🖇Pointure 21 - 25
Environ 14 a 17 cm

Mp vite😊🥰

20/07/2023

OVAY TOMPOKO LE HIRAM-PIRENENA FA TSY HIADANA SY HO FINARITRA ZANY ISIKA EFA 60 TAONA MAHERY ZAY DIA ASIO CLIP AMZAY LE HIRA

Address

Tana
Antananarivo

Telephone

+261345119586

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓟𝓸𝓾𝓹𝓮́-𝓣𝓲 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All