NASIONALY7.News

NASIONALY7.News Nasionaly7 est un site web d’actualités malgache

21/05/2022
AUGMENTATION DE SALAIRE DES FONCTIONNAIRES, DES AGENTS DES CTD, DES EP, ET DES AGENTS NON ENCADRÉES (EFA, ELD, ECD, EMO,...
19/05/2022

AUGMENTATION DE SALAIRE DES FONCTIONNAIRES, DES AGENTS DES CTD, DES EP, ET DES AGENTS NON ENCADRÉES (EFA, ELD, ECD, EMO, ES)

19/05/2022

Dr Alexis RABEMANANJARA
𝐅𝐀𝐍𝐄𝐇𝐎𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐎𝐋𝐈𝐊𝐀 𝐀𝐎 𝐓𝐒𝐈𝐌𝐈𝐑𝐎𝐑𝐎

18/05/2022

Raikitra ny Grève ny pianatra ao d'Antsiranana

18/05/2022

FANAMBARANA nataon'ny TIM, NY RMDM ary ireo fikambanana rehetra miara-dia aminy momba ny toe-draharaha politika eto Madagasikara sy ny fanovana tanteraka ny lalàm-pifidianana ary ny fanamboarana ny lisim-pifidianana.

14/05/2022

14-05-2022>FITAKIANA VATSIM-PIANARANA NATAON'NY MPIANATRA 1ère ANNEE ENY MANINDAY,
Betsaka amin'ireo mpianatra taona voalohany no tsy mbola nisitraka ny vatsim-pianarana. Nanao hetsika fitakiana izy ireo androany teny Maninday ho famahana ny olana ny vatsim-pianarana. Manome herinandro ny Fitondram-panjakana izy ireo hitady vaha-olana.

19/11/2021

Mifindra agnaloke fa mae

15/02/2021
18/01/2021

Notendren'ny Filoham-pirenena ireo senatera miisa 6, araka ny didim-panjakana laharana 2021-060
Ireto avy izy ireo:
✅Imbiky Herilaza ( mpitsara)
✅Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana( mpitsara)
✅Andrianandrasana Hajaniaina Tahina (mpitsara)
✅Ndremanjary Jean André
✅Tsiebo Mahaleo Richard Victor
✅Ramanambitana Richard Barjohn

Pour célébrer mon anniversaire aujourd’hui , j’offrirai 21 table-bancs[l’âge que j’ai aujourd’hui ]à  une EPP face à cet...
16/01/2021

Pour célébrer mon anniversaire aujourd’hui , j’offrirai 21 table-bancs[l’âge que j’ai aujourd’hui ]à une EPP face à cette difficulté à TOLIARA-MADA .

« J’ai passé la majorité de ces 20 premières années dans le milieu éducatif dont je lui suis entièrement redevable . Un milieu où j’ai connu plusieurs d’entre vous , où nous avons partagé joie , connaissance et bonheur, où nous avons célébré ensemble les 15 janvier année après année,ainsi que vos anniversaires . Mon souhait en ce jour c’est de voir tous les élèves s’épanouir , regarder loin et disposer de meilleures conditions dans toutes les écoles à Madagascar ».

Ce don sera en faveur de la campagne Opération table-bancs de Fizafato Europe et Tohano Ty Antimo , deux asso qui me tiennent à coeur qui s’engagent à soutenir l’éducation dans le Sud de Madagascar . Si vous souhaitez partager avec moi ce plaisir et cette joie , n’hésitez pas à m’écrire nous agirons ensemble .

15/01/2021

TSAPIKY KITEKY

Coronavirus>Miverina indray ny valan'aretina  -19 ao Toliara. Tonga nanamarina ny fisian'izany teny amin'ny CHU Mitsinjo...
13/01/2021

Coronavirus>Miverina indray ny valan'aretina -19 ao Toliara. Tonga nanamarina ny fisian'izany teny amin'ny CHU Mitsinjo Betanimena ny Solombavambahoaka voafidy tao Toliara I, Rabeha Jean sy ny Solombavambahoaka lany tao Toliara II, Rochellin Houssen. Araka ny fanazavana azo dia saika mpivahina daholo izy ireo saingy tratra ihany koa ireo olona nampiantrano azy ireo. Mila mitandry isika rehetra ary samy hanaraka ny fepetra ara-pahasalamana rehetra napetrakin'ny Fitondram-panjakana.

𝗙𝗮𝗺𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻-𝗱𝗿𝗮𝗻𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻’𝗻𝘆 “𝗙𝗼𝗿𝗿𝗮𝗴𝗲”  Toeram-pambolena mirefy 20ha no hahazo rano noho ny fahavi...
11/01/2021

𝗙𝗮𝗺𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻-𝗱𝗿𝗮𝗻𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻’𝗻𝘆 “𝗙𝗼𝗿𝗿𝗮𝗴𝗲”
Toeram-pambolena mirefy 20ha no hahazo rano noho ny fahavitan’ny fotodrafitrasasa famatsian-drano amin’ny alalan’ny “Forrage” mandeha amin’ny herin’ny masoandro ao amin’ny Toby Betesda, Kaominina ambanivohitra Bemanonga, District Morondava, Faritra Menabe. Volan’ny ministera no nanatanterahana ny asa ary ny DRAEP Menabe no manome ny tosika ara-teknika ho an’ireo mpahazo tombontsoa mahakasika ny fitantanana ny fotodrafitrasa vita sy ny fampiharana ny teknikam-pambolena mahomby. Velom-bolo ny mponina noho izany satria ho afaka hamokatra na dia tsy ampy aza ny rotsak’orana.

𝗙𝗼𝗿𝗿𝗮𝗴𝗲 𝗮𝗹𝗶𝗺𝗲𝗻𝘁𝗲́𝗲 𝗽𝗮𝗿 𝗲́𝗻𝗲𝗿𝗴𝗶𝗲 𝘀𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝗱𝗮𝗻𝘀 𝗹𝗮 𝗖𝗼𝗺𝗺𝘂𝗻𝗲 𝗿𝘂𝗿𝗮𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗕𝗲𝗺𝗮𝗻𝗼𝗻𝗴𝗮
20ha de surface cultivable suite à l’implantation de forrage alimentée par énergie solaire dans la Commune rurale de Bemanonga, District de Morondava, région Menabe seront irriguée. Le MAEP a financé les travaux par le biais de ses ressources propres internes tandis que les appuis techniques au niveau des bénéficiaires pour la gestion de l’infrastructure seront assurés par le DRAEP Menabe. Les habitants sont reconnaissant parce que désormais ils pourront produire même en cas d’insuffisance de pluie si la commune souffrait de sècheresse auparavant.

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗« 𝗠𝗶𝘁𝗼𝗵𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝘁𝗶𝗻𝗮 𝗖𝗼𝘃𝗶𝗱-𝟭𝟵 𝗮𝗿𝘆 𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗽𝗮𝗶𝗸’𝗮𝗱𝘆 𝗺...
11/01/2021

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗

« 𝗠𝗶𝘁𝗼𝗵𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝘁𝗶𝗻𝗮 𝗖𝗼𝘃𝗶𝗱-𝟭𝟵 𝗮𝗿𝘆 𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗽𝗮𝗶𝗸’𝗮𝗱𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 » 𝚑𝚘𝚢 𝙰𝚗𝚍𝚛𝚒𝚊𝚖𝚊𝚝𝚘𝚊 𝙼𝚒𝚗𝚒𝚜𝚒𝚝𝚛𝚢 𝚗𝚢 𝙵𝚊𝚑𝚊𝚜𝚊𝚕𝚊𝚖𝚊𝚖-𝚋𝚊𝚑𝚘𝚊𝚔𝚊, 𝙿𝚛𝚘𝚏. 𝚁𝙰𝙺𝙾𝚃𝙾𝚅𝙰𝙾 𝙷𝚊𝚗𝚒𝚝𝚛𝚊𝚕𝚊 𝙹𝚎𝚊𝚗-𝙻𝚘𝚞𝚒𝚜 𝚊𝚗𝚍𝚛𝚘𝚊𝚗𝚢 𝚗𝚊𝚗𝚍𝚛𝚒𝚝𝚛𝚊 𝚗𝚢 𝚏𝚊𝚗𝚊𝚖𝚋𝚊𝚛𝚊𝚗𝚊 𝚒𝚣𝚊𝚢 𝚗𝚘𝚝𝚊𝚗𝚝𝚎𝚛𝚊𝚑𝚊𝚗𝚢 𝚝𝚊𝚘 𝙰𝚖𝚋𝚘𝚑𝚒𝚍𝚊𝚑𝚢.
𝙼𝚊𝚗𝚘𝚕𝚘𝚊𝚗𝚊 𝚗𝚢 𝚏𝚒𝚊𝚔𝚊𝚛𝚊𝚗’𝚗𝚢 𝚝𝚊𝚑𝚊𝚗’𝚒𝚜𝚊𝚗’𝚒𝚛𝚎𝚘 𝚟𝚘𝚊𝚗’𝚗𝚢 𝚟𝚊𝚕𝚊𝚗𝚊𝚛𝚎𝚝𝚒𝚗𝚊 𝚟𝚘𝚔𝚊𝚝𝚛𝚢 𝚗𝚢 𝚏𝚒𝚏𝚊𝚖𝚙𝚒𝚔𝚊𝚜𝚘𝚑𝚊𝚗𝚊 𝚗𝚊𝚗𝚍𝚛𝚒𝚝𝚛𝚊 𝚗𝚢 𝚏𝚎𝚝𝚢 𝚍𝚒𝚊 𝚖𝚊𝚗𝚘𝚖𝚎 𝚝𝚘𝚔𝚢 𝚗𝚢 𝚟𝚊𝚑𝚘𝚊𝚔𝚊 𝚗𝚢 𝙼𝚒𝚗𝚒𝚜𝚒𝚝𝚎𝚛𝚊𝚗’𝚗𝚢 𝙵𝚊𝚑𝚊𝚜𝚊𝚕𝚊𝚖𝚊𝚖-𝚋𝚊𝚑𝚘𝚊𝚔𝚊 𝚊𝚖𝚒𝚗’𝚗𝚢 𝚖𝚊𝚑𝚊 𝚝𝚘𝚖𝚙𝚘𝚗’𝚊𝚗𝚍𝚛𝚊𝚒𝚔𝚒𝚝𝚛𝚊 𝚟𝚘𝚊𝚕𝚘𝚑𝚊𝚗𝚢 𝚊𝚣𝚢 𝚏𝚊 𝚎𝚏𝚊 𝚝𝚜𝚊𝚛𝚊 𝚑𝚘𝚖𝚊𝚗𝚊 𝚗𝚢 𝙼𝚒𝚗𝚒𝚜𝚝𝚎𝚛𝚊. « 𝗛𝗼 𝗮𝗺𝗯𝗲𝘁𝗶𝗻’𝗮𝘀𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗽𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗼𝗵𝗶𝘇𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝘁𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗲𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮 𝘀𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗼𝘆 𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗿𝗼 𝘃𝗮𝘃𝗮 𝗼𝗿𝗼𝗻𝗮, 𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 « 𝗴𝗲𝗹 𝗱𝗲𝘀𝗶𝗻𝗳𝗲𝗰𝘁𝗮𝗻𝘁 », 𝘁𝘀𝘆 𝗮𝗱𝗶𝗻𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗖𝗩𝗢 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗵𝗶𝘁𝗮 𝗳𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗼𝗺𝗯𝘆 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗶𝗿𝗲𝗵𝗮𝗿𝗲𝗵𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 ».
𝙼𝚒𝚜𝚢 𝚑𝚊𝚝𝚛𝚊𝚗𝚢 𝚖𝚘𝚊 𝚗𝚢 𝚏𝚒𝚊𝚛𝚊𝚑𝚊-𝚖𝚒𝚊𝚜𝚊 𝚊𝚖𝚒𝚗’𝚒𝚛𝚎𝚘 𝚖𝚊𝚗𝚊𝚖-𝚙𝚊𝚑𝚎𝚏𝚊𝚗𝚊 𝚎𝚗𝚢 𝚊𝚗-𝚝𝚘𝚎𝚛𝚊𝚗𝚊 𝚑𝚘 𝚏𝚊𝚖𝚙𝚊𝚗𝚊𝚓𝚊𝚗𝚊 𝚒𝚣𝚊𝚗𝚢 𝚏𝚎𝚙𝚎𝚝𝚛𝚊 𝚒𝚣𝚊𝚗𝚢, 𝚊𝚛𝚢 𝚏𝚊𝚛𝚊𝚗𝚢 𝚍𝚒𝚊 𝚖𝚒𝚝𝚘𝚑𝚢 𝚑𝚊𝚝𝚛𝚊𝚗𝚢 𝚗𝚢 𝚏𝚊𝚗𝚊𝚘𝚟𝚊𝚗𝚊 𝚗𝚢 « 𝚝𝚛𝚊𝚌𝚒𝚗𝚐 𝚌𝚘𝚗𝚝𝚊𝚌𝚝 ».

------------------------------------------------------------------------

“𝙻𝚊 𝚕𝚞𝚝𝚝𝚎 𝚌𝚘𝚗𝚝𝚛𝚎 𝚕𝚊 𝙲𝚘𝚟𝚒𝚍-𝟷𝟿 𝚜𝚎 𝚙𝚘𝚞𝚛𝚜𝚞𝚒𝚝 » 𝚊 𝚍é𝚌𝚕𝚊𝚛é 𝚕𝚎 𝙼𝚒𝚗𝚒𝚜𝚝𝚛𝚎 𝚍𝚎 𝚕𝚊 𝚂𝚊𝚗𝚝é 𝙿𝚞𝚋𝚕𝚒𝚚𝚞𝚎, 𝙿𝚛𝚘𝚏. 𝚁𝙰𝙺𝙾𝚃𝙾𝚅𝙰𝙾 𝙷𝚊𝚗𝚒𝚝𝚛𝚊𝚕𝚊 𝙹𝚎𝚊𝚗-𝙻𝚘𝚞𝚒𝚜 𝚌𝚎 𝚓𝚘𝚞𝚛 à 𝙰𝚖𝚋𝚘𝚑𝚒𝚍𝚊𝚑𝚢. 𝙵𝚊𝚌𝚎 à 𝚕𝚊 𝚑𝚊𝚞𝚜𝚜𝚎 𝚍𝚎𝚜 𝚝𝚊𝚞𝚡 𝚍𝚎𝚜 𝚌𝚊𝚜 𝚙𝚘𝚜𝚒𝚝𝚒𝚏𝚜 𝚍𝚞𝚎 𝚊𝚞𝚡 𝚍𝚒𝚟𝚎𝚛𝚜 𝚌𝚘𝚗𝚝𝚊𝚌𝚝𝚜 𝚍𝚞𝚛𝚊𝚗𝚝 𝚕𝚎𝚜 𝚏ê𝚝𝚎𝚜, 𝚕𝚎 𝙼𝚒𝚗𝚒𝚜𝚝è𝚛𝚎, é𝚝𝚊𝚗𝚝 𝚕𝚎 𝚙𝚛𝚎𝚖𝚒𝚎𝚛 𝚛𝚎𝚜𝚙𝚘𝚗𝚜𝚊𝚋𝚕𝚎, 𝚝𝚒𝚎𝚗𝚝 à 𝚛𝚊𝚜𝚜𝚞𝚛𝚎𝚛 𝚕𝚊 𝚙𝚘𝚙𝚞𝚕𝚊𝚝𝚒𝚘𝚗 𝚚𝚞’𝚞𝚗𝚎 𝚜𝚝𝚛𝚊𝚝é𝚐𝚒𝚎 𝚎𝚜𝚝 𝚍é𝚓à 𝚖𝚒𝚜𝚎 𝚎𝚗 𝚙𝚕𝚊𝚌𝚎 𝚎𝚝 𝚚𝚞𝚎 𝚕𝚎 𝙼𝚒𝚗𝚒𝚜𝚝è𝚛𝚎 𝚜’𝚎𝚜𝚝 𝚍é𝚓à 𝚙𝚛é𝚙𝚊𝚛é à 𝚌𝚎 𝚐𝚎𝚗𝚛𝚎 𝚍’é𝚟𝚎𝚗𝚝𝚞𝚊𝚕𝚒𝚝é. 𝙻𝚎 𝚙𝚛𝚒𝚗𝚌𝚒𝚙𝚊𝚕 𝚝𝚛𝚊𝚟𝚊𝚒𝚕 𝚌𝚘𝚗𝚜𝚒𝚜𝚝𝚎 à 𝚌𝚘𝚞𝚙𝚎𝚛 𝚕𝚊 𝚌𝚑𝚊î𝚗𝚎 𝚍𝚎 𝚝𝚛𝚊𝚗𝚜𝚖𝚒𝚜𝚜𝚒𝚘𝚗 𝚎𝚗 𝚙𝚘𝚞𝚛𝚜𝚞𝚒𝚟𝚊𝚗𝚝 𝚕𝚎𝚜 𝚗𝚘𝚖𝚋𝚛𝚎𝚞𝚜𝚎𝚜 𝚜𝚎𝚗𝚜𝚒𝚋𝚒𝚕𝚒𝚜𝚊𝚝𝚒𝚘𝚗𝚜 𝚜𝚞𝚛 𝚕𝚊 𝚗é𝚌𝚎𝚜𝚜𝚒𝚝é 𝚍𝚞 𝚙𝚘𝚛𝚝 𝚍𝚎 𝚖𝚊𝚜𝚚𝚞𝚎 𝚎𝚝 𝚕’𝚞𝚝𝚒𝚕𝚒𝚜𝚊𝚝𝚒𝚘𝚗 𝚍𝚎𝚜 𝚐𝚎𝚕𝚜 𝚍é𝚜𝚒𝚗𝚏𝚎𝚌𝚝𝚊𝚗𝚝𝚜, 𝚜𝚊𝚗𝚜 𝚘𝚞𝚋𝚕𝚒𝚎𝚛 𝚕𝚎 𝙲𝚅𝙾 𝚚𝚞𝚒 𝚊 é𝚝é 𝚙𝚛𝚘𝚞𝚟é 𝚎𝚏𝚏𝚒𝚌𝚊𝚌𝚎 𝚎𝚝 𝚏𝚊𝚒𝚝 𝚗𝚘𝚝𝚛𝚎 𝚏𝚒𝚎𝚛𝚝é, 𝚕𝚎 𝙼𝚒𝚗𝚒𝚜𝚝è𝚛𝚎 𝚌𝚘𝚕𝚕𝚊𝚋𝚘𝚛𝚎 𝚊𝚟𝚎𝚌 𝚕𝚎𝚜 𝚊𝚞𝚝𝚘𝚛𝚒𝚝é𝚜 𝚕𝚘𝚌𝚊𝚕𝚎𝚜 𝚍𝚊𝚗𝚜 𝚌𝚎𝚝𝚝𝚎 𝚖𝚎𝚜𝚞𝚛𝚎 𝚍𝚎 𝚛𝚎𝚜𝚙𝚎𝚌𝚝 𝚍𝚎𝚜 𝚐𝚎𝚜𝚝𝚎𝚜 𝚋𝚊𝚛𝚛𝚒è𝚛𝚎𝚜, 𝚎𝚝 𝚎𝚗𝚏𝚒𝚗, 𝚕𝚊 𝚜𝚝𝚛𝚊𝚝é𝚐𝚒𝚎 « 𝚝𝚛𝚊𝚌𝚒𝚗𝚐 𝚌𝚘𝚗𝚝𝚊𝚌𝚝 » 𝚜𝚎 𝚙𝚘𝚞𝚛𝚜𝚞𝚒𝚝 𝚝𝚘𝚞𝚓𝚘𝚞𝚛𝚜.

11/01/2021
11/01/2021

FARITRA ATSIMO ANDREFANA
Fandraisa anjara nataon'ireo artista ao Toliara mba ho entina hampandrosoana ny Faritra Atsimo Andrefana.

Direction     🇲🇬Le bureau du district de Beloha dans la Région Androy refait également peau neuve comme le bureau de la ...
08/01/2021

Direction 🇲🇬
Le bureau du district de Beloha dans la Région Androy refait également peau neuve comme le bureau de la commune de Beloha.
La réhabilitation de ces batiments administratifs a été réalisée dans le cadre du partenariat du Ministere de l'Intérieur et de la Décentralisation et du Programme des Nations Unies pour le développement - PNUD pour la promotion de la Décentralisation à Madagascar.

Fanafihan-Dahalo mitam-basy,Dahalo iray saika nanafika ramatoa mpivarotra vary ao Ankililoaka ny alin'ny alakamisy 7 jan...
08/01/2021

Fanafihan-Dahalo mitam-basy,
Dahalo iray saika nanafika ramatoa mpivarotra vary ao Ankililoaka ny alin'ny alakamisy 7 janoary tokony tamin'ny 9 ora sy sasany. Nitifitra ity dahalo sainga tsy nahavoa an'ilay ramatoa. Taitra ny fokonolona eny amin'ny manodidina ka nandray andraikitra avy hatrany. Tratran'ny fokonolona ity farany ka niharan'ny fitsaram-bahoaka. Araka ny fanazavan'ny olona any an-toerana dia tsy vao sambany nanao ny asa ratsiny io dahalo io.
Source:

FAMPITOVIANA NY VIDIN-JIRO MANERANA NY NOSY>Araka ny filazana nataon'ny orin'asa JIRAMA dia hampitoviana ny vidin-jiro j...
05/01/2021

FAMPITOVIANA NY VIDIN-JIRO MANERANA NY NOSY>Araka ny filazana nataon'ny orin'asa JIRAMA dia hampitoviana ny vidin-jiro jifaina manomboka amin'ity volana Janoary ity mba ho fitsinjovana manokana ireo mpanjifa manana fahefà-mividy marefo.

03-01-2021>Tampaka tanteraka ny tetezana Manambaro izay mampitohy an'i Fort-Dauphin sy Amboasary-sud. Miantso ny Fitondr...
03/01/2021

03-01-2021>Tampaka tanteraka ny tetezana Manambaro izay mampitohy an'i Fort-Dauphin sy Amboasary-sud. Miantso ny Fitondram-panjakana ny mpampiasa lalana sy ny mponina any an-toerana.

02/01/2021

Address

Toliara
Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NASIONALY7.News posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share