Drcc Atsimo Andrefana

Drcc Atsimo Andrefana Site d'informations au quotidien

04/11/2023

Aoka ho tsaroantsika olompirenena hatrany ireto daty ireto:
Ny 16 Novambra 2023: Fihodinana Voalohany amin'ny fifidianana Filohan'ny Repoblika
Ny 20 Desambra 2023: Fihodinana faharoa
"FAHEFAKO IO, HIFIDY AHO"

03/11/2023
02/11/2023

Hitafa amin'ny olompirenena sy ireo mpisehatra rehetra amin'ny fifidianana ny Filohan'ny CENI, DAMA Arsรจne, rahampitso ๐ณ๐จ๐ฆ๐š ๐Ÿ‘ ๐ง๐จ๐ฏ๐š๐ฆ๐›๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘

โœ… Hizara V๐€O๐•A๐Ž ๐ŒA๐A๐-๐ƒA๐J๐€ ๐ŒO๐ŒB๐€ ๐Y F๐ˆK๐€R๐€K๐€R๐€N๐€ ๐Y F๐ˆF๐ˆD๐ˆA๐A๐A S๐˜ ๐Y T๐ŽE-D๐‘A๐‡A๐‘A๐‡A E๐“O A๐ŒI๐'๐Y F๐ˆR๐„N๐„N๐€ ๐€N๐ŠE๐‡I๐“R๐ˆN๐˜

Asaina isika hanjohy sy hanaraka izany ao amin'ny haino amanjerim-pirenena :
๐Ÿ“บ ๐—ง๐—ฉ๐—  , sy
๐Ÿ“ป ๐—ฅ๐—ก๐— 

๐Ÿ‘‰ ๐—”๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐Ÿด ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ฎ.

01/11/2023
20/10/2023
19/10/2023

Ny 16 Novambra 2023 ho avy izao no fihodinana voalohany amin'ny fifidianana Filohan'ny Repoblika 2023, raha ny 20 Desambra 2023 kosa ny fihodinana faharoa. Koa manentana antsika olompirenena hanefa ny adidintsika amin'io fotoana io. Fahefako io, Hifidy aho.

17/10/2023
โœ๏ธ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญnamoy namana mpiara miasa indray ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsimo Andrefana nandroany Sabo...
23/09/2023

โœ๏ธ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญnamoy namana mpiara miasa indray ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsimo Andrefana nandroany Sabotsy 23 Septambra 2023 tokony tamin'ny 11 ora maraina teo dia Andriamatoa FANOMEZANTSOA Jean Paulin Cadet teo amin'ny faha 37 taonany.

๐Ÿ”ถNitร na ny andraikitra eo amin'ny fampiboroboana ny kolontsaina tao amin'ny Delegasionan'ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Ampanihy Andrefana izy raha ny toerana niandraiketany farany amin'ny fotoana naha lasa azy izao ary efa mpiasa niasa teto Toliara tato amin'ny Fitaleavam-paritra ihany koa izy nanomboka ny taona 2018 niandraikitra ny teknisiana ny mozea eto amin'ny Fitalevana.

๐Ÿ”ถEfa nisy volana vitsivitsy izy no nanaraka hatrany ny fitsaboana azy sy tamin'ireo toera-pitsaboana toa ny Hopitaly CHU Tanambao Toliara kanefa niafara amin'izao fahalasany izao, ary namela kamboty telo mianadahy izy.

๐Ÿ™Ny mpiara miasa rehetra eto anivon'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina dia maneho ny fiaraha-miory ary mankahery ny fianakaviany manontolo.๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ
Mandria am-piadanana CADET.

FANAMBARAN'ANDRIAMATOA FILOHAN'NY ANTENIMIERAN-DOHOLONA RAZAFIMAHEFA HERIMANANA
14/09/2023

FANAMBARAN'ANDRIAMATOA FILOHAN'NY ANTENIMIERAN-DOHOLONA RAZAFIMAHEFA HERIMANANA

โœ๏ธ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญVery namana ary namoy mpiara miasa ny eto anivon'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsimo Andrefan...
12/09/2023

โœ๏ธ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญVery namana ary namoy mpiara miasa ny eto anivon'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsimo Andrefana nandroany Talata 12 Septambra 2023 tokony tamin'ny tolakandro teo amin'izao fahalasan'i Ramatoa RAKOTONJANAHARY Hanatovalisoa izao, teo amin'ny faha 27 taonany.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Nitร na ny andraikitra eo amin'ny fampiboroboana ny kolontsaina tao amin'ny Delegasionan'ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Bezaha izy nanomboka ny taona 2019 ka hatramin'izao fotoana naha lasa azy izao.

๐Ÿ‘‰๐ŸปFa nanomboka ny taona 2020 izy no tsy salama ka nanaraka fitsaboana efa ambolan'ny maromaro, ary tonga hatrany ivelany kanefa dia tonga amin'ny fotoana naha lasa azy izao izay namelany vady aman-janany, kamboty vavy iray.

๐Ÿ‘‰๐ŸปRaha ny fantatra dia anio alina ihany no miala eto Toliara ao amin'ny CHU Mitsinjo ny nofo mangatsiakany ka hihazo ny tany niaviany ao Tongobory Distrikan'i Betioky Atsimo. Any ihany koa no hiandrasana azy sy ny hanaovam-beloma azy farany ihany koa.

๐Ÿ™Ny mpiara miasa rehetra eto anivon'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina dia maneho ny fiaraha-miory ary mankahery ny fianakaviany manontolo.๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ
Mandria am-piadanana HANATO

08/09/2023

HAVORIA FANDAHARANA MANOKANA HIVANTANA AMIN'NY TVM
ANIO ZOMA 08 SEPTAMBRA 2023 AMIN'NY 6 ORA HARIVA

TENCE MENA, CEASAR, NATE TEX, MAGE 4, MATSUBARA no anisan'ireo hanafana ny sehatra

Seho sehatra goavana tafiditra ao anatin'ny lanonana fitokanana ny "HAVORIA, AUDITORIUM ET MUSEE DE L'AUDIOVISUEL DE MADAGASCAR"

03/09/2023
01/09/2023

NDAO HAHITSY NY DISO

31/08/2023

โ–ถ๏ธNisitraka herinaratra avy aminโ€™ny JIRAMA ny faritra Betsinjaka Toliara II, taorianโ€™ny fitokanana ny herinaratra mandeha aminโ€™ny herinโ€™ny masoandro ny herinandro lasa teo.

โ–ถ๏ธHerinandro taorianโ€™ny fitokanana izay nataonโ€™ny filoham-pirenena Andry Rajoelina, tany ambanivohitr'i Toliara, dia tontosa ny tetikโ€™asa โ€œ Hazavana ho anโ€™ ny rehetraโ€ izay mifanaraka aminโ€™ny velirano faharoanโ€™ny filoham-pirenena .

24/08/2023

NDAO HAHITSY NY DISO

๐ŸŒฟ๐“๐Ž๐‹๐ˆ๐€๐‘๐€ ๐Ÿ๐Ÿ— ๐€๐Ž๐†๐Ž๐’๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘๐ŸŒฟ๐ŸŒตMitohy anio 19 aogositra 2023 ny dian'ny ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌFiloham-pirenena Andry Rajoelina teto Toliara ary...
20/08/2023

๐ŸŒฟ๐“๐Ž๐‹๐ˆ๐€๐‘๐€ ๐Ÿ๐Ÿ— ๐€๐Ž๐†๐Ž๐’๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘๐ŸŒฟ

๐ŸŒตMitohy anio 19 aogositra 2023 ny dian'ny ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌFiloham-pirenena Andry Rajoelina teto Toliara ary fotodrafitrasa maro indray no hatolony ho an'ny vahoaka mandritra izany, toy ny:

๐Ÿ“ŒNy fitokanana ny toby mpamokatra herinaratra manana tanjaka 2,9MW ety Andranomena izay manampy famokarana entin'ny JIRAMA

๐Ÿ“ŒNy lalana rocade Antsihanaka Andakoro, Kaominina Ambanivohitry Betsinjaka

๐Ÿ“ŒNy Bazary manarapenitra Antaninarenina

๐Ÿ“ŒNy Bazary be Toliara

๐Ÿ“ŒNy fanolorana moto ho an'ireo Ben'ny tanร na sy fanolorana tantsoroka ara-bola ho fanampiana an'ireo kaominina toa kaominina Ambonivohitry Toliara nahazo 111 tapitrisa Ar sy vola 379 tapitrisa Ar ihany koa ho an'ny kaominina Ambanivohitry Milenaky Distrikan'i Toliara II ,hanaovana ny lalana kaominaly any antoerana.

๐Ÿ“ŒNy fanolorana tantsoroka ara-bola ihany koa ho fanampiana ireo tanora mpandraharaha manana tetikasa mendrika indrindra.

๐Ÿ“ŒNy fanolorana ireo milina hanodina voanjo na soja ho lasa menaka ho an'ny tantsaha

๐Ÿ“ŒNy fanolorana ireo fitaovam-tserasera ho an'ireo onjam-peo maromaro miankina sy tsy miankina misy eto Toliara sy any amin'ny Distrika, toy ny vatana maro bokotra, ny micro sy maro samy hafa.

๐Ÿ“ŒNy fizarana karatany maro Ihany koa tamin'ny hetsika fizarana karatany fahobe teto Toliara

๐Ÿ’ชAry mbola maro ireo fotodrafitrasa vita fa ny fotoana hitokanana azy no tsy ampy. ๐Ÿ™๐Ÿ˜Fisaorana mitafotafo araka izany no nasehon'ny vahoakan'i Toliara nandritra ny fandalovan'ny Filoham-pirenena teto Toliara izay tsy nanadino ny Faritra Atsimo Andrefana.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐‘ญ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’†๐’”๐’†๐’๐’‚ ๐’‚๐’ ๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’“๐’‚๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’Œ๐’Š๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’”๐’‚๐’Ž๐’Š๐’‰๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”ฅ๐“๐Ž๐๐†๐€ ๐„๐“๐Ž ๐ŸŒต๐“๐Ž๐‹๐ˆ๐€๐‘๐€ ๐๐˜ ๐€๐…๐Ž๐'๐๐˜ ๐‹๐€๐‹๐€๐Ž๐'๐๐˜ ๐๐Ž๐’๐˜๐Ÿ”ฅ ๐Ÿ“ŒAnisan'ny n...
18/08/2023

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐‘ญ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’†๐’”๐’†๐’๐’‚ ๐’‚๐’ ๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’“๐’‚๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’Œ๐’Š๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’”๐’‚๐’Ž๐’Š๐’‰๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ”ฅ๐“๐Ž๐๐†๐€ ๐„๐“๐Ž ๐ŸŒต๐“๐Ž๐‹๐ˆ๐€๐‘๐€ ๐๐˜ ๐€๐…๐Ž๐'๐๐˜ ๐‹๐€๐‹๐€๐Ž๐'๐๐˜ ๐๐Ž๐’๐˜๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ“ŒAnisan'ny nanamarika ny fandalovan'ny Filoha Andry Rajoelina eto Toliara ihany koa ny fahatongavan'izany afon'ny lalaon'ny nosy izany nandroany 18 Aogositra 2023 izay nigadona teny amin'ny Seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ankoronga eto Toliara tokony tamin'ny 6 ora hariva teo.

๐ŸŒŸโœ…Ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina mihitsy teto no neneho voalohany amin'ny maha mpitarika azy amin'ny fanehoana an'izay firaisankina izay ka toy ny fanilo miampita no nanolorany an'ilay afon'ny lalaon'ny nosy ho an'ilay kitan'ny baolina kitra Malagasy avy aty Toliara Maitre Kira ary avy eo dia nentina namakivaky ny tanร nan'i Toliara mba ho hitan'ny vahoaka. Ao anatin'ny firaisankina tokoa no antoky ny fahombiazantsika

๐ŸŒฟ๐Ÿ•Š๏ธ๐€๐ค๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ข๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐…๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐€๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐‘๐š๐ฃ๐จ๐ž๐ฅ๐ข๐ง๐š ๐š๐ญ๐ฒ ๐“๐จ๐ฅ๐ข๐š๐ซ๐š ๐š๐ญ๐จ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐€๐ญ๐ฌ๐ข๐ฆ๐จ ๐€๐ง๐๐ซ๐ž๐Ÿ๐š๐ง๐š ๐Ÿ™‹๐ŸšจMaro ireo fot...
18/08/2023

๐ŸŒฟ๐Ÿ•Š๏ธ๐€๐ค๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ข๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐…๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐€๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐‘๐š๐ฃ๐จ๐ž๐ฅ๐ข๐ง๐š ๐š๐ญ๐ฒ ๐“๐จ๐ฅ๐ข๐š๐ซ๐š ๐š๐ญ๐จ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐€๐ญ๐ฌ๐ข๐ฆ๐จ ๐€๐ง๐๐ซ๐ž๐Ÿ๐š๐ง๐š

๐Ÿ™‹๐ŸšจMaro ireo fotodrafitrasa vitan'ny fitondram-panjakana izay tarihin'ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina raha ho an'ny eto Toliara Faritra Atsimo Andrefana no resahana. Vita fitokanana raha ny androany 18 Aogositra 2023 dia :

๐Ÿ‘‰Ny fahavitan'ny lalam-pirenena fahasivy na RN9 Mampitohy an'i Analamisampy - Bevoay - Manja

๐Ÿ‘‰Ny fahavitan'ny fanitarana ny lemaky ny Bas-Mangoky sy fizarana kara-tany ho an'ny vahoaka.

๐Ÿ‘‰Ny fanombohan'ny fanamboarana amin'ny fomba ofisialy ny tetezan'i Mangoky, izay tetezana lava indrindra eto Madagasikara satria mirefy eo amin'ny 878 metatra eo ny halavany

๐Ÿ‘‰Ny fahavitan'ny biraon'ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka ny Polisim-pirenena eto Mitsinjo Betanimena, Distrikan'i Toliara faharoa

๐Ÿ‘‰Ny fitokanana sy fanomezana Certification ho lasa Seranam-piaramanidina iraisam-pirenena ny seranam-piaramanidina eto Ankoronga Toliara

๐Ÿ‘‰Ny Hรดtel des Finances eto Toliara

โœ…๐Ÿ’ชAry mbola mitohy rahampitso 19 Aogositra 2023 izany fandaharam-potoan'ny Filoham-pirenena izany amin'ny fitokanana ireo fotodrafitrasa vita maro miorina eto Toliara anatin'ny Faritra Atsimo Andrefana.

๐ŸŒŸ๐“๐Ž๐‹๐ˆ๐€๐‘๐€ ๐Ÿ๐Ÿ• ๐€๐Ž๐†๐Ž๐’๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘๐ŸŒŸ  ๐Ÿ“ŒMigadona eto amin'ny seranam-piaramanidina eto Toliara ireo delegasiona ahitana ny Praimin...
17/08/2023

๐ŸŒŸ๐“๐Ž๐‹๐ˆ๐€๐‘๐€ ๐Ÿ๐Ÿ• ๐€๐Ž๐†๐Ž๐’๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘๐ŸŒŸ

๐Ÿ“ŒMigadona eto amin'ny seranam-piaramanidina eto Toliara ireo delegasiona ahitana ny Praiministra Atoa Christian NTSAY ary ireo ministra ao amin'ny governemanta ka anisan'izany Rtoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Lalatiana RAKOTONDRAZAFY.

๐Ÿ€โ–ถMaro ny fandaharam-potoana hatao eto amin'ny Renivohim-paritry ny Faritra Atsimo Andrefana miaraka amin'ny Filohan'ny Repoblika Atoa Andry RAJOELINA sy ireto delegasiona maro izay tarihany. Hitokana ny lalam-pirenena faha 9 mampitohy an'i Manja sy Toliara sy ireo fotodrafitrasa maro vitan'ny fitondram-panjakana.

Address

Tsenengea
Tulear
374

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Drcc Atsimo Andrefana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Drcc Atsimo Andrefana:

Share



You may also like