Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS

Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS Fikambanana mpilalao EURO TRUCK SIMULATOR 2 sy AMERICAN TRUCK SIMULATOR en ligne 100% Malagasy
Tonga

Hiangavina ny tsirairay mba hanomana kofehy sy fanjaitra na scotch mba hisorohana ny fahatapahan'ny tsinay :p ;)

SALAMA DAHOLO E
02/12/2023

SALAMA DAHOLO E

GRAND CONVOI MIAVAKAAry ra mba miala kely ny mahazatra ? Tsy camion indray no convoi officiel fa ireto , ilay bus mo iza...
08/07/2023

GRAND CONVOI MIAVAKA

Ary ra mba miala kely ny mahazatra ?
Tsy camion indray no convoi officiel fa ireto , ilay bus mo izany
Hafinaritra raha manao convoi lava be , samy misafidy ny loko izay tiany
Hataovy aingana ary ny mis à jours fa efa ao ireo fiara ireo .
Tsy hankanavaka fa tongava daholo , rehefa manana original ianao ary TruckersMP.
Ito ary ny trajet : Départ 21h (ora Madagascar)

- Munich (WGCC) - Rostock (TRADAUX)

Homano mialoha ny fiaranao mba tsy ho tara départ sady hisy fakana sary .
Afaka mivadika camion @ trajet manaraka
Manantena ny fahatongavanareo ary
TONGAVA MARO

NANDEHA KELY TANY FRANTSA TANY
19/06/2023

NANDEHA KELY TANY FRANTSA TANY

SALAMA DAHOLO E!🙂🙂SANTIONANY TAMIN CONVOI OFFICIEL NY ASABOTSY TEO🥳🥳.MIRARY HERINANDRO HAFINARITRA HO ANTSIKA REHETRA 🫶🫶...
12/06/2023

SALAMA DAHOLO E!🙂🙂
SANTIONANY TAMIN CONVOI OFFICIEL NY ASABOTSY TEO🥳🥳.
MIRARY HERINANDRO HAFINARITRA HO ANTSIKA REHETRA 🫶🫶🙂🙂

10/06/2023

SALAMA DAHOLO ZALAH,

FAMPATSIAHIVANA KELY, NY LOKO CONVOI BAREA OFISIALY NO ENTINTSIKA HO AMIN ITY ANIO ITY,

TRAJET ANTSIKA ARY HO AMIN ITY ANIO ITY,

TRAJET 1:
KIEL(STOKES)-KLAGENFURT(KATHODE)
CARGAISON:ORANGES(DOUBLE TRAILER PERSO)

TRAJET 2:
KLAGENFURT(KATHODE)-TARENTE(ACC)
CARGAISON: GASOIL(REMORQUE PERSO CITERNE)

MANANTENA NY FAHATONGAVATSIKA MARO INDRAY O.

AUTRICHE
09/06/2023

AUTRICHE

ANY HO ANY
09/06/2023

ANY HO ANY

15/05/2023

Manasa anao

13/05/2023

ENY ARY, IRETO NY TRAJET ANTSIKA ANIO ARY,

TRAJET 1:
KIEL(STOKES)-KLAGENFURT (TREET EET)
CARGAISON: GLACES(FRIGORIFIQUE)
KM: + -1 660KM
DLC: BASE

TRAJET 2:
KLAGENFURT (KATHODE)-CATANZARO(CARGOTRAS)
CARGAISON: CIMENT(SILO)
KM: + - 1 770KM
DLC: ITALIE

IREO ARY KA SAMIA MANOMANA NY CAMION-NY SY NY REMORQUE, EO AMIN ILAY TRANSITION MO DE ATOROKO EO IHANY NY FANAOVANA AZY

TONGAVA MARO

SALAMA DAHOLO E!MANOME FOTOANA ANAO INDRYA ZAHAY RAHALINA MIARAKA AMIN IREO MPIKAMBANA ETO AMIN'NY Convoi BAREA Madagasc...
13/05/2023

SALAMA DAHOLO E!

MANOME FOTOANA ANAO INDRYA ZAHAY RAHALINA MIARAKA AMIN IREO MPIKAMBANA ETO AMIN'NY Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS 🤩

MIAVAKA KELY NY ANIO SATRIA SAMY HITONDRA NY CAMION TIANY NY TSIRAIRAY KA NOHO IZANY MANASA ANTSIKA HO TONGA MARO HANOTRONA 😊😊

Fiarahana kely alina MANOME FOTOANA ANAO RAHAMPITSO ASABOTSY NY CONVOI OFFICIEL
12/05/2023

Fiarahana kely alina

MANOME FOTOANA ANAO RAHAMPITSO ASABOTSY NY CONVOI OFFICIEL

01/04/2023

SALAMA DAHOLO O,

CONVOI OFISIALY ANIO ALINA ARY KA MANASA ANTSIKA HO TONGA MARO,

SADY MISY NY ÉVENT KARAKARAIN I Decross Gaming KA AFAKA MANARAROTRA MAKA KILOMÉTRAGES

TRAJET 1:
MUNICH(WGCC)-ROSTOCK(TRADEAUX)
CARGAISON: Ciment (silo bi-train)

Trajet 2:
ROSTOCK(TRADEAUX)-LIÈGE(STOKES)
CARGAISON: CHARIOT ÉLÉVATEUR (PORTE ENGINS)

TRAJET 3:
LIÈGE(STOKES)-TURIN(FCP)
CARGAISON: POUTRES(GRUMIER)

TONGAVA MARO ZALAH.

AHAFINARITRA NY ANIO.

Manasa Antsika rehetra🎊🎊🎊👌👌
27/03/2023

Manasa Antsika rehetra🎊🎊🎊👌👌

🚨🚨🇲🇬EVENT KILOMÉTRAGE 🇲🇬🚨🚨

Chers abonnés et fans de Euro Truck Simulator 2

Decross Gaming organise un défi Trucksbook pour les membres du Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS

ℹ️ C'est quoi un défi Trucksbook?
➡️C'est tout simplement un défi kilométrage où chaque participant concoure pour le plus de kilomètres parcourus pendant la durée de l'événement !

🗓️De quand à quand ?

Save the date : Ce défi commencera le 1er Avril 2023 et se terminera le 7 Avril à minuit.

🎁 Les Gifts
Il y aura plusieurs lots à la clé :
🥇aura comme gift 3 DLC map (Ets ou Ats)
🥈ème aura comme gift 2 DLC map (Est ou Ats)
🥉ème aura comme gift 1 DLC map (Ets ou Ats)

🔔Quelques règles de l'événement :
- démarrer le logiciel Trucksbook avant chaque trajet que vous allez faire pour voir vos kilomètres parcourus.
- Et le respect de ceux qui sont en bas 👇🏻

📌Pour participer à cette Évent, le/la participant.e doit :

👉🏻 être abonnée à la page
👉🏻Liker & partager ce post
👉🏻 mentionner deux personnes en commentaire

🚦N.B🚦
Ce défi est spécialement réservé aux membres actifs du Convoi Barea Madagascar mais il y aura d'autres défis à venir pour vous les abonnés de la page Decross Gaming. Donc abonnez-vous pour ne pas rater nos prochaines Event.

"Chers camionneurs, démarrez vos moteurs et rendez-vous à la dernière ligne droite "
©️Alpha Loharanontsoa
Designer Luc



SALAMA DAHOLO ZALAH, IRETO INDRAY ARY NY TRAJET ANTSIKA POUR DEMAIN KA MANASA ANTSIKA REHETRA HO TONGA MARO TRAJET 1:KLA...
24/03/2023

SALAMA DAHOLO ZALAH, IRETO INDRAY ARY NY TRAJET ANTSIKA POUR DEMAIN KA MANASA ANTSIKA REHETRA HO TONGA MARO

TRAJET 1:
KLAGENFURT (KATHODE) - MANHEIM(EUROGOODIES)
CARGAISON: KÉROSÈNE

TRAJET 2:
MANHEIM(EUROGOODIES)-GRAZ(EURO ACRES)
CARGAISON: COUPEAUX DE BOIS

TRAJET 3:
GRAZ (EURO ACRES)-TURIN(TRANSINET)
CARGAISON: PELLETEUSE

TONGAVA MARO
ALEFA Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS Convoi Barea Madagascar

AO DAHOLO VE? AZA ADINO NY FOTOANA IFANOMEZANTSIKA RAHAMPITSO AMIN 9 ORA ALINA.ALEFA CONVOI Convoi BAREA Madagascar- ETS...
10/03/2023

AO DAHOLO VE?

AZA ADINO NY FOTOANA IFANOMEZANTSIKA RAHAMPITSO AMIN 9 ORA ALINA.

ALEFA CONVOI Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS

SALAMA DAHOLO E, IRETO INDRAY ARY NY LALANA AMIIN'NY CONVOI OFISIALY ASABOTSY HO AVY IZAO KA MANASA ANAO INDRAY IZAHAY E...
09/03/2023

SALAMA DAHOLO E, IRETO INDRAY ARY NY LALANA AMIIN'NY CONVOI OFISIALY ASABOTSY HO AVY IZAO KA MANASA ANAO INDRAY IZAHAY ETO AMIN'NY PEJY.

TRAJET 1:
ROSTOCK(ITCC)-MUNICH(WGCC)
DISTANCE:±1 114KM
CARGAISON: FROMAGE (DOUBLE TRAILER PERSO)

TRAJET 2:
MUNICH(WGCC)-MILAN(CARGOTRAS)
DISTANCE:±877 KM
CARGAISON: SABLE (BENNE PERSO)

NY TOHINY DE IARAHANA MANDINIKA EO IHANY

KOA DE MANASA ANTSIKA REHETRA NY AMIN IZANY
TONGAVA MARO
ARAHO TSY TAPAKA NY CONVOI Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS

CONVOI TONGASOA NY SOFERA VAOVAO Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS TOKINAINA
02/03/2023

CONVOI TONGASOA NY SOFERA VAOVAO Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS TOKINAINA

SALAMA DAHOLO INDRAY ISAIKA REHETRA CONVOI OFFICIEL SABOTSY KA MANASA IREO MPIKAMBANA REHTRA ATO AMIN CONVOI BAREA AMIZA...
02/03/2023

SALAMA DAHOLO INDRAY ISAIKA REHETRA

CONVOI OFFICIEL SABOTSY KA MANASA IREO MPIKAMBANA REHTRA ATO AMIN CONVOI BAREA AMIZANY, ENY NA TSY MBOLA TAFIDITRA ARY IANAO KA TE HILALAO IARAKA AMINAYDE TONGASOA IANAO.

TRAJET 1:
TURIN(FCP)-KLAGENFOURT(TRAMERI)
CARGAISON: BOEUF EN CONSERVE

TRAJET 2:
KLAGENFOURT(TRAMERI)-NUREMBERG(SANBUILDEUR)
CARGAISON: GASOIL

NY TOHINY DE MIANKINA AMIN REHETRA HATRANY.

KA DE MANASA ANTSIKA HO TONGA MARO

ALEFA Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS

SALAMA DAHOLO E, FIARAHANA KELY ANIO MIRARY TONTOLO ANDRO MAHAFINARITRA ANTSIKA REHETRA ALEFA Convoi BAREA Madagascar- E...
28/02/2023

SALAMA DAHOLO E, FIARAHANA KELY ANIO

MIRARY TONTOLO ANDRO MAHAFINARITRA ANTSIKA REHETRA

ALEFA Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS

NAHAFAINARITRA NY OMALY SARY VITSIVITSY AZO NANDRITRA NY LALANA ALEFASO NY J'AIME SY PARTAGEO NY PUBLICATION ANTSIKA
26/02/2023

NAHAFAINARITRA NY OMALY

SARY VITSIVITSY AZO NANDRITRA NY LALANA

ALEFASO NY J'AIME SY PARTAGEO NY PUBLICATION ANTSIKA

Go rahariva ary,
11/02/2023

Go rahariva ary,

📣📣 ANNONCE CONVOI OFFICIEL 📣📣

🚦Ao ve nareo eh? 🚦

🗓️ Tonga iandray ny asabotsy dia misy inona moa?
➡️ CONVOI OFFICIEL

🎥 Ny LIVE dia ho arahanao mivantana eto amin’ny Pejy Facebook Decross Gaming

📎 PS : Tsara ho fantatra mialoha ny convoi :

🚚 Skin officiel no oentina ho anzay manana. Raha tsy manana kosa dia atao mena ny lokon’ny lay camion anao.

🕗 20h45 ny présences ny rehetra ao amin’ny discord ho anzay afaka sy ny présence ao amin’ny ville de départ.

🏁 21h kosa ny départ ho an’rehetra. Ho anzay tonga ao aorian’io dia maneinjika na miditra ville manaraka ao amlay trajet atao.

⛔️ Ny vitesse kosa 90km/h. Any amin’ny trajet faha telo vao afaka manitsaka mihoatra an’izany.

🚨 Ny gyrophares dia atao mode Off ho an’ny rehetra mba hialana amin’ny fiakaran’ny ping-ny namana sasany.

==> Izany rehetra izany dia natao mba hampirindra tsara ny convoi koa maneintana ny fahendren’ny tsirairay avy.
—————————————————————————
🗺️ NY TRAJET ANTSIKA RAHARIVA 🗺️

📌TRAJET 1:
📍Départ : SZCZECIN 🇵🇱 (TRANSINET)
🏁 Arrivé : INNSBRUCK 🇦🇹 (TRAMERI)
📦 CARGAISON: BOUCHON DE LIÈGE

📌TRAJET 2:
📍 Départ INNSBRUCK 🇦🇹 (TRAMERI)
🏁 Arrivé : REIMS 🇩🇪 (KAARFOUR)
📦 CARGAISON : BATTERIES DE CAMION 🚛

📌TRAJET 3:
📍Départ : REIMS 🇩🇪 (KAARFOUR)
🏁 Départ : TURIN 🇮🇹 (TRANSINET)
📦 CARGAISON: CADEAUX 🎁

🔗 Tongava maro eh. Marihina fa tsy voatery membre-ny communauté enao afaka miara-dia aminay fa rehefa te hanaraka anay dia afaka foana na iza na iza izany fa ny fitsipika kosa dia tsy maintsy araha.

©️ no manome ny sarintsika androany.

Aza adino ary manasa ireo namantsika hi like sy hi s’abonner amin’ny Page.

Zay eh! Dia zarazarao any ity!





SALAMA E!CONVOI KELY ALINA.ALEFA Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS
10/02/2023

SALAMA E!

CONVOI KELY ALINA.

ALEFA Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS

09/02/2023

FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA INDRAY O, 👊😉

CONVOI OFFICIEL SAMEDI INDRAY O, 🥳🥳

MANASA ANAREO ANARAKA NY LIVE
DE HO TONGA MARO IREO IZAY MPIKAMBANA.😊😊

TRAJET 1:
SZCZECIN(TRANSINET)-INNSBRUCK(TRAMERI)
CARGAISON: BOUCHON DE LIÈGE

TRAJET 2:
INNSBRUCK(TRAMERI)-REIMS(KAARFOUR)
CARGAISON: BATTERIES DE CAMION 1🚚🚛

TRAJET 3:
REIMS(KAARFOUR)-TURIN(TRANSINET)
CARGAISON: CADEAUX 🎁🎁

MANANTENA NY FAHATONGAVANTSIKA MARO, SY IREO MPANARAKA HATRIZAY

MARIHINA FA MISY FOANA IREO FITSIPIKA MIFEHY KA SAMY ANARAKA IZANY FEPETRA FITSIPIKA IZAY NAPETRAKA HATRANT AMBOALOHANY.

MANANTENA NY FAHATONGAVATSIKA MARO

ALEFA Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS
ALEFA BAREA

02/02/2023

FALY MIAHARABA ANTSIKA REHETRA INDRAY IZAHAY ETO AMIN CONVOI BAREA

MANASA ANAO IARAKA AMINAY NY ASABOTSY IZAO
CONVOI OFFICIEL IZY IO KA MANANTENA ANTSIKA HO TONGA MARO
HAMBOARY NY PROGRAMME DIENY ANIO.

TRAJET 1:
SZCZECIN(TRANSINET)-INNSBRUCK(EUROGOODIES)
CARGAISON: COLIS POSTEAUX

TRAJET 2:
INNSUBRUCK(EUROGOODIES)-REIMS(KAARFOUR)
CARGAISON: BOUCHON DE LIEGES

TRAJET 3:
REIMS(KAARFOUR)-KIEL(STOCKS)
CARGAISON: BATTERIES DE CAMION

NY TOHINY DE MIANKINA AMINTSIKA REHETRA IHANY AVY EO;

KO DE MANASA ANTSIKA HO TONGA MARO

ALEFA Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS

ZARAZARAO AMIN NY NAMANA REHETRA ANY.

29/01/2023
SARY OMALY ALINA NAHAFINARITRA         Solofo Sy Dimby Yvan Tsaramody Setrax Gaming Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS ...
29/01/2023

SARY OMALY ALINA
NAHAFINARITRA Solofo Sy Dimby Yvan Tsaramody Setrax Gaming Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS Alpha Loharanontsoa Convoi Barea Madagascar Bio Christian
MBA IDENTIFIEO AO AMIN COMMENTAIRE NY HAFA ZALAH

🚛🚛🚛🚛 CONVOI 2 ans D'ANNIVERSAIRE 🚛🚛🚛🚛Et oui , ça fait maintenant 2 ans que le groupe fut crée, 2 ans de convoi non stopO...
26/11/2022

🚛🚛🚛🚛 CONVOI 2 ans D'ANNIVERSAIRE 🚛🚛🚛🚛
Et oui , ça fait maintenant 2 ans que le groupe fut crée, 2 ans de convoi non stop
On tient à féliciter tout les membres qui sont toujours là et qui animent le groupe, et aussi ce qui malgré les tâches du quotidien ne sont pas présents tout les jours.
A cette occasion nous organisons un convoi ce soir à 20h (heure Mada) pour fêter cet évènement , on vous invite donc à faire les trajets avec nous même si vous ne faite pas partie du groupe , vous êtes les bienvenus.
Les trajets sont dans les commentaires, et le thème sera " BLANC"
pour ce qui ont le logo BAREA n'oubliez pas de le mettre et peindre vos camions en blanc
On vous attend ce soir, n'oubliez pas de mettre à jour votre jeux .
On vous dit à ce soir et bonne route 😉

21/09/2022

Go go

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Convoi BAREA Madagascar- ETS2 / ATS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Nearby media companies