Atifat'ART

Atifat'ART mizara tsikitsiky tsikitsiky

26/01/2023

Hiaro anao sy Ankohonanao amin'ny loza anie Jesosy amizao Cyclone izao

13/01/2023

Fiadanana,mba montionneo eo amin 'ny commentaire ilay namanao tinao be iny dia teneno oe "hanavaka anao Jehovah"

12/01/2023

za mino fa taona hamirapiratra ho anao ity taona2023 ity, raha hazoto ivavaka sy hiverina hirehitra amin'ny fitiavana an'i Jesosy

12/01/2023

Ndao hakarina ny finoana an'i Jesosy dia hilamina ny fiainanao ๐Ÿ˜Š

21/12/2022

Hiaro anao sy ny ankohonanao anie Jesosy Tompo amity volana farany taona ity ๐Ÿ’

17/10/2022

Mila akarina ny finoana ,ny vavaka fa tsy maitsy tafavoka amin fiainana foana ianao ๐Ÿ˜Š

25/09/2022

"Ny tena fitiavana avy amin'Andriamanitra"
Fa ny vady hendry kosa dia avy amin'ny Jehovah
tiko ny toe~tsainao mba hiova
tsy jerena amin'ny tarehy
tsy jerena amin'ny fitafy
fa jerena amilay fanahy ao anaty

Namana sarobidy fiainanao
Namana a ,arovy ny fonao ao
Fataro tsara izay ho vady
Sao mba hivarina an~kady

hafatra mba tiko ampitaina
vady avy amin'ny Jehovah alaina
amizay matsy assure ,ilay avenir
miaina am~piadanana
Ny Ankohonana misy hasambarana

Farany rehefa ao antokatrano
Fadio mihitsy ny kamo
mahaiza mifandamina
mifaly foana na hena loka na anana ๐Ÿ˜„

Miranto Tafitaa

Andao manomboka androany tsy ivoka ny trano, tsy tonga dia miasa raha tsy efa assurรฉ na fa eo am-pelatanan'ny Jesosy ny ...
18/09/2022

Andao manomboka androany tsy ivoka ny trano, tsy tonga dia miasa raha tsy efa assurรฉ na fa eo am-pelatanan'ny Jesosy ny tontolo androtsika
''Tsy misy maharombaka izay eo am-pelatanan'Andriamanitra''

08/09/2022

Manana an'i๐ŸŒน Jesosy๐ŸŒน isika manana fianana be dia be ao Aminy ny Fanalahidy e ao Aminy secret

05/09/2022

Tanora miaraka amin'ny ๐Ÿ’Jesosy๐Ÿ’ manana Avenir mamirapirapiratra tsy maitsy tafavoka amin'ny fiainana

01/09/2022

Efa assure ny aveniratsika miaraka amin'ny Jesosy e ๐Ÿ˜ƒ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

31/08/2022

Ny olona akaiky anao voafetra ihany ny fanapiny anao fa๐Ÿ˜ Jesosy hanampy anao foana foana tsisy fetra ๐Ÿ˜

26/08/2022

Ny ady tsy maitsy misy fa mafinaritra rehefa miaraka amin'ny๐Ÿ˜ Jesosy tsy maitsy mpandresy

23/08/2022

Manana finona fa hanao lalana eo amin'ny fiainanao ๐Ÿ˜Jesosy๐Ÿ˜

13/08/2022

Andao isika samy ipartage fa tsy milamina ny fiainana raha tsy miaraka amin'ny ๐Ÿ˜Jesosy๐Ÿ˜

13/08/2022

Andao isika samy ipartarge fa tsy milamina ny fiainana raha tsy miaraka amin'ny๐Ÿ˜ Jesosy ๐Ÿ˜

08/08/2022

Tsy maintsy tanteraka ny planinan'Andriamanitra amin'ny fiainanao, fa courage foana miaraka amin'nyโค๐Ÿ™ Jesosy โค

04/08/2022

๐Ÿ’ŸNy Anjelin'ny Jehovah anie hiaro anao sy ny ankohonanao amity alina ity ๐Ÿ’Ÿ
โคTian'ny Jesosy ianareo mianakavy kely โค

01/08/2022

Courage foana fa tsy maintsy mivoaka mpandresy ianao miaraka amin'nyโค Jesosy โค

Amen aminao izany โค๐Ÿ’Ÿ
29/07/2022

Amen aminao izany โค๐Ÿ’Ÿ

Andao isaotra an'i Jesosy manokana satria mbola  nomeny aina sy hery sy fahasalamana ianao โคMisy famonjen'Andriamanitra ...
27/07/2022

Andao isaotra an'i Jesosy manokana satria mbola nomeny aina sy hery sy fahasalamana ianao โค
Misy famonjen'Andriamanitra manokana ianaoโค

๐Ÿ™
23/07/2022

๐Ÿ™

23/07/2022

Resy lahatra aho fa hafa ihany ny manana an'i Jesosy
ianao ko ve mba otrana? โค๐Ÿ˜

Amen
22/07/2022

Amen

17/07/2022

Tianao Jesosy

26/05/2021

Address

Anjanahary
Antananarivo

Telephone

+261328879049

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Atifat'ART posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Atifat'ART:

Share