Jeunes Patriotes Non à la Violence

Jeunes Patriotes Non à la Violence Contre l'Agressivité base sur l'homme

𝕁𝔼𝕌ℕ𝔼𝔸 ℙ𝔸𝕋ℝ𝕀𝕆𝕋𝔼𝕊 ℕ𝕆ℕ 𝔸 𝕃𝔸 𝕍𝕀𝕆𝕃𝔼ℕℂ𝔼 ℂℍ𝔼ℝℂℍ𝔼 𝔻𝔼𝕊 ℙ𝔸ℝ𝕋𝔼ℕ𝔸𝕀ℝ 𝕆𝕌 𝔻𝔼𝕊 𝕊ℙ𝕆ℕ𝕊𝕆ℕℝ 𝔸 ℕ𝕆𝕋ℝ𝔼 ℕ𝕍𝕃 ℙℝ𝕆𝕁𝔼𝕋ℙ𝕠𝕦𝕣 𝕝𝕖 𝕕𝕖𝕧𝕖𝕝𝕠𝕡𝕡𝕖𝕞𝕖𝕟𝕥 𝕕𝕦𝕣𝕒𝕓𝕝𝕖...
28/04/2024

𝕁𝔼𝕌ℕ𝔼𝔸 ℙ𝔸𝕋ℝ𝕀𝕆𝕋𝔼𝕊 ℕ𝕆ℕ 𝔸 𝕃𝔸 𝕍𝕀𝕆𝕃𝔼ℕℂ𝔼 ℂℍ𝔼ℝℂℍ𝔼 𝔻𝔼𝕊 ℙ𝔸ℝ𝕋𝔼ℕ𝔸𝕀ℝ 𝕆𝕌 𝔻𝔼𝕊 𝕊ℙ𝕆ℕ𝕊𝕆ℕℝ 𝔸 ℕ𝕆𝕋ℝ𝔼 ℕ𝕍𝕃 ℙℝ𝕆𝕁𝔼𝕋
ℙ𝕠𝕦𝕣 𝕝𝕖 𝕕𝕖𝕧𝕖𝕝𝕠𝕡𝕡𝕖𝕞𝕖𝕟𝕥 𝕕𝕦𝕣𝕒𝕓𝕝𝕖 𝕖𝕥 𝕝'𝕚𝕟𝕖𝕘𝕒𝕝𝕚𝕥𝕖 𝕕𝕖 𝕕𝕣𝕠𝕚𝕥

15/04/2024
12/03/2024
01/12/2023

🇫🇷COURS DE FRANÇAIS PARLÉ🇫🇷
Pour enfants de 7 à 12 ans
⏰ 15 décembre 2023
📌Vendredi / Samedi / Dimanche
✅places limitées
Lieu: La Poudrière
Contact :0327887089 / 0387171470

17/11/2023

Kahigna atsika mpikambagna sy Zay magniry ty ikambagna ato @ JPNV Nosy-be MBA ho Tonga hivory amaray faha 18 Novembre 2023 ao @ Centre de formation La Réussite Nosy-be la poudrière ary @ 15h30 TONGAVA Maro
Mp plus d'informations

10/10/2023

Bonjour, kahigna atsika jiaby pikambagna sy Zay magniry ty ikambagna ato @ JPNV Nosy-be MBA ho Tonga ivory @ dimanche le 15 octobre 2023 @ 15h00 Ary @ centre de formation La Réussite ary TONGAVA maro

Ny izahay ato @ JPNV dia manosiky antsika tanora izay Misehatra @ lafiny musique ary anisany zany ity tanora iray ty Edy...
15/06/2023

Ny izahay ato @ JPNV dia manosiky antsika tanora izay Misehatra @ lafiny musique ary anisany zany ity tanora iray ty Edy lion. Aza adigna fotoagna tsika @ le 18 ho avy izao. Tohano tanora tsika miara miasa @ LNB production

05/06/2023

🌿Tratry ny Andro maneran-tany ho an'ny Tontolo iainana isika rehetra!🌿 :D

Mitohy hatrany ny fankalazana izany ho an'ny RJDD.

Taorian'ny VELO CARNAVAL dia hisy fanadiovana faobe amin'ireto toerana vitsivitsy ireto amin'ity herinandro ity, manomboka androany 05 jona.

Manasa ny rehetra, ny mpiara-belona tsy ankanavaka, hanatevin-daharana amin'izany hetsika izany! :)

'Nado hiady amin'ny loto miparitaka eny amin'ny tontolo iainantsika!🧹🧹🧹🧹

Aza adino ny mitondra fitaovana toy ny kifafa sy sobika!



Yzahay ato @ JPNV Dia mirary fête sambatra ho any reny rehetra Ary eto tianay magnambary atsika zanaka rahetra fa tsara ...
04/06/2023

Yzahay ato @ JPNV Dia mirary fête sambatra ho any reny rehetra Ary eto tianay magnambary atsika zanaka rahetra fa tsara ny magnaja reny fa maha lava andro iainana. Bonne fête maman 🤩🥰

Efa misokatra ho antsika jiaby ny Centre de formation JPNV Nosy-be , la poudrière en face de homme Sakalava, izay toeran...
19/05/2023

Efa misokatra ho antsika jiaby ny Centre de formation JPNV Nosy-be , la poudrière en face de homme Sakalava, izay toerana iray mampianatra teny vahiny toy ny : Français, anglais, Allemand, Italien. Aza t**d fa limite be ny place , la rentrée le 27 Juin ho avy izao .Misokatra Lundi ou Vendredi 7h30 à 11h30 , 14h30 à 18h00. Ho anw Zay Mila fanampy mpanazavana midira Mp na antsoy 032 78 870 89
/ 038 71 714 70 na manatona mivantagna ny birao tsika

Isaoragn zagnahary fa vita saomatsara ny Formation natao niaraka Réseau des Jeunes pour un Développement Durable (RJDD)R...
02/05/2023

Isaoragn zagnahary fa vita saomatsara ny Formation natao niaraka Réseau des Jeunes pour un Développement Durable (RJDD)RAADO-I avy any Tananarive. Izahay ato Jeunes Patriote Non à la Violence manohitry tanteraka ny fitradrahagna ny Terres Rares izay atao eto Madagascar Ary manohitry tanteraka koa @ fanaovana privatisation ireo plage izay tokony ho any Malagasy @ maha piaro ny Zo n'olombelona izahay, Ary anisany manitsakitsaka zo Nay anareo @ Zay. Ka toerinay tanteraka izany @ maha piaro ny zo n'olombelona zahay.Manatena ny fiaraha miasa @ tsika rehetra izahay
Grand merci

-OI


02/05/2023

Manan-karena ara-java-boahary tokoa i Madagasikara ary iankinan'ny fiainantsika olombelona betsaka ny natiora.

Ankehitriny anefa dia maro ireo loza manambana ny tontolo iainantsika noho ireo firoborobon'ireo orinasa avy any ivelany mikasa hitrandraka eto amintsika.

Ny sary eto dia mampiseho ny hakanton'ny natiora any amin'ny faritra Diana, any Ambanja raha ny marina kokoa, izay anisan'ireo faritra tena voakasiky ny loza manambana ateraky ny tetikasa fitrandrahana "Terres Rares", izay tsiahivina fa akora fototra ilaina amin'ny fanamboarana teknolojia.



CAPITAINE TOMBOSILY ALIDY MARTINO  COMMANDANT DE COMPAGNIE DE LA GENDARMERIE NATIONALE AMBILOBE  Le 15 Avril 2023 : Voas...
15/04/2023

CAPITAINE TOMBOSILY ALIDY MARTINO COMMANDANT DE COMPAGNIE DE LA GENDARMERIE NATIONALE AMBILOBE Le 15 Avril 2023 : Voasambotry ny ZANDARY taritin'i Capitaine TOMBOSILY ALIDY MARTINO omaly Zoma faha 14 Avril 2023 , tao ANJIAJIA , Fokontany TSARABARIA , CR.TSARABARIA , District VOHEMAR , Région SAVA , tamin'ny 14h 15 mn folakandra i BEMA Ambroise dit AMBORO sy BE Sujette izay MPANONDRANA OLONA AN-TSOKOSOKO mankany MAYOTTE , nahafatesana olona am-polony maro , ny alinan'ny faha 11 Mars 2023 tao amin'ny fari-dranomasina Ankazomborona CR Beramanja District n'Ambilobe. Efa nambaran'i CAPITAINE TOMBOSILY Alidy Martino matetika fa rehefa manao zavatra ratsy Ambilobe ka mandositra , dia tsy maintsy tratra ihany , noho ny, traikefa sy fahaiza-manaon'ny ZANDARY AMBILOBE amin'ny fanaraha-dia . MARIHINA fa tamin'ny fotoanan'ny tranga iny, dia tsy teto Ambilobe i Capitaine TOMBOSILY Alidy Martino fa tany Antananarivo nandritra ny andro maromaro , ka nampisy fahatarana ny fanaraha-dia , kanefa izy ireo tratra izao . Ary kasaina ho atolotra an'ny tomponandraikitra ny fampanoavana ao ANTSIRANANA izy ireo ny Alatsinaina faha 17 Avril 2023 izao .
Sary indrana

LE 01 AVRIL 2023 OUVERTURE OFFICIELLE NY LAOKO MAHALOKY ATY AMIN'NY FARITRY DIANA Hita tsika amin'ny sary ity irô pêcheu...
01/04/2023

LE 01 AVRIL 2023
OUVERTURE OFFICIELLE NY LAOKO MAHALOKY ATY AMIN'NY FARITRY DIANA

Hita tsika amin'ny sary ity irô pêcheurs ndreky irô mpameriky mahaloky ao ampasy commandant Hell-ville samby sahiragna magnapoapoaka amin'ny harato. Ravoravo ny vahoaka amin'ny fotoagna ny mahaloky misy, fôtony mba mijotsojotso n'y vangan'ny laoko aty Hell-ville, zegny mahatonga agnarany mahaloky Io ataon'olo hoe "CONTROLEUR DES PRIX"
Sary indragna

⛔‼️ ANTSOHIHY : NORAISIN’NY ZANDARY AN-TÀNANA NY FITSABOANA IREO VEHIVAVY ROA ▪️ TAFAVOAKA VELONA TAMIN’NY LOZA AN-DRANO...
16/03/2023

⛔‼️ ANTSOHIHY : NORAISIN’NY ZANDARY AN-TÀNANA NY FITSABOANA IREO VEHIVAVY ROA ▪️ TAFAVOAKA VELONA TAMIN’NY LOZA AN-DRANOMASINA NISEHO TAO ANKAZOMBORONA AMBILOBE ‼️

➡️ Ao anaty fikarohana ireo tompon’antoka tamin’ny fikarakarana ny fitondrana sy fitaterana olona hivoaka antsokosoko any Mayotte ny Zandarimariam-pirenena ao amin’ny faritra Diana amin’izao ‚ Miara misahalahy sy manampy ‚ raha manam-baovao ny vondron-tobim-pileovana manodidina azy mba ahafahana mandray fepetra manoloana iny tranga namoizana ain’olona maro tany Ankazomborona Distrika Ambilobe iny.

➡️ Voasakana teo Andilambe ‚ lalam-pirenena faha-06 ‚ croisement Befandriana avaratra ‚ ireo vehivavy roa ‚ 24 taona sy 15 taona anisan’ireo tafavoaka velona tamin’iny Loza nitranga tany Ankazomborona ‚ nandeha taksibrosy avy tany Ambilobe ny alatsinainy 13 Martsa 2023 teo.

➡️ Tsy nisy entana izy ireo ‚ nihendakendaka ny vatany ary nampahonena tokoa nahita azy miarahavavy. Nentina namonjy toeram-pitsaboana avy hatrany izy roa ‚ novidianana lamba sy fitaovana ilainy rehetra ary nokarakaraina ny momba azy mba ho tony sy hilamin-tsaina afahana miroso amin’ny famotorana ‚ hahitana ny marina momba iny tranga iny . Ny zandary no miantoka ny lany rehetra amin’ny fitsaboana sy fikarakarana ireto traboina roa mirahavavy ireto.

➡️ Tsy mbola misy azo resahina ny zandary fa mbola manao ny famotorana ‚ noraisina ho lasibatra ( victime ) izy roa mirahavavy . Ankoatrany ratra izay nahazo azy dia manampy trotraka ny fikorontanan-tsainy izay ezahina alamina ahafahany miatrika ny famotorana. Efa mihatsara ny fahasalamany‚ efa tonga ihany koa ireo zandary misahana ny famotorana avy any Ambilobe ‚ hoy ny Kolonely Lys Odon Randriamidona ‚ komandy ny vondron-tobim-pileovana Sofia ‚ nitondra fanazavana.

✅ Tsiahivina fa efa nisy botry nitondra olona am- polony mahery nikasa hivoaka an- tsokosoko any Comores ‚ tra- tehaky ny zandary tao Ambatobe Maromandia ny Febroary 2022.
Sary indrana
Source Poussy Best

Centre de Formation JPNV Nosy-beContact :0325407208
12/03/2023

Centre de Formation JPNV Nosy-be
Contact :0325407208

Bonjour à tous et à tout, JPNV dia fikambanana iray Zay miaro ny zo n'olombelona anisany zany ny vehivavy ka noho izany ...
08/03/2023

Bonjour à tous et à tout, JPNV dia fikambanana iray Zay miaro ny zo n'olombelona anisany zany ny vehivavy ka noho izany @ Zao ankatroka ny fety ny vehivavy zao dia faly miarahaba anareo vehivavy rehetra zahay ekipa ny JPNV Ary manaova fety sambatra. Lavo Nay tanteraka ny fanaovana herisetra @ vehivavy ka raha misy traga otry zany dia aza misalasala madefa Mp

19/02/2023

Tournoi Foot " Zanak’i Gasikara"- Nosy be ⚽️ 🥅
« Coupe Aomby »
1ère édition

Raha mila fanazavana bebe kokoa dia antsoy ny =
- Arrondissement Befotaka ( 038 42 814 59)
- Arrondissement Bemanondrobe (0346176130)
- Arrondissement Ambatozavavy (032 43 485 87)

Jeunes Patriotes Non à la Violence (JPNV) Dia miara miasa @ tsika tanora Zay manana olana Ara kasa na ara pianarana Ary ...
30/01/2023

Jeunes Patriotes Non à la Violence (JPNV) Dia miara miasa @ tsika tanora Zay manana olana Ara kasa na ara pianarana Ary koa Zay hiara ny herisetra isa karazany ka noho izany aza misalasa manatona miresaka @ tompin andraikitry ato @ JPNV . Ts tanora iany fa antsika rehetra.

Jeunes Patriotes Non à la Violence (JPNV) Dia manampy atsik @ sehatra asa ka noho izany ho antsika Zay maniry te hiasa a...
14/01/2023

Jeunes Patriotes Non à la Violence (JPNV) Dia manampy atsik @ sehatra asa ka noho izany ho antsika Zay maniry te hiasa any États-Unis d'Amérique dia fotoana izao. Misy société iray Zay miara miasa Jeunes Patriotes Non à la Violence ka mitady olo vonona iasa Ary vonona ipetraka any États-Unis . Plus d'infos mp

Bonjour, kaigna atsika mpikambagna sy Zay magniry te ikambagna ato ai Jeunes Patriotes Non à la Violence (JPNV) mba ho t...
13/01/2023

Bonjour, kaigna atsika mpikambagna sy Zay magniry te ikambagna ato ai Jeunes Patriotes Non à la Violence (JPNV) mba ho toga ivory @ Dimanche fah 15 Janvier ho avy Zao @ 15h00 ariva ao CEG Andavakotoko .
Durée de réunion 02h
Tongava Maro fa zava-dehibe no hodinihitsika, misaotra. Raha Mila fagnazavagna fagnampiny midira mp na mikaia 032 65 893 94 / 034 78 665 45

Président JPNV

Tsara ny mampafantatra atsika jiaby, fa ny Jeune Patriotes Non à la Violence (JPNV) dia niforona t@ 06 Décembre 2022 ary...
06/01/2023

Tsara ny mampafantatra atsika jiaby, fa ny Jeune Patriotes Non à la Violence (JPNV) dia niforona t@ 06 Décembre 2022 ary manana tanjona hanamaivana sy hanampy ny resaka social, hanampy ny tanora @ Fianarana sy asa Fiarovana tontolo iainana Ary iaro ny herisetra. Ka noho izany miezaka ny manaparitaka ny JPNV manera-tany izahay staf ny JPNV.

Address

Nosy-be
Antsiranana
207

Telephone

+261327887089

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeunes Patriotes Non à la Violence posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Jeunes Patriotes Non à la Violence:

Videos

Share


Other Media/News Companies in Antsiranana

Show All