GMMAR Diego

GMMAR Diego Association sociale et accompagnement

21/07/2022
Hoy PN GMMAR Ny filoha nasionaly GMMAR na Groupes Mamy Jô Miara-dia amin'i Andry Rajoelina sy ireo Mpikambana birao nasi...
18/07/2022

Hoy PN GMMAR Ny filoha nasionaly GMMAR na Groupes Mamy Jô Miara-dia amin'i Andry Rajoelina sy ireo Mpikambana birao nasionaly ary ireo Ray aman-dreny miara-miombon'Antoka @ Fikambanana GMMAR dia:
Mirary anareo Zanaka,Zandry Mpanala Fanadinana BACC Laureat rehetra manerana an'i Madagasikara..
Ny fanahy Masina anie hanilo ny Sainareo,sy hitantana ny tanananareo hanoratra ka hamaly valiny marina ny valim-panontaniana @ Laza adina rehetra..
Bonne Chance daholo e.....

12/07/2022
30/06/2022
29/06/2022

🇲🇬🚨Volamena miisa 7 tratra tany anaty Fitombenana

Mohammed, teratany srilankais no nahatratrarana vaingambolamena teny IVATO, saika hihazo an i Colombo mandalo ao Maurice sy Dubai
Ankoatran ny volamena dia tratra tao ihany koa ny safira milanja 20gr.

Loharano: tvplus

29/06/2022

☀️Nandritra ny fandraisam-pitenenan'ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly RAKOTONIRINA Richard, tamin'ny fihaonana tamin'ireo solombavam-bahoaka no nilazany fa noho ny ambana misy eto amin'ny firenena no nahatonga ny Fanitsin-drafitra.

🔴Nandritra izany ihany koa no namaliany ireo fangatahana sy toromarika avy amin'ny solombavambahoaka.Nohamafisiny fa ho jerena manokana ireo faritra mbola tsy ampy mpitandro filaminana ka hametrahana sy araka ny tetibola misy.

❗Nanamafy koa izy fa ny miaramila dia manome ny ainy hiarovana ny vahoaka hisian’ny fandriampahalemana any amin’ny toerana lavitra tanana ka miandradra hatrany ny fifanampiana mba hanantanerana ny velirano voalohany.

💡Nofaranany tamin’ny fisaorana ny vahoaka moa ny lahateniny fa tena tsapa fa misy ny fifanomezantanana eny ankianja hoy ny Minisitra.

29/06/2022
27/06/2022
26/06/2022

Ramatoa Mialy Rajoelina, vadin’ny Filoham-pirenena

📸 Fiadidiana ny Repoblika

22/06/2022

FANAMBARANA

22/06/2022
13/06/2022
10/06/2022

FANDAHARANA MANOKANA

Hiarahana amin'ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo ANDRY HERINIAINA RAMAROSON,

Anio Zoma 10 Jona 2022 @ 9 Ora alina.
"- Politikam-pitantanana - Ny ministera amin'ny ankapobeny sy ireo ratsamangaika ao aminy”.
Minisitra Andry Heriniaina RAMAROSON miatrika ny mpanao gazety Real tv Gascar Fenosoa.

10/06/2022
10/06/2022

⭕️Tsy hamokatra COCA , FANTA , ary SPRITE intsony ny orinasa Star manomboka amin'ny 01 Jolay 2022

⭕️Tapitra amin'io daty io ny fiaraha-miasa eo amin'ny Star sy ny Coca-cola

10/06/2022

Coca-Cola & Star Madagascar : 69 ans d’histoire à Madagascar

A la fin de la décennie, l’effectif des salariés du secteur industriel passe de 200 000 à 500 000. Les entreprises concentrent l’essentiel de leurs activités sur l’agroalimentaire.
C’est le cas des brasseries STAR qui obtiennent dès 1953 la licence d’embouteillage de Coca-Cola. Forte de son succès, STAR se délocalise dans différentes régions de l’Île.

Photo : embouteillage de la boisson Coca-Cola dans une usine de la Star. Années 1960.

10/06/2022

Ty zao vaovao anisany mampalahelo, Ka Mila mitandrina isika fa tsy lavitry atsika ny mpanao ratsy ,eto koa manentana antsika mba hifanampy rehefa tena tojo ny sarotro fa fiainana ty tsy vita ntsika irery fa Zay mitambatra hono lasa vato ,Ka zany no tazomintsika manomboko izao, mahaiza mifanampy

05/06/2022
05/06/2022

Miarahaba atsika, nahatakatra fête Pentecôte hoan'zay Kristianina ary miarahaba atsika jiaby takany Dimanche mahafinaritra niany, Andriamanitra anie anie hanampy atsika isan'andro .toizao ny programme, entagniny atsika jiaby ho hoavy hivory niany 14h30 , tahoma namanao fa zava-dehibe ifampizarantsika niany

Address

Antsiranana
201

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GMMAR Diego posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Media/News Companies in Antsiranana

Show All