Canal News Madagascar

Canal News Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Canal News Madagascar, Newspaper, lot IVS 2 Antanimena, Antananarivo.

10/11/2023
Azo lazaina fa nahomby ny ady sisika na « plaidoyer »  nataon’ny GSDM momba ny fitakiana ny fampidirana sy fanaovana ny ...
17/08/2021

Azo lazaina fa nahomby ny ady sisika na « plaidoyer » nataon’ny GSDM momba ny fitakiana ny fampidirana sy fanaovana ny « agroécologie » ho laharam-pahamehana mba hampaharitra ny seha-pamokarana any Alaotra. « Ny agroécologie dia tokony ampidirina anaty politikam-panjakana ary hampiharina anaty paikadim- panjakana ».
Sompitr’i Madagasikara amin’ny resaka vary ny faritra Alaotra Mangoro fa raha tsy misy fenitra sy andraikitra raisina dia loza mitatao satria tsy hamokatra intsony. Nivoitra tamin’ny atrikasa nandritra ny « journées agroécologiques », ny 11sy 12 aogositra 2021 tao Ambatondrazaka, nokarakarain’ny GSDM, matihanina amin’ ny « agroécologie » ireo olana sedrain’ireo tantsaha ao amin’ny faritra Alaotra Mangoro. Voatanisa tamin’izany ny tsy fahampiana na tsy fahitana masomboly, ny resaka « divagation animale », tsy maharitra ny ....Vakio ny tohiny

http://canalnewsmadagascar.com/a-la-une/gsdm-mila-ampidirina-ao-anaty-politikam-panjakana-ny-agroecologie/

Azo lazaina fa nahomby ny ady sisika na « plaidoyer » nataon’ny GSDM momba ny fitakiana ny fampidirana sy fanaovana ny « agroécologie » ho laharam-pahamehana mba hampaharitra ny seha-pamokarana any Alaotra. « Ny agroécologie dia tokony ampidirina anaty politikam-panjakana ary hampiharina an...

Address

Lot IVS 2 Antanimena
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Canal News Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Canal News Madagascar:

Videos

Share

Category


Other Newspapers in Antananarivo

Show All