Mi‘ti bébé

Mi‘ti bébé Handmade by Mi 🙋‍♀️💞

25/12/2023

Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra!💛💖

12/12/2023

🌷🌷🤗🤗 Tiako ny asako💗

Asa vita androany.❤❤ Misaotra ny Tompo🙏🥺😍 Ho ana nouveau-né izy ity👶 Izay te hahazo azy dia afaka miditra Mp ato amin'ny...
02/12/2023

Asa vita androany.❤❤ Misaotra ny Tompo🙏🥺😍

Ho ana nouveau-né izy ity👶 Izay te hahazo azy dia afaka miditra Mp ato amin'ny pejy📩😉

Robe kely vita @ crochet indray o! 😍😍Mahafatifaty kely eryy sady mbola couleur mifanaraka amin'izao akaiky krismasy izao...
27/11/2023

Robe kely vita @ crochet indray o! 😍😍

Mahafatifaty kely eryy sady mbola couleur mifanaraka amin'izao akaiky krismasy izao ihany😉⛄😍
Aza tara ary an!
Afaka miditra Mp izay te hahazo azy 💖💝

Coucou daholo🖐☺ Elaela tsy tato fa androany dia hitondra zava-baovao ho antsika aho😍 Inona ary o?🤔🤗Akanjo ho ana-vavikel...
16/11/2023

Coucou daholo🖐☺
Elaela tsy tato fa androany dia hitondra zava-baovao ho antsika aho😍 Inona ary o?🤔🤗

Akanjo ho ana-vavikely manomboka ny 9 mois vita amin'ny crochet 😍👗 Sady amin'ilay loko mifanaraka amin'izao akaiky krismasy izao🤩🌲
Sady salopette kely izy ity no barboteuse ihany koa🤩 Mahafatifaty kely !🙃

Afaka miditra Mp izay te hahazo azy an!😉😍😍

BERCEAU PLIABLE multifonction, 🔴 ETAT NEUF avec HOUSSE 🔹lit pour nouveau-né, assorti à un grand lit pour bébé  🔹Mobile p...
30/09/2023

BERCEAU PLIABLE multifonction,
🔴 ETAT NEUF avec HOUSSE
🔹lit pour nouveau-né, assorti à un grand lit pour bébé
🔹Mobile pliable avec moustiquaire
🔹Couffin multifonction
Prix très abordable : 500 000 Ar
Contact : 034 86 407 09

A récupérer à Itaosy Ambavahaditokana

Bonne nuit daholo 😉😘💖
24/02/2023

Bonne nuit daholo 😉😘💖

Miarahaba antsika rehetra indray o! Volana jona, fetin’ny ankizy ^_^ Inona no kilalao omenao ny zanakao amin’izao fetin’...
23/06/2022

Miarahaba antsika rehetra indray o!
Volana jona, fetin’ny ankizy ^_^
Inona no kilalao omenao ny zanakao amin’izao fetin’ny ankizy izao? :-D
Ireto misy santionany sady amin’ny vidiny mirary :-D
Raha mahaliana anao dia afaka miditra Mp ato amin’ny pejy ianao ^_^

Mbola misy an’ireto ato an! ^_^ ;-)  Alaina aty Mahatony Soavimasoandro ^_^
04/03/2022

Mbola misy an’ireto ato an! ^_^ ;-) Alaina aty Mahatony Soavimasoandro ^_^

Miarahaba antsika indray o!  ^_^ Ireto indray ary  no zava-baovao ho an’ny  zanantsika. Amin’ny vidiny mirary hatrany ^_...
30/11/2021

Miarahaba antsika indray o! ^_^
Ireto indray ary no zava-baovao ho an’ny zanantsika. Amin’ny vidiny mirary hatrany ^_^ ;-)

Alaina aty Ivandry Soavimasoandro. ^_^

Bonne nuit  ^_^
28/10/2021

Bonne nuit ^_^

Good night everyone ^_^
25/09/2021

Good night everyone ^_^

26/07/2021
Faly miarahaba antsika indray o ! ^_^Jereo indray ary izay mety amin’ny zazah antsika e! Articles vaovao daholo hatrany ...
21/06/2021

Faly miarahaba antsika indray o ! ^_^Jereo indray ary izay mety amin’ny zazah antsika e! Articles vaovao daholo hatrany nefa amin’ny vidiny mirary an!

Faly miarahaba antsika indray o! Ireto indray ary ireo ‘‘articles‘‘ mahafatifaty ho an‘ny zazakelintsika e! ;-)
06/06/2021

Faly miarahaba antsika indray o!
Ireto indray ary ireo ‘‘articles‘‘ mahafatifaty ho an‘ny zazakelintsika e! ;-)

Miarahaba antsika indray o ! ^_^ Safidio hatrany ny tsara indrindra omena ny menaky ny aintsika ^_^  ;-)   Tsindrina ny ...
26/05/2021

Miarahaba antsika indray o ! ^_^

Safidio hatrany ny tsara indrindra omena ny menaky ny aintsika ^_^ ;-)
Tsindrina ny sary dia hitantsika ao ny mombamomba ny sary tsirairay. :-D

Toerana hakana azy : Ivandry Pullman

Afaka miantso ny laharana 034 50 052 63 na 032 21 211 55 na hiresaka ao @ MP page Mi’ti bébé ^_^

Mirary soa antsika rehetra ! :-)

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi‘ti bébé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi‘ti bébé:

Videos

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All