RTV officiel

RTV officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RTV officiel, Media/News Company, Antsirabe.

Sabotsy 18 novambra 2023 Tagnamaro andron'ny olom-pirenena,  Fanadiovana ny manodidina an'Andranovisy no nanatanterahina...
18/11/2023

Sabotsy 18 novambra 2023
Tagnamaro andron'ny olom-pirenena,

Fanadiovana ny manodidina an'Andranovisy no nanatanterahina ny Tagnamaro andron'ny olom-pirenena tamin'ity volana Novambra ity. Nitarika izany ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Vakinankaratra, niaraka tamin'ireo mpitandro ny filaminana sy ireo mpikambana ao amin'ny Madasoabe ary ireo mpiara miasa rehetra eto anivon'ny Radio Télévision Vakinankaratra.

Ho an'tsika rehetra  mpakafia RTV indro misy tsara ho fantatra ny amin'ny lalao rehefa avieoAlefa BAREA!🚨 ELIMINATOIRES ...
17/11/2023

Ho an'tsika rehetra mpakafia RTV indro misy tsara ho fantatra ny amin'ny lalao rehefa avieo
Alefa BAREA!
🚨 ELIMINATOIRES Coupe du Monde 2026🚨

GHANA🇬🇭 🆚 🇲🇬MADAGASCAR

Ireo mpilalao Malagasy 11 hijoro voalohany

🇲🇬🇲🇬
Zarao ary e!
RTV RADIO TÉLÉVISION VAKINANKARATRA.

Fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny Asief 2023 izay atao eto amin'ny Vélodrome Antsirabe natrehan'ireo manampahefana is...
14/04/2023

Fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny Asief 2023 izay atao eto amin'ny Vélodrome Antsirabe natrehan'ireo manampahefana isan-jokajiny.
450 ireo mpiasam-panjakana no mandray anjara amin'izany eto Vakinankaratra.
Nanokatra ny lalao fifaninanana teo amin'ny taranja baolina kitra ny JIRAMA sy ny Faritra Vakinankaratra ka nisaraka sahala iray no iray ny lalao.
Tanjona amin'izao ny hisian'ny firaisankina eo amin'ny samy mpiasam-panjakana.
Fiderana RAHOERASON

🔴 Horoscope 11 Avril 2023 ♈️Bélier : 21 mars - 20 avril : Raha tsapanao fa mitondra tsiky na dia kely fotsiny ary ny fia...
11/04/2023

🔴 Horoscope 11 Avril 2023
♈️Bélier : 21 mars - 20 avril : Raha tsapanao fa mitondra tsiky na dia kely fotsiny ary ny fiarahanao sy ny olona akaiky anao dia aza raisina ho tsinotsinona

♉️Taureau : 21 avril - 21 mai :Mahaiza mankafy ny fiarahana fa fahasambarana ho anao izany

♊️Gémeaux : 22 mai - 21 juin : mifalia foana n'inona n'inona mitranga

♋️Cancer : 22 juin - 22 juillet : Aza avela handalo fotsiny ity tontolo andro ity fa hanararaoty zavatra bediabe

♌️Lion : 23 juillet - 22 août : Raha toa ka tsy vonona ny hivoaka ny trano ianao anio , dia araho izay hevitrao izay

♍️Vierge : 23 août - 22 septembre : Ny fandeferanao sy ny faharetanao dia ho tsapan'ireo manodidina anao manomboka anio

♎️Balance : 23 septembre - 22 octobre: Miaina ao anaty totolon'ny fiasan-tsaina ianao ato hoato

♏️Scorpion : 23 octobre - 22 novembre : Ny fahalemena kely ao anatinao dia mety hitondra anao hisedra lalana sarotra

♐️Sagittaire : 23 novembre - 21 décembre : Manantonao tsikelikely ireo sedra sy fotoana sarotra kanefa tadidio fa hitondra lesona be ho anao izany

♑️ Capricorne : 22 décembre - 20 janvier : Misokatra ho anao daholo ireo namanao sy tena tia anao

♒️Verseau : 21 janvier - 19 février : Rehefa maharary anao ny toe-javatra miseho dia afaka miala amizay ianao fa tsy voatery hiaritra

♓️Poissons : 20 février - 20 mars : Raha toa ka mila fankaherezana ianao dia afaka miresaka tsara amin'ny tena namanao

Mirary fetin'ny P***a hieren'doza hoanao izahay e🤓👍Manaova fety sambatra daholo ôTsy misy ny fandaharana MARAINAN'ANKARA...
08/04/2023

Mirary fetin'ny P***a hieren'doza hoanao izahay e🤓👍
Manaova fety sambatra daholo ô
Tsy misy ny fandaharana MARAINAN'ANKARATRA ny Alatsinainy 10 Aprily izao fa miverina kosa izany ny Talata 11 Aprily
RAHOERASON Fiderana
Stephan RAKOTONDRAJOA
Rajo RAJOANARY

Alefa barea !!!Amin'ny talata 31/01/2023 izao indray no fotoana amin'ny 10 ora alina MADAGASIKARA sy SENEGAL.Isika rehet...
29/01/2023

Alefa barea !!!
Amin'ny talata 31/01/2023 izao indray no fotoana amin'ny 10 ora alina MADAGASIKARA sy SENEGAL.
Isika rehetra manohana hatrany ny Barea!
Alefa Barea !!!

Alefa Barea !!!!Félicitations ho an'ireo Barea antsika! Ny azo ambara dia tena milalao baolina ny Malagasy.Demi-finale z...
28/01/2023

Alefa Barea !!!!
Félicitations ho an'ireo Barea antsika! Ny azo ambara dia tena milalao baolina ny Malagasy.
Demi-finale zany mihaona e!

Tonga ny fotoana , Anio amin'ny 07 ora hariva no fotoana sur RTV officiel andao hanoana ny Barea antsika.Alefa barea !!!...
28/01/2023

Tonga ny fotoana , Anio amin'ny 07 ora hariva no fotoana sur RTV officiel andao hanoana ny Barea antsika.
Alefa barea !!!!!!!!

Raikitra e !!!!!!!!Anio amin'ny 10 Ora alina no fotoana e!Alefa Barea !!!
23/01/2023

Raikitra e !!!!!!!!
Anio amin'ny 10 Ora alina no fotoana e!
Alefa Barea !!!

Afaka minitra vitsy dia hiakatra kianja ny Barea de Madagasikara sy ny mpifanandrina aminy dia Ghana izany .Ho arahinao ...
15/01/2023

Afaka minitra vitsy dia hiakatra kianja ny Barea de Madagasikara sy ny mpifanandrina aminy dia Ghana izany .
Ho arahinao mivantana eto amin'ny RTV izany lalao izany.
Alefa Barea !

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka tsy tapaka ny Radio Télévision Vakinankaratra e! Vaovao tsara ho antsika rehetra mpa...
09/01/2023

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka tsy tapaka ny Radio Télévision Vakinankaratra e!
Vaovao tsara ho antsika rehetra mpankafia kitra CHAN 2023 ALGÉRIE .

14/12/2022

FILAZANA

Ilazaina isika rehetra eto Antsirabe fa efa vita soamatsara ny asa natao teny Ivohitra koa dia miverina mandeha tsara ny TVM amin’izao fotoana izao dia afaka manaraka ny lalao handeha androany hariva isika
Mande iany koa ny RTV

France vs Maroc
Bon match daholo isika rehetra

Mankasitraka

13/12/2022

FILAZANA

Ilazana isika mpanaraka ny TVM eny Ivohitra Antsirabe fa noho ny antony tsy miankina aminay dia tsy afaka manaraka ny fandaharana isika fa may ny VARATRA tokony ho taminy 3 hariva teo fitoavana afahana mampita ny sary ary efa niezaka ny nambaotra sy mamerina amin’ny laony ary efa teny an-toerana ny teknsiana
Afaka manaraka tsara ny baolina amin’ny RTV 101.2 isika rehetra
ialana tsiny indrindra tompoko

Fodiamandrin'ny Monseigneur Philippe RANAIVOMANANAIzahay eto amin'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Va...
06/09/2022

Fodiamandrin'ny Monseigneur Philippe RANAIVOMANANA

Izahay eto amin'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Vakinankaratra sy ny Radio Télévision Vakinakaratra RTV dia mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviana, ny fivondronam-ben'ny Evekan'i Madagasikara, ny Diosezin'Antsirabe, ny Eglizy manontolo amin'izao fodiamandrin'ny Monseigneur Philippe RANAIVOMANANA izao.

Ho antsika zandry zanaka izay niandry fatratra ny valin'ny BACC dia efa nivaly izany , azonao jerena eny amin'ny Cisco L...
21/08/2022

Ho antsika zandry zanaka izay niandry fatratra ny valin'ny BACC dia efa nivaly izany , azonao jerena eny amin'ny Cisco LARA.
Arahabaina ho an'ireo izay afaka ary kosa fankaherezana ho an'ireo izay tsy nahomby , arenina ny lesoka dia alaina ny mention e!.

Laharana faha 4 no misy ny Ankoay Vehivavy raha toa ka faha 3 kosa ny Angola .Mirary soa hatrany ho an'ny Ankoay Vehivav...
13/08/2022

Laharana faha 4 no misy ny Ankoay Vehivavy raha toa ka faha 3 kosa ny Angola .
Mirary soa hatrany ho an'ny Ankoay Vehivavy U18.
Aza adino ny fotoana rahampitso iaraka isika anohana ny Ankoay lehilahy izay hiatrika ny dingana famaranana.
Alefa Ankoay
Alefa RTV

Mitarika amin'ny isa 26 zareo Angola manoloana ny Ankoay amin'ny isa 25. Alefa AnkoayAlefa RTV
13/08/2022

Mitarika amin'ny isa 26 zareo Angola manoloana ny Ankoay amin'ny isa 25.
Alefa Ankoay
Alefa RTV

Efa ao anatin'ny fanomanana ireo Mpilalao Malagasy vehivavy , Afaka fotoana fohy dia hanomboka ny lalao.Alefa AnkoayAlef...
13/08/2022

Efa ao anatin'ny fanomanana ireo Mpilalao Malagasy vehivavy , Afaka fotoana fohy dia hanomboka ny lalao.
Alefa Ankoay
Alefa RTV

Sokajy U18 Lehilahy , MADAGASIKARA SY NY EGYPTIANA no anao ny dingan'ny famaranana . Koa andao ho tohanana ireo mpilalao...
12/08/2022

Sokajy U18 Lehilahy , MADAGASIKARA SY NY EGYPTIANA no anao ny dingan'ny famaranana . Koa andao ho tohanana ireo mpilalao Ankoay Lehilahy satria izao sy ianao no hery manosika azy ireo hibata ny fandresena .
Alefa Ankoay
Alefa RTV

Hiditra amin'ny ampahefa-potoana faha-telo isika izao ka mitarika amin'ny isa 43 MADAKASIKARA ary 41 EGYPTMarihana fa to...
11/08/2022

Hiditra amin'ny ampahefa-potoana faha-telo isika izao ka mitarika amin'ny isa 43 MADAKASIKARA ary 41 EGYPT
Marihana fa tonga maro ny olona manotrona ny akipam-pirenena ANKOAY vehivavy

Hanomboka ts ho ela ny lalalaoAnkoay  Alefa AnkoayAlefa RTV
11/08/2022

Hanomboka ts ho ela ny lalalao
Ankoay
Alefa Ankoay
Alefa RTV

Arabaina ireo mpilalao u18 Vehivavy Ankoay satria dia nandresy ireo Tanzania tamin'ny isa 61 no 58 isika Malagasy .🔴 Mar...
10/08/2022

Arabaina ireo mpilalao u18 Vehivavy Ankoay satria dia nandresy ireo Tanzania tamin'ny isa 61 no 58 isika Malagasy .
🔴 Marihina fa rahampitso ao anatin'ny fandaharana Marainan'ankaratra no itondrana ho antsika ny Ambiance nandritra ny lalao anio.
ALEFA MADAGASIKARA
ALEFA RTV

Hiditra amin'ny ampahefa-potoana faha-telo isika izao ka mitarika amin'ny isa 26 ny ANKOAY ary 19 ny TANZANIA Alefa MADA...
10/08/2022

Hiditra amin'ny ampahefa-potoana faha-telo isika izao ka mitarika amin'ny isa 26 ny ANKOAY ary 19 ny TANZANIA
Alefa MADAGASIKARA
Alefa RTV

Nibata ny fandresena tamin'ny isa 98 ny Ekipa-pirenena Egyptiana nanoloana ny mpilalao Algérie izay tamin'ny isa 44Tafia...
10/08/2022

Nibata ny fandresena tamin'ny isa 98 ny Ekipa-pirenena Egyptiana nanoloana ny mpilalao Algérie izay tamin'ny isa 44
Tafiakatra ho amin'ny dingana manaraka araka izany ny Mpilalao Egyptiana .
Efa vonona ihany koa ireo Mpilalao roa tonta dia ny ANKOAY SY NY TANZANIA .
ALEFA MADAGASIKARA
ALEFA RTV

Quarts de Final Mitarika amin'ny isa 50 ny Egypte manoloany ny mpilalao Algerie amin'ny isa 31 .Marihana fa amin'ny 03 o...
10/08/2022

Quarts de Final
Mitarika amin'ny isa 50 ny Egypte manoloany ny mpilalao Algerie amin'ny isa 31 .
Marihana fa amin'ny 03 ora no ilalao ireo Ankoay Vehivavy U18 izay mila ny fanohanantsika vahoaka Malagasy
ALEFA MADAGASIKARA
ALEFA RTV

QUARTS de final u18 FillesALEFA MADAGASIKARAALEFA ANKOAYALEFA RTV
09/08/2022

QUARTS de final u18 Filles
ALEFA MADAGASIKARA
ALEFA ANKOAY
ALEFA RTV

Nisaraka tamin'ny isa 87 MALI ary 40 MADAGASIKARA nandritra ny lalao anio 08 Aogositra 2022  Raha ny laharana vonjy maik...
08/08/2022

Nisaraka tamin'ny isa 87 MALI ary 40 MADAGASIKARA nandritra ny lalao anio 08 Aogositra 2022
Raha ny laharana vonjy maika dia faha roa isika ao anatin'ny vondrona misy ny Ankoay Vehivavy .
Alefa MADAGASIKARA
Alefa RTV

Fandresena ho an'ny mpilalao Ankoay vehivavy nanoloana ny mpilalao vehivavy Algeriane . Nisaraka tamin'ny salan'isa 59 n...
07/08/2022

Fandresena ho an'ny mpilalao Ankoay vehivavy nanoloana ny mpilalao vehivavy Algeriane . Nisaraka tamin'ny salan'isa 59 no 43 ny lalao .
Alefa MADAGASIKARA
Alefa RTV

SCORE 24 MADAGASIKARA08 ALGERIE
07/08/2022

SCORE
24 MADAGASIKARA
08 ALGERIE

ALEFA Ankoay        ALGERIE VS MADAGASIKARA                 ALEFA RTV
07/08/2022

ALEFA Ankoay
ALGERIE VS MADAGASIKARA
ALEFA RTV

Alefa Ankoay Alefa MADAGASIKARAAlefa RTV
06/08/2022

Alefa Ankoay
Alefa MADAGASIKARA
Alefa RTV

07/06/2022
10/02/2022
Alefaaaaaaa💪💪💪😜
27/12/2021

Alefaaaaaaa💪💪💪😜

👉J-4
👉Ny tsara indrindra no indro atolotra ho anareo mpankafy ny Radio Télévision Vakinankaratra
👉 Partageo dia mijanona ao antrano fa hiaraka isika , hitsena ny taona vaovao 2022 miaraka amin'ny RTV SY NY DJ TSIRY DJ LOOM'S 💥

👉J-4 👉Ny tsara indrindra no indro atolotra ho anareo mpankafy ny Radio Télévision Vakinankaratra 👉 Partageo dia mijanona...
27/12/2021

👉J-4
👉Ny tsara indrindra no indro atolotra ho anareo mpankafy ny Radio Télévision Vakinankaratra
👉 Partageo dia mijanona ao antrano fa hiaraka isika , hitsena ny taona vaovao 2022 miaraka amin'ny RTV SY NY DJ TSIRY DJ LOOM'S 💥

Alakamisy 30 desambra 2021 Andao mba hifampizara ny fotoana tsara 👍 izay niainanao tamin'ity taona 2021 ity , teo ihany ...
27/12/2021

Alakamisy 30 desambra 2021
Andao mba hifampizara ny fotoana tsara 👍 izay niainanao tamin'ity taona 2021 ity , teo ihany koa ny fotoana ratsy 👎 izay tsy tianao hiverenana intsony amin'ny taona vaovao 2022 .
ANDAO ARY E!
SUR RTV 6H30 DU MATIN AVEC FIDERANA / STEPHANE .

Anio Alakamisy 23 desambra 2021 .Samy nomena 24 ora isika samy nomena 7andro ⏳⌛ 👉Inona no mahatonga ny sasany mangataka ...
20/12/2021

Anio Alakamisy 23 desambra 2021 .
Samy nomena 24 ora isika samy nomena 7andro ⏳⌛
👉Inona no mahatonga ny sasany mangataka ny sasany manan'karena💸💰 raha ny hevitrao.
👉 Ilaina tokoa ve ny fahaizana mandamina fotoana ?🕛🕛
👉 Mitombona ve ilay oe tsy ampy ny fotoanako ? 🕛🕛
SUR RTV 06H30 DU MATIN

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RTV officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share



You may also like