JDN record

JDN record Studio recording

Rehefa le tena samy tapa-kevitra fa vonona ny hisaraka iny Dia eo vo tena tsapa fa tena mamy le fiarahana de samy mitoma...
13/04/2024

Rehefa le tena samy tapa-kevitra fa vonona ny hisaraka iny Dia eo vo tena tsapa fa tena mamy le fiarahana de samy mitomany de samy mahatadidy anle souvenir taloha na tsiky na tomany de samy malaelo de eo no tena miakatra b le sentiment de mifamihina be de samy tsy mahafoy de miverina miaraka ihany de tsy misaraka intsony πŸ˜­πŸ˜­πŸ’”πŸ’”πŸ’”πŸ’˜

09/04/2024

Efa tonga teo amle hoe atao firy ny isany Zaza fa nisaraka ihany e...😭😭

Salut2 namana jiaby , Androany aho dia faly mampandrea anareo fa manomboka androany dia miverina misokatra ny Studio   k...
26/03/2024

Salut2 namana jiaby , Androany aho dia faly mampandrea anareo fa manomboka androany dia miverina misokatra ny Studio ka aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na fa vonona andray anao ampitiavana ny tenanay ,
Prix: Tsy miova fa mbola nijanona ho 30.000ar ny (Prise vocal - Mixage - Mastering )
Lieu: Anosibe pharmacie volahanta
Contact: 0342262480

22/03/2024
02/11/2023

02/11/99 ❀️02/11/23 πŸŽ‡πŸŽ†πŸ’₯
Misaotra anao aho ry Andriamanitra be famindram-po fa nahatra izao tsingerintaona nahaterahako zao , tsy narinao tao anaty ady mafy fa mbola no tahinao sy novelominao, misaotra Tompo oh, AmenπŸ™
Mbola iverina ny studio JDN record fa tsy avelako ho faty ra mbola eto aho❀️πŸ”₯

Bienvenue mon frΓ¨re β€οΈπŸ‘ŠDi Lk (Decouverte Madagascar) ❀️πŸ”₯πŸ”₯
10/08/2023

Bienvenue mon frΓ¨re β€οΈπŸ‘Š
Di Lk (Decouverte Madagascar) ❀️πŸ”₯πŸ”₯

Omeko anao izay kely ananako  ❀Vokatry ny foko ary alotro ampitiavana ❀Tiko daholo ianareo de mba tiavo ah...Any anh πŸ™β€
21/06/2023

Omeko anao izay kely ananako ❀
Vokatry ny foko ary alotro ampitiavana ❀
Tiko daholo ianareo de mba tiavo ah...Any anh πŸ™β€

Efa ato anaty ketrika  hira vao2 😍❀JDN record πŸ’˜" Mandigny "πŸ’˜
19/06/2023

Efa ato anaty ketrika hira vao2 😍❀
JDN record πŸ’˜" Mandigny "πŸ’˜

AbonnΓ© vous Tous πŸ™
18/06/2023

AbonnΓ© vous Tous πŸ™

A l'instant...Ho soratako an-kira zao vôdonam-pitiavana be mahazo ahy zao rehefa tonga any an-trano ah😭😭Arao hatrany ny ...
17/06/2023

A l'instant...Ho soratako an-kira zao vôdonam-pitiavana be mahazo ahy zao rehefa tonga any an-trano ah😭😭
Arao hatrany ny pejy fa resaka matotra ity, havokako tsy ho ela ilay hira mba ahenanareo ny aingam-panahiko ra mba mandona ny fo'nareo πŸ˜’πŸ’˜
Misaotra mialoha ho anareo mpanaraka πŸ™β€
Abonneo ny page ra mbola tsy abonnΓ© ianao πŸ™β€

Degany aπŸ˜‚πŸ˜‚ ...AbonnΓ© Vous Tous a ma PageπŸ™
16/06/2023

Degany aπŸ˜‚πŸ˜‚ ...AbonnΓ© Vous Tous a ma PageπŸ™

Marina sa Diso ???
15/06/2023

Marina sa Diso ???

Ao @ commentaire ny sarin'ny akiziko de aza be fialonana e πŸ˜‹πŸ˜πŸ˜β€
15/06/2023

Ao @ commentaire ny sarin'ny akiziko de aza be fialonana e πŸ˜‹πŸ˜πŸ˜β€

14/06/2023

Tiko loatra le hira πŸ˜­πŸ˜­πŸ’˜πŸ”₯
Respect Bro β€πŸ™

Bonne nuit faobe πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ™β€Mba valio ah...kouni πŸ™πŸ˜”β€
14/06/2023

Bonne nuit faobe πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ™β€
Mba valio ah...kouni πŸ™πŸ˜”β€

Io aloha ny misy fa aza maka lagy ndrie...πŸ˜‚πŸ˜‚AbonnΓ© vous tous πŸ™
14/06/2023

Io aloha ny misy fa aza maka lagy ndrie...πŸ˜‚πŸ˜‚

AbonnΓ© vous tous πŸ™

Mitady aretim-po vao2 fa mbola tsy fay tamle taloha πŸ˜­πŸ˜­πŸ’˜
14/06/2023

Mitady aretim-po vao2 fa mbola tsy fay tamle taloha πŸ˜­πŸ˜­πŸ’˜

Izy no zazavavy kely tsara forme indrindra eran-tanyπŸ˜πŸ’—Mentionneo eto daoly le namanao ijery forme Grave πŸ˜‚πŸ˜‚Abonneo ny pag...
05/06/2023

Izy no zazavavy kely tsara forme indrindra eran-tanyπŸ˜πŸ’—Mentionneo eto daoly le namanao ijery forme Grave πŸ˜‚πŸ˜‚
Abonneo ny pageTsika zareo a πŸ™πŸ™ JDN record

🀣🀣
04/06/2023

🀣🀣

Gateaux nomen'ireo vinanto vaviny t@ Zanany lahy tokana 😁😍😍
04/06/2023

Gateaux nomen'ireo vinanto vaviny t@ Zanany lahy tokana 😁😍😍

Zani alou ny 🍏iphone 14 Pro max fa aza be fialonana a πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ”₯
04/06/2023

Zani alou ny 🍏iphone 14 Pro max fa aza be fialonana a πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ”₯

Abonneo hatrany ny Pejy JDN record πŸ™πŸ™
03/06/2023

Abonneo hatrany ny Pejy JDN record πŸ™πŸ™

Abonnez-vous πŸ™πŸ™ JDN record
03/06/2023

Abonnez-vous πŸ™πŸ™ JDN record

03/06/2023

πŸ’—Raha ny fahitako anao io dia Olona Hiadana sy Tafita atsy ho atsyπŸ’—
Mino ve enao πŸ™

31/05/2023

Mba mahafoy 1 segondra ve ianao hanoratana hoe Misaotra Jesosy πŸ’—πŸ™

Address

Anosizato Est II
Antananarivo

Telephone

+261342262480

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JDN record posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to JDN record:

Videos

Share


Other Antananarivo media companies

Show All