ccpm
Ireo KARAZANA FANAHY ETY AMIN'NY TONTOLO HITA MASO" no lohahevitra
entin'ny Pasitera Jean Claude RANDRIAMBOLAMANANA ato anatin'ity
fandaharana " AFON ' NY VONINAHITRA ITY " amin'ity anio ity.
Tontosa anio 17 aprily 2024 ny 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗮𝗽𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗸𝗮𝗻𝗱𝗶𝗱𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗶𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗦𝗼𝗹𝗼𝗺𝗯𝗮𝘃𝗮𝗺𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮, teny anivon'ireo Distrika 120 manerana an'i Madagasikara .
izay harafitra ao anaty biletà tokana sy ahafahan'ny kandidà miditra amin'ny haino amanjerim-pirenena
Ambohibahiny Ankaraobato – Fikambanana AFM : 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗕𝗢𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗔𝗩𝗢𝗡𝗬
Ny alahady 14 aprily 2024 , teny amin’ny Fokotany Ambohibahiny Commune Ankaraobato –, dia nanolotra fampiofanana fampianarana manamboatra savony maimaimpoana ny fikambanana AFM na ANDRIN'NY
FAMPANDROSOANA ho an’ny MADAGASIKARA.
Fanasoavana ny vahoaka sy mpiara-belona ny anton’izao hetsika izao hoy ny fanazavan’ny Filoha nasionaly AFM , #Abel_ZAFIMAHATRATRA
Tsapa tokoa fa tena ilain’ny mponina ety ifotoany ny fampiofanana toy izao, ka izay no nahatonga ny fikambanana niroso tamin’izany, araka ny fanamafisana nomen’ny FIloha AFM Ankaraobato , #ANDRIANJATOVO_Perle_Aimée.
Hahazo tombony amin’izao avokoa ireo fokotany miisa 7 mandrafitra ny Commune Ankaraobato. Ankoatra ny fampiofanana manamboatra savony dia hisy koa ny fampianarana Kabary , teny Anglisy , Cours ho an’ireo mpanala fanadinana , Machine Industrielle hahazoana Certificat ahafahana miasa eny amin’ny Orinasa Afakaba.
TanJon’ny Afm ny hanome fahafahana rehetra ahafahan’ny mponina misehatra amin’ny andavanandrony, hoy kosa ny fanazavana nomen’ny Mpandridra ny #AFM – #RAJAOBELINA_Marie_Enrique.
Mbola hitohy amina toerana hafa moa izao hetsika ara-tsosialy hataon’izy ireo izao.
©️𝗝𝘂𝗱𝗶𝘁𝗵 𝗥.
CCPM
Fandaharana " 𝗔𝗙𝗢𝗡'𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗡𝗜𝗡𝗔𝗛𝗜𝗧𝗥𝗔 "
IARAHANA AMIN'NY Pst Jean Claude RANDRIAMBOLAMANANA
CHAPELLE DU CHRIST PHILADELPHIE DE MADAGASIKARA - HIRESAHANA NY
ZAVA-MIAFIN'NY TONTOLO ARA-PANAHY
#ccpm #chapelle_du_christ_philadelphie_de_madagasikara #pasteur_jean_claude_randriambolamanana
SONGADINA - Sabotsy 13 Aprily 2024
Hitanao ao anaty Plateforme miisa 5 an'ny LEDEFI - MADAGASCAR Site Web : https://ledefi.mg , Chaine YouTube / Page LinkedIn / Chaine WhatsApp
#andron_ny_zandarimariam_pirenena_tao_mahamasina
#fanomezana_masomboly_zezika_avy_amin_ny_sinoa_iavoloha
#remampy_zenaid_vehivavy_tomponandraikitra
#afm_andry_ny_fampandrosoana_madagasikara_ankaraobato_atsimondrano
#tahiana_razanamahefa_asa_sosialy
Tahiana Razanamahefa : NIDINA IFOTONY NITONDRA VAHAOLANA TENY MANARINTSOA AFOVOANY
#tahiana_razanamahefa #tgv #boriboritany_I #manarintsoa
Fikambanana AFM :
MIEZAKA MANAKAIKY NY MPONINA EO ANKARAOBATO
Vonona hitondra vahaolana mikasika ny olana ara-tsosian'ny mponina eny anivon'ny Fokontany 7 mandrafitra an'Ankaraobato - Antananarivo Atsimondrano no isan'ny tanjon'ny fikambanana AFM na Andry Fanavotana ho an'ny Madagasikara, hoy ny Filohany ramatoa ANDRIANJATOVO Perle Aimée.
Niantomboka tamin'ny fanamarihana ny hetsika ara-panatanjahantena izany , ary hisy ihany koa ny fiofanana maimaimpoana hahafan'ireo tanora misehatra amin'ny asa avy hatrany.
#afm #ankaraobato #fanatanjahantena #sosialy #andrianjatovo_perle_aimee
Kaominina ambanivohitra Tritriva: Nahazo bisikileta ireo sefo fokontany.
Nahazo ny anjara bisikiletany avy amin’ny fitondram-panjakana amin’ny alàlan’ny CIAD izay tantanan’ny solombavambahoakan’I Madagasikara voafidy tany amin’ny distrikan’I Betafo ireo sefo fokontany 9 any amin’ny kaominina ambanivohitra Tritriva ny alatsinain’ny Paka teo.
Izany dia natao hanamoràna ny asan’izy ireo mba hisian’ny fampandrosoana eny ifotony.Nisy ihany koa ny vakodrazana natolotra ny vahoaka hamalifaliana azy ireo amin’ny maha fety ny andro.
James Antsirabe
𝗛𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗣𝗮𝘀𝗸𝗮 2024 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗴𝗿 𝗥𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗩𝗘𝗟𝗢 𝗦𝗮𝗺𝗼𝗲𝗹𝗮 𝗝𝗮𝗼𝗻𝗮 - Eveka Anglikana eto amin' ny Diosesin'Antananarivo sady Filohan'ny FEEM ( Filohan'ny Eklesia Episkopaly Malagasy)
EEM Anglikana #eveka #anglikana #diosesy_antananarivo
________________________
Cet article est également disponible sur nos plateformes : https://ledefi.mg, LinkedIn (LeDéfi Madagascar), Facebook (Ledefi-madagascar) et WhatsApp (LeDéfi Madagascar ) / Contact Presse Ledefi.mg : +261 32 69 185 43 - Mail : [email protected]
Paska
𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗣𝗔𝗦𝗞𝗔 : 𝗘𝗘𝗠 𝗔𝗡𝗚𝗟𝗜𝗞𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔𝗡𝗝𝗢𝗠𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗞𝗘𝗟𝗬
𝗔𝗹𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 31 𝗠𝗮𝗿𝘀𝗮 2024 - Komoniona masina -
𝗙𝗶𝗮𝗻𝗴𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗻𝗴𝗹𝗶𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗔𝘃𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝗷𝗼𝗺𝗮
#eem #anglikana #paska #paka #kristiana_anglikana
Zaikaben'ny Chef ZAP ANALAMANGA : NIOMPANA TAMIN'NY FANATSARANA NY LAFIN'NY FAHAIZA-MANAO ARA-PEDAGOJIKA
Teny amin'ny Espace Amparafaratany Ambatolampy Tsimahafotsy no nanatanterahana ny Zaikabe ireo Vondron'ny
Chef Zap ao anatin'ny fikambanana HASINA Analamanga.
Nifototra tamin'ny tantsoroka sy ny fanatsarana ny lafin'ny fampianarana ny dinika.
#chef_zap #Analamanga #hasina #Zaikabe
Analakely : 𝗠𝗜𝗥𝗘𝗛𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗦𝗘𝗡𝗔 HAZO 𝗘𝗢 𝗔𝗠𝗣𝗜𝗧𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗖𝗔𝗧𝗛𝗘𝗗𝗥𝗔𝗟𝗘 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗞𝗘𝗟𝗬 amin' izao alin'ny faha 28 Martsa 2024 izao.
Efa eny an-toerana ny mpamonjy voina mamono ny afo
#Analakely #incendie #tsena
ANTSIRABE: SARON’NY POLISIM-PIRENENA IREO ROA LAHY SAIKA HANAPARITAKA VOLA SANDOKA MITETINA 18 TAPITRISA ARIARY TETO ANTSIRABE.TRATRA IHANY KOA IREO MIRAHALAHY NAMAKY NY BIRAO FANDOAVAN-KETRA NY 25 MARTSA TEO.
Nahazo vokatra roa lehibe ny polisim-pirenena any Antsirabe tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity.Sarona ireo telo lahy saika hanaparitaka vola sandoka mitetina 18 tapitrisa ariary amin’izao fetin’ny paka izao.Tratra ihany koa ireo roa lahy namaky ny birao fandoavan-ketra any an-toerana izay nahaverezana solosaina roa.Natolotra ny fampanoavana androan izy dimy mirahalahy nahavita ireo asa ratsy ireo.
James Antsirabe
ENSOA Antsirabe : 𝗙𝗔𝗠𝗢𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗠𝗕𝗢𝗡𝗜𝗡𝗔𝗛𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗟𝗘𝗙𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗙𝗜𝗞𝗔 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 2023 - 2024
Natao omaly ny famoahana ny mpianatra ho manamboninahitra lefitry ny tafika Malagasy taona 2023 - 2024
Mpiofana ho manamboninahitra lefitry ny tafika Malagasy miisa 504 no ntolorana ny galona Sergent sy Adjudant tany amin’ny sekolim-pirenena fanofanana ho manamboninahitra na ny ENSOA Antsirabe androany.
Karazam-piofanana maro no nomena azy ireo ary ho entiny hampiharina eny amin’ny fiaraha-monina sy ny sehatr’asa iandraiketany avy ho fanatanterahana ny andry telo anpetraky ny fitondram-panjakana.
James Antsirabe
Fitsidihan’ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisankina ireo akany fitaizana ankizy marefo teto Antsirabe
Akany fitaizana sy fanabeazana ary fampiofanana ireo ankizy marefo miisa telo no notsidihan-dRamatpa Minisitry ny Mponina sy ny Firaisankina ary nitondrany fampitaovana samihafa tany Antsirabe ny sabotsy teo.Ilaina ny fiaraha-miasan’ny fanjakana amin’ny olo-tsotra sy ny fikambanana tsy miankina amin’ny fijerena ny maha olona sy hanomanana ireny ankizy ireny ho olom-banona sy vonona hiverina eny amin’ny fiaraha-monina.
James Antsirabe
Antsirabe : ACTION SOCIALE DE LA MINISTRE DE LA POPULATION
- La ministre de la Population et de la Solidarité, Haingo NAMBININA a effectué une visite à Antsirabe.
Cette visite a été l'occasion pour Madame Haingo NAMBININA de distribuer des Ppn et des couvertures pour des personnes âgées dans cette localité.
James ANTSIRABE
------------------------------------
Antsirabe - METFP : Formation pour Devenir Freelancer
Antsirabe 23 Mars 2024 - Le Ministère de l'Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle (METFP) a lancé une formation intitulée "Devenir Freelancer",
axée sur les métiers du web, à Antsirabe. Cette formation vise à répondre à la demande croissante des jeunes
souhaitant travailler à leur compte dans le domaine de la gestion d'Internet.
La session de formation a débuté vendredi dernier et a accueilli près de 200 jeunes passionnés par l'idée de devenir
leur propre patron en tant que freelancer. Cette initiative du METFP offre une opportunité concrète aux participants
de développer leurs compétences et de se lancer dans une carrière prometteuse dans un domaine en plein essor à Madagascar.
Le concept de travail en freelance est de plus en plus populaire, offrant aux jeunes la possibilité de gérer
leur propre emploi du temps et de travailler sur une variété de projets en ligne. Avec plus de 80 types de travaux du web
disponibles, les possibilités sont vastes et ouvertes aux entreprises locales et étrangères.
Cette formation permet aux participants de se lancer immédiatement dans le travail en freelance, en leur offrant
les compétences nécessaires pour réussir dans ce domaine dynamique et en constante évolution.
James ANTSIRABE
--------------------------------------------
Cet article est également disponible sur nos plateformes : https://ledefi.mg, LinkedIn (LeDéfi Madagascar) et Facebook (Ledefi-madagascar).
Contact Presse Ledefi.mg : +261 32 69 185 43 - Mail : [email protected]
Ankazomiriotra Mandoto : DISTRIBUTION DES MATÉRIELS DU CIAD 2023
Hier, une cérémonie de distribution des matériels du CIAD année 2023 s'est tenue dans la commune rurale d'Ankazomiriotra, district de Mandoto, Faritra Vakinankaratra Ofisialy .
Cette initiative, supervisée par les parlementaires locaux, a permis la mise à disposition d'équipements essentiels fournis par le gouvernement à travers
le CIAD.
La distribution des matériels du CIAD a été stratégiquement orientée vers l'amélioration des infrastructures, en particulier dans
le domaine de l'éducation. Les établissements scolaires ont bénéficié d'une attention particulière, recevant des équipements destinés
à améliorer les conditions d'apprentissage et à favoriser un environnement éducatif propice au développement des élèves.
Outre le secteur de l'éducation, des équipements ont également été alloués aux forces de l'ordre, notamment aux gendarmes
. De plus, les Centres de Santé de Base (CSB) du district
ont également reçu des matériels pour améliorer la prestation des services de santé à la population locale.
James ANTSIRABE
------------------------------------------------------
Contact Presse : +261 32 69 185 43
🖍️Mail : [email protected]
✍️Site web : https://ledefi.mg
✍️Page Linkedin : LeDefi Madagascar
🖍️YouTube: Ledefi Madagascar
Antsirabe : "RODORODON'NY FANAMBARAM-PANANA"
Antsirabe, 22 Mars 2024 – Le lancement officiel de la « déclaration massive de patrimoine », baptisée "Rodorodon'ny Fanambaram-panana", s'est déroulé mercredi à Antsirabe,
marquant une étape significative dans la lutte contre la corruption à Antsirabe. Cet événement a réuni les autorités locales, les représentants de la société civile et
le Bureau Indépendant Anti-Corruption Bianco Madagascar - page.
La « déclaration massive de patrimoine » constitue une mesure cruciale pour renforcer la transparence et l'intégrité dans la gestion publique.
Elle exige que les fonctionnaires occupant des postes de haute responsabilité soumettent une déclaration détaillée de leur patrimoine,
conformément aux lois en vigueur. Cette initiative s'inscrit dans le cadre d'une série de réformes visant à prévenir
et à combattre la corruption sous toutes ses formes.
La déclaration de patrimoine revêt une importance particulière dans la mesure où elle vise à dissuader les pratiques corruptives
et à promouvoir une culture de responsabilité et de reddition de comptes au sein de l'administration publique.
En rendant publics leurs actifs et leurs intérêts financiers, les hauts fonctionnaires contribuent à accroître la confiance du public
dans les institutions gouvernementales et à consolider les fondements d'une gouvernance transparente et équitable.
James ANTSIRABE
------------------------------------------------------
Contact Presse : +261 32 69 185 43
🖍️Mail : [email protected]
✍️Site web : https://ledefi.mg
✍️Page Linkedin : LeDefi Madagascar
🖍️YouTube: Ledefi Madagascar
Fampahafantarana ny #groupe na #vondrona miresaka ny ady amin'ny herisetra ara-môraly mianjady amin'ny vehivavy - izay hoentin'i Judith R.
https://www.facebook.com/groups/209410368135797/
#vehivavy_lavitry_ny_herisetra_ara_tsaina_sy_ara_moraly #