Smatch-in Team ESPA

Smatch-in  Team ESPA Le journal de l'Ecole Supérieure Polytechnique d'Antananarivo par ses étudiants.

Demain 12h 🏀Aonaaaaaaaaa,Miomana daholo
08/05/2022

Demain 12h 🏀
Aonaaaaaaaaa,Miomana daholo

Ouverture smatchin💣
08/05/2022

Ouverture smatchin💣

Misakafoana aloha eh🏀✊
05/05/2022

Misakafoana aloha eh🏀✊

04/05/2022
13/05/2020
23/12/2019

23/12/2019
Miara mientana ny mpianatra avy ao @ politekinika Vontovorona mizara tsiky @ ireo mponina manodidina ny CUR!

 Ho an'ny tanora ankehitriny sy ho avy
19/12/2019


Ho an'ny tanora ankehitriny sy ho avy

‼️Soutenez les jeunes pour une éducation de qualité à Madagascar‼️
16/12/2019

‼️Soutenez les jeunes pour une éducation de qualité à Madagascar‼️

Tsy SMATCH'IN ihanyD-HIGH SCHOOL Andao indray hanohana ny equipatsika miaraka amin’ny POLY DANCERS ny 12 juin izao @ 2 o...
10/06/2019

Tsy SMATCH'IN ihany

D-HIGH SCHOOL
Andao indray hanohana ny equipatsika miaraka amin’ny POLY DANCERS ny 12 juin izao @ 2 ora tolakandro ao amin’ny PLAZA Ampefiloha.


PAF: 2000 Ar

Aminazy ny solidarité ❤️Aminazy ny fierté ❤️Mankasitraka antsika rehetra 🎷
19/05/2019

Aminazy ny solidarité ❤️
Aminazy ny fierté ❤️
Mankasitraka antsika rehetra 🎷

Equipe féminine en finale 😱😍🔥🔥 Merci les filles 😘😘🎉🎉 Soutenons notre equipe féminine pour la finale de demain 💪Venons en...
18/05/2019

Equipe féminine en finale 😱😍🔥🔥
Merci les filles 😘😘
🎉🎉

Soutenons notre equipe féminine pour la finale de demain 💪
Venons ensemble, gagnons ensemble pour notre equipe, pour notre école 😍🔥🔥🎉💪

Meilleur supporteur download 💪💪💪🔥🔥

🔥🔥

Félicitations a notre mister 🔥🔥 Mister photogénique smatch'in 2019 😍🔥
18/05/2019

Félicitations a notre mister 🔥🔥
Mister photogénique smatch'in 2019 😍🔥

ANTSOHERILALA Nirinarijaona Edie Zidane de l'ESPA.

Make up by Ialy & Iris Make Up.

Félicitations a notre miss 😍😍🔥 Miss photogénique Smatch'in 2019 😍🔥🔥  🔥
18/05/2019

Félicitations a notre miss 😍😍🔥
Miss photogénique Smatch'in 2019 😍🔥🔥
🔥

ANDRIANAIVOMALALA Wendy de l' ESPA.

Make up by Ialy & Iris Make Up.

17/05/2019

Odyoooo 🎺
Demain à 10h30 , Équipe féminine en demi-finale 🎷
Venez nombreux 🎉

Alô fô ESPA 😍🔥🔥
16/05/2019

Alô fô ESPA 😍🔥🔥

🔥😂😂
15/05/2019

🔥😂😂

Iza sahady ty nampihorohoro zanak’olona ity? 🤪Aiza kay misy esssscaaaargot azafady?
15/05/2019

Iza sahady ty nampihorohoro zanak’olona ity? 🤪
Aiza kay misy esssscaaaargot azafady?

Nafinaritra ireny androany ireny eh 🎷🎺🎉Mankasitraka antsika rehetra ❤️14h45 ny fotoana rahampitso ESSCA vs ESPA 🏀Hitants...
15/05/2019

Nafinaritra ireny androany ireny eh 🎷🎺🎉Mankasitraka antsika rehetra ❤️
14h45 ny fotoana rahampitso ESSCA vs ESPA 🏀
Hitantsika teo koa fa somary betsaka ny spectateurs anizareo fa tongava daholo 🥁

Zéro défaites pour nos deux équipes 🔥🔥En plusTête de poule pour les filles Tête de coq pour les garçons 😂🤣Comprendra qui...
15/05/2019

Zéro défaites pour nos deux équipes 🔥🔥
En plus
Tête de poule pour les filles
Tête de coq pour les garçons 😂🤣

Comprendra qui pourra 😂😂

J-J 🤪 ESPA vs INSCAE 🏀 15hEo amin’ny place tamin’ny erintaona ihany isika rehetra aa, anaovy daholo reny tee-shirt POLY ...
15/05/2019

J-J 🤪 ESPA vs INSCAE 🏀 15h
Eo amin’ny place tamin’ny erintaona ihany isika rehetra aa, anaovy daholo reny tee-shirt POLY ireny, manaova fotsy ho an’izay tsy manana 🎉
Match mamay io,mila spectateurs betsaka rah mbola te hahazo ny « Prix du Meilleur supporteur »

14/05/2019

Aza adino fa mbola tsy tapitra ilay fampiadiana réactions amin’ny Miss sy Mister aan 😊
Mentionneo ny fianakaviana, tapaka sy namana, na ny ankizy taloha koa ary 🤪 Partageo 🙏🏻
Ireny reactions lasa any amin’ny Miss sy Mister tsy an’ny ESPA reny esory amin’ny ora farany dia avereno rehefa tapitra ny lalao raha tena tinareo ee 😋🎷
Alô fô ESPA ❤️

Story hita tany ho any 😂😂😂Resaka manala aa
14/05/2019

Story hita tany ho any 😂😂😂
Resaka manala aa

14/05/2019

Rapitso vao tena match mamay, mandoro ☄️
ESPA VS INSCAE - Équipe masculine à 15h 🏀
Na ny spectateurs na ny joueurs mitovitovy daholo 🙌
Ambiance assurée😂🎉🥁 Ento daholo izay azo ampanenoina any fa vavan’olona hiorakoraka no tena ilaina, tongava maro 🎺
Alô fô ESPA ❤️

Un grand merci à notre équipe féminine pour cette 2ème victoire ❤️ Alô fô ESPA 🎉Otrizany manao aminay ee 🎷
14/05/2019

Un grand merci à notre équipe féminine pour cette 2ème victoire ❤️
Alô fô ESPA 🎉
Otrizany manao aminay ee 🎷

13/05/2019

Heeeyy 🎺
Avelao any aloha ny sesaka sy ny fianakaviany fa tongava manohana ESPA fa somary mangina isika aann, tsy misy tsy vitan’ny ray alina fa ny smatch in indray isan-taona ihany .
Entano ny jiaby hanafana palais eeee 🎉 🎺🥁🎷
Alô fô 🎺

13/05/2019

Demain à 11h , ESPA VS CNTMAD 🥁
L’equipe féminine va prouver comment faire avec l’ESPA 😂😂 😂
Ataovy maratsssa fa tsy misy resy tsy miady eo ❤️ Alô fô les filles ❤️

13/05/2019

ESPA 53 - St Michel Itaosy 21 🤪

Merci les gars 🎷
Vous avez assuré ❤️
Alô fô ESPA 🎉

13/05/2019

Bandin’ny CUR Vontovorona VS bandin’Itaosy 😂
St Michel Itaosy VS ESPA
Tongava maro , ao amin’ny grand palais , avy eo amin’ny 16h 🎺🎷🎺🎷🎉
Alô fô ESPA ❤️
Tsisy miala aketo niany eeee 🎉

Agnaty masony 😂ESPA 51 - ISCAM 23 Alô fô ESPA ❤️Merci les filles 🤗
12/05/2019

Agnaty masony 😂
ESPA 51 - ISCAM 23
Alô fô ESPA ❤️
Merci les filles 🤗

Address

Campus Universitaire Régional De Vontovorona
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Smatch-in Team ESPA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category


Other Newspapers in Antananarivo

Show All