Nah Images

Nah Images "Une photographie, c’est un fragment de temps qui ne reviendra pas ..." Photographie&Vidéographie

Salama daholo e. 👋Fizarana faharoa:Resaka sary akaiky na ny   &  Somary manahirana ity teknika iray ity satria mila fita...
20/02/2024

Salama daholo e. 👋
Fizarana faharoa:
Resaka sary akaiky na ny &
Somary manahirana ity teknika iray ity satria mila fitaovana manokana. Ankehitriny nefa de efa mora ny manao azy satria efa misy an io Mode Macro io daholo ny finday amzao.
Misy iany koa objectif (lens kit) apetaka am finday de afaka manao izay proxy izay na macro ary tena manao an😁🤗.
Fa raha ny ahy manokana teto dia ireto avy ny fitaovana nampesaiko:
📸 : A6400
🎥: Sigma 50mm F:2.8
💡: jiro anakiroa mirehitra fon ao anaty SoftBox
Pied camera
⛔: tsy nisy flash ⚡
Exifs:
Vitesse :1/100s
Ouverture na F: 5.6
Iso: 500
⏳Natao mode retardataire 10s
▶️Ny isan'ny mahasarotra azy ity dia tena sensible be ny flou de bouger, zan oe raha olona tsy ampy kafe de tena ho sahirana aminy.
Zay aloha ny an'io fa am manaraka indray oh👋👋

Efa mandeha ny fizarana ao anPage:
15/02/2024

Efa mandeha ny fizarana ao an

Page:

Miarahaba oh👋
Tongasoa isika ato e🤗😁
📣FIFAMPIZARANA 01:
👀Jereo nge fa tude mifanojo ny masonareo e, vao mijery ilay sary ftsn ianao de zay aloha no miseho volaohany! fa ahoana ary? teknika daholo io! Misy efa mahay an, fa ho zaraina eto manaraka eto ihany.
Ito zao an sary nalaina t@ 4 latsaka teo (Hariva2), somary efa maloka ny andro.
⭕Za Sony Alpha fon de teto zao A6400 (APS-C)📸 niampy objectif 85mm F: 1.8🎥
⛔EXIFs (Réglages) :
🪞Vitesse Obturateur :1/160
⭕Ouverture ou F: 1.8
🌗Sensibilité ou ISO: 200

🎬 De nampiasa Flash 1 déporté ⚡( tsy teo ambony boitier) fa notazomina mifanitsy tam tarehany somary ambony2 miankavanana raha am sary. de napina an le fotsy2 anatina reflecteur ireny mba tsy ho direct be le flash (Solona softbox na modeleur flash e, ahahaha)

🚫NB: Za tsy de mkitika sary be, za ts mampiasa photoshop na lightroom (surtout Preset) fa Capture one no ameranako kely ny couleur sy ny hazavana de apiko sonia dia Exporteko!

❤Zay fa manaraka indray oh👋👋⏳

25/03/2023

Ato izay ankafy ary e

Address

Mandroseza
Antananarivo
101

Telephone

+261344581984

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nah Images posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Nah Images:

Videos

Share

You may also like