GFFM Ofisialy - Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara

GFFM Ofisialy - Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara Pejy manokana hahalalanao ireo vaovao sy tsara ho fantatra momba ny antoko GFFM sy ny Tanora GFFM Nasionaly
(6)

09/01/2024

Fiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2024 ny Filoha mpanorina ny antoko G.F.F.M. André Mailhol Mivady, notontosain'ny birao nasionaly, alahady 07 janoary 2024.

18/12/2023

"Investiture" teto Mahamasina.
--- Notanterahana ny 16 Desambra 2023 ny lanonam-pitsarana lehibe nanaovan’ny Filohan’ny Repoblika Andry nirina Rajoelina fianianana teo anatrehan’ny vahoaka Malagasy,
izay notronin’i Pasteur MAILHOL Mivady sy ireo Biraon'ny antoko GFFM ary ireo Filoham-panjakana arahin'ireo solon-tena avy amin’ireo firenena vahiny maro.

02/10/2023

Fanambarana Manokana avy amin'ny Fiangonana Apokalypsy Tarihin'ny Pasteur MAILHOL

Alatsinainy 02 Oktobra 2023

"Samy malagasy ihany dia mahavaha ny olana" misy eto Madagasikara
27/09/2023

"Samy malagasy ihany dia mahavaha ny olana" misy eto Madagasikara

FANAMBARANA          «Araka ny efa nambaran'ny président André MAILHOL nandritra ny zaikabe nasionalin'ny antoko G.F.F.M...
07/09/2023

FANAMBARANA

«Araka ny efa nambaran'ny président André MAILHOL nandritra ny zaikabe nasionalin'ny antoko G.F.F.Mdia voaray ny fangatahan'ny mpizaika sy ireo mpanohana azy kanefa araka ny efa nambarany fa raha mandrotsaka ny filatsahan-kofidiany izy dia voavaly ny fangatahan'izy ireo,

Rehefa nanontany an'i Jehovah anefa ny tenany, dia tsy afaka ny hiroso amin'izay filatsahan-kofidiana izay ary tsy afaka ihany koa ny handà ny tenin'i Jehovah na dia efa nisy aza ireo efa nivonona ny hanohana azy na ara-bola na ara-pitaovana, fa tsy maintsy manaraka izay nolazain’i JEHOVAH.

Noho ny zava-misy eto amin'ny firenena anefa dia tonga amin'ny ilay fomba fitenenana hoe:’hitsikitsika ambony vovonana, tsy matory fa mandini-draharaha’, dia nanapa-kevitra ny Président André MAILHOL fa mbola hidinika hiaraka amin'ny birao pôlitika misy azy, na hanohana kandida na tsia mandritra ny fifidianana, fa hatreto kosa dia mbola mijanona ho mpanelanelana ary handinika sy hijery manokana ny zava-misy ny tenany ny amin'ny anjara biriky izay ho raisiny ho an'ny firenena»

Antananarivo 07 septambra 2023

André MAILHOL
Filoha Nasionalin'ny Antoko
G.F.F.M

28/08/2023

Kabarin'ny Filoha André Mailhol 27 08 23

28/08/2023

Interview Pasteur MAILHOL 27 08 23

27/08/2023

Zaikabe Nasionaly Antoko GFFM ny 27 Aogositra 2023, teo amin'ny ISTS Mandrimena, natrehin'ireo solon-tenan'ny mpikambana GFFM manerana ny Nosy sy ny diaspora GFFM.

Zaikabe Nasionaly Antoko GFFM Tontosa ny 27 Aogositra 2023, teo amin'ny ISTS Mandrimena, natrehin'ireo solon-tenan'ny mp...
27/08/2023

Zaikabe Nasionaly Antoko GFFM Tontosa ny 27 Aogositra 2023, teo amin'ny ISTS Mandrimena, natrehin'ireo solon-tenan'ny mpikambana GFFM manerana ny Nosy sy ny diaspora GFFM

27/08/2023

Zaikabe Nasionalin'ny Antoko GFFM ISTS Mandrimena 27 Aogositra 2023

Fandaharana manokana iarahana amin'ny Président MAILHOL Sabotsy 26 Aogositra 2023 manomboka amin'ny 8ora sy 15mn Alina, ...
25/08/2023

Fandaharana manokana iarahana amin'ny Président MAILHOL
Sabotsy 26 Aogositra 2023 manomboka amin'ny 8ora sy 15mn Alina, ao amin'ny fahitalavitra MaTV
- Hiresahana ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny
- Fanomanana zaikabe nasionalin'ny Antoko GFFM ny alahady 27 Aogositra 2023

24/08/2023

EMISSION SPECIAL PRESIDENT MAILHOL 23 AOUT 2023 BY TV PLUS MADAGASCAR

23/08/2023

Zaikabe Nasionaly Antoko GFFM Ofisialy - Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara
Alahady 27 Aogositra 2023 ISTS Mandrimena manomboka amin'ny 09 Ora Maraina

Fandaharana manokana iarahana amin'ny Président MAILHOL André, anio Alarobia 23 Aogositra 2023, aorian'ny fampahalalam-b...
23/08/2023

Fandaharana manokana iarahana amin'ny Président MAILHOL André, anio Alarobia 23 Aogositra 2023, aorian'ny fampahalalam-baovao hariva 20h30. TV Plus Madagascar
- Raharaham-pirenena
- Zaikabe nasionaly 27 Aout 2023

Zaikabe Nasionaly Antoko GFFM Ofisialy - Gideona Fandresena ny Fahantrana eto MadagasikaraAlahady 27 Aogositra 2023 ISTS...
09/08/2023

Zaikabe Nasionaly Antoko GFFM Ofisialy - Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara
Alahady 27 Aogositra 2023 ISTS Mandrimena manomboka amin'ny 10 Ora Maraina

Address

VT 13 Ankaditapaka Atsimon-drova
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GFFM Ofisialy - Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share