18/08/2020
ANDALANA FARANY - KEIJI EL PISTOLERO Feat DOUDAX ( Lyrics 2020)
And--1
Androany ny andro
Androany ny ftoana ilazako fa
Fahasoavana ny fisiana/ Fijaliana ny fiainana
Fanantenana ts azo raha ts atao ampisainana
Dia ny endrika ivelany toa miendrika fanahy ratsy ho'an'reo tsy mijery afa tsy hatsaran'ny tavany
Tsitany ny ao anatiny ,dia naleony nisafidy ny bikany sy hakatony
Nef ts tsapany ,
Fa ny fahasambarana ts azo rah ts voadinika hatr@ fakany
Dia ny fo no lasa misampana
Ny ray mandalo miserana
Moa ny ray miandry fitserana
Dia naleko nisafidy ny ts ho tompo-toerana , satria na tompony aza mbola ferana , ts manana hatsarana miotra an'lay fanirin'ny tenany !
Satria ny tenany ts mb mijery fanahy , ary ts ho zakako ny ahita azy ho ampijalin-dry zalah
Satria za , za ts naniry azy ho toa ahy , aleko za iany no mizaka an'zay zaka oazy satria manam-panahy
Ref :
Andalana farany , no anehoako ny ao am-poko eh , ho lavitry ny sentosento sy toloko eh
Aza atosika ah fa mila anao ho namana ifanohana ny fiainaina ny tanjona ikambanana
And--2
Dia nandeh teny ny ftoana , fitiavana efa foana ,
Ny ranomaso mikoriana ao anaty fa ts any ivelany no misavôna
Ts fidiny ho ahy no noana ,
Noana fiainana mendrika miotra anzay efa nidona, ka mifona
Ifonako ny haratsiko rah toa ka ts mendrika nao ny hatsarako ,
Ts aiko ny ftoana zay mety hiafarako
Ka raha ifarana iany ny aiko ,
Dia meo ah ny fahasambarana mendrika ah ,
Lavitra an'reo zioga zay efa nzogaiko
Satria tsis mafy miotra anzay ef nzakaiko
Na ts zakako az d zakaiko
mamy ny aiko , diamondra ny foko , ary ts ho zakako rah ny fanahiko no itoloko ,
Satria zay no maha olona ahy ,
Olona toa anao iany ah
Isany reo novolavolaina t@ tany tanimanga ary mety marary ah
Mety maty ah , mety faly ah
Na dia alahelo ary no mandrakotra ah
Ref :
And--3
Andalana farany
Andalana feno fisaorana t@ reo rehetra vitanao
Ianao no nahatoy izao ,
Ianao no nahatonga anle fo lasa mtalaho
Mtalaho ho lesona hoan'ny hafa nef fa ts ho aminao
Ka misaotra anao , fa raha ts teo ianao d tsis ny otrzao
Raha ts nanaiky anao d ts ho tsapako ny tena tinao , fitiavana sa kilalao , vatana sa fanahy ,
Olombelona toa anao iany ah
Manana ny fahalemeko nef kosa manana ny fahendreko !
Fahendrena zay ts tsapako rah ts vodona ny vatako
Fahendrena zay ts nidramako fa natosiky ny fo vodona
Ka misaotra anao
Misaotra fa zao vo tsapako ny ahasarobidiny lay fitiavana tao anatinao
Ka ifonako aminao rah ts nanana endrika t@lay notadiavinao
Satria very fanahy
very tao anatin'lay fitiavana zay ts mendrika ho ahy
Ref :...