ZavaMisy

ZavaMisy Trangam-mpiainana/Fijorona vavolombelona/Tantara tena nisy/Fifampizarana

⭐𝙸𝚉𝙰𝙷𝙰𝚈 12 𝙼𝙸𝙰𝙽𝙰𝙺𝙰Toerana ambanivohitra no nisy anay, 10 mianaka izahay ary nifankatia tokoa i dada sy mama ka tsy mba n...
11/04/2023

⭐𝙸𝚉𝙰𝙷𝙰𝚈 12 𝙼𝙸𝙰𝙽𝙰𝙺𝙰

Toerana ambanivohitra no nisy anay, 10 mianaka izahay ary nifankatia tokoa i dada sy mama ka tsy mba nifanolana izany ,tsy mbola nahita zahay hoe nampirafy i dada fa tena nifankatia tokoa izy mivady.

NB : Tsy azo adika raha tsy nahazoana alàlana.

⭐𝙰𝙻𝙸𝙽𝙰  𝙼𝙰𝙼𝙸𝚁𝙸𝙵𝙸𝚁𝚈Rindra no anarako, 21 taona aho, ary miara-mipetraka amin’ny ray aman-dreniko sy ny zandriko lahy 18 t...
09/04/2023

⭐𝙰𝙻𝙸𝙽𝙰 𝙼𝙰𝙼𝙸𝚁𝙸𝙵𝙸𝚁𝚈

Rindra no anarako, 21 taona aho, ary miara-mipetraka amin’ny ray aman-dreniko sy ny zandriko lahy 18 taona ary ny ny zandriko vavy 15 taona.
Ery amin’ny tanàna kely iray mangingina ery Alasora ery no misy ny tranonay mianakavy kely.

NB : Tsy azo adika raha tsy nahazoana alàlana.

⭐ 𝙺𝙰𝙻𝙰𝙺𝙴𝙻𝚈Tamin’izaho hanala baka no tapak’hevitra fa handeha hianatra any Antananarivo, ka nalefa nipetraka tao amindry...
07/04/2023

⭐ 𝙺𝙰𝙻𝙰𝙺𝙴𝙻𝚈

Tamin’izaho hanala baka no tapak’hevitra fa handeha hianatra any Antananarivo, ka nalefa nipetraka tao amindry Nenitoa izay somary kizitimbelona satria i Dadatoa nanao sipa ka zara raha mody ao antrano, tsy nandeha tamin’ny laoniny anefa ny tao an-tokatranonay vokatr'izany ary nanomboka tsy nahazaka ahy i Nenitoa ka lasa vokitakita lava aho.

NB: tsy azo adika raha tsy nahazahoana alalana.

06/04/2023

🚨FANAMBARANA⚠️

Faly miarahaba anao izahay ato amin'ity vondrom-piarahamonina ity izay izaranay ny fitiavanay mitantara eny rehetra eny.

Ity pejy ity dia natao hizaràna ireo trangam-piainana , trangam-piaraha-monina, tantara tena nisy na fijorona vavolombelona ihany koa.
Manao izay fara herinay izahay mba hamoronana votoaty mahaliana sy mampahafantatra ny mpankafia ny pejy. Mizara lahatsoratra, sary ary tantara mahavariana .Tianay ho toerana ifanakalozana sy fifampizarana ho an'ireo mpankafy tantara rehetra ny pejinay. Mamporisika ny fifanakalozan-kevitra manorina, ny fanontaniana ary ny fanehoan-kevitra ao anatiny fifanajana tanteraka.

Manantena izahay fa hankafizinao ny pejy ,aza misalasala manatona amin'ny hafatra miafina ireo izay manam-paniriana hizara . Misaotra anao amin'ny fanohananao

F: Raha toa ka misy diso tsipelina dia mamela ahy ianareo 🙏
Ho ezahinay ho atao teny Malagasy ranoray ny tantara.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZavaMisy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share