03/03/2024
Mpanao vente en ligne ve ianao ? sa magasin ? sa olontsotra ? nefa mbola tsy nahita livreur matotra , mahafo po nefa azo atokisana tsara ??? aza kivy ary fa efa misy ny agence
SHARONG LIVRAISON izay vonona hanome tolotra tsara indrindra ho anao amin’ny sarany mora ara-potoana, malaky ary matotra.
Ka aza misalasala mametraka ny fahatokisana aminay
Birao : Tsimbazaza / Soanierana