chez Micka & 0ny

chez Micka & 0ny pâtisserie et cuisine

3500Ar d efa minambary ato aminay @ le nahandro gasy 100%
16/04/2024

3500Ar d efa minambary ato aminay @ le nahandro gasy 100%

16/04/2024

Vomafana n pain au lait ntsika avy EO

15/04/2024

Bonjour ndaholo e
Promotion d'inauguration
🍕 6000Ar

Toy izao ny cadre - tsika 😉
15/04/2024

Toy izao ny cadre - tsika 😉

07/04/2024

Faly miarahaba antsika rehetra e 😉
Faly izahay mampahafantatra anareo fa hisokatra ny resto Chez Micka eny Itaosy, arrêt bus Sampanan'i Vinany, ny 13 Avril ho avy izao 💯

📣Aza adino ny manaraka ny page fa hisy vaovao hozaraina amintsika.

📣Misaotra sahady amin'ny fanohanana sy ny fiaramiasa avy amintsika .

📣 Manentana anao hilaza amin'ny tapaka sy namana io fotoana io☺️☺️☺️💚

Coucou les Tia sakafo😊 Amin'izao fisokafanay izao dia manasa anareo ho tonga hitsidika ny restaurant Chez Micka sy hanji...
06/04/2024

Coucou les Tia sakafo😊

Amin'izao fisokafanay izao dia manasa anareo ho tonga hitsidika ny restaurant Chez Micka sy hanjifa ireo sakafo isan-karazany ato aminay.

Ho fanomezana fahafaham_po anareo dia hisy tolotra goavana izay ny 13 Avril 2024 ho avy izao💯

Izany dia hafahanareo misitraka ireo sakafo rehetra ato aminay amin'ny vidiny 6.000 Ariary monja.

N.B : Tsara halefa mialoha ny 11 Avril 2024 ny commande mba tsy ho taraiky ny sakafonao 🙏

Tadidio fa afaka mankeny an-toerana ihany koa ianao vao manao ny commande fa @ vidiny andavan'andro 🍚🍰🍕🍟🍷🍹🍸

✓✓Toerana : Arrêt bus sampanan'i Vinany Itaosy
☎️ 034 74 304 47
Page Facebook : Chez Micka &Ony

Service sur place/à emporter/à livrer

Manasa anao handefa hafatra miafina ho an'ny commande rehetra 💌💌

🎉 **Ouverture Spéciale!** 🎉Rejoignez-nous le 13 avril pour notre inauguration ! Tous nos délicieux menus à seulement 600...
06/04/2024

🎉 **Ouverture Spéciale!** 🎉

Rejoignez-nous le 13 avril pour notre inauguration !
Tous nos délicieux menus à seulement 6000 Ariary!

Réservez dès maintenant pour une expérience culinaire inoubliable Chez Micka, Arrêt bus Sampanan'i Vinany, Itaosy ! À bientôt !

Contact : 034 74 304 47/034 79 934 28

Izao no sationany @ nahandro gasy eto amin'ny Chez Micka 🥩🍚
05/04/2024

Izao no sationany @ nahandro gasy eto amin'ny Chez Micka 🥩🍚

05/04/2024

Nous sommes ravis de vous annoncer que l'ouverture de notre resto Chez Micka, Itaosy arrêt bus Sampanan'i Vinany, est prévue pour le samedi 13 Avril 2024.

D'ici-là,restez connectés sur notre page car des contenus exclusifs seront publiés 😉

Nous vous remercions pour le soutien que vous portez à notre projet !

Nous avons hâte de vous accueillir ! À très vite autour d'un bon repas 😋

N'oubliez pas de noter la date et à la partager avec vos amis !

Ouverture le samedi 13 Avril 🌟🌟😍

Address

Arrêt Bus Sampanan'i Vinany, Itaosy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:00

Telephone

+261347430447

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when chez Micka & 0ny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Nearby media companies


Other Digital creator in Antananarivo

Show All