14/05/2023
En attendant ny live VoayGang tsy mitapoka dia ity aloha misy plan kely miaraka @ The Big Flaa . Efa omena un mois latsaka tenisany anangonana vola mo ilay date ko vita kely ny fran'ny volana d'efa tokony mba bobinah pr daholo amin'io 👀.
Zayyyy EEEE! BISOUS de @ 04 juin zany 🥹
P.S : Mety hisy vazo hivoaka tampoka ko fa miankina amin'ny laoka rariva du coup restez à l'affût pr.