BAREA CAN 2023

BAREA CAN 2023 KITRA GASY SY NY TONTOLONY BAREA

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโšฝ๏ธ๐—Ÿ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜†  #๐—•๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—–๐—ผ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€ :   ๐—ป๐˜†   ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜†  #๐—™๐— ๐—™ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ. Mbola tsy very fanantenana ny fanjakana sy n...
19/04/2024

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโšฝ๏ธ๐—Ÿ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† #๐—•๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—–๐—ผ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€ : ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† #๐—™๐— ๐—™ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ. Mbola tsy very fanantenana ny fanjakana sy ny (FMF), mitady ny hevitra rehetra hanatontosana ny lalaon'ny Barea eto Madagasikara. Nambaran'ny sekreteram-panjakana misahana ny Tanana vaovao sy ny toeram-ponenana, fa manaraka an-tsakany sy an-davany ny fepetra takian'ny CAF ny fitondrana sy ny federasiona amin'izao.
๐Ÿ”ดNolazainโ€™ny filohanโ€™ny feยญderasiona fa efa nandefa taratasy any aminโ€™ny CAF izy ireo, handresy lahatra, hijerena maยญnokana anโ€™i Madagasiยญkara. โ€œMbola tsy nisy ny filazana fa atao any Maurice na Afrika Atsimo na Maroc, ny lalaonโ€™ny Barea fa miandry ny fiavian-dry zareo isikaโ€, hoy izy.

๐Ÿ™

โ€ผ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—•๐—ฎ๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ 3 ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐˜๐—ฟ'๐—ถ  #๐—ง๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ, ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ธ๐—น๐—ถ๐—ผ๐—ฏ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐˜†,  , ๐—ฎ๐—ผ ๐—Ÿ๐—ฎ ๐—ฅรฉ๐˜‚๐—ป๐—ถ๐—ผ๐—ป.(๐Ÿ“ธSaint Pau...
14/04/2024

โ€ผ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—•๐—ฎ๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ 3 ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐˜๐—ฟ'๐—ถ #๐—ง๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ, ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ธ๐—น๐—ถ๐—ผ๐—ฏ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐˜†, , ๐—ฎ๐—ผ ๐—Ÿ๐—ฎ ๐—ฅรฉ๐˜‚๐—ป๐—ถ๐—ผ๐—ป.

(๐Ÿ“ธSaint Pauloise)

๐Ÿšจ ๐‡๐จ ๐š๐ฏ๐ฒ ๐ž๐ญ๐จ ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š ๐ข Gelson Fernandes๐Ÿšจโœ…Voninahitra lehibe ny handray ity olo-manan-danja eo @ tontolon'ny baolina...
13/04/2024

๐Ÿšจ ๐‡๐จ ๐š๐ฏ๐ฒ ๐ž๐ญ๐จ ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š ๐ข Gelson Fernandes๐Ÿšจ

โœ…Voninahitra lehibe ny handray ity olo-manan-danja eo @ tontolon'ny baolina kitra ity ny 11 hatr@ 13 aprily izao
โœ…Izy moa dia mpilalao baolina kitra matianina fahiny ary Vice-President ny klioba FC Sion.
โœ…Ankehitriny dia mitana ny andraikitra "Directeur Regional de la division Associations Membres de la FIFA" aty @ faritra afrika izy, ary anisan'ireo mpitantana tanora indrindra (35 taona).
โœ…Ankasitrahana indrindra izy @ izao fanekeny ny fanasana nataon'ny filohan'ny FMF azy izao.

,Amiko manokana Rariny Comore Ra manao vava b .satria inona n antony tato anatin'ny 3 taona Zay itany fa nahay nidina n ...
11/04/2024

,Amiko manokana Rariny Comore Ra manao vava b .satria inona n antony tato anatin'ny 3 taona Zay itany fa nahay nidina n niveau an'i barea .Mila amboarina aingana io.na tafakatra Can fotsiny aza lo defa zavadehibe Zay fa mondiale zn mbola tantara lava be

Ty kosa lo efa ts Izy tsony eee . Saint Marin no ekipa mitana n rambony eo @ classement FIFA .t@ 2004 izy ireo no naita ...
08/04/2024

Ty kosa lo efa ts Izy tsony eee . Saint Marin no ekipa mitana n rambony eo @ classement FIFA .t@ 2004 izy ireo no naita fandresena farany.

06/04/2024

Mention spรฉciale ร  mes nouveaux(elles) super fans ! Twoky Rakotomalala, Mickaรซl Randriangalisa, Rija Ravalohery

โ€ผ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—œ  #๐—–๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—น๐˜‚๐˜€ ๐—ป๐—ผ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐˜€๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฎ๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† "๐—–๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฎ๐˜ ๐—ฑ'  - ๐——๐—ถ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป ...
03/04/2024

โ€ผ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—œ #๐—–๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—น๐˜‚๐˜€ ๐—ป๐—ผ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐˜€๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฎ๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† "๐—–๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฎ๐˜ ๐—ฑ' - ๐——๐—ถ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป 2". Nahatafiditra baolina 18 tao anatin'ny lalao 20 ity lohalaharana Malagasy ity.

(๐Ÿ“ธAndriamahitsinoro Charles Carolus)

โ€ผ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—ก๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ  #๐—ฑ๐—ถ๐—ฝ๐—น๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ฎ "๐—•๐—ฟ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ฒ๐˜ ๐—ฑ'๐—˜๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—™๐—ผ๐—ผ๐˜๐—ฏ๐—ฎ๐—น๐—น" (๐—จ๐—˜๐—™๐—” ๐—” ๐——๐—œ๐—ฃ๐—Ÿ๐—ข๐— ๐—”) ๐—ถ ๐—ก๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ก๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—›๐—ฒ๐—ป๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ  #๐—•๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ. ...
03/04/2024

โ€ผ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—ก๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ #๐—ฑ๐—ถ๐—ฝ๐—น๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ฎ "๐—•๐—ฟ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ฒ๐˜ ๐—ฑ'๐—˜๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—™๐—ผ๐—ผ๐˜๐—ฏ๐—ฎ๐—น๐—น" (๐—จ๐—˜๐—™๐—” ๐—” ๐——๐—œ๐—ฃ๐—Ÿ๐—ข๐— ๐—”) ๐—ถ ๐—ก๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ก๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—›๐—ฒ๐—ป๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ #๐—•๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ. Miarahaba sy mirary fahombiazana ho azy hatrany.

(๐Ÿ“ธLalaina Nomenjanahary)

27/03/2024

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Justin Ranaivosoa, Valinah Deta, Tina Randriamialisoa, Mรฃrฤรธ Randrianiaina, Sedra Evras Junior, Anytah Rakotoarison, Rakotondrabary Julien, TI Nar, Fรซnรด Tsรฏkรฎรฎ, Soรฟ Pattรฟ, Aina Rak, Mika Andriamandimby, Mickael Aronne Kez Mickael, Tahiry Si, Christian Tojo

Ity zavatra ity Mila fantatrin'ny mpanazatra ny barea tsara hoe .ny competition pro de natao hoan'ny joueur pro fa ts na...
26/03/2024

Ity zavatra ity Mila fantatrin'ny mpanazatra ny barea tsara hoe .ny competition pro de natao hoan'ny joueur pro fa ts natao hoan'ny jouer amateur .Maroc Sรฉnรฉgal manana jouer manana ny maha izy azy raha locaux zany fa manina n azy ireo ts misy antsoiny any anaty ekipam pirenena. satria samy hafa be zn locaux s expatriรฉ zn .na ina lazaina na ina ho tenenina ts mety io zavatra ataony RรดRรด manao forcรฉ locaux andrafitra n barea io .ta mbola ireny locaux ireny n ataony RรดRรด forcรฉ eo d aza manatena mondiale s can zn isika .Mila fantatr'i Rรดro tsara hoe efa fifanintsanana mondiale sy Can ity competition atao ity fa ts fifanintsanana CHAN S Cosafa ,ka anao forccรฉ locaux andrafitra n barea .mbola manana 3 volana isika anomanana tsara dรฉfense mpiandry arato indrindra fa ny attaquant atsika marary daoly .Comore sy Mali n miandry antsika ka tsy tokony anao ambaninjavatra io lalao roa io fa Mila miomana tsara .Comore mo aza zao efa manao vava b mintsy any .

Barea vs Rwanda Ratsy tena ratsy iny lalao iny .ts misy hoe iza no diso teny ambony kianja na koa anilika n andraikitra ...
25/03/2024

Barea vs Rwanda
Ratsy tena ratsy iny lalao iny .ts misy hoe iza no diso teny ambony kianja na koa anilika n andraikitra any @ mpanazatra irery fa samy Mila mandinika tsara .
Amiko manokana volohany any anaty tohe batana dia tena ita fa tena domina fotsiny isika n'y hendri dalao moa tena ts misy mandea @ Zay laoniny fa ra tsy mipasa any @ adversaire de manary bol fotsiny .ts hiteny betsaka aho fa hajanoko eo. Fa hoan'ny mpanazatra tokony ts hanana hena maso @ fiantsoana jouer fa ita b ireo ts ampy lalao tena manimba zavatra be mihintsy .mbola manana 3 volana isika anomanana tsara .tandremo fa ra ireny lalao ireny de ho ataony Comore sy Mali kitoza isika .Mino aho fa nandray lesona tsara ny mpanazatra .

๐“๐Ž๐”๐‘๐๐Ž๐ˆ ๐€๐Œ๐ˆ๐‚๐€๐‹ ๐ˆ๐๐“๐„๐‘๐๐€๐“๐ˆ๐Ž๐๐€๐‹Madagascar 0 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐Ÿ†š 2 Rwanda๐Ÿ‡ท๐Ÿ‡ผ๐—ก๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—น๐—ฒ๐˜€๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ"๐—ฅ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ผ ๐—ป๐˜† ...
25/03/2024

๐“๐Ž๐”๐‘๐๐Ž๐ˆ ๐€๐Œ๐ˆ๐‚๐€๐‹ ๐ˆ๐๐“๐„๐‘๐๐€๐“๐ˆ๐Ž๐๐€๐‹
Madagascar 0 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐Ÿ†š 2 Rwanda๐Ÿ‡ท๐Ÿ‡ผ
๐—ก๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—น๐—ฒ๐˜€๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ
"๐—ฅ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ"

Taorian'ny faharesena teo dia nisy ny valan-dresaka niarahana tamin'ny mpanazatra sy ny kapiteny roa tonta. Nanambara i Rรดrรด fa :
โžก๏ธBe dia be ny asa miandry.
โžก๏ธBe dia be ny mpilalao mbola ho tadiavina!
โžก๏ธMisokatra foana ny varavarana ho an'ireo 'zay vonona hiaro ny voninahim-pirenena.
โš ๏ธIzay mendrika no hantsoina.
Fanomanana ihany ary fanomanana hatrany no vahaolana!
Nahazo lesona izahay na ny mpanazatra na ny mpilalao
"Raisiko ny andraikitra tamin'ny faharesena teo" !

Fehin'ny "๐“๐Ž๐”๐‘๐๐Ž๐ˆ ๐€๐Œ๐ˆ๐‚๐€๐‹ ๐ˆ๐๐“๐„๐‘๐๐€๐“๐ˆ๐Ž๐๐€๐‹"

โœ… Madagascar ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ 1 ๐Ÿ†š 0 Burundi ๐Ÿ‡ง๐Ÿ‡ฎ
โŒ Madagascar 0 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐Ÿ†š 2 Rwanda๐Ÿ‡ท๐Ÿ‡ผ

๐Ÿšจ ๐Œ๐€๐“๐‚๐‡๐’ ๐€๐Œ๐ˆ๐‚๐€๐”๐— - ๐…๐„๐๐„๐“๐‘๐„ ๐…๐ˆ๐…๐€ - ๐Œ๐€๐‘๐’ 2024๐ŸšจFIN DU MATCH MADAGASCAR 0-2 RWANDA
25/03/2024

๐Ÿšจ ๐Œ๐€๐“๐‚๐‡๐’ ๐€๐Œ๐ˆ๐‚๐€๐”๐— - ๐…๐„๐๐„๐“๐‘๐„ ๐…๐ˆ๐…๐€ - ๐Œ๐€๐‘๐’ 2024๐Ÿšจ
FIN DU MATCH
MADAGASCAR 0-2 RWANDA

Alefaso n pronostic ary eee
25/03/2024

Alefaso n pronostic ary eee

Amiko manokana tokony Teva ndray no ajorony Rรดro androany .amiko manokana io fa miankina @ mpanazatra ,sanatria akory mi...
25/03/2024

Amiko manokana tokony Teva ndray no ajorony Rรดro androany .amiko manokana io fa miankina @ mpanazatra ,sanatria akory miditra @ rarahany mpanazatra fa mba hivitra ny ahy io

๐Ÿ“ท๐…๐š๐ง๐๐š๐ฅ๐จ๐ฏ๐š๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฅ๐š๐ฅ๐š๐จ ๐ญ๐š๐จ @ ๐’๐Ž๐ˆ๐‘๐„๐„ ๐๐€๐‘๐„๐€ : sรฉance photo & dรฉdicace
25/03/2024

๐Ÿ“ท๐…๐š๐ง๐๐š๐ฅ๐จ๐ฏ๐š๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฅ๐š๐ฅ๐š๐จ ๐ญ๐š๐จ @ ๐’๐Ž๐ˆ๐‘๐„๐„ ๐๐€๐‘๐„๐€ : sรฉance photo & dรฉdicace

Betsaka no nanao fampitahana tamin'ity match MADAGASCAR SY COMORE Ty ka itondrako fanazavana kely .zao leizy fantatsika ...
23/03/2024

Betsaka no nanao fampitahana tamin'ity match MADAGASCAR SY COMORE Ty ka itondrako fanazavana kely .zao leizy fantatsika tsara angamba fa betsaka t@ ireo mpilalao tompo toherana Tao @ barea no tsy tonga anisany zany loic lapossin, Marco ilaimaharitra ,njiva ary mentanire .izay tena mpilalao manodina sy mampiaina ny ekimpam tsika ka voatery ts maintsy nampiasa izao Tonga sy teo ampelantanana ny mpanazatra .na dia izany aza tsatra lo n tanjona dia n nandresy tsika 1:0 any Burundi isika.ary mbola afaka atao tsara ny mameno sy manamboatra izay banga .
Hoan'ny COMORE manokana indray tena le tena 11 typeny ireny nifanandrina t@ Uganda ireny rariny tsara r nandresy tataka izy .Mino s manatena a fa efa itany coch RO ny lesokavts maintsy arenina

๐Ÿ”จ๐Ÿ”จ๐Ÿ”จ aona n fahitanareo azy ina n zavatra tokony amboarina sy arenina .
22/03/2024

๐Ÿ”จ๐Ÿ”จ๐Ÿ”จ aona n fahitanareo azy ina n zavatra tokony amboarina sy arenina .

Sary vitsy vitsy taloany match androany
22/03/2024

Sary vitsy vitsy taloany match androany

๐Ÿ“‹ Voka-dalao [Match amical]  1โƒฃ-0โƒฃ  โšฝ Rayan (18')
22/03/2024

๐Ÿ“‹ Voka-dalao [Match amical]

1โƒฃ-0โƒฃ
โšฝ Rayan (18')

๐Ÿšจ ๐Œ๐€๐“๐‚๐‡๐’ ๐€๐Œ๐ˆ๐‚๐€๐”๐— - ๐…๐„๐๐„๐“๐‘๐„ ๐…๐ˆ๐…๐€ - ๐Œ๐€๐‘๐’ 2024๐ŸšจTONGAVA MARO HANOHANA NY BAREANTSIKA!!!Ny toerana ahitana tapakila :  ๐Ÿ‘‰ Stad...
21/03/2024

๐Ÿšจ ๐Œ๐€๐“๐‚๐‡๐’ ๐€๐Œ๐ˆ๐‚๐€๐”๐— - ๐…๐„๐๐„๐“๐‘๐„ ๐…๐ˆ๐…๐€ - ๐Œ๐€๐‘๐’ 2024๐Ÿšจ

TONGAVA MARO HANOHANA NY BAREANTSIKA!!!

Ny toerana ahitana tapakila :
๐Ÿ‘‰ Stade Barea P3
๐Ÿ‘‰ Siรจge de Cart'In ร  Ankorondrano
๐Ÿ‘‰ Smart Tanjombato

Ny andron'ny lalao kosa :
๐Ÿ‘‰Antsahamanitra irery ihany

๐Ÿ’ต GRADIN : 10.000Ar
๐Ÿ’ต TRIBUNE SUP : 30.000Ar
๐Ÿ’ต TRIBUNE LAT : 50.000Ar
๐Ÿ’ต TRIB CENTRALE:100.000Ar

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿšจ ๐Œ๐€๐“๐‚๐‡๐’ ๐€๐Œ๐ˆ๐‚๐€๐”๐— - ๐…๐„๐๐„๐“๐‘๐„ ๐…๐ˆ๐…๐€ - ๐Œ๐€๐‘๐’ 2024๐ŸšจTonga niarahaba sy nitondra ny teny fisaorana ho an'ireo delegasiona vahiny ...
21/03/2024

๐Ÿšจ ๐Œ๐€๐“๐‚๐‡๐’ ๐€๐Œ๐ˆ๐‚๐€๐”๐— - ๐…๐„๐๐„๐“๐‘๐„ ๐…๐ˆ๐…๐€ - ๐Œ๐€๐‘๐’ 2024๐Ÿšจ

Tonga niarahaba sy nitondra ny teny fisaorana ho an'ireo delegasiona vahiny izay tonga eto Madagasikara, ny filohan'ny FMF sy ireo mpikambana ao mpanatanteraka.

โœ… 25 ny isan'ireo mpilalaon'ny Barea tonga sy hiatrika ireo lalao ara-pirahalahiana hatao eto an-toerana raha toa ka 33 ...
20/03/2024

โœ… 25 ny isan'ireo mpilalaon'ny Barea tonga sy hiatrika ireo lalao ara-pirahalahiana hatao eto an-toerana raha toa ka 33 no tao anaty lisitra nivoaka

๐Ÿ“Œ Ireo mpilalao 8 izay tao anaty lisitra saingy tsy afaka ho tonga noho ny antony avy amin'izy ireo raha ny nambaran'i Coach Roro:

โŒ Carolus
โŒ Fabien Boyer
โŒ Loรฏc Lapoussin
โŒ Marco Ilaimaharitra
โŒ Kenny Lala
โŒ Sayha Seha
โŒ Hakim Abdallah
โŒ Metanire

๐Ÿšจ ๐Œ๐€๐“๐‚๐‡๐’ ๐€๐Œ๐ˆ๐‚๐€๐”๐— - ๐…๐„๐๐„๐“๐‘๐„ ๐…๐ˆ๐…๐€ - ๐Œ๐€๐‘๐’ 2024๐Ÿšจ๐Ÿ“… Acitvitรฉs mรฉdias - Alakamisy 21 martsa 2024 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
20/03/2024

๐Ÿšจ ๐Œ๐€๐“๐‚๐‡๐’ ๐€๐Œ๐ˆ๐‚๐€๐”๐— - ๐…๐„๐๐„๐“๐‘๐„ ๐…๐ˆ๐…๐€ - ๐Œ๐€๐‘๐’ 2024๐Ÿšจ

๐Ÿ“… Acitvitรฉs mรฉdias - Alakamisy 21 martsa 2024

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Rayan Raveloson capitaine BareaIty no tokony fitaratra hoanareo mpilalao Barea rehetra ,Tonga fona refa antsoina any @ e...
20/03/2024

Rayan Raveloson capitaine Barea
Ity no tokony fitaratra hoanareo mpilalao Barea rehetra ,Tonga fona refa antsoina any @ ekipan pirenena nefa de mpilalao manana n maha izy azy .

Vu๐Ÿ˜๐Ÿ‘Š izy io lava Ranjanana b io
20/03/2024

Vu๐Ÿ˜๐Ÿ‘Š izy io lava Ranjanana b io

Miala any n soldat .Samia milaza izay mpilalao fantany ara we
19/03/2024

Miala any n soldat .
Samia milaza izay mpilalao fantany ara we

Hivantana amin'ny TVM ireo lalao ara-pirahalahiana ataon'ny Barea. Fiaraha-miasa amin'ny Federasiona malagasin'ny baolin...
19/03/2024

Hivantana amin'ny TVM ireo lalao ara-pirahalahiana ataon'ny Barea.
Fiaraha-miasa amin'ny Federasiona malagasin'ny baolina kitra.

๐Ÿšจ ๐“๐Ž๐”๐‘๐๐Ž๐ˆ ๐€๐Œ๐ˆ๐‚๐€๐‹ ๐ˆ๐๐“๐„๐‘๐๐€๐“๐ˆ๐Ž๐๐€๐‹ - ๐…๐„๐๐„๐“๐‘๐„ ๐…๐ˆ๐…๐€ - ๐Œ๐€๐‘๐’ 2024๐Ÿšจ๐Ÿ“ทSรฉance de dรฉcrassage de nos BAREA- Stade Alarobia
19/03/2024

๐Ÿšจ ๐“๐Ž๐”๐‘๐๐Ž๐ˆ ๐€๐Œ๐ˆ๐‚๐€๐‹ ๐ˆ๐๐“๐„๐‘๐๐€๐“๐ˆ๐Ž๐๐€๐‹ - ๐…๐„๐๐„๐“๐‘๐„ ๐…๐ˆ๐…๐€ - ๐Œ๐€๐‘๐’ 2024๐Ÿšจ
๐Ÿ“ทSรฉance de dรฉcrassage de nos BAREA- Stade Alarobia

๐Ÿšจ ๐’๐Ž๐ˆ๐‘๐„๐„ ๐๐€๐‘๐„๐€ ๐ŸšจDans le cadre de la levรฉe de fonds de la FMF pour soutenir les Barea :๐ŸŸขDรฎner, shows, dancing, remise de ...
19/03/2024

๐Ÿšจ ๐’๐Ž๐ˆ๐‘๐„๐„ ๐๐€๐‘๐„๐€ ๐Ÿšจ

Dans le cadre de la levรฉe de fonds de la FMF pour soutenir les Barea :

๐ŸŸขDรฎner, shows, dancing, remise de awards aux sponsors et partenaires,...

๐Ÿ‘‰Rendez vous ce Samedi 23 mars 2024 - ร  partir de 19h au CCI Ivato

Address

Matikoho Ambilobe
Antsiranana
204

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BAREA CAN 2023 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BAREA CAN 2023:

Share


Other Media/News Companies in Antsiranana

Show All