GG-Gazety Gasy

GG-Gazety Gasy Tout savoir sur l'actualité à Madagascar et étrangers .

🔥⚠️Fantatrao ve ny dikan'ny hoe "BATSIRAI"? ⭐Teny " Shona" izy io , izay anisan'ireo teny 16 ao Zimbabwé. Azo adika mala...
04/02/2022

🔥⚠️Fantatrao ve ny dikan'ny hoe "BATSIRAI"?

⭐Teny " Shona" izy io , izay anisan'ireo teny 16 ao Zimbabwé.
Azo adika malalaka hoe :

👉Malagasy : Vonjeo e ! , Mamonjy , Manampy
👉Francais : Au secours ! Aider ,assister
👉Anglais : Help ! Help, assist

🔥ANTAFIA (PORT) MAROVOAY - TSY VOATANA TSY HIASA IREO MPAMPIASA LAKANA‼️♦️ Niray saina ireo mpampiasa lakana ao Marovoay...
04/02/2022

🔥ANTAFIA (PORT) MAROVOAY - TSY VOATANA TSY HIASA IREO MPAMPIASA LAKANA‼️

♦️ Niray saina ireo mpampiasa lakana ao Marovoay ka niara-nihainga ‚ niala teo Antafia ( Port ) ary nirohitra hamonjy toerana kasain’izy ireo aleha na efa norarana tsy hivoaka aza androany 04 febroary 2022.
______________________________
Vaovao: JDR News.

🔥⚠️TOAMASINA -ANALANKINININA : Trano iray sahady no nianjera vokatry ny fiakaran' ny ranomasina.Sary : Manda Njivason
04/02/2022

🔥⚠️TOAMASINA -ANALANKINININA : Trano iray sahady no nianjera vokatry ny fiakaran' ny ranomasina.

Sary : Manda Njivason

🔥MAHANORO : efa 400 km miala ny morotsiraka ny cyclone BATSIRAIManomboka miiakatra ny ranomasina any Mahanoro ary efa mi...
04/02/2022

🔥MAHANORO : efa 400 km miala ny morotsiraka ny cyclone BATSIRAI

Manomboka miiakatra ny ranomasina any Mahanoro ary efa mikija be ny orana.
👉Efa nafindra any amin'ny "site d'hébergement" ireo mponina manamorona ny ranomasina.

Sary indrana

⚠️Soenierana Ivongo amin'izao fotoana izao : efa miakatra sahady ny ranomasina sy ny ranomamy.Sary indrana
04/02/2022

⚠️Soenierana Ivongo amin'izao fotoana izao : efa miakatra sahady ny ranomasina sy ny ranomamy.

Sary indrana

🔥 Miatomboka mikija ny orana any Mahajanga.Sary indrana
04/02/2022

🔥 Miatomboka mikija ny orana any Mahajanga.

Sary indrana

RIVODOZA BATSIRAI : NAMPIASAINA NY FIARABEN'NY POLISY HITATERANA IREO OLONA TSY MANANA FIARA MPITATITRA KANEFA VOATERY H...
04/02/2022

RIVODOZA BATSIRAI : NAMPIASAINA NY FIARABEN'NY POLISY HITATERANA IREO OLONA TSY MANANA FIARA MPITATITRA KANEFA VOATERY HIALA NY TOKANTRANONY

✅ Manomboka miala ny tokantranony ireo olona tandindonin-doza mipetraka ao amin'ny fokontany Morarano amin'ny fahatongavan'ny rivo-doza BATSIRAI.

✅ Nanolo-tanana hanampy azy ireo ny Polisy miasa ao amin'ny Hery vonjy taitra ary nanome fiara lehibe hitondrana ireo olona eny amin'ny EPP Analamahitsy .

Source : Polisim-pirenena

MIOVA HO TOY IZAO IZAO NY FILAZANA LOZA NY 04 FEBROARY 2022 TAMIN'NY 04 ORA HARIVA.🔴Loza mitatao miloko MENA : Faritra A...
04/02/2022

MIOVA HO TOY IZAO IZAO NY FILAZANA LOZA NY 04 FEBROARY 2022 TAMIN'NY 04 ORA HARIVA.

🔴Loza mitatao miloko MENA :
Faritra ATSINANANA, VATOVAVY, FITOVINANY, ATSIMO ATSINANANA, MANGORO, ANALAMANGA sy ny Distrikan’i VAVATENINA, AMBATONDRAZAKA, ARIVONIMAMO, AMBATOLAMPY, ANTANIFOTSY, ANTSIRABE I-II, FANDRIANA, AMBOSITRA, MANANDRIANA, AMBOHIMAHASOA, LALANGINA, VOHIBATO, ISANDRA, FIANARANTSOA I, IVOHIBE, IAKORA

🟡Filazana loza manambana miloko MAVO :
Faritra BONGOLAVA, MENABE, ATSIMO
ANDREFANA, ANOSY, ANDROY sy ny Distrikan’i STE MARIE, SOANIERANA IVONGO,
FENERIVE-EST, AMPARAFARAVOLA, ANTSALOVA, MIARINARIVO, SOAVINANDRIANA, FARATSIHO, BETAFO, MANDOTO, AMBATOFINANDRAHANA, IKALAMAVONY ary IHOSY.

🟢Filazana fanairana miloko MAITSO :
Distrikan’ANTALAHA, MAROANTSETRA, MANANARA AVARATRA, MANDRITSARA, ANDILAMENA, TSARATANANA ary MAEVATANANA.

Source: BNGRC

⚠️🔥Digue Ambohitrimanjaka : Mirotsaka an-tsehatra amin'ny fanamboarana ilay fefiloha atahorana ho vaky ny APIPA ami'izao...
04/02/2022

⚠️🔥Digue Ambohitrimanjaka : Mirotsaka an-tsehatra amin'ny fanamboarana ilay fefiloha atahorana ho vaky ny APIPA ami'izao fotoana izao.

Sary indrana

👮AMBOHIMIRARY TANA V: NANDRAISANA FEPETRA AVY HATRANY ILAY ZANDARY VOATONONA HO NANAO HERISETRA AMIN'NY MPANAMPY TSY AMP...
04/02/2022

👮AMBOHIMIRARY TANA V: NANDRAISANA FEPETRA AVY HATRANY ILAY ZANDARY VOATONONA HO NANAO HERISETRA AMIN'NY MPANAMPY TSY AMPY TAONA 👮

Manoloana ny antso avo fanairana niseho teto amin'ny tambazotra Fb, izay mitoroka fa misy zandary iray izay mipetraka eny Ambohimirary Tana V.

Nidina teny ifotony avy hatrany ireo lehiben'ilay zandary ka nampanokatra famotorana ara-pitsarana ary nosamborina sy ampiharana ny lalàna velona.
Anterina hatrany fa ny Zandarimaria dia mampihatra ny Tany tan-dalàna ka tsy hanaiky ny toa izao. Ny ato amin'ny Zandarimariam-pirenena rahateo dia tsy mitahiry olona-dratsy.

Loharano : InfoCom Seg

Olona iray tratra nangalatra taolam-paty no nodoran'ny olona velona tao   📷Developpement et Emergence Mada
05/01/2022

Olona iray tratra nangalatra taolam-paty no nodoran'ny olona velona tao

📷Developpement et Emergence Mada

🔥Dibo-drano Ankadimbahoaka amin'izao fotoana izao.Sary indrana
05/01/2022

🔥Dibo-drano Ankadimbahoaka amin'izao fotoana izao.

Sary indrana

🔥Toy izao ny zava-misy eny amin'ny Jirama Andekaleka sy Mandroseza ary Ambohimanambola.Sary indrana
04/01/2022

🔥Toy izao ny zava-misy eny amin'ny Jirama Andekaleka sy Mandroseza ary Ambohimanambola.

Sary indrana

🔥Nahemotra ny 17 Janoary 2022 ny fidiran'ny mpianatra eto Analamanga nohon'ny fihanaky ny valan'aretina covid-19 araka i...
04/01/2022

🔥Nahemotra ny 17 Janoary 2022 ny fidiran'ny mpianatra eto Analamanga nohon'ny fihanaky ny valan'aretina covid-19 araka ity naoty navoakan'ny ministeran'ny fanabeazam-pirenena ity.

🔥 Mandeha ny asa fanarenana ny famokarana herinaratra ao Andekaleka   ℹ90MW mamatsy ny Tambazotra Iraisan'Antananarivo n...
04/01/2022

🔥 Mandeha ny asa fanarenana ny famokarana herinaratra ao Andekaleka

ℹ90MW mamatsy ny Tambazotra Iraisan'Antananarivo no vokarina ao Andekaleka

ℹNatsahatra ny famokarana noho ny tranga fahamaizana Transformateur ny alahady 2 janoary ka miteraka tsy fahampiana manodidina ny 10MW amin'ny atoandro ary 30MW amin'ny ora be mampiasa herinaratra (heures de pointe) izay ezahitsika fehezina amin'ny alalàn'ny fampifandimbiasana ny famatsiana

✅Hamafisina kosa fa ireo circuits prioritaires tahaka ny toby fitsaboana dia tsy voakasiky ny fanapahana

Source : Jirama Ofisialy

🔥VARY TSINJO : 500 Ar ny Kapoaka💎Efa afaka vatsiana eny amin'ny mpaninjara manomboka anio 04 Janoary 2022 ny vary Tsinjo...
04/01/2022

🔥VARY TSINJO : 500 Ar ny Kapoaka

💎Efa afaka vatsiana eny amin'ny mpaninjara manomboka anio 04 Janoary 2022 ny vary Tsinjo.
🟢Ny Fitondram-panjakana no nametraka io paik'ady io mba ho fitsinjovana ny vahoaka Malagasy amin'izao vanin'andro fety izao.

Sary : SPM

🔥OZININA 60 NO HATSANGANA MANDRITRA ITY TAONA 2022 ITY 🔴Taonan'ny fanorenana amin'ny fametrahana ny taniketsa indostrial...
04/01/2022

🔥OZININA 60 NO HATSANGANA MANDRITRA ITY TAONA 2022 ITY

🔴Taonan'ny fanorenana amin'ny fametrahana ny taniketsa indostrialy ny taona 2022 araka ny nambaran'ny MICC amin'izao fiandohany taona izao.

🛑Manodidina ny 60 ireo ozinina hatsangana. Atsangana amin’ity taona ity ihany koa ireo orinasa mamokatra simenitra, siramamy, menaka ary ireo vokatra maro samihafa araka ny velirano sy vinan’ny Filoham-pirenena amin’ny fampiroboroboana ny famokarana ifotony sady hialantsika amin’ny fanafarana entana avy any ivelany..

🔥HIHAMAFY NY FAHATAPAHAN-JIRO🛑Ankoatra ny fahamaizan’ilay vata mpanova herinaratra tao Andekaleka ny faran’ny herinandro...
04/01/2022

🔥HIHAMAFY NY FAHATAPAHAN-JIRO

🛑Ankoatra ny fahamaizan’ilay vata mpanova herinaratra tao Andekaleka ny faran’ny herinandro teo, dia fantatra izao fa maty avokoa ireo milina faharoa sy fahatelo mpamokatra herinaratra ao an-toerana izay mahatratra 90mgwa.

🔴Hihamafy araka izany ny ny fahatapahan-jiro eto Antananarivo sy ny manodidina.

🔥Nohon'ny antony manokana dia nanapa-kevitra ny tsy hilalao baolina kitra intsony i Jérôme Mombris araka ny nambaran'ny ...
03/01/2022

🔥Nohon'ny antony manokana dia nanapa-kevitra ny tsy hilalao baolina kitra intsony i Jérôme Mombris araka ny nambaran'ny klioba " EA Guingamp" izay misy azy amin'izao.

© Chasse-info

Address

Isoraka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GG-Gazety Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Nearby media companies


Other Media/News Companies in Antananarivo

Show All